4 pensées sur “An-tsary Magro milay, 24 nov 12”

  1. Inona loatra no dia hamakiany loha amin’izay voalazan’ny foza ê ! Aminy rehefa andihan’olona tsy misy mitam-basy ( fara faha-keliny 20 ) dia efa tsy vahoaka izay !
    Ny basy sy ny tafondro ihany amin-dry zareo no tena vahoaka !

  2. Marin zany ry KMD ahhh, ny foza mahavory olona rehefa hanaovana tamtam be @ radio s télé ka hampanantenana olona hitondrana vary mahavoky 1 andro, sy fitaovam-panarana kely, fa ireo olona hitany ireo mantsy 4taona latsaka teo ihany, ary tsy ampanantenana n’inoninona, fa tonga mampiseho fa mbola ao @ dada ny fony, ka hanohana azy hatramin’ny farany, mandeha an-tongotra lavidavitra ny sasany @ reo, miala vola am-paosy fa tsy miandry tolorana toy ny fozaorana. Ary vao ny santionany fotsiny ary ireo d efa taitra ihany ny fozaorana annnnn, maika fa ny zanak’i dada rehetra? tsy antonona ndray io toerana io koooo, ary izay no hatahorandry zalahy tsy hamelany ny zanak’i dada hivoaka ao fa raha vô mivoaka ao d bômbaaaaaa,

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *