RAVELOSON CONSTANT : AMPIASAIN-DRAJOELINA AMIN ‘NY FIFIDIANANAN NY VOLAM -PANJAKANA

IMG_3590

Ny antony hampodiana ny filoha Ravalomanana Marc eto hoy ny mpikambana ao amin’ny kongresin’ny tetezamita Raveloson Constant androany teny amin’ny Magro Behoririka dia resaka fandaminana sisa, na dia mbola sahy miteniteny foana aza ny foza Rajoelina hoe tsy atao raharahan’olona iray. Raha misy raharahan’olontokana hoy izy dia Rajoelina irery sy ny tebitebiny sisa. Aoka  hazava amin’ny manodidina antsika fa tsy raharahan’ny filoha Ravalomanana Marc irery io raharaha io fa raharahan’ny Amerika koa, ny Troika, ny fikambanana iraisam-pirenena. Hampodiana hanao filoham-pirenena ny tenany hoy Constant, ka raha io tetezamita amin’ny endrin’ny ankehitriny io dia hampody azy amin’ny fahasahiranana isika. Tsy maintsy voapetrantsika hoy izy ny hoe tetezamita ahoana no hanao fifidianana. Ny momba ny fitondrana ain’olona hoy izy dia nitono sa nahandro ry Lylison no nisolantsolana, f’angaha tsy misy lehibe tao nanao iny tatitra iny. Nanmpatsiahy izany komisiona « mixte d’enquête »  izay ry Lylison no nitarika azy tamin’izany hoy Constant, izao ka nigidragidra anay, nanagadra anay. Rehefa nodradradradrainy aminstia international izy hoe tsy ao anaty lalàna ny zavatra ataony vao nijanona. Mampatsiahy ihany koa ny Dst sy ny tenin’ny jeneraly Ravalomanana Richard hoe matoa ny miaramila tsy mahay dia mila mianatra ny fitsipika. Ry zalahy hoy izy malaina manenjika dahalo dia lazaina fa manao ody ny izy ireo. Firy hoy ity mpanao politika ity ny tanana nodoranareo sy ny olona novoinareo ? ka izay ny iraka nampanaovina anareo.  Ianareo sy ny aministia international no mifanazava ny amin’izay. Momba ny fampiasana ny fahefan’ny tetezmaita dia nambarany fa manongam-panjakana indray Rajoelina amin’ny fampiasana ny vola. Izaho sy Rajoelina hoy Constant dia mitovy ny fanendrena anay ao amin’ny tondrozotra. Misy andalana milaza ao fa ny filohan’ny tetezamita dia tsy manana fahefan’ny filohan’ny Repoblika. Ankehitriny hoy ity olomboantendry avy eto Analamanga ity dia sesehana fahefana ny superbudget ao amin’ny fiadidiana ny tetezamita. Ny andraikiny anefa hoy izy dia anao sonia sy mamoaka ny lalàna lanianay fa tsy misy hoe manaova hopitaly manaram-penitra. Tsy ny hopitaly no ratsy fa ny manao  toy ny mpanjaka. Ny volam-panjakana hoy izy dia ampiasain-dRajoelina amin’ny sitrapony hanaovana fifidianana. Mazava hoy Constant ny voalazan’ny vondrona Eoropeana ny hoe fa maninona ianareo no mbola manao filankevitry ny governemanta ary mbola misy filankevitry ny ministra.Tsy tokony hisy izany raha ny rafitra ankehitriny. Rehefa voagidragidranay hoy izy ny tetibolam-panjakana dia izany no zava-dehibe. Toy izay ihany koa rehefa voagidragidran’ny aministia international ry Lylison dia zavadehibe. Noho izany dia tsy hamatana zavatra vorika ohatr’izany ny filoha Ravalomanana Marc.

16 pensées sur “RAVELOSON CONSTANT : AMPIASAIN-DRAJOELINA AMIN ‘NY FIFIDIANANAN NY VOLAM -PANJAKANA”

  1. Tanisao daholo izay tanisainareo fa tsy misy fantany na miditra @ lohakeliny anie izany e!!!
    taiza no mba NIANARANY izay FITANTANANA FIRENENA anefa e!!!hagegena ny fanaovan-tsonia
    nandany azy teo, izao HIDINGINANY tsara, izay tiany hatao, raha mba @ tsara moa maninona fa saingy LOZA 2 LOZA 3
    izay mbola tsy hita teto ambonin’i tany, sady izy efa hiala menaka dia tsy maintsy FOHANANA izay azo fohanana aloha sao
    MATIANTOKA, KITAPO LATSAKA koh!!!!!!!!!!!!ka MIBANAKA kah!!!!!!!!!!

  2. Mety be ilay fiteny hoe:  » resaka fandaminana sisa tsy ahatongavan’i dada »
    fa tsy mampiesona lava eo dia avy eo mipitsika any dia tsy hita indray raha tsy elaela
    dia mbola manomboka indray rehefa miverina, TSY MAZAVA!!!!

  3. Ilay fomba FITENENANY azy oah fa ialah koa ity toa lalina koh!!!!
    Mbola misy tompon’andraikitra akaiky kokoa noho i Raveloson ao lesy a!
    inona ary ity???izy aza efa tena mafonja dia mafonja rehefa mikabary fa tsy hita fa ny manao zavatra tsy mora.
    Io kosa aloha dia mbola azo lazaina ho MAHERY FO an!!sao dia mba miady eto isika nama a!!vazivazy an!

  4. ranavalona & KintanaMananDrambo >>> saika mba hiditra @ resakareo roalahy aho, fa rehefa nandeha ny resaka de tô tsisy azoko le izy na de saika azoko aza t@ voalohany, d aleoko nanapa-kevitra tsy hiditra ndray sao d hors-sujet; fa ny azo lazaina aloha d mapahery ary mampahery hatrany ireo mpitarika tolona eto an-toerana ny amin’ny finiavan’ndry zareo tsy hanaiky lembenana @ zavatra tsy mety any @ sehatra misy azy any avy. MARINA TOKOA NY TENINAO CONSTANT FA MILA MIHETSIKA ISIKA ANY @ SEHATRA IZAY MISY AN-TSIKA TSIRAIRAY ANY AVYMANATANTERAKA ILAY 10% LAZAIN’NY FILOHA FA NY KELY MBA ANJARANTSIKA? SATRIA NY 90% EFA ANJARANY ANY AVOKOA. DIA IO LAZAINAO IO NO ISAN’IZANY? NY MAMPODY AN’I DADA TSY HAMELA FAHASAHIRANANA BE O AZY INTSONY? FA EFA SAMY MANAMBOAMBOATRA NY ANY @ MISY AZY AVY ANY

  5. RASSURONS – NOUS ET PREPARONS ACTIVEMENT LES ELECTIONS !

    En lisant les posts publiés dans les forum et en écoutant des militants qui parlent auux antenes des radios encore dites libres ,Nous constatons la mnotonie des sujets traités sur l’évolution de la situation politque ,car ces ses sujets sont invariables et ne traitent que l’appel et le rappel du retour du Président de la République RAVALOMANANA MARC au Pays !

    C’est surprenant et inquiétant car ceux qui en parlent ou qui écrivent surce sujet semblent n’être pas au courant des déclarations cmbien muliples du Président de la République sur son retour !

    Oui ces comportements donnent des impressions d ‘ impatience ,traduisent une grande souffrance , de frustration et d’inquiétude même de peur..de quelque chose pouvant contrarier ce retour !

    Oui , ces appels ressemblent à des lamentations de ceux qui espèrent , qui attendent et qui ne se lassent pas de croire à ce retou , conjurer le mauvais esprit qui derait contre ce retour !

    Trois samedi de suite ( le 10 , le 3 novembre et le 28 octobre derniers), le Président de la République RVALOMANANA MARC a affirmé , a confirmé et a reconfirmé avec force son retour imminent au Pays !

    Pourquoi nos beaux parleurs et nos forumistes anonnants agissent , parlent et écrivent comme si de rien n’était ?

    Quelque part ces appels itératifs ressemblent à des rengaines ,aux sons grinçants du violon à une corde de NGILO et finissent par s’affadir et par perdre leur saveur !

    Manque d’imagination ou épuisement des sujets pour ragaillardir les militants qui pourraient être lassés d’espérer et d’être désespérés par  » ces reouts annoncés  » et qu’ils ne voient ?

    Il faut adopter des attitudes positives ,optimistes , effectuer des actes favorables à ce retour…
    Pour crédibiliser les propos durant l’attente du Président de la République , parlons d’autres sujets par exemple des préparatifs des élections ( inscriptio sur le registre des électeurs , comment s’informer sur les conduites à tenir avant l’élection : réunion par groupes avec des thèmes , des visites à domicile chez les gens non informés car ils ne lisent des journaux ,ne regardent la tv et n’écoutent pas les radio !

    Vous verrez qu ‘après une ou deux réunions de préparation de ces visites à domiciles vous découvrirez de nombreux sujets utiles et qui méritent que Nous Nous y intéressons..!

    Ne perdons pas notre temps à ne parler ou à n’écrire qu’un seul sujet ,même si le sujet est tentant mais non productif !

    Ne Nous mettons pas martel en tête Le Président de la République RAVALOMANANA MARC rentre bientôt avec toute sa famille et accompané par le Corps d’assitance militaire de la SADC réserxé pour ces circonstances , donc rompu à résoudre les aléas d’une telle mission .

    Ce corps d’asssitance militaire est responsable des mdalités de ce retour , sécurité entre autres.

    La décison d’assurer le retour du Président de la Répubique RAVALOMANANA MARC et de sa FAMMILE au par la SADC a été prise par Communauté Internationale ,car ce retour est essentielle pour pour la reconnaissance internationale de MADAGASCAR ,perùettant ainsi la reprise des aides fnanières et techniques internationales qui sont nécessaires pour l’amélioration urgente des conditions de vie des Malgaces , pur le redémarrage du développemment u Pays .

    Et c’est pour ces raisons fondamentales que la réglémentation de la circulation autour de l’Aéroport d’IVATO INTERNATIONAL prescrite par la hat est ridicule , car si la SADC vient à M..car elle sera là pour lz retour du Président de la République mais aussi pour l’installation de la Nouvelle transition Consensuelle et assister à la mise en place des membres des institutions découlant de la feuille de route et veiller au déroulement démocratique de cet acte fondateur , respectant la lettre et l’esprit de la feuille de route !
    Oui ,les putschistes usent et abusent de leurs imbécilités : dresser des barrages , emprisonnet à tout va n’importe qui,gonfler leurs dotations budétaires leur suffisent pour empêcher la Terre de tourner afin que
    le Président de la République RAVALOMANANA MARC et sa Famille ne puissent rentrer au Pays…Voilà la force du bla-bla que rajoelina partagent avec certains forumistes qui croient tout savoir et pourtant n’ont rien compris..

    Rassurons-Nous ! Le Président de la République RAVALOMANANA MARC rentre au Pays ,mais il faut prendre des mesures de précautions pour que ce retour se fasse « proprement « , au nom de la Souverainté de MADAGASCAR , avec le respct de la Liberté des Malgaches et pour la protecton de nos intérêts supérieurs !!

    Orange en France
    publicité
    données personnelles
    environnement
    informations légales
    internet +
    signaler un contenu illicite

  6. Izay voasoratra dia voasoratra

    TSY AFAKA MILATSAKA ho candidat @ fifidianana ho filoham-pirenena
    ny olona rehetra mandray anjara ao anaty HAT actuel!

    Izany no antony iray nampisitaka an’i dada8

    (revoir les rapports lors des toutes premières réunions
    CETTE CONVENTION (condition c’est selon) Y EST STIPULE EN NOIR SUR BLANC)
    ___

    Dussions nous casser les tympans des putshistes
    une minute svp:
    s’appelle « revient à chaque fois qu’utile et nécessaire »
    l’alinéas relatif à tout COUP d’ETAT sur le continent africain
    ==> revoir accords de COTONOU
    (à tout individu non illetré… hihihi)

    Atsipy foana ny tady eny an-tandro-ky ny omby
    (na efa ho lany tamingana aza ny bio)

    atsipy ny teny any am-pon’ny mahalala (SAGE)

  7. Tonga vao maraina an !

    Io lazainao io anie ry HoAiza ao anatin’ilay resaky ny Filoha hoe, « Fifanarahana pôlitika ilay tondrozotra » ê !
    Ho fitsinjovana ny hoavin’ny Firenena HONO, dia nisy ireo nitondra an’io hevitra « tsy dia manjary io », ary dia nosoniavina tsy sazoka (averiko eto fa saika tsy nanao sonia an’io mihintsy hoy aho ny Filoha) tany Maputo ; fa ity nosoniavina farany ity dia tena tokony tsy nosoniavina mihintsy fa dia efa vita moa ka atao ahoana !

    FA REHEFA NOSONIAVINA, DIA TOKONY AMPIARINA AMIN’NY AN-TSAKANY SY AN-DAVANY !! Izay tsy manaraka dia miala sy saziana, izay no voasoratra ao !
    Dia miandry inona indray, fa efa mihaotry ny erin-taona izao ny fanaovan-tsonia ?

    Ny Accord de Cotonou eo, fa ao anatin’ilay tondrozotra dia mbola misy andininy maromaro hoy aho, tsy najain’ny sasany !
    Izany rehetra izany no nahatonga ny Filoha hilaza hoe : Tanteraho ara-bakiteny izay NIFANARAHANA REHETRA !!

    Rehefa tsy mahay mianin-kazo dia maka tohatra mioty an’izay voankazo masaka, fa tsy miandry an’ilay izy hianjera fotsiny eo ! Mety voankazo lo no hianjera eo !

    Ny tena Andry tsy domelina,
    Contestations sans actions percutantes ne mènent à rien ! Tsy hanaiky lembenana fa atramin’izao, dia mbola eo amin’ny départ zéro ! Tsy tokony mifaly lava amin’izay hoe tsy eken’izao tontolo, tsy mbola nahazo fankatoavana ny firenena malagasy !
    Ny an’iretsy mpanongana anie ny vola mihiditra ao am-paosiny ihany no tadiaviny ê !

    Efa sirika ry zareo hoe nanongam-panjakàna kanefa dia navela mbola hitantana fitondràna ! Dia manararaotra aloha ry zareo, fa dia izay hiafaràn’ny tantara fa rehefa feno dollars sy euros ny kaonty any amin’ny banky rehetra izay no nosokafany any, dia efa faly izy na tsy ho Filoha izany aza ! Fantany ihany koa fa tsy misy hifidy azy izany eo, fa dia izay hijanonany ela indrindra eo no ataony !

    Resahiny ihany izany na dia efa fantatry ny rehetra aza, fa izay mamerina in-droa, manana ny antitra !

    Ny mpanao boksa na mpanao zidô, na spaoro hafa toy ny baolina kitra, ka miaro-tena lava fa tsy mba mamely mihintsy na manao ataky, dia tsy handresy velively !!

  8. Aiza ity hoe GESTIONS DES AFFAIRES COURANTES ??

    Mba jereo ao amin’ny Tananews ilay hoe : Rajoelina : L’unique bâtisseur à Madagascar !

    GESTIONS DE SES AFFAIRES PERSONNELLES ANGAHA HOE !!!

    Dia tsy misy hiteny indray ? Nolazaina fa hoe norohahina anefa, toa izay no hita omaly izy izay sa hoviana moa ?

    Hihiditra an-tsehatra indray izany ny frantsay !! Inona indray no voarafidrafitra tany ambadika tany ? Fandroahana an’i Domelina ? Enga anie !

    Mila manao pétition faran’izay aingana mihintsy !!

    http://www.tananews.com/2012/11/rajoelinaravalomanana-une-enieme-rencontre-concoctee-par-la-france-et-la-tanzanie/

    Raha misy fihaonana ( Ny Filoha Ravalomanana no erany ), dia tokony atao ao Madagasikara !!

  9. Misy fifandraisana amin’ity ve io fihaonana, na HEVITRA VAOVAO eritreretin’ny frantsay ho atao io ?
    Marihina etoana fa hevitra avy amin-dry zareo daholo, no NOSONIAVINA hatramin’izay, ary dia diso fantatra loatra ny vokany !

    http://www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,760109

    Re ihany koa, fa toa hoe nanao valan-dresaka tamin’ny mpanao gazety Ingahy Mamy Rakotoarivelo androany maraina, ka asa na marina izany ?
    Rahatoa ka tena nisy, inona marina no resaka nataony tao ? Hivoy an’ilay hoe Ni.ni sa inona ?

    Efa am-bolana maro mantsy no nandeha izany hoe « homme de la situation sy neutre » izany !! ASA NA IZA IZANY OLONA IZANY ??

  10. Raha ny zavatra azo atao hoe mivaingana tamin’ilay valan-dresaka nataon-ny movansa Ravalomanana androany maraina tao amin’ny Colbert, dia ity fanambaràna nataon’Ingahy Mamy Rakotoarivelo ity :

    « TSY TRANSITION CONSENSUELLE, FA DICTATURE NO MISY ETO MADAGASIKARA » !!

    Tamin’ireny fanakànana ny Filoha Ravalomanana tsy hody an-tanindrazana ireny anie, na koa ny fandroahana an’i Ramatoa lalao vadiny izay nalefa tany Thaïlande izay vao niverina tany Afrika Atsimo ireny, dia efa hita fa tsy vonona ny hampiatra an’ilay tondrozotra ireo mpanongana ireo ê !

    Ary aza adino fa ao anatin’ny rafitra ianareo !!

    Tsy hiresaka izany hoe zanak’i Dada izany aho, fa dia hoe : INONA AZA AMIN’IZAO FOTOANA IZAO NO TOKONY HO ATAON’NY MPIARO NY ARA-DALÀNA REHETRA !!!

    Apetraka ihany koa izany, ho an’izay mbola mihevitra ny tenany fa malagasy, ary mieritreritra marina momban’ny hoavin’io Firenena sy Tanindrazana hiombonana io !!!

    LE MOT CONSTATATIONS NE SIGNIFIE PAS ACTIONS OU REACTIONS !!

    NY bainga mivadika no vavolombelon’ny asa !!!

  11. Raha ny eritreritro manokana dia izao angaha ny zavatra azo atao.

    a./ Miresaka amin’ilay ICG na International Crisis Group momba ny tranga eo amin’ny firenena i Naika Eliane sy Manandafy satria mbola kalaza ireo eo amin’ny sehatra iraisan-pirenena.
    b./ Dia resahina koa ny OMI izay sampana ao amin’ny ONU mba hanafoana ireo sambo mitatitra andramena ireo satria io no ataon’ireo fidiram-bola handoavana an’ireo milisy.
    c./ Antsoina ny CSP hanangana drafitra vaovao ao amin’ny tafika malagasy.
    d./ Ny firaisanben’ny firenena mikambana any an-toerana dia tokony ampiroborobo ny ONG any.Asiana dokan-barotra mihintsy hoe avy any ivelany no mikarakara ny mponin’i M/scar fa tsy avy eo-an-toerana.
    e./ Resahina ihany koa ny Banque Mondiale mba hanao jeriambina an’ireny kaonty misy vola nangalarina ataon’ny vitsy an’isa mandefa vola any ivelany ireny.

  12. « Tsy dictature akory aza hono fa fascisme » ! Amiko aloha dia tsy misy valaka ireo !

    Fa tokony hietsika daholo ry Ratsimilaho â !

    Mahaketraka ity hoe, ho fafàna ny heloka vitan’i domelina ity !!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *