Vorona azon’adala ny Madarail !

11
Le conseil d’Administration

Président du Conseil d’administration : Monsieur Patrick CLAES

Membres du Conseil d’Administration

Monsieur Naina ANDRIANTSITOHAINA
Madame Béatrice ATALLAH
Monsieur Herintsalama RAJAONARIVELO
Monsieur Jean Martin RAKOTOZAFY
Monsieur Andriamampianina HAMBININTSOA
Monsieur Eric RAZANAMPARANY
Monsieur José ANDRIANASOLO
Monsieur Maminiaina RAVATOMANGA
Monsieur Henri Alain Jeanson DERA
Monsieur Rado RAJOELISON
Monsieur Hasnein HIRIDJEE
Secrétaire de séance : Maitre Zakazo RANAIVOSON

Le Comité de Direction

Directeur Général : Monsieur Mark REED
Directeur Général Adjoint : Monsieur Nary RANDRIAMAHAZO
Secrétaire Générale : Madame Jocelyne RAJAONA
Directeur d’Exploitation : Monsieur Théodore RASOLONJATOVO
Directeur Financier : Madame Dinasoa RAZAFINDRAKOTO
Directeur des Installations Fixes : Monsieur Bruno RABARIJOELY
Directeur Matériel : Monsieur Joachim RANDRIAMASINORO
Directeur du Développement Durable et Communication : Madame Marina RAMAROSON

http://www.madarail.mg/a_propos_societe.php

5 pensées sur “Vorona azon’adala ny Madarail !”

  1. Beatrice Attalah voavidy vola ambongadiny, dia io ve no hikarakara ny fifidianana , ntsss!!!

    Aza manaiky anío isika vahoka mpanradalana , sy ireo mpitarika na parlements avy ao amin´ny mouvansy Ravalomanana

  2. Raha ny hevitro manokana dia efa hiaraha-mahalala ny zava-misy ary tsy ny fanindriana ny fisian’ny olana no hitondra vahaolana satria:

    1./ Raha ny olana mitranga no atao masaka an-tsaina dia reraka any am-boalohany ny saina ny hitady vahaolana.
    2./ Raha jerena ny tranga any Dago dia hita fa ohatran’ny vera misy rano hatreo amin’ny antsasany.Misy milaza koa fa tsy misy rano ny tapakin’ny vera araky ny fomba fahitana azy io.
    3./ Misy koa ny mihonona amin’izao fomba fisainana izao hoe:Izay zavatra hitako ihany no inoako nefa tokony hoe tsy tazan’ny masoko ny zavatra tsy inoako.
    4./ Avelantsika misy mandroba ny fanantenantsika.
    5./ Adinontsika ilay maha-malagasy antsika:tsy misy mafy tsy laitran’ny zoto.Samy nandeha lakana daholo tonga teo koa maninona lasa ny hakiviana mitarika fahalovana no lasa tarigetrantsika.

    Ka noho izany raha fintinina dia mino hatrany amin’ny zavatra irian’ny fontsika ary mahitsy fo hatrany.

  3. Tsy tokony ekena, kanefa ny infos tsy misy manamparitaka ! Ny mpanao gazety REHETRA MATAHOTRA NY HO VERY TSIPAIPAIKA, ny olom-boatendry milomana ao anatin’ny fahasambarana !!
    Efa ela no tokony nokianina mafy ny fanendrena an’io Beatrisy io fa dia….! Ary mba vinaniho hoy aho ny mety vola azony, rahatoa ka ireo notendrena ho ao anatin’io SENITA io no mandray 2500 dollars isam-bolana !!

  4. aza laozana miresaka faha mba ataovy aminy izay ny action
    otra firy taona izay resa maimbo fotsiny
    aleo ny olona aka toerana sy vola izay tiny raofina ko refa tsy anao ninoninona analanazy eo nareo

  5. Ny tompon’ny Madarail teo aloha dia ry zareo vahiny ( soloin’i Patrick Claes tena ) sy ry Hassanein Hiridjee izay tompon’ny Telma ankehitriny.
    Amin’izao fotoana izao dia efa novidian’i Mamy Ravatomanga ny Madarail. Izy no actionnaire majoritaire.
    I Patrick Claes sy i Hassanein Hiridjee ( famille Ocean Trade, … )dia mijanona eo fotsiny amin’ny maha actionnaires minoritaires an-dry zareo.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *