Nihaona tao Sheraton ny filoha Ravalomanana sy Joachim Chissano androany

Eo ampiandrasana izay mety ho fanambarana, sy tombana   havoakan’ny Troikan’ny Sadc dia fantatra fa nihaona an-tsokosoko tamin’ingahy Andry Nirina Rajoelina, tao Maurice, ny Sabotsy lasa teo ny mpanelanelana Joachim Chissano.Tsy fantatra mazava izay ady hevitra tao fa ny hitan’ny mpanao gazety tany an-toerana dia niafina sy nisitrika ny fihaonan’ny roa tonta  .

Nihaona tao amin’ny Hotel Sheraton ihany koa, io takariva io,   ny filoha Ravalomanana sy ingahy Joachim Chissano sy ny mpiara-miasa aminy .Fantatra tamin’izany fa ny fampiharana an-tsakany sy an-davany ny tondrozotra ihany no vahaolana amin’ny krizy eto Madagasikara, voaresaka tao ihany koa fa tsy azo idovirana  ny fampodiana tsy misy fepetra ny sesin-tany politika, isan’izany ny filoha Ravalomanana.Nivoitra tamin’ny resaka nifanaovany ihany koa fa ny fanaovana fifidianana mangarahara, andraisan’ireo rehetra anjara , tsy misy fanilihana na iray aza no vahaolana maharitra hoan’i Madagasikara.

27 pensées sur “Nihaona tao Sheraton ny filoha Ravalomanana sy Joachim Chissano androany”

  1. matoky anao ny gasy rehetra Presinde ianao no laniny vahoaka miandry anao ny firenena fa mpotika ny irenena mpotehinireoty mataho tody honba anao anie andriamanitra

  2. Hombba anao tokoa anie Andriamanitra, izay hevipetsy miafina ataon’ireo any tsy raharahantsika, fa tsy misy miafina izay tsy hiseho.

  3. Tsy ny Secrétariat Exécutif no mandidy sy manapaka, fa NY FILOHAM-PIRENENA REHETRA MPIKAMBANA AO AMIN’NY SADC.

    Tsara ihany ho fantatra amin’izao fotoana izao hoe : IZA AVY IREO FIRENENA LASA FAHAVALON’NY VAHOAKA MALAGASY ; TSY AZO ANTOKA INTSONY, MIALONA SY MIATSARAVELANTSIA !

  4. efa tsy izy intsony io dada fa hialao ilany a!!!
    Tsy tahotra tsy henatra mba efa lehilahy lehibe efa fotsy hatr@ volombava
    izao fa dia tsy mba mahay manaja tena fa misarigaigy @ izay fatin’olona toa andry domelina
    dia manaiky ho JOKOINY mora2 any ambadika any.
    HIALAO DADA a!!na KENDAO a!!SOKIRO MAFY hamoaka ny marina ny antony KONOKONONA
    niaraka t@ domelina, asa na nahazo ohatrinona ity izy???

  5. La rencontre du Président RAVALOMANANA MARC et du chef de la médiation CHISSANO constitue la suite logique de la dernière mission d’évalution de la situation politique à M.car effectuée par la délégation militaro-civile menée le Dr SZIMAO qui a été choquée par le désastre social , économique de M.car et surtout de l’incurie des politicards issus du coup d’état ..
    Ce qui est urprenant et insultant pour le Peuple Malgache est l’aparté entre le médiateur et le putsciste..Il aurait été convenable que le Peuple Malgache ait pu avoir la raison de cette rencontre « secrète « ..Y a-t-il à ce stade du déroulement de la mise en application de la feuille de route entière des domaines réservés interdits à l’information des Malgaches ?
    Ceres il y a eu des maladresses coupables du Président CHISSANO , qui a
    trop écouté et suivi les propos anti – RAVALOMANANA MARC des hommes de l’ancien pouvoir en France..
    Il est donc normal que les Malgaches se posnt des questions sur cette rencontre impromptue de rajoelina et du Président Chissano !

    Cette rencontre à l’hôtel Sheraton entame certainement  » les prépratifs préliminaires » relatifs au retour du Président de la République RAVALOMANANA MARC au Pays !

  6. Aoka tsy ianona fotsiny amin’ny fangatahana ny fodian’ny Filohaz fotsiny -fangatahana ysy mjtombona , satria ny Filohan’ny Firenena no mamerimberina fa hilatsaka ho fidianaa izy noho izany dia tsy maintsy mody izy..
    Io fiantsoantsoana ny fodiany io na eto amin’tony serasera itony naeny Magro Behoririka dia toa mitory fa tsy manan-kolazaina intsony ireo mpanao dridran’ Ingilo !
    Misy ary maro reo teny tokony ifanomezana (toro_hevitra amin’ny fanaovana ny kara-fifidianana , ny fitsikilovana ireo asa maloto aminganana ny tolona , ny famakafakana ireo hetsiky nyfat ,izay miseho manao izao sy izao nefa vono-vorona ireny..entina mampihorohoro ny Mponina aryfampisehon-kery amin’ny SADC milaza fa izany ny herinay ka mbola avy aty ihany va ilahisany ?Ary ampisehoana amin’ny Communauté internationale (izay maika hampody ny Filohan’ny Firenena) fa mbola mikorontana ny Firenena !
    Dia mihevitra ireto jiolahiboto ireto fa kely saina ny Rehetra ( Ny Malagasy , ny SADC , ny Communauté internationale )ka hp azony fikafikaina ka anaovana sinema-draimbilanja : avocat vonona ny hiteniteny foana rehefa voa tamby , ny fihaonana miafina hefa tsy takona afenina tamin’i chissano , ny fandalovan’ireo frantsay niaraka tamin’i chataignier tao Antananarivo..!
    Izany sy ny toa izany no tokony ho arahantsika maso sy fakafakantsika ary tontsika etu amin’ny serasera..
    Ny Filohan’ny Firenena RAVALOMANANA MARC MIANANKAVY TSY MAINTSY MODY ANTANINDRAZANA NA MANGINA ISIKA NA MIKIAIKIAKA !
    AOKA ISIKA MBA HO MAOTINA ! AMPY IZAY ANTSOANTSO IZAY !

  7. F’izao dia fantatra fa LANY HO FILOHA I BARRACK OBAMA!

    Démocrate ihany ny anay: ampiriato ny définition universelle ny démocratie eto DAGO, ny fanimpahana hatramin’ny farany ny fampihorohoroana, etc..µ.

    Mino tanteraka aho fa tapitra atsy ho atsy ny fitondran’ny PUTSHISTES eto anivon’ity tanindrazana Gasikara malalantsika ity

    Never give up the faith
    « Aza matahotra minoa fotsiny ihany »
    YES WE CAN!

  8. Manarahà ny vavanao Ry Hoaiza!!
    Ho tanteraka tokoa anie izany!!!Amen!!ary tsy MAINTSY!!
    Vao2 koa : TERENA HO PELAKA INDRAY NY LEHILAHY GASY. (jereo ny kabary Raveloson C).
    Dia ahona izany ry Zalahy isany???manaiky izany ve ianareo???TERENA AN!!!!maty aho tanindrazako!!!

  9. Malahelo dia malahelo aho hilaza aminareo mirahavavy, fa raha mbola lalana miolankolaka no lazain’ireto milaza fa mikihaon-doha efa ho efa-taona izao fa LALANA MAHITSY, lalana hitondra any amin’ny fivoahana amin’izao fahoriana izao, dia ho herim-po very maina ê !

    FEHINY : TSY I DOMELINA IHANY NO MIVAROTRA TANINDRAZANA, FA TOA NY MALAGASY REHETRA ! MIFALY AMIN’ILAY HOE : AZA MISY MIHETSIKA SAO DIA VERY EO ITY KELY MBA AZO, INDRINDRA NY AINA ; NA KOA HOE AVELAO AMIN’IZAO FA FOTOANA HANARARAOTÀNA, METY TSY HISY TOA IZAO INTSONY !

    Ho an’ireo mpanararaotra ireo ! Fantatry ny olona foana hoe ,iza avy ianareo !

  10. Pelaka toa ilay be ranomanitra lasa miliaridera daholo ve ? Ary ny vehivavy ahoana ?
    Ho bonobos daholo izany ? Tsy mety ê, marina fa toa mahafinaritra anao ny fiainan’ireto rajako ireto fa na dia izany aza… ! MDR !!!
    Tsy hanaiky an’izany izay sa ahoana ry zalahy ??
    Tsy hiteraka intsony ny lehilahy gasy, fa ho metisy avy aminareo vehivavy sy vozongo sisa izany ato ho ato no hameno ny tanàna ?

  11. Here are the big ten in Africa:

    African households are becoming ever-richer as the continent’s economies surge forward, offering enormous untapped growth opportunities for consumer companies, a report released on Wednesday showed.

    A McKinsey & Company study showed 84 percent of Africans were « exceptionally optimistic about their economic future » — with urban Africans already spending more on apparel and food than those in Brazil, China and India on average.

    « By 2020, more than half of African households are projected to have discretionary income, rising from $85 million households today to almost $130 million in 2020, » said Bill Russo, the co-author of the report titled: ‘The rise of the African continent.’

    According to Russo, despite the increasing wealth, companies had failed to seize the opportunity presented by Africa.

    Russo advised companies considering entering Africa to concentrate on the countries and cities with the most promising markets.

    « Viewing Africa as a single market is unlikely to get results since the continent comprises 53 countries with more than 2,000 dialects and languages, » said Russo.

    Out of the continent’s 53 countries on the continent, growth opportunity was concentrated in 10 countries: Algeria, Angola, Egypt, Ghana, Kenya, Morocco, Nigeria, South Africa, Sudan, and Tunisia.

    These economies accounted for 81 percent of Africa’s private consumption in 2011.

    Cities like Abidjan in Ivory Coast, Khartoum in Sudan and Rabat were described as « middleweight » destinations, with a prospect of less competition and better margins.

    The survey showed that African consumers were brand conscious and demanded quality products, dismissing the view that the continent was a dumping ground for second rate merchandise.

    It cited the expansion of consumer goods retailers like US giant Wal-Mart to Africa as an indication of faith in the region. In 2011 Wal-Mart bought majority shares in South African group MassMart, which has presence in a number of southern African countries

  12. Raha mandinika ireo firenena folo ireo ambony ireo ianareo dia mahita fa firenena tsy vitan’ny hoe:misokatra fa koa mino hatrany ny zavatra ataony.

  13. How to overcome ?

    Mila miova ny toe-tsaina ary koa miara-mitsangana ! Efa fantatra mazava izao ny toerana misy ny fahavalo !

    Mila hatambatra ny tanjona sy ny hery, fa tsy manao « campagne électoral » irery any, kanefa tsy hisy hifidy akory ! Sa dia mitobaka dia mitobaka amin’izao fotoana ny vola ho lanilaniana, izay tsy dia fantatra mazava ny nahazoan’azy ??

  14. Avelao izay hataony any fa ny antsika hatrehana e!!
    izay be no basy fa avelao hiakapokapoka any daholo,
    Ny hanitsahan’i dada an’i DAGO no ela fa tsy taitra ianao!hitsipatsipaka tsirairay ereo izay miseho
    MBA HILATSAKA eo.Hiboridana hianjaka hanao bonobos eo daholo ireo hihiiiii

  15. Tiako be daholo ianareo ry akamako rehetra,
    mandrotsirotsy ahy hatry ny alina ka mandra-maraina
    Bisous be daholo!mouuuaannnnnn……..

  16. Where there is a will there is a hope
    Where there is a hope there is a chance
    Where there is a chance there is a life
    Where there is a life there is a joy
    So where there is a will there is a joy

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *