Communiqué SADC

sadc_logo2

PRESS STATEMENT
The SADC Liaison Office wishes to re-affirm that SADC, in close consultation with its  international partners, remain seized with the most critical matter of finding a lasting solution to the political crisis in Madagascar. In this regards, it continues to engage and besiege all the parties and signatories to the Roadmap to earnestly implement it completely and accord the necessary respect to its letter and spirit. As such, the upcoming elections in Madagascar, requires that all the stakeholders work tirelessly in creating the necessary conditions for free
and fair elections that would reflect the popular will of the Malagasy people.
It is therefore important that the Confidence-Building Measures and National Reconciliation as  stipulated in the Roadmap be seen to be implemented and adhered to. Article 15 clearly indicates the critical role of the institutions of Transition and the neutrality expected of them  particularly in the electoral period and process. This calls for equal access by all parties and mouvances to state controlled media in both print and electronic. As stipulated in article 17 the people of Madagascar should be allowed the fundamental freedoms of expression, of opinion, association and demonstration. Therefore in this context journalists should be allowed to do their work without fear, intimidation and possible arrest, as expected in any normal democratic
dispensation. As such, the recent cases of threats and harassment against some journalists do not bode well for the creation of a serene and peaceful political environment.Furthermore, SADC also notes with serious concerns developments that are taking place in the Southern part of Madagascar. The loss of life and the destruction of property under any circumstances is regrettable. In this regard, it calls upon the leadership of Madagascar together
with the Security Forces to exercise restraint and behave in a manner commensurate with its constitutional responsibility to protect the country and its citizens in line with Articles 16, 17 and 24 of the Roadmap as they specifically relate to the protection and promotion of human rights and the requisite confidence building measures. Accordingly, the situation in the South if  not attended to appropriately and within the law and of course taking into account the  country’s international obligations to respect human rights ,would have negative ramifications for the entire electoral process in the country.The comprehensive implementation of the Roadmap in its letter and spirit cannot be deferred any longer as it is the only viable route out of the current political impasse. The SADC leadership is fully committed to its implementation and as such, calls on its partners continentally and
internationally to remain resolute in its complete implementation and to remain highly vigilant  especially during this period.

Issued by the SADC Liaison Office

23 November 2012

Mobile: +261333700315

lire ici SADC231112

9 pensées sur “Communiqué SADC”

  1. Mazava be io fa inona no « mesures concrètes et pratiques » raisin’ny SADC e?… Efa 4 taona izay efa io foana no re ka lasa goaka ny disika!
    Ary maninona no tsy azaina mihitsy ny momba ny art. 20? Sa tena resaka manokana mihitsy ny momba an’izy io?

  2. mbola misy matoky sadc ihany ve amin’izao vaninandro izao? aiza ilay hoe ambompom pirenena sy fitiavan tanindrazana?

  3. ny zavatra avoaka ny sadc ohatranizao zava dehibe satria mamatotra azy
    tadidio fa ny crise ao mada dia ravalo matahotra azy indrindra frantay
    satria very ny fikasany tamy 2009 ny afd izao no misolo fmi si banky mondial
    io manampy be vendrana vakio gazet tia tanindrazana tamy asabotsy
    io no mataraiky ao mada

  4. Rapport amnesty international izany mbola discutable. Mandehana manao eirnquête sur terrain. Mihaino ny fitarzinan’ny vahoaka, mampitaha ny zava-mitranga marina. Mamaly ireto fanontaniana ireto: Firy ny isan’ny olona maty novonoin’ny dahalonareo zanakosy? Firy ny omby very nangalarina? Firy ny olona nitsoa-ponenana noho ny tsy fandriam-pahalemana. Aminay, raha tsisy enquête indépendant midina sur terrain manome rapport mazava, tsy miahaino radio trottoir tahaka ilay congolais tsy niala tao @ hôtel iny de afaka manome rapport, efa fantatra fa coup avy any @ Bekintana io, satria tsy mahita lazaina intsony, de io droit de l’homme io no atao laza masaka foana @ tsy fitiavana fotsiny an-dRajoelina.
    Ary mba aiza zay resaka momba an-dRaosy woa e! toa solution entre samy malagasy foana no hitan’ny SADEC, ary Raosy zany efa nahalala ela ny décision n’ny SADEC, mitabataba lava miantso accord politique . Tsotra fotsiny io raha tianareo ho fantatra. Raosy efa disqualifié ary tsisy fika intsony. Manelingelina ny Amerikana anefa, raha Rajoelina no hahazo tombony noho izay. De mitady hevitra koa izy woe, ataovy zay tsy hilatsahan-dRajoelina, deux poids deux mesures io e!.
    Asakasak’i Andry Rajoelina, na hirisika izy na tsia. Izy rahateo hatramin’izay sahy niatrik’ady hatrany, sady tsy azo nohozongozonina mihitsy raha ny ataky nanaovana azy na anatiny na ivelany, indrindra moa ny asa fanakorontanana ataon-dRaosy mandany volabe hanaovana attentat, manohana grevy etsy sy eroa, fa mandamoaka, fa maivan-doha sy tsy ampy tetika de mirefotra foana ny asa ratsy. Izany no antony mamparary fo ny zanakidada raha mahita dahalo iray maty, noho ny mahita olon-tsotra tsy manantsiny iray novonoin’ny dahalo.
    Ny tsy ampy sisa de ny hananan-dRajoelina légitimité, ka tsisy fanafodin’izay afatsy ny firosoana @ fifidianana.
    Mazava be ny ankehitriny ny position’ny UE. Miverina ny ambasady Anglisy sy Alemana. Mamatsy vola ny fifidianana ny UE, ny Suisse, ny Norveziana, ny Aostraliana…sns. Misy dikany be zany ry Zanakidada tsy mahay politika tsy ampy solaitra a! Tonga de mahazo fankatoavana zay lany eo. Tsy miresaka an-dRajoelina za eto a! Fa ny sur aloha de tsy Rainivoanjo io olona io, sao ndray hiaka-pofona eo ireto mifanakaiky ny fony sy ny tranontainy ireto. Hi!hi!hi.
    De zay sisa no azon’ny Zanakosy lazaina e! andao haongana na vonoina Rajoelina. @ fomba ahoana? 4 taona zay tsy nahita tetika? Tsy misy vahoaka manohana. Tsy mahataitra ny olona. Aleon’ny olona miafy hahita ny mamy, toy izay hamerina olona degany be otran-dRainareo mianakavy. Ary io, raha mbola Andry koa no Andry, tsy azon’ny Bekintana sy ny SADEC baikoina, ary nareo mahalala azy tsara, fa rehefa ity ny objectif-ny, tanterany foana iny. Jereo tsara ange ry vena isany e!

  5. Tara e…Tara loatra e…!
    SADC, tia ahaleo tena fa…efa nahita fikambanambe-pirenena ve ianareo ka tsy nisy « infiltration » ny « grandes puissances occidentales » e????
    Jereo fotsiny ny CIA mifandrafy antrano @ FBI, ankoatry ny fitsikilovana samihafa erantany.
    Toa tsy misy resaka ny filoha M.Ravalomanana intsony sa..diso famaky teny aho e???
    Tsy mbola nisy fifidianana ka atao hoe madio izany, fa ny fahakingana hanakona ny hala-bato no maha-pandresy na tsia…
    COCOE io mampiharihary ny fanao nentim-paharazan-dry zareo « droite », izay nampamorina ny CNOE ho any malagasy.
    Dia tantara mitohy ny « colonisation » foana ihany fa misy.antsefatsefany eny…resaka fanodikodinana ny saim-bahoaka mba tsy hanam-potoana hitsikera ny marina sy tena hivoatra, ankoatry ny fotoan hivavahana.
    Resabe ny  » démocratie » fa metimety kokoa atao hoe « démagogie »-ny « parti politique iray,(izay harovany firenen-dehibe afa iray..raha ho any firenena madinika).
    Ny fomba azo entina, aingana, hanampiana ny vahoaka no tokony himasoana satria rehefa ampy ny ho hanina ary mitombo fari-pahalalana sy fahaizan ny firenena dia afaka mitraka ka hanohitra ny tsy mety.
    Ankoatry izay dia miodikodina eo foana ihany ny « schéma »: hampahantrana ny vahoaka ho donto sy varina miavaka dia mora be ny fangalarana ny harem-pirenena ary marefo tsy mahasahy mitraotra ny vahoaka.

  6. mafiTbeGV >> nisy enquête tao ary efa nisy tatitra voarainy matoa aloha ireo niteny iny zava-marina iny, raha tsy mino ianao, jereo ny sary bdb navoakan’ny olona maro mandende any, na ny navoakan’ny HMF koa, sns; FA NY OLANA AMINAREO DIA NY FAMPAHALALAM-BAOVAO REHETRA DIA NOBODOINAREO KA EFA TSY MILAZA AFA TSY IZAY TIANAREO HAVOAKA IHANY, DIA LAZAINA FA LAINGA SY TSY NISY ENQUÊTE NY RAPPORT’NY ENQUÊTE MBA NATAON’NY HAFA. Ary f’angaha moa mitovy ny dahalo sy ny mpitandro filaminana no harovanareo mafy izireo raha mamono olona fa hoe mamono olona koa ny dahalo? ny jeneraly voky tsaramaso (be bômba) anareo iny ary efa nilaza raha nahazo Jiolahy mpamono olona sy mpangalatra taty an-drenivohitra indray andro hoe « SAIKA MATIN’NY OLONA ILAY JIOLAHY KA TSY MAINTSY NAROVANAY » sa samy hafa koa ny aty @ villee sy ny any @ dezaka? Olombelona tsy mitovy nga ireo? ka na dahalo aza d tonga dia vonoina fa tsy harovana ny ainy toy ny aty @ ville? ary Remenabila tsy tratra hatramin’izao tsy mahagaga anay mpanara-baovao intsony satria olona tsy Misy akory, fa fitaovana iray entin’ny foza hangalarana ny fananan’olona, sy handravana ny fananan’olona ary indrindra² ny mampalahelo efa namidy @ vahiny mpanam-bola ny tany any atsimo dia roahana ny olona @ fandoroana ny tranony mba tsy ho tafapetraka ao an-tanànany intsony ilay vahoaka kely tsy manan-tsiny any, ka izay tsy maty novonoina na tsy ddahalo aza, dia efa mandositra;

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *