VOT : Nirodorodo teny amin’ny masoivoho Frantsay

IMG_0507

« Adidiko sy adidinao ary isika rehetra ny manavotra  ity tanindrazana iombonana ity, sahia mijoro milaza ny marina ». Io no lohahevitra noraisin’ny Vondron’Olon-Tsotra na VOT nanaovana ampamoaka mahakasika ny raharaham-pirenena eto amintsika androany, teny amin’ny hotely Nalugaro 67ha. Araka ny nambaran-dRamatoa Zoé Sarah, mpitarika ny VOT dia miavaka tsy toy ny mahazatra ny fomba  fanehoan- kevitra, izany hoe zarina ny olona hilaza ny marina fa tsy hiandry mpisolovava, fa manjary ataon’ny sasany tohatra fiakarana. Karazana ampamoaka amin’ny zavatra manjo iainan’ny Malagasy no antony ny hetsika hoy Sarah, satria ny zavamisy eto amin’ny tànana sy ny firenena ankehitriny dia adin’ny bemarenina, tsy misy mihaino ny malagasy tsy misy mijery.   Mijoro izahay, hoy izy, manao tatitra ny  tomban’ezaka nataonay tamin’ny fitetezam-paritra. Ny zavatra tsapa tamin’izany dia ankoatra ny tsy fisian’ny fandriampahalemana manerana ny Nosy dia tsy mahatohitra ny aretina intsony ny vahoaka Malagasy, fa efa difotry ny fahantrana lalina. Namafisin’i Sarah, fa tsy hangina izy ireo fa hiteny hatrany amin’ny zavatra tsy rariny eto amin’ny firenena. Rehefa tsy mahay mihavana ny mpanao politika, ny fikambanana isan-karazany, dia vonona izahay olontsotra hoy izy, fa vitanay io. Tsy nijanona tamin’ny ampamoaka ihany ny hetsiky ny VOT omaly fa avy hatrany dia nanao asa izy ireo. Nirodorodo teny amin’ny masoivohon’ny Frantsa ny Vot, ny tolankandro nametraka fanontaniana . Anisan’ny fanontaniana napetraka tamin’izany ny hoe : fanjakana tena mahaleontena marina ve no nomenareo an’i Madagasikara ?  Aoka tsy ho tsabatsabahanareo ny raharaha-pirenena fa izahay dia tsy hikoso maso fa mbola mahita fa misy ny faneriterena ankolaka amin’ny Malagasy tompon-tanindrazana tsy hiverina eto Madagasikara. Takianay ihany hoy izy,  ny famoahana ny gadra politika rehetra. Rehefa tsy hitsangana ny mpiaro ny zon’olombelona dia hijoro izahay olontsotra hitaky izany. Namafisin’i  Sarah ihany koa fa tokana ny VOT ka noho izany dia mampitandrina ireo izay misandoka ny anaran’ny Vondron’olontsotra manerana ny Nosy ny tenany, toy ny zavanisy tany Toamasina. Marihina fa nijoro tamin’io fotoana io ihany koa ny tanora VOT manohana ny filoha Ravalomanana Marc.

 

25 pensées sur “VOT : Nirodorodo teny amin’ny masoivoho Frantsay”

  1. Mahereza daholo e! tsy maintsy tafita tsy ho ela ny tolona hamerenana ny firenena malagasy ho tena mahaleo tena sy hanjakan’ny fifankatiavana, fahamarinana ary indrindra fanarahan-dalàna ho an’ny daholobe raha manao ohatra antsika rehetra izao ny daholobe. Mila ny ny ezaka sy faharetana ary vavaka tsy ankiato avy amintsika I Dada zay miasa mafy any ivelany any hahatafita ny tolona.

  2. Tena izy, fa milay ary manakasitraka :TOHIZO !!!!

     » Nirodorodo teny amin’ny masoivohon’ny Frantsa ny Vot, ny tolankandro nametraka fanontaniana . Anisan’ny fanontaniana napetraka tamin’izany ny hoe : fanjakana tena mahaleontena marina ve no nomenareo an’i Madagasikara ? Aoka tsy ho tsabatsabahanareo ny raharaha-pirenena fa izahay dia tsy hikoso maso fa mbola mahita fa misy ny faneriterena ankolaka amin’ny Malagasy tompon-tanindrazana tsy hiverina eto Madagasikara. Takianay ihany hoy izy, ny famoahana ny gadra politika rehetra. Rehefa tsy hitsangana ny mpiaro ny zon’olombelona dia hijoro izahay olontsotra hitaky izany. Namafisin’i Sarah ihany koa fa tokana ny VOT ka noho izany dia mampitandrina ireo izay misandoka ny anaran’ny Vondron’olontsotra manerana ny Nosy ny tenany, toy ny zavanisy tany Toamasina. Marihina fa nijoro tamin’io fotoana io ihany koa ny tanora VOT manohana ny filoha Ravalomanana Marc. »

    Ireo no tena mpanongana !!!

  3. VOT mba ento any daholo ireo nanatrika tao ireo fa nampimehy be le farany teo fa olona vitsy kely. gaga be ny olontsotra teny andalana nahita anareo. hoano ihany aloha ny volan de8 fa adala tompo e.

  4. Ie, sitran’ny ahay mba misy mipitika kely any @ndry VOTany zay vola nagalarin-dRaosy tsy nampisahirana azy. Mba te hipetraka afovoany( centriste) ity VOTany ity, de mba mitaona ny mpanao politika hono izy mba hihavana, zay tsy misy maharatsy an’izany, kanefa hita ihany ery ambany ery maka partie, de efa mankaleo olona lay Zanakosy ery @ magrobaka, de déguiser-na @ tony lazaina woe, vondron’ny olon-tsotra, kanefa olona fantatra izao, fa zanakosy hiringiriny, de aza milingilingy any @ laFrantsa any woa, fa dadanareo niseho nilay nanao provoc azy, de ireny ny nihafarany e! de inona ny vokany, toa ny VOTany fotsiny no namaliany anareo sy nampijereny anareo ry filoha vehivavin’ny VOT a! Zay ane ny an’ireto ry Tanora e! manao petatoko ridicule lava zao, ka taiza zay tsy nandehanan’ireto, nandondona isambaravararan’ny Ambassades sy SADEC izay, manome taratasy kely ho vakiana, de raisin’ny olona eo ivelany, de idiany ny vavahady, de hifirany any ankabone avy eo. Aleo mihitsy woa reto ridiculiser-na toy izao satria zay atao VOTanibe daholo e!

  5. misaotra ny namana tsy tampaka fa tohizo mahereza e fa ny marina tsy mba maty tsy ma
    intsy mandresy Ravalomanana yzy hiany no fanevany firenena fa tsy dj
    Ravalo hiany no hitondra ny gasy @ lalana marina fa tsy dj sus
    tsy ny firongony dj no anavotra ny firenena
    Ravalomanana hiany

  6. Sorry,
    It is obvious that: the BLAME to the below authentic fact goes to ANDRY RAJOELINA whose moves are clearly directed & supervised by FRANCE

    [Emploi à l’étranger : Plus de 200 Malgaches arnaqués par des Asiatiques
    (04-10-2012) – « Nous étions, battus et menacés de mort », se sont plaints les six Malgaches qui ont pu rentrer au pays, après trois mois de souffrance. Pourtant au début du contrat, on leur a promis de bonnes conditions de travail et une rémunération équivalent de 1,4 millions d’Ariary.

    La plupart de ces Malgaches recrutés pour travailler dans des bateaux de pêche viennent des zones reculées. « La société Jin Wei basée à Madagascar nous a recrutés par l’intermédiaire de quelques malgaches. …
    Nous avons quitté le pays le 27 mai 2012.
    …nous avons été embarqués dans un bateau de pêche appartenant à la société SHIP TAIWAN SHEN FU.]

    http://www.world-ships.com/company/3032e34ae493dc14a65b5a285297c927

    …, dès que nous nous arrêtions pour poser des questions, on nous battait fort », ont raconté Oscar et Renaud, originaires de TULEAR, figurant parmi les six Malgaches qui ont pu rentrer au pays.

    Torturés
    D’après ces témoins, les employés de ces bateaux ne dormaient que deux heures par jour, durant les trois mois de navigation. Chaque mois, le travailleur ne bénéficie que d’une journée d’allègement des tâches. Il n’y a donc aucun repos pour ces employés malgaches. « Un jour, j’ai failli relâcher involontairement un gros poisson que nous avons pêché en mer. Comme châtiment, ces employeurs m’ont coupé le pouce. D’APRES EUX, IL VAUT MIEUX VOIR UN EMPLOYE MOURIR, PLUTOT QUE DE LAISSER UN POISSON S’ECHAPPER

    … chaque repas devait se prendre en cinq minutes. Après le sommeil de deux heures, nous n’avions aussi que cinq minutes pour nous préparer au travail. Dès que ce chrono n’est pas respecté, on nous donnait des coups », affirment les témoins.]

    Recueilli par Antsa R. (MOOV)

  7. MITSANGANA MIJOROA HATRANY RY TANORA MALAGASY

    TSY mila tanora-gasy-vendrana (novokarin’i TGV mpanodina mpanolana)
    santionany i zokibe nefa mbola tsy mikombina ny lohamaleminy ==> Andry Nirina RADOMELINA

    tsy mila loatra an’izany RAY-AMAN-DRENY MIJORO ==> (miroro ambone VVVola avao hatre ela 2009)

  8. ????????!!!!!!!

    OIF COI FRANCE vazahaTaratasy doivent être les derniers à s’immiscer dans nos affaires nationales:

    Vous chantez démocratie alors que vous n’arrivez pas à pointer du doigt les FRAUDES
    étant donné que pareils manips vous favoriseront

    […
    (04-10-2012) – La signature d’un protocole d’accord entre l’Organisation Internationale de la Francophonie (OIF), la CENI-T et le gouvernement s’est tenue, hier, au CCI d’Ivato

    La signature d’un protocole d’accord entre l’Organisation Internationale de la Francophonie (OIF), la CENI-T et le gouvernement s’est tenue, hier, au CCI d’Ivato, représentés respectivement par Hugo Sada (délégué à la démocratie, à la paix et aux droits de l’homme au sein de l’OIF),

    ty « Béatrice Atallah présidente de la CENI-T » ty kou manabe paosy fotsin

    ity no tena mpanodikodina volam-panjakana ampaham-bola avy aty @ hatsembohan’ny tenanay eto DAGO an ==> Hery Rajaonarimampianina, ministre des Finances et du Budget.

    Mon oeil : ceci est loin d’être sincère ni désinteressé ==> « l’assistance électorale de l’OIF vise à renforcer les capacités institutionnelles et opérationnelles de la CENI-T, par la mise à disposition d’expertise afin de contribuer à la réalisation des activités liées au processus électoral de sortie de crise. »

  9. http://www.letemps.ch/Page/Uuid/1c7ee812-bfb8-11e1-a6a3-d7268d2d001b/1200_jours_de_crise_malgache#UG2qPK68pkg

    Vakio atramin’ny farany, ary mangataka an’ny GTT IDF sy Inter sy ny rehetra hanoratra any amin’io José Ribeaud io, milaza fa ny 85% ny vahoaka malagasy no mangataka ny fiverenan’ny Filoha Ravalomanana, ary koa tsy mankasitraka fanonganam-panjakàna !
    Noho izany ilay domelina sy ny forongony no tokony miala fa sy gadraina daholo !

    Ny fanilahana ny Filoha Ravalomanana dia midika mazàva fa fanohanana an’ireo mpanongam-panjakàna ireo, izay efa hitam-poko ary hitam-pirenena ny zavatra vitany sy mbola ataony !

  10. Tsy misokatra ilay lien fa dia jereo ao amin’ny google !

    MBA MENATRA RY MALAGASY Ô !!! AZA DIA KANOSA FA DIA AVELA HANJAKA VE NY DEVOLY ???

  11. ho any sasany dia ny isa no tadiavina
    fa na roa na telo na amanalina ny zavatra teneninao no mandaitra
    efa nataonay io roa fotsiny izay dia potika nyn fikasana sarko fa coi no anoly sadec
    ka akombony vava

  12. Mety tsara ny hetsika nataon’ny VOT, fa tsara raha mba avoakanareo koa ilay natao tamin’ny teny frantsay ! Ilay amin’ny teny malagasy efa ao amin’ny site TIM !
    Mila aseho amin’ny Firenena rehetra koa, fa tsy ho an’ny frantsay ihany !

    Fanitsiana etsy ambony : « ..domelina sy ny forongony no tokony miala sy gadraina daholo ».

  13. mialona indray kM a, ny dadany no migadra any sudaf dia ny olona no tiany hogadraina.
    ka dadanareo namono olona de tsisy fika intsony.

  14. TSY MILA AN’ITONY ZAHAY:
    Oif, Hugo Sada, fa ampy izay ny krizy manjo ny vahoaka ==> que savez-vous exactement de la crise qui secoue notre bienheureuse île (non plus malheureuse depuis le coup d’état que vous avez bien voulu donné un coup de pouce si spéctaculaire que nous sommes devenus le spéctale réccurente et ridicule par le biais de votre poulain Andry Nirina Rajoelina et ça au vue du monde entier !!!???)

    Ravalez vos couleuvres ANDRY RAJOELINA – Norbert Lala – Lylisson … famille mafieuse RAMAROSON exetra exetra
    sans oublier leBePandaISany: Risara Baomba, Lanto Rakotomavo, …

    Quel coulot que de parler au nom de la SOUVERAINETE MALGACHE hein comme si prendre les GASY pour des CONS: immiscez-vous de vos fonctions – ET RESTEZ-EN ceci étant RESPECTANT nos choix

    « ????!!!! Samy resy lahatra amin’izany ny rehetra » ==> rehetra alors que je n’y suis pas? alors que 85% des gasy n’y sont pas? VOUS DIVAGUEZ Béatrice… Mais bon ben VVVola illumine vos yeux à vous rendre illucide COMME TOUT PUTSHISTE

    « ????!!!! « Nomarihiny fa tsy ara-bola ihany ny fanohanana ataon’izy ireo fa indrindra ny ara-pitaovana. »
    dussions-nous casser vos tympans, nous vous rappelons autant de fois que nécessaire : NUL BESOIN DE AIDES émanant de qui que ce soit THAT SOUNDS FRENCHY ==> VOS AIDES SURTOUT EN MATIERE D’OUTILS MOYENS PREALABLEMENT T R U Q U E S

    vous avez soutenu l’AMiralBlind de son temps pour que résultats des éléctions se fassent en sa faveur depuis presque 25 ans

    Le président Marc Ravalomanana appuyé par le vahoaka GASY las de la main de France sur notre économie a su changer la donne

    PLUS JAMAIS FRANCE INDO-PAKISTANAIS, c’est seulement après que l’on peut imaginer un « MADAGASCAR AUX MALGACHES – aux paysans qui fait partie des 80% de la population nationale, et que seul le président Marc Ravalomanana a su prendre en considération »

  15. ireny ry Hoaiza no atao hoe hambopom-pirenena, ary raha mba nanana toe-tsaina toy ireny
    de8 tsy nahongan’ny vahoaka teo.

  16. Hoaiza a, tsy misy financement exterieure, nefa efa vita ny Tetezana Ambomangakely maharitra 100 taona, ary eo andalam-panamboarana ny tetezana lehibe indrindra eto Madagasikara aty Amboasary (Mandrere). Ho an’ny taranaka no nanaovan’ny zandry an’ireny fa tsy ho an’ny Tiko, magro, Alma,… akory.

  17. TANORA;
    Otran’izao ane ny sarin’ny tolona nataon’ireo hatramin’izay e! GUERRE D’USURE no tena talentany. Tany @ 2010-2011 tany de nahazo tohatra tsara t@ CI Raosy, ary hain’ireo tsara ny nanao démonstration woe, fanonganam-panjakana, kanefa iny révolution orange iny de niainga t@ inspiration pouplaire, 6 mois teo @ kianjan’ny 13 Mai, de niafara t@iny fitifiran-dRaosy vahoaka iny, avy NAMETRAKA DEMISSION LERY, nanolotra fahefana t@ miaramila farany ambony grade, izay TSY NIFANARAKA @ CONSTITUTION, NOHITSAKITSAHANY TSOTRA IZAO, ARY ZAY NO NAMPITROATRA NY MIARAMILAN’NY CAPSAT, KA NANOLOTRA NY FAHEFANA AN’I ZANDRY COURAGEUX. DE TSISY FIKA AZO NATAO AFA-TSY NY NANDOSITRA NANAO RAINIVOANJO, NOHO NY TAHOTRA NY FITSARANA NOHO IO VONO OLONA IO.
    Tsy nijanona teo lery, vokatr’izay fahazahoany fanohanana iraisam-pirenena izay, fa nanomboka nanao sabotage ara-ekonomika. Nesorin’izy ny Bekintana mpomba azy hatr@izao ny AGOA, zay namotika asa marobe teny @ zone franche, izy mihitsy no nanao antso avo tsy hamatsian’ireo mpamatsy vola mahazatra an’i Madagasikara. Tsy vitan’izany, fa izy no fototr’ireny saction nominative, ka nanome ireo anaran’ireo mpitondra gasy aman-jatony, teo anivon’ny OUA. Tsy afa-po teo nedala fa mbola nanao antso avo, ho ny HANASAZIANA IREO MPANDRAHARAHA VAHINY, MBOLA MAMPIASA VOLA AO MADAGASIKARA, ary soa fa tsy tratran’lery io objectif-ny farany io, fa tena mbola pire ny nahazo ny ekonomia gasy, raha io farany io no tanteraka.
    Mirehareha hatrany moa lery t@ireny, fa any aminy ny lakilean’ny famatsiam-bola, ary mahasahy miteny MIHITSY WOE, ZA NO MIBAIKO, TSINDRIKO TSARA ETO WOE MIBAIKO, NY MPAMATSY VOLA DE MIVAHA IO. Io je suis moa efa lery copie collé hatramin’izay.
    Ny tanjon-dRaosy, de ho KO tanteraka ny firenena, ho lasa Somalie, de tsy afaka hanao na inona Zandry, ary ny hihodina aminy ny vahoaka, rehefa tsy hahatanty ny krizy, hampisy ady an-trano, adim-poko, miampy ny famatsiam-bola asa fanakorontanana, asan-dahalo an-tanan-dehibe sy ambanivohitra, fametrahana baomba, ary ny farany teo zao, izay tratry ny invisigation n’ny justice Sud af, de ny fanakaraman-dRAOSY MERCENAIRES VAHINY, handeha hanao attentat any Mada, ary nahatonga iny fitazonany ny pasipaorin-dRaosy iny tsy hahazo hivoaka ny territoire Sud Af.
    Taty aoriana anefa, miha tongasaiana ny ny CI, ary nahita sy voaporofo, fa légitime iny tolom-bahoaka iny, noho ireo gafy sy comportement n-dRaosy nitsipaka hatrany ny tapaka t@ireny négociations marobe natao ireny, ary lasa nihomezan’ny olona fotsiny aza, ny mahasain-jaza azy, t@ fanaovana sorona ny vadiny ireny, noho ny alahelo seza.
    Tsaroantsika tsara teo @ tantara ireny, nahazo an-dry Zafy, rehafa avy nanongana an’i Deba, ireny flottement, fa volana vitsivitsy fotsiny, de nifotetaka @ tany ny ekonomia, satria niala ny mpamatsy vola, nomba an’i Deba, tahaka ny fanombany an-Draosy, kanefa ny tsy nampitovy azy, de FAHAIZAN’I ANDRY NIATRIKA NY KRIZY, NAMPANDEHA NY ADMNISTRATION, MBOLA AFAKA NANILIKA TROSA, 5% N’NY PIB FOTSINY NY TROSAN’I MDAGASIKARA FARANY AMBANY INDRINDRA ERAN-TANY, FANANGANANA IREO FOTO-DRFITRASA MAROBE NA DE TSISY VOLA AZA.
    Tsy azon’ny fieritreretan-dRaosy sy ny taranany, haharitra sy hahery fo toy izao, Zandry iny, ary na de eo aza ny krizy, ekena fa mahantra ny vahoaka, de zahay mahita ary ny malagasy rehetra, fa tia tanindrazana, te hanao zavatra io tanora maherifo io, fa ny fahavalony koa, anatiny sy ivelany, de manipy oditr’akondro, manao blocage, mampahory vahoaka noho ireo sain-dratsiny voatanisa etsy ambony ireo, de miala fotsiny woe, je ne suis pour rien, jereo ny hanaovan-dRajoelina ny firenena, tsisy tahaka ahy. Ireto mantsy mieritreritra ny gasy sagnagna, ka tsy mahita ny saina malotony, de aleon’ny vahoaka miaritra krizy, fa manantena ho avy mamirapiratra, rehefa hivaha izao famatsiam-bola izao.
    Ka na inona na inona fomba entinareo zanakosy hanadiovana ny dadanareo be vinany iny, fantatray ny olona te hanao zavatra, ary fantatray ny devoly latsaka an-tany tana-mihosin-drà toa an-dRAOSY, zay efa nosazian’Andriamanitra iny. Ary mbola averiko foana, fa raha nitovy ny moyens teo am-pelatanan-dRaosy sy Zandry, azonay antoka, fa mbola nahavita double mihoatra ny vitan-dRaosy Rajoelina, ary jereo tsara ane e! ny tantara no aoka hitsara, ary zahay de mbola mankahery hatrany ny herim-ponao andriamatoa filoha hajaina Andry Rajoelina, ary hita mazava ireny, @ ireny valin-kafatra omenao ny Bekintana teny @ tribune NU ireny.
    Mazava anareo tsara zay ry Zanakosy, fa bla!bla!bla nareo nandritra ny efataona izay, tsy hangery aty intsony ry nandra isany ô!

  18. Mankasitraka ny hetsiky ny VOT.

    Mila taizana ny olona, mba ahay hijoro, fa tsy mangina fotsiny ao dia araraotin’ny sasany !
    Ny fampanjakana ny fahamarinana mila ny fijoroan’ny tsirairay !

    Misaotra ireo mpitarika ao @ VOT !

  19. Manombok’izao dia bedin’Andriamanitra, ary ho boka mihintsy izay mbola mamaky ny soratr’io miten’irery io !
    Izany r’ankizy an !

  20. Iza no bedin’Andriamanitra sy nokapohan’Andriamanitra. Bogor mahasahy milaza ny marina noho ny hadalan-dRainareo, sa dadanareo sesitany tsy mandia tanindrazana????
    Henjana be ny argument nay ry KM an!
    Tsy de raharahanay koa moa zay hamaky sy tsy hamaky. Ny MISSION nay de ny tsy famelanay an’itony sit itony hamita-bahoaka, ka raha lehlahy ry KM, mahazakà demokrasia a! Tsy hitanareo ve tena maha vivant tsara ny débat eto ny fisianay? Demokrasia io a!
    Ny antso ataoko ho an’ny olon-tsotra mpamaky eto, de ny tsy mba hihinana am-bolony, fa hijery tsara, ary hahita ny hadalana sy ny tetika maizin’ireto fahavalom-pirenena ireto. De misaotra hatrany, ireo mpampahery anay, manoratra manokana, nareo olon-tsotra,ny sasantsasany eto, zay mangataka aminay ny tsy hitononana ny anarany sy ny soratra nalefany, ary singaninay amin’ireny ny rédaction n’ity MYDAGO ity.De mandram-pihaoana ndray ry K aka M erida a! teny gasy ireo ry KM fa tsy tenim-bazaha a!

  21. Mampahery ny VOT ,sy ny malagasy rehetra hijoro am tsy fanekena izao fiainam poza izao,Efa tsy maintsy hifampinana an toerana ireo fa aza taitra fotsiny rehefa tsy nanao ratsy niaraka taminy,isika hijoro.

  22. @ bogor//// Ny marina ao antsainao tsy marina @nay, koa dia aza mitopy teny fatratra amin’izay lazainao, izaho zao mahita fa ianareo panohana an’i ANR no tena mpamadika tanindrazana dia tsy ho azonao ovana @zany sy saiko rahatsy ohatra angaha ka mahavita mihoatra ny vitan’i SEM Ravalomanana t@ asa fampandrosoana nataony ny filohanareo, io blablabla tantarainao etsy ambony io dia nahavitana namorona asa ho an’ny vahoaka, eto anefa zao ianareo tsy manao izay notanisainao etsy ambony anefa ny asa kely misy aza miha tsy misy indray ka inona moa no dikan’izany Atoa Bogor???????????????????

  23. Mankasitraka sy mankatelina ary manohana anareo VOT tanteraka eeeee!

    Toy ny rano sy vary isika! koa, izay tsy mahay sobika mahay fatam-bary!!

    Aoka isika tsy handany andro na ron-doha hamaky sy hamaly an’ireo foza misisika eto amin’ny Mydago eto.

    Araky ny voalazan’i Kintana… MDR!!

  24. http://www.midi-madagasikara.mg/index.php/home/3-politique/7876-commission-speciale-sur-lamnistie–risques-delimination-politique-
    Commission spéciale sur l’amnistie : Risques d’élimination politique !
    Vendredi, 05 Octobre 2012
    » Le Président de la Transition a soumis au contrôle de constitutionnalité de la HCC, l’ordonnance fixant les attributions, la composition et le fonctionnement d’une commission ad hoc dénommée « commission spéciale » au sein de la Cour Suprême.
    « La matière objet de l’ordonnance soumise au contrôle de constitutionnalité, relève du domaine législatif », souligne la HCC. Avant d’ajouter qu’elle « ne contient aucune disposition contraire à la Constitution ». Et de déclarer alors « conforme à la Constitution » l’ordonnance relative à la commission spéciale qui sera chargée de se prononcer sur l’amnistie large et de plein droit des faits et des peines entre 2002 et 2009. Et ce, en se basant sur la loi d’amnistie votée par le Parlement de Transition. Les décisions de la « commission spéciale » ne sont susceptibles de voie de recours. Composée de hauts magistrats et présidée par le …président de la Cour de cassation, la commission spéciale juge en premier et dernier ressort.
    Elections. Autrement dit, les poursuites et condamnations seront donc maintenues pour ceux qui se verront refuser le bénéfice de l’amnistie. Une mesure qui risque d’être instrumentalisée à des fins d’élimination politique, notamment dans la perspective des prochaines élections en général et des présidentielles en particulier. Et pour cause, « les individus condamnés définitivement et non amnistiés ne sont ni éligibles ni électeurs ». «

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *