NAIKA ELIANA : TSY MATAHOTRA FISAMBORANA NY TENAKO

IMG_4419

Mbola miteraka resabe ny raharaha any Atsimo amin’izao fotoana izao. Araka ny tapaka nandritra ny fivoriana nataon’ingahy Beriziky niaraka tamin’ireo solontenan’ny sehatra iraisam-pirenena dia hisy ny vaomiera mahaleontena hanadihady ny raharaha any Atsimo. Ho any Cst Naika Eliana dia nambarany fa faly dia faly izahay satria be dia be ny vaovao voatatitra aty aminay momba ny operation tandroka tany Asimo. Betsaka ireo misandoka hoy izy hoe zanak’Atsimo, mitety radio anisan’izany Reboza Julien, Harry Laurent Rahajason, omaly ihany koa dia mbola nisy ny nankeny amin’ny Sadc. Mba ahitatsika ny marina hoy Naika momba ny raharaha any Atsimo dia tsara ny hisian’ny vaomiera mahelontena hanadihady. Ny tenany hoy izy dia nangataka tamin’ny Praiministra nandritra ny fihaonana teo amin’ny Cst sy ny governemanta, ny hisian’izany. Vao maika tsara satria miditra an-tsehatra ny vondrona iraisam-pirenena. Mazava hoy ity olomboantendry ity, amin’izay ny zavatra mitranga any indrindra ny mikasika ireo olona very fananana, tsy manana hanin-kohanina. Mba hisy ny fandraisan’ny an-tanana azy ireo. Tianay ho fantatra hoy izy satria araka ny henonay dia be dia be ireo trano nodorana. Ny mahatsara izany dia lasa avo avo kokoa. Ny andrasanay avy amin’ilay force dia hoe nankaiza ireo omby, iza no mamantsy fitaovam-piadiana amin’ny dahalo? Iza no manao varotra? Raha dinihana tsara hoy Naika dia tsy mitombina ny hoe Remenabila kely  no andeha hangalatr’omby, anondrana izany. Sarotsarotra ihany hoy izy ny mieritreritra izany rehetra izany, fa iza no tena tomponandraikitra miaraka aminy. Nisy ny fisamborana hoy izy saingy ireo mpanatanteraka fotsiny fa ilay lohandohany no tadiavinay hoe iza no tomponandraikitra? Moa ve halatr’omby ilay izy sa misy ambadika ihany koa. MIsy mitrandraka ny harena an-kibon’ny tany ka ireny no tadiavinay fa tsy hoe fisamborana any tokanono no ireharehan-dry zareo. Momba ny “AVOTA” dia nambarany fa rehefa mazava fa vita ny fanadihadiana ataon’ny vondrona iraisam-pirenena. Rehefa azonay hoy izy ny vokatra dia tsy maintsy history izahay rehefa misy ny porofo ka nisy marina ny tsy nety nataon’ny operation tandroka. Ny mikasika ny resaka hoe fisamborana ity olomboantendry ity dia nilaza izy fa tsy matahotra izany fa efa nampandre ny UIT (Union Inter Parlementera any Géneve. Mifandray foana amin’ireo olna ireo ny tenako hoy izy. Manontany izy ireo hoe tsy misy manelingelina anao ve. Omaly hoy Naika dia nandefa taratasy amin’izy ireo ny tenako fa misy indray ny fampitahorana amin’ny radio Viva sy Antsiva hoe hosamborina ny tenako. Raha mamoaka ny marina ary marina fotsiny no tadiaviko dia tsy matahotra izany ny tenako.

17 pensées sur “NAIKA ELIANA : TSY MATAHOTRA FISAMBORANA NY TENAKO”

  1. Na izany aza Ramatoa mailo ihany fa ny aina hono lahitokana,
    tsy i domelina anie no hanambotra anao fa ireto voakarama VARMASAKA e!!
    Tsy ny fitondrana mihintsy no tiako ho lazaina fa Karana sy Frantsay anie no mandidy ao e!
    ka ireo boloky ireo aza angaha mahalala n’inona ny @’izany fa mitandrema ihany RAMATOA hajaina.
    Ramalina aza hono mifehy hazo tokana,ianao koa anie Ramatoa Naika tokony mbola any ivelany any
    mihintsy aloha manao tatitra any fa ny ao efa tsy misy hirika intsony e!! efa tratry ny VIRUS daholo.
    Na izany na tsy izany dia MANKASITRAKA era-po sy era-tsaina TOMPOKOVAVY HAJAINA!!!!!!!

  2. la Gazette de la Grande Ile du 27.11.2012

    http://www.lagazette-dgi.com/index.php?option=com_content&view=article&id=27451:retour-de-ravalomanana-encore-interdit-par-lafrique-du-sud&catid=57:la-une

    Retour de Ravalomanana: Encore interdit par l’Afrique du Sud
    La Une

    Mardi, 27 Novembre 2012 09:47
    Naika Eliane et ses collègues du CST (Conseil supérieur de la Transition) ont beau retenir le Premier ministre et les membres du gouvernement pour une séance de nuit et occuper la télévision nationale, cela ne réhabilitera pas pour autant l’image qu’a la population de cette institution et sa sœur jumelle du CT (Congrès de la Transition) et des politiciens en général. Hier, les mots proférés et les justifications faites ne conduisent en aucune façon à rendre plus crédible cette institution et les membres nommés au sein du Parlement de la Transition (lire notre éditorial en page 5) tant ils ont fait une fixation sur leur frustration vis-à-vis des ministres.

    C’était pourtant l’occasion par excellence pour permettre, par exemple, à Naika Eliane de rectifier ce qu’elle avait déclaré chez notre confrère « Midi Madagasikara », samedi dernier, en annonçant que Marc Ravalomanana détient son passeport entre ses mains. Cette déclaration corrobore les discours distillés à l’ancien Magro de Behoririka où certains ténors de la mouvance Ravalomanana annoncent continuellement le retour imminent de Dada. Depuis 2009, on ne sait plus combien de fois pareille annonce a été faite.

    En réalité, rien de ce qui a été déclaré, publié et entendu n’est vrai. Naika Eliane peut être fière d’être proche de Marc Ravalomanana mais ce qu’elle a déclaré à la presse, n’a rien de véridique : l’ancien président de la République n’a pas son passeport, personnel ou diplomatique.
    Ce document lui a été confisqué par les autorités sud-africaines en septembre dernier à la suite de la plainte déposée par l’association des victimes du carnage du 7 février devant le palais d’Ambohitsorohitra. Et d’après une dépêche, signée conjointement par les agences de presse APN (agence de presse indépendante hollandaise) et AFP (agence France presse) de jeudi dernier, l’avocat de Marc Ravalomanana a annoncé un recours auprès de la Haute Cour Constitutionnelle en Afrique du Sud pour annuler la décision prise à l’encontre de son client. Brian Currin demande notamment qu’« on rende à Marc Ravalomanana son passeport et qu’on lève l’interdiction de revenir à Madagascar ».

    Tout ce qu’on dit à Magro sur le prochain retour de l’ancien chef d’Etat n’est donc que de la manipulation. Pis, il n’y a aucune alternative parce que tant que la justice sud-africaine ne prend pas une décision contraire, M. Ravalomanana ne pourra rentrer à Madagascar sans la SADC.

    La dépêche de jeudi souligne notamment qu’en plus de la confiscation du passeport, la justice sud-africaine restreint le retour de l’ex- président de la République. Elle a notamment décidé que Marc Ravalomanana ne pourra être autorisé à revenir à Madagascar que s’il est invité par la SADC pour assister à une conférence régionale. On suppose que la conférence régionale inclut les rencontres de médiation telles que la SADC avait organisé aux Seychelles.

    Depuis ces initiatives, l’organisation régionale reste cependant inerte, tout juste si elle a publié un communiqué laconique pour ne pas dire irresponsable en invoquant le contexte interne sans indiquer une quelconque action conforme à son engagement de régler la crise malgache. L’ambassadeur de France a d’ailleurs évoqué, la semaine dernière, la nécessité pour la SADC de définir les conditions nécessaires à la tenue des élections qui sont supposées être la meilleure issue de sortie de crise.

    En fait, la SADC ne peut plus imaginer autre chose après avoir réussi à faire imposer aux politiciens malgaches une feuille de route, a priori, ambiguë avec les articles 20 et 45. Les pro-Ravalomanana eux-mêmes étaient forcément au courant de cette ambiguïté avant de signer l’accord politique et siéger au sein de la Transition.

    La question qui se pose est de savoir pourquoi Naika Eliane et les barons de la mouvance Ravalomanana continuent de faire croire aux pauvres militants que l’ancien Président va bientôt revenir alors que la feuille de route ne concourt pas à cette éventualité ? Que la SADC n’œuvre en aucune façon en sa faveur, et enfin, la justice sud-africaine interdit ce retour en terre malgache ?
    SA GDI

  3. Aleo aloha ianao mba mivoaka kely dia ataovy aloha izay tatitra azonao
    fa sao ……………zavatra efa resaka MAFIA io.Misy koa ve fepetra manokana
    aloha mba raisin’ireo UIT any Gėneve ny @ fiarovana anao tompoko????azafady raha somary sarotiny
    aminao tompoko fa fitiavana anao daholo izany, dia ny Tompo anie homba anao ary ny Anjely hiambina
    anao hatrany.

  4. Soa fa efa tsy mampietsika ny volomasonay intsony itony vao2-poza itony.
    dadanay ihany no MILAZA vao manaiky izahay, afaka mamafy lainga daholo
    izay VOAVIDY fa tsy olana aminay izany, hosora-potaka indray Ramatoa fa MATAHOTRA NY HIVOAKA
    ny marina, dia alefaso ihany dia HAMORONY dossier koa ho HAINGANA HANAPENANA azy tsy hikaroka
    ny marina sady miseho ho mahitahita miaraka @ UIT any GĖNĖVE ry alika isany a!!TSY TAHOTRA TSY
    HENATRA daholo fa MPIVAROTRA TANINDRAZANA FOTSINY!!!!
    Ary mba inona no mba zavatra hataon’i Mangidy @’izao???toa tsy rė tsaika intsony fa efa mandry ny resaka
    angaha fa tsy misy fika intsony ny @’ i dada???efa NAMIDY FARANTSA DADA ô!!MAHONENA!!!!!

  5. Mitraka hatrany isika Madame Naika. Mankasitraka tanteraka ny ataonao.
    Tandremo fa misy foza be efa fantatsika malaza ao.
    Izahay tsy hihemotra no tsy hatory raha tsy miverina ny dadanay. Izay no tarigetra

  6. Quoique disent les porte -parole de la gent coloniale , le retour du Président de la République RAVALOMANANA MARC au Pays est acquis et se fera en temps opportun..
    Ces ajournements itératifs de ce retour ne sont du fait
    de Mobsieur le Préside ni des Malgaches,mais résultent des analyses de la situation de a situation politique à M.car ! Il se peut aussi que des dicussions diplomatiques cherchent à trouver à aplanir toute sorce d’évenuelle difficul pouvant gêner le processus de rénovation d politique , sociale diplomatique économique de Madagascar qui a perdu beaucoup de temps et d’opportunuités durant ces presque quatre ans
    d’inactivités forcées .
    Oui les Malgaches doivent pouvoir recommencer à se rconstruire sans avoir trop de gêne…, srtout alimentaire ( d’où aides prioritaires en riz , farine , huile propre ,non frelatée , et protéines sous forme de poudre de poissons séchés ou en poudre , des oeufs…et de lait..).
    Madame NAIKA Eliane a raison de dénoncer les fauteurs de troubles dans le Sud qui qui se cachent derrière les « dahalo »certes coupables mais pas responsables des tueries de leurs co-habitants de cette zone aride mais riches de bons voisinages..!

    t

  7. ‘Momba ny “AVOTA” ….. Rehefa azonay hoy izy ny vokatra dia tsy maintsy history izahay rehefa misy ny porofo ka nisy marina ny tsy nety nataon’ny operation tandroka. »

    Izany hoa mbola tsy manana profo izany sady mbola tsy nitory ? Hay mbola any an-kibon’ny omby izany. Nefa tsara dia tsasra ny nanokafana ny endriky ny tolona any @ fotsarana fa tsy ampy intsony ny eny an-kianja na dia tena zava-dehibr aza. Araka ny hevitro dia tokony hitombo ireo fiampangana sy fanakianana mahery vaika hatao @ ireo mpanogam-panjakana ireo ary indrindra moa ny fidianana an-dalambe.
    Raha mbolamatahotra i Ramalgasy dia azo atao aloha ireo fitokonanana isan-tsokajiny ary ny tsy fandraisana anjara @ ireny zavatra karakarain’ny FAT ireny toy ny fety, fanokanana sns…

  8. Nanao fanambaràna tamin’ny mpanao gazety avy any ivelany i Beriziky, fa hoe hirahan’ny governemanta sy ny NU atao ny fanadihadiana momban’ny raharaha any atsimo !

    Tsy fantatr’i Beriziky angaha izany atao hoe « enquête indépendante  » izany ? Mampiomehy mihintsy ingahy io ; tsy tonga saina akory fa ataon’ireto foza tsangan’olona lava izao. Rehefa mafy ny atakin’ny foza dia i lery no mody asaina miambina ny varavarana sy tompon’andraikitra ! Isan’andro anefa dia toa kofehy manara-panjaitra fotsiny ary baikon’ny mpanongana toy ireny tsy haiko ireny !

    Mba fantany ve fa amin’ny maha lehiben’ny governemanta ny tenany, dia izy no lazain’ireto foza fa tompon’andraikitra amin’izay zavatra miseho rehetra ? Miarak’aminy amin’izany KOA, ireo rehetra izay ao anatin’ny governemanta ?

    Momban’i Madama Naika indray dia tsy dia olana loatra ê ! Aza manahy ianareo, fa efa fantany daholo ny tokony ho ataony !

    Fa ity resaka gazety ity no tena mahavariana ! Mifezaka ny foza dia manohy ny adalany hoy aho. Ary tsy vao tsy ela ve, no nisy fihaonana ary niafara tamin’ny fanambaràna fa hoe tokony hiova ny fomba fiasan’ny mpanao gazety sy ny famoahana na fanambaràna vaovao ê ?

    Toa hihiditra mivantana ao amin’ny Magro indray ny Filoha rahampitso, hiresaka momban’io pasipaoro io, ary indrindra momban’ny ankety izay ho ataon’ny Fianakaviam-be iraisam-pirenena !

    Raha ny hevitro manokana dia tokony hanome tanana, hanampy an’ireo vahiny ireo ny malagasy rehetra tia tanindrazana, ireo izay mahafantatra zavatra kanefa tsy sahy miteny ! Ho an’izay rehetra manana porofo, dia izao no fotoana mba ahafahanao manao soa ho an’io Tanindrazantsika io !

    Hafatra kely ho an’Ingahy Solo Razafy : Aza fady re, mba kajio kely ilay fomba fanoratana ê ! Fantatra fa efa zava-dehibe izao ataonao izao, fa na sahirana sy maika aza indraindray, mba hivereno vakiana ihany alohan’ny fametrahan’azy !
    Indraindray tena tsy azo intsony ny tianao ho lazaina !

    Ohatra, io resahin’i LAZALAZAO momban’ny AVOTA io ! Misaotra mialoha !

  9. Mzava be io Ry Zareo fa efa NORAHONANA ilay olona a!!(AVOTA io)
    ka izay no hilana izay tatitra efa azon’i Ramatoa Naika tazomina tsara,
    dia mihevitra ve ianareo fa ho avelany hitraotra eo ireo VAHOAKA KELY ary ambanivolo ary???
    raha tsy mailo eo ary R. Naika dia izy indray no hifoterany eo koh!!!aza misy any izany!!!!
    Hamafisiko eto koa ilay VOLA MOMBA NY FIFIDIANANA fa vao sonia no vita fa raha tsy tomombana
    ny fe-petra rehetra takiana ny @’ izany dia TSY HISY VOLA HAFAFY @ FOZAN’ALIKA eo.
    Tonga mntsy dia mivatravatra be ilay fizalana fa » HANOME VOLA sns..(sa aahoana tsara izy teo??.)
    Fa mbola olona ve izany BERIZIKY izany no mbola asiana sira eto e??tsy efa SARIVONGANA izany??
    Manome litika !

  10. Dia tsy hainareo ve ry zareo fa mpitsara aza tratran’ity famonoana afo ity a!!
    Mandeha daholo na fandrahonana na Fividianana f’angah hita e!!ka ho gaga ianareo
    raha mivadi-dela sahady ireo olona any atsimo???MAHONENA!!!!

  11. misaotra @ ezaka ataonao fa manampy anao andriamanitra mailo hiany @ reo tsy valahara reo fa sakiny fitindrana ny tgv no mamono olona toy ny mamono moka toiny any antsimo ary ny nanaovany any tangalamena ny miteny ny marina raha ny marina de aza fampenanbava itsika gasy fa zany no nanalany andry ny Presinden lazainy fa mandainga Ravalomanana nefa ita zao fa fat no mamono olona sy mivarotra tanindrazana

  12. Hita tao amin’ny Tribune M/car !

    Opération « Tandroka » dans le Sud : Vers une enquête indépendante


    « Les forces de l’ordre relèvent que leur présence a en revanche permis de mettre fin aux affrontements entre populations civiles qui avaient fait 129 morts à Mahandrazana, 67 décès à Beseva et 28 autres à Emanobo. Elles déclarent qu’en conformité avec la loi, la reddition des malfaiteurs a été privilégiée -notamment à travers l’usaga de mégaphone-… »

    Dia hoy ny sasany : Et mon cul, c’est du poulet ?

    Dia iza no mba hino an’izany ?? Mbola mihevitra ny malagasy, hoe mihaina amin’ny « taonan’ny vato sy vy » ve ireto mpanongana ireto ê ?

    Fa dia iza loatra ireo be taim-bava sy tsy misy ati-doha, be fanambaràna tany amin’ny mpanao gazety fa tsy maintsy miaro ny tenany irery ny fokonolona, manoloana ny fisian’ny asan-dahalo ?

    Iza no namporisika ny samy malagasy hifamono ? Iza no tsy nahita an’itony ?

    http://www.rfi.fr/afrique/20120905/madagascar-autodefense-villageoise-dahalos-voleurs-violence-dinas-gendarmerie

    Gendarmerie ? Tsy ilay rangaha be panda iny ve no sefony ?

  13. Tsy fantatro hoe maninona, fa dia tsy misokatra ilay rohy, kanefa dia toa io mihintsy !

    Manaova fitadiavana kely fotsiny, aza fady ê !

    RFI A Madagascar les autoritésprônent « l’autodéfense villageoise » – Mercredi 05 septembre 2012 io ! Tsy misy zavatra foronina fa dia io no hita ao amin’ilay pejy !

  14. Misaotra RaZama ! Hay va re tirety fa tsy silasy no tokony napetrako ê ! Maimaika loatra, kanefa tsy misy tsinain-kena ho vonjena akory !
    Fa ny daty indray aloha dia Alarobia 05 septambra, fa tsy aprily ê !

  15. Ô ry zanak’i dada isany ôôôôô, (mbola ataoko an’izay aloha ny anaranareo hatreto)MBA DINIHO ITY: Hoy i Guy Rivo Randrianarisoa t@ ilay vaovao nivoaka teto t@ Sabotsy 24 Novembre 2012 hoe : REHEFA TE HANAO FIFIDIANANA DIA AMPODIO ALOHA NY FILOHA RAVALOMANANA MARC hoy izy : « Miantso anareo aho hoy izy mba ahafantatra tsara hoe inona no antony mbola hipetrahantsika ao amin’nytetezamita io. Niditra tao isika noho ny baikon’ny filoha ary tsara ho fantatrareo fa tsy miala ao isika raha tsy baikon’ny filoha Ravalomanana Marc. ALEO ISIKA TSY HANAO ESOESO-TENY HO AZY IREO Na vitsy an’isa aza izy ireo dia afaka mitabataba. »

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *