AntokoTEZA : TSY HAHAVAHA OLANA IO FIFIDIANANA IO

mydago.com-conf press TEZA-16 nov 12 (8)

Toy ny fanaony matetika dia nanatanteraka famelambelaran-kevitra arahina adi-hevitra ny antoko Teza ao anatin’ny Ankolafy Ravalomanana androany maraina tetsy amin’ny  Hotely Fanantenana Ampandrana. Araka ny fanazavan’ny filoha nasionalin’ny antoko Teza, Rakotoamboa Jean Louis dia  tafiditra amin’ny kolontsain’ny Teza ny hoe  demokrasia handraisan’ny rehetra anjara ity hetsika ity. Raha tsy ny vahoaka hoy izy no mihevitra ny raharaham-pirenena dia tsy ho tafavoaka isika satria tsy vitan’ny antoko politika fotsiny ny tolona. Ny olana amin’ny krizy hoy izy dia ny frantsay izay mitady hanjaka amin’ny harem-pirenena Malagasy. Tamin’ny fotoana nitondran’ny filoha Ravalomanana Marc hoy ity mpanao politika ity dia niara niasa tamin’ireo firenena mandroso ny tenany. Tsy nahafaly ny sasany  izany indrindra ny frantsay ka natao daholo ny fanaratsiana ny filoha Ravalomanana Marc, ka lazaina fa nanao didy jadona teto amin’ny  firenena. Nampiasa vola sy olona ny frantsay hiarovana ny tomboantsoany, ka Rajoelina no nasainy hanao loha jiolahim-boto teto. Ny zavamisy dia nanameloka avokoa ny firenen-drehetra raha nahita ny zava-nitranga teny amin’ny Episkopa Antanimena .    Anisan’ny fanomanana ny kongresin’ny Teza ity hetsika ity izay hotanterahina amin’ny faramparan’ny volana Novambra izao. Nambaran’ity olom-boantendry ity fa  anisan’ny hodinihana mandritra izany ireo fototry ny
demokrasia toy ny lalàna mahakasika ny fifidianana, ny lalàna momba ny antoko politika. Raha jerena amin’ny fo tsy miangatra hoy izy dia tsy tafapetraka amin’ny tokony ho izy ny fototry  ny demokrasia ka tena ierana tsara no hanaovana azy. Raha tadidintsika tsara hoy ity olomboantendry ity dia tamin’ny taona 1991 dia nisy ny fikaonan-doham-pirenena ka voailika ny Ankolafy Ratsiraka. Ny zavanisy dia niverina ny krizy enintaona aty aoriana. Toy izany ihany koa tamin’ny taona 1997 ary ny taona 2002 izay nanao fifidianana mialoha ny fotoana ny filoha Ravalomanana, ka voailika ny sasany. Ankehitriny ihany koa dia mitovy amin’izay no ataon-dRajoelina. Noho izany dia tsy mety intsony fa tsy maintsy ny tomboantsoam-pirenena no tadiavina. Ilaina noho izany ny adihevitra tsy misorona ho an’ny rehetra. Momba ny fifidianana dia nambaran’Andriamatoa Rakotoamboa Jean Louis fa tsy handeha amin’ny laoniny ary tsy mahavaha ny olana eto Madagasikara izany fa vao maika ampilentika ny firenena. Efa misy hoy izy ny kajikajy be dia be sahady atao ao anatin’io fifidianana io. Raha niditra tao amin’ny rafitra ny Ankolafy Ravalomanana hoy Rakotoamboa dia nampiseho fahavononana  mba hampisy ny filaminana, kanefa tsy izay no nasehon’ny andaniny. Fotoana tokony handinihana lalina izao izay hametrahana miaraka ny fototry ny demokrasia.

30 pensées sur “AntokoTEZA : TSY HAHAVAHA OLANA IO FIFIDIANANA IO”

  1. NDREKAKY O! DIA HISY INDRAY VE ILAY FIFIDIANANA,
    Atoa Rakotoamboa Mila Mahery kokoa noho ny taloha @ izay ,Be izay ny kabarinao izay fa mila halefa mafy @ izay .

  2. IZAHO ALOHA REY OLONA TSY MIHEVITRA MIHITSY HOE : HISY ILAY FIFIDIANANA A ! AHOANA ARY :

    ATAO DAHOLO IZAO TENY TSY VOAHEVITRA REHETRA IZAO – NY MIARAMILA MANAO NY ATAONY – IREO MALAGASY TOKONY HAMPODINA TSY TONGA – NY RADIO NIDINA TSY MIVOHA – NY ANY AM-PONJA AZA MBOLA MIAMPY – DIA MINO VE IANAREO FA HANOME VOLA IZAY REHETRA TOKONY HANOME VOLA AMIN’BY FIFIDIANANA ? NY OLONA TSY AFAKA MIVORY MALALAKA – AIZA RE IZANY E ! MAHATAHOTRA ! EO FOANA IREO KA AZA MANONOFY ISIKA HOE HIV

  3. Tsy azonao ve ilay fika be ê ? Ny vola avy any amin’ny CI tsy hisy raha tsy efa mazava ny lalao ê !
    Ny karana, sinoa, frantsay no tsy maintsy voahotran-dry zalahy mpanongana eo, toy ny mahazatra ! Ry Q.2000 sy ireo namany !
    Tsy fifidianana no karakaraina fa Fihidiram-bola !
    Ianao ity koa ry Raozy kely, tena tss !! Asainareo mivavaka foana ry zareo, dia variana amin’izany ! Efa manisy « bola qui est-ce » mihintsy Ny ao ambony ao angamba, tsy te handre intsony fitarainana !
    Na dia izany aza, misaotra fa mbola eo ihany koa ianao, fa tsy toy ilay hiran’ilay mpanohana foza hoe, raozy kely maina sisa !!

  4. Misaotra anao milaza ny marina sy mazava Rakotoamboho.
    Latsaka koa aho @’ilay hoe: fidiram-bola hihiiii, marina izany ry dà a!!!
    aleo ho palany eo indray, ity  » VITANTSIKA IO  » toa efa voavidin’i MAORISY ambongadiny koa????
    efa manaiky hiara hiasa aminy hono Maurice nefa ireo olona manohana an’i domelina dia mitonon-
    tena ny anao lahy, dia tonga dia hilingilingy ery Mahamasina fa fantany fa tsy ahazo io izy fa mba
    mamono lolo e!!! mahazaka an’i MAHAMASINA hono izany izy koh!!!!!dia ho hita eo izany ary!!!!!

  5. fifidiana inona hon ê: raha mbola tsy foana ny asa sy fikasan-dratsin’ireo JIOLAHIMBOTO raindahiny sy renimbaviny

    démocratie hoy ny mpanoratra isan-tsokajiny

    henoy ny voalazan’i ravelonarivo ery ambony

    de ataovy mipoaka sy tafa tsara any ambovonana ny congresy nasionalinareo
    fa miantra efa maningotra ary mbola hataon’ireo tsy misy migika fa jedaina mangina any daholo izay mitady hisaka ilay REVIN-dry zalahy sy zavavy mpidaina haingan-javatra isany

    SANS ETAT D’AME hoy ny parti ame-tgv-avi-monima
    rotsohin’ny cantique-sectistes isany

    MAHEREZA

    for the future of our children, WE SHOULD get up stand up

    WE CAN!

  6. « vitantsika io
    we can
    maison blanche hono ny adiresy! »

    ranavalona an: aza mi-marche sanatria izay mora ho resy @ resaka guerre de nerfs!
    kilometatra firy izay no efa nandalovan’ny mpandrava ny efa eto gasikara
    NEFA ISIK’IZAO MBOLA ETO

    io koa resaka linguistique
    « turn positive things into NEGATIVE blabla »
    miala any amin’ny zava-bitan’ny filoha Marc Ravalomanana
    hatraty eto @ MyDago vokabolary lazainao

    aoka tsy handany andro hifanasa vangy @ ndry be alike be-tai-nify be-tai-mbava
    ny azy TAY 3V ihany no iz! SANATRIA fa de ndraikyndraiky henoina fotsiny ilay tay mitady lalana hanetsina

    à mon avis HAT a opté depuis la teinte SECTE
    (any legaliste know what i mean)

    do not worry be happy
    POSITIVE

  7. tsy hisy fifidianana izany eo ry reto a, aza ampandrian’ny olona adrisa fa efa fantatra io fa Tsy hisy mihitsy mandrakizay satria i domelina te hipetraka eo foana, ka anjarantsika no mieritreritra fa tsy hoe vao hilazan’i rakoamboa abobo dia iny fa mino tokoa,mila action matanjatanjaka io vao mirodana eo,rajoelina anie io e!foza fiaina io, tsy miraharaha vahoaka izany io fa tokony tsy resaka ambony latabatra intsony no itondrana ity revy ty fa tokony efa komondry ambany latabatra

  8. Ary elao koa ny toetra be fialonana fa rehefa manohitra an’i rajoelina fotsiny dia efa tsara, na tohanan’i maurice izy na tohanan’i manandafy dia aleo izay ataony dia ataony fa ny antsika dada ihany raha tsy sanatria nga ka tsy hilatsaka i dada

  9. FANGATAHANA FIARAHA-MIASA AMIN’IZAY TSARA SITRAPO:
    SALAMA TOMPOKO!
    NY TENAKO DIA MPAMOKATRA ARONA ( art Malagasy), MITADY MPANDRAY NA MPANAO COMMANDE MAKANY IVELANY NA FIRY NA FIRY ISANY, AMIN’NY QUALITE MBOLA TSY MISY MPANANA SATRIA QUALITE VAOVAO KA MBOLA TSY TIANA AVOAKA FA MIANDRY OLONA TENA INTERESSER IZAHAY VAO MANATONTA MAROMARO ,MBOLA TSY MIVOAKA ENY AN-TSENA NY VOKATRA ATAONAY FA HO ANAO IZAY LIANA DIA AFAKA MIARA MIASA ISIKA NA ETO AN-TOERANA NA ANY IVELANY FA MBOLA TSY MANANA LALAMBAROTRA IZAHAY MANANA ECHANTILLON ANA VOKATRA TSARA,IRETO NO AFAKA HIFANDRAISANTSIKA RAHA METY AMINAO, Mme Holy(HARONA) 032 02 175 65 Misaotra mialoha anao tompoko!

  10. FANGATAHANA FIARAHA-MIASA AMIN’IZAY LIANA TSARA SITRAPO:
    SALAMA TOMPOKO!
    NY TENAKO DIA MPAMOKATRA ARONA ( art Malagasy), MITADY MPANDRAY NA MPANAO COMMANDE MAKANY IVELANY NA FIRY NA FIRY ISANY, AMIN’NY QUALITE MBOLA TSY MISY MPANANA SATRIA QUALITE VAOVAO KA MBOLA TSY TIANA AVOAKA FA MIANDRY OLONA TENA INTERESSER IZAHAY VAO MANATONTA MAROMARO ,MBOLA TSY MIVOAKA ENY AN-TSENA NY VOKATRA ATAONAY FA HO ANAO IZAY LIANA DIA AFAKA MIARA MIASA ISIKA NA ETO AN-TOERANA NA ANY IVELANY FA MBOLA TSY MANANA LALAMBAROTRA IZAHAY MANANA ECHANTILLON ANA VOKATRA TSARA,IRETO NO AFAKA HIFANDRAISANTSIKA RAHA METY AMINAO, Mme Holy(HARONA) 032 02 175 65 Misaotra mialoha anao tompoko!

  11. Mba vakio kely ilay article momban’ny CENIT ao amin’ny site-n’ny TIM ê ! Efa nentina teto ny resaka ao, ka tena mahaleo-tena marina ve izy io ?

  12. @ Mme Holy, voarainay eto @ site MyDago ny hafatra

    je donne autorisation à MyDago de me contacter via e-mail

    f’izaho fotsin an: mahery vaika ny virus FozaOrana

    ET
    la vie nous a appris depuis 2009 d’être sur le qui-vive alerte – la méfiance est de mise
    sao lasa any am-bovon-dry zalahy hono
    de tena lasa vovoka
    ny hoe: « olona tsy hita popoka nanombok’izay vanim-potoana izay » efa aman’alina

  13. km: eeee anisan’ny zavatra iray azoko lazaina hoe nankarary ny aiko
    nanomboka ny taona COUP D’ETAT 2009
    dia potika nanomboka teo koa ny PROMOTION DE L’ART MALAGASY
    novokarin’i prezida Marc Ravalomanana

    ilay « made in Madagascar » dia tsy hoe NATIONAL PRIDE fotsiny,
    fa moyen ampahafantarana an’i Gasikara an

    ianareo ao Frantsa ao zao tena mahita ny fandehany ihan koa an: vidiana lafo anie r’ise ny « handmade » izany any amin’ny tany mandroso

  14. HoAiza!
    afaka miantso mivantana amin’ny 032 02 175 65 koa ianao raha mety aminao
    Misaotra betsaka mialoha fa voaraiko ny hafatra:
    Mme Holy

  15. ny fiariana rehetra mihitsy no potika ankehitriny e! dia aleo samy hizaka eo isika eto antananarivo fa te hifidy olona sans qualité ho ben’ny tanana eo isika e! zakao eo ny antsika fa tsy mandinika mialoha ny fotoana,matin’ilay hoe charisme dia adino ny tena politika ho an’ny fampandrosoana

  16. AUTOPSIE D’ UN COUP D’ETAT
    ou les jeux stupides des vaniteux et des sans foi ni loi ayant mis en danger la vie de 20 MILLIONS DE MALGACHES POUR ASSOUVIR LEUR VENGEANCE ET LEUR CUPIDITE !
    Examinons objectivement le but et les résultats (conséquences ) de ce coup d’état conçu depuis la victoire des Malgaches lors des élections présidentielles du 16 décembre 2001 à l’issue desquelles ils ont choisi le candidat RAVALOMANANA MARC comme Président de la République..
    Cette victoire des Malgaches contre le dernier candidat du padesm a été vécue comme un lèse -padesm ,dont les membres ont été convaincus que l’administration de l’Etat Malgache et la gestion des affaires et des intérêts des Malgaches leur sont dévolues mais pas à d’autres..
    Ce postulat est immuable et ne doit être transgressé par d’autre !
    Seuls les membre du padesm peuvent se réclamer de ce postulat avec la bénédiction des forces et de l’esprit de la gent coloniale qui veille sur l’éxécution et le suivi du programme qi leur a été assigné : le padesm ne décide de rien , c’est une réserve d’éxécutants serviles , dociles ,obéissants autremant dit t :
    « pas de gent coloniale , pas de padesm  »
    Les Malgaches le 16 décembre 2001 ont osé ignorer un tel interdit et ont passé outre et ont élu le candidat qu’ils croient capables de changer leur vie ,capable de les considérer comme des hommes , des femmes ,des personnes âgées qui éprouvent des besoins et des envies de vivre de leur propre travail pour vivre et des envies de travail oui ces Malgaches ont voulu le respect de leur dignité d’hommes et de femmes ! Ils n’ont jamais supporté d’avoir été considérés comme des supplétils pour les élections que les tenants du pouvoir ont amués par des libations lors des élections..Cette dignité réclamée par chaque Malgache provient de ce qui croit être l’essentiel : »Ny Fanahy no maha-olona ! »
    Si certain vient avec ces grands sabots ,avec  » sa science et ses certitudes  » , veut faire fi , ne pas considérer ce que le Malgache vit comme essentiel de son existence , tôt ou tard ce m’as-tu vu subirait les conséquences de cette inconsidération., de cet irrespect de la vie du Malgache..
    La grande erreur ,source de conflit entre les générations chez kes Malgaches , vient du fait que ceux qui  » recçu de l’instruction « (olonkendry) se croient supérieurs en tout par rapport à ceux qui n’ont le bon sens , la sagesse (olomanga.).
    Ce préliminaire , avant-propos , Nous éclaire sur le plan des relations en politique (art de gérer la cité)…donc sur la capacité d’un homme ou d’une femme qui est porté vers cette activité à pourvoir les besoins d’un fokontany , d’une commune , d’une grande ville , d’une région ,d’un pays , à gérer la vie de cette collectivité (travail , scolarisation , santé publique , services municipaux ,appel des investisseurs pour apporter du travil..etc..etc
    Pour accéder à cette responsabilité de faire vivre une collectivité
    – il existe une organisation : partons de la plus petite nécessité : la mairie avec son ou sa maire et les conseillers municipaux
    -et il y a une règle : chaque citoyenne ; chaque citoYen ( jouissant de ses drits civiques ) peut être éligible aux postes (maire , conseillers municipus par exemple , peut être électrice ou électeur dans son fokontany ou sa mairie ..ou dans son Pays..
    Dans un pays démocratique régi par une constitution élabrée par une assemblée de députés élus par le Peuple au suffrage universel, les postes (maire , conseillers municipaux , députés , président de la République )sont obtenus par l’organisation d’élections (municipale , législative , présidentielle )
    Ces élections suivent un rythme dicté par le calendrier constitutionnel auquel tout citoyen et toute citoyenne doivent respect !
    Il faut être élu(e) pour devenir maire , député(e) , président(e) de la République .en respectant lesdispositions de la Constituton en vigueur.
    TOUTE PRISE DU POUVOIR NOTAMMENT PRESIDENTIEL EN DEHORS DES DISPOSITIONS CONSTITUTIONNELLES CONSTITUE UN CRIME QUI VAUT , A DEFAUT DE LA PEINE DE MORT , VAUT LA CONDAMNATION A LA PERPETUITE DES AUTEURS DE CET ACTE INSURRECTIONNEL
    Le Pays qui a subi un coup état est géré oar des putschistes , qui n’ont respecé jes Malgaches qui ont élu les députés qui élaboré et voté LA CONSTTUTION ET ONT ELU LE PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE RAVALOMANANA MARC que ces putschistes ont renversé .
    Le pouvoir issu de ce coup d’état a ignoré la Cpnstitution de a LLè Républque de Madagascar
    Les putschistes se sont organisés et ont distribué les fonctions
    La répartitin des rôles a été pesque faite au hasard de la fourchette .
    Les deux ministres clé ont été confiées à des personnaltés sans envergure , (justice et forces armées ) ,ne posant aucun problème ( obéissance et servilté ) : caractère que l’on a pu analyser après deux mois d’exercice…Les deux ministres et les services qui en dépendent ont beaucoup fonctionné pour la répression , les poursuite , les emprisonnements après des jugements expéditifs ou sans jugement .
    Ce tandem (justice et armées ) a fini par tuer toutes libertés (d’ expression , de réunion..) et ont réussi à faire régner dans le Pays le désrdre et l’insécurité car les délits et même des crimes (vols à main armée , viols …)ont proliféré..
    Et dans le même temps des trafics des biens d’intérêt national ont été perpétrés : or, mercure , pieres précieuses , bois de rose .par plusieurs tonnes.
    Ces trafics des biens d’inérêt national génèrent de l’argent qui ne n’est pas comptabilisé par le trésor
    La gestion de Madagascar par les putschistes se résument en deux phrases :
    – les putschistes ont la main mise sur le Pays avec les actions terrorisantes du tandem justice et forces armées
    -pour que cette bande mafieuse puisse faire main basse sur les biens du Pays avec la connivence d’étrangers qui se chargent de vendre les butins…
    Et qu’ont fait les putschistes pour les Malgaches ?
    Ils ont amusé les Malgaches en leur promettant la construction d’hôpitaux moderne par ci et par là ,alors qu’ils ne s’occupent pas du tout des hôpitaux existants qui sont dans iun état lamentable.Autres velléités et illusions brandies par ces putschistes sont les terrains de foot ou de rugby..Mais à côté de ces mirages servant à éblouir les Malgaches , ceux-ci constatent que les besoins urgents de la population ne sont pas traités et le semblant de povoir ne s’en préoccupent pas. du tout..
    Ce pouvoir parle , ne s’engage sur rien ,mais fait croire à la Population des lendemains heureux grâce à des investisseurs qui viendront s’installer dans le Pays..La Population attend toujours et a compris que rajoelina e ses bandits ne font remplir leurs poches et le pouvoir qu’ils détiennent sert à faire fructifier leurs intérets personnels ( corses aux constructons de grandes maisons..,grosses voitures..signes d’enrichissement immédiats sans cause..)
    Aucune action pour le développement ni en ville ni chez les tantsaha….. ont
    Au total les putschistes ont en moins de quatre ans ont enregistré une croissance éconmique négative évzluée à 0.50% , alors que cette croissance a été de 7.90% àl a fin de l’ année 2008..
    Cette dégringolade de la croissance est éloquente et sgnifie que le développement écnomique n’existe pas : le Pays vit sur les acquis durant les 7 années de gestion des ééquipes du Président de la république RAVALOMANANA MARC et des Malgaches ,surtout les Tantsaha qui ont durant ces 7 ans vpnstaté un importante augmentation de leur productivité !
    Les putschistes en prenant le pouvoiren mars 2009 ont justifié le coup d’état par des déclarations mensongères:
    -parce qu’il y une grande carence démocratique !Oont-ils fait mieux en 4 ans? non ,la démocratie n’existe plus à Madagscar..dès le début de ce coup d’état ,le sort de la démocratie a été réglé avec atteinte aux libertés fondamentales
    -parce que le déloppement économique n existe pas ! Nous avons vu la chute vertigineuse de la croissance socio-économique ,qui traduit la paupérisation des MALGACGHES..
    LES suenchèrSe des putschistes n’ont été que du vent et n’ont aucun fond de vérité
    Oui il faut un audit pour évaluer le report des recettes et des dépenses , en tenant compte des avoirs de l’Etat correspondant au montant de l’épargne du Pouvoir géré par le Président de la République RAVALOMANnana MaRC et ses équipes
    La partie de la Population de TANA qui a écouté eta suivi rajoelina a été « recrutée
    parmi les habitants des quartiers pauvres ( les bas quartiers à qui rajoelina a distribué des sous )..Oui ,comment voulez-vous que ces pauvres gens crachent sur des sous qu’on luer donne !Mais avant l’anniversaire de ce coup d’état , ces habitants des bas quartiers ont déchanté et ont invectivé rajoelina deleur avoir menti et manipulés ,malgré les efforts des gros bras qui les encadrent.., ces pauvres gens ne se taisent pas et jurent de ne plus se faire avoir car il est incontzqtable que les grandes victmes de cet appauvrissement rapide du Pays provoqué par lincurie des auteurs dde ce coup d’état sont ces que rajoelina a bernés !
    rajoelina n’ a pas réussi à transformer/ à changer l’esprit entreprenarial et ingénieux que les Malgaches ont acquis parce qu’ils ont appris car ils ont participé activement au déveoppement du Pays sous la gestion pendant 7 ans le Pays..!
    Quelles que soient les supercherie et les affabulations des putschistes pour prolonger le pouvoir qu’ils utilisent pour voler le Pays un peu plus , rajoelina et ses commanditaires et la gent coloniale ont échoué…sur tous les plans..Leurs délits et leurs crimes ne resterons pas impunis !
    Le dernier numéro de leur cirque de truands reste cette farce sur le retour du Présidentde la République RAVALOMANANA MARC au Pays.qu’ils veulent à tout pris empêcher e’br’ntrer au Pays.
    Une farce vidée de sa moelle , sans enjeu car le retour du Président de la République au Pays représente une opération de haut vol auquel rajoelina et ses conseillers , ses commanditaires ,la gent coloniale ne sont pas invités .
    Ils ont joué aux grands stratèges déstabilisateurs d’une jeune Rrépublique qui fait ses premiers pas démocratiques avec une réussite socio-économique en plein décollage ,quand les revanchards d’une élection perdue le 16 décembre 200! ont décidé d’interrompre cet envol des Malgaches ..
    Pour terminer leurs jeux de voyoux , ils achèvent leur oeuvre macabre dans le Sud par un génocide qu’ aucune raison socio-économique ,politique … ne justifie !
    Vous savez que ceux qui allument des feux peuvent s’y brûler ..!
    Mais les Malgaces que ces voyoux ont tenu en otage vont fêter leur libération avec des feux de joie car bientôt rajoelina et ses commanditaires , la gent coloniale et ses conseillers,(aidés par des éléments des forces armées de genades lacymogènes aux canons) ont perdu leur pari dans ce grand jeu de pieds nickelés et d’ apprentis sorciers qu’ils ont mené contre les Malgaches..aux mains nues , sans arme…!
    « Ny hery tsy mahaleo ny Fanahy  »
    « les forces ne peuvent rien contre la force de l’esprit ! »(traduction libre)
    « ET SURTOUT CONTRE LA PUISANCE DE DIEU QUI NOUS PROTEGE « 

  17. km: rehefa avy aty Mandroseza ankadindratombo, dia manaraka lala-masinina, ary miakatra ny vohitra misy ny tranon’i Mox Ramandimbilahatra
    rehefa tafakatra eny antampony dia misy cité (tsy ilay cur, fa civil): ao no tanana naha-lehibe

    amin’izao lasa aty amin’ny faritra opposé ie atsimondrano (no filaza azy)

    ary mankeny matetika satria maro ry ranjoky no any ê

  18. izahay tsy mahalala biby afa tsy ny sahona e! Rajoelina jusqu’à la mort,zay ihany ny anay fa aza be resaka e!bonne nuit mandrakizay dada

  19. ho an’i Mme Holy:
    ilay resaka qualité anie, tsy eo @ sehatra forme
    nefa azo ampiasaina amin’itony ohatra: Andry Rajoelina est un homo-sapiens SANS QUALITE (in my opinion one would prefer low grade compared to WITHOUT meaning KO tsy misy combien dès le départ!!!)

    faharoa: hummmm raha ny tena marina matoa isika tafaserasera eto @ ity,
    dia noho ny site Mydago
    ny tohiny dia efa iry voalazako ery ambony iry!

  20. OMG
    tsy vitan’ny hoe SQ
    fa dégénerence mentaly TOTAL

    hantsoiko ianao
    dia ho hita eo ny vokany sy ny tohiny …

    tonga mivoaka fofona anaty segondra vitsy ry rabe-bogor
    nefa ny kôzy efa ho masaka

    mahaiza oa manao comédie
    NY DIAVOLAN-KO LAVA NY LALAO MBOLA HO ELA

  21. nakaiz’ô?

    alefaso ny article manaraka fa toa tampiko ny daomin’i liakyIO

    pion inon’indray no alefa
    fa ny eto alou dia efa hitan’ny mpijery fa « échec et mât » selon les règles aux normes internasionaly

  22. io migoka à gogo toaka-gasin’ny fanadinoana ny rà nalatsaka eran’ny nosy

    izahay hihinana trondro atono
    (ny bio bovin efa nahondran’i Lyllison any France)

    arahina eau plate na homemade fruit juce

  23. rasamy:

    [julia dit :
    17/11/2012 à 18:31

    Gesra fotsiny fa na ny alika mivoavoa aza atahorana ]

    __

    HOAIZA hono izy io avy eo?!

  24. « Tout a été parfaitement orchestré », … René Lylison.
    tonga dia mibanaka ny tsinjery nampianarin’i France malala

    en survolant l’on a plein de tas de choses masiso pour incriminer ce type se voulant prototype d’un imaginaire pro saingy amateur entin’ny daina be
    kou alika mivouvou aza atahorana d’ity: ACTUALISONS LES CHOSES
    qui a fait couler tant de sang IN REAL dans la partie sud du pays
    quiqui circule impunément à dago malgré une lourde peine méritant bainina oui sans hésiter la peine de mort?
    quiquiqui le sanguinaire

    DE sang froid AU sang si chaud

    rehefa tsy zaka ilay mafana

    pourriture

  25. ny anaran’io tsy misy gasy fa vazaha-firantay

    SOA FIANATSA RO MAHAVOKATSE:
    sombiny kely notsohahina avy t@ nambaran’i km tatsy aloha kely:
    [Nodokafan’ny olona dia nanitsa-tay, … ! Ny olana dia lasa feno loto ny tanàna !]

    i Lyllison ilay bogôsy iray kapoaka amin-dry bogor zefa razefa
    i Andry Radomelina ilay charismatique

    tsy tafa aty zany resak’izany an

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *