RAVELOSON CONSTANT : TOHIZANTSIKA NY TOLONA

IMG_2817

Mitohy ny tolona hoy ny Ct Raveloson Constant androany teny amin’ny Magro Behoririka. 08 Novambra androany hoy izy, fa tsy raharahantsika izany.Ny antony hoy izy dia  na 08 novambra na 09 novambra ny anay na ny filoha Ravalomanana Marc tonga amin’ny fotoanan’ny fifidianana na ny fifidianana amboarina arakaraky ny fahatongavany eto. Maka saina isika androany hoy izy, ary voatery ianareo hampita hafatra amin’ireo namana tsy tonga teto fara fahatarany amin’ny sabotsy.  Miara mihaino eto  isika  ny tohiny satria tsy raharahian-dRajoelina izay fifampidinihana atao aminy . Isika hoy izy dia tsy kivy satria  ny olona kivy  dia efa lasa nanaraka an-dRajoelina, Raharinaivo sy yves  Aimé. Raha mbola misy te manaraka dia mety aminay izany. Raha mbola misy ny mieritreritra hoe 08 novambra ity efa akaiky ka ny filoha Ravalomanana Marc ity tsy tonga fa ahoana. Mandehana any hoy izy fa tsy tamana eto mihitsy ny olona tahaka izany. Ny olona mifanatrika eto hoy izy dia hitarika ny sasany amin’ny dingana vaovao hafa indray ity satria tonga ny 08 novambra. Ny antsika hoy izy dia mitohy ny tetika ary misy foana. Ny marina tsy mba lany tetika, ainga. Ny efa nataontsika hoy ity mpanao politika ity, dia nanetsika ny Sadc ireo Ct sy Cst antsika nametrapetraka hoe ianareo dia tokony hampiseho fa tsy hiray tsikombakomba amin’ny mpanongam-panjakana. Izay angamba hoy izy no nahatonga an’i Chissano hiantso fihaonana tamin’ny filoha Ravalomanana Marc.Rehefa mahita ianareo hoy izy hoe ny Pr Zafy sy Ratsiraka manao hoe izahay tsy ho an’ny Maputo izany dia mifalia. Ny fanambarana nataon’izy mirahalahy mianaka iny hoy Constant dia  zavatra mankadiry, ngoavana izany satria dikan’izany dia izao tsy misy Zafy sy Ratsiraka mihetsika eto rehefa tsy eto Madagasikara ny fihaonan’izy efatra mirahalahy, izany hoe mody eto ny filoha Ravalomanana Marc . Misy ny firaisankina lehibe ataon’ny mpitarika. Ny taratasy nalefa tany amin’ny Sadc hoy ity olom-boantendry ity dia hoe izahay tsy mila  ny filoha Ravalomanana Marc tonga eto raha hody eto fahatany fotsiny  fa aleo izy haka aina any Afrika Atsimo. Raha ohatra ka tsy tetezamita tena izy hoy Constant, hovantaniny eto, izany hoe Avereno pasohina ny daomy. Teneno amin’ny namantsika hoy Constant, ianareo izay misoratra anarana amin’ny fanisam-bahoaka.Tsy avelantsika hadihizan’ny ratsy ny fifidianana, ary nisy namantsika maty. Tsy ho avelantsika ho very maina ny fisoratana anarana fa araho maso tsara na dia nandamoka tapany aza satria dinganin’ny foza ny tranonareo. Ho anareo izay tsy nisoratra hoy izy tohizantsika ny tolona ary rehefa tonga amin’ny androntsika dia ataontsika mihoatra ny mety ny fisoratana. Mihetsiketsika amin’ny fanohizana ny tolona ny namanareo fa ny antsika kosa dia vokatra ny filoha Ravalomanana Marc tsy maintsy tonga ary mirotsaka. Ny fahatongavany eto hoy izy dia misy firaisankina miezinezina lehibe. Misy karazany ny tolona. Misy ny tsy resy mihitsy tahaka ity ataontsika ity. Misy kosa hoy izy ny tolona tahaka ny nataon-dRajoelina tamin’ny 26 jona,07 febroary izay tsy maintsy resy.

26 pensées sur “RAVELOSON CONSTANT : TOHIZANTSIKA NY TOLONA”

  1. Mihodikodina be ihany nyresaka, mbola ho ela izy ity ry zareo a! ilay fodian´i Dada mihitsy no olana, ary ireo izay mikarakara ny fodiany aza tahaka ny vaovidy vola, tsy sahy manapka avy hatrany ny SADC,

    dia tena mila aní RIRR BE zatovo angamba isika hitarika ny tolona mahery vaika, fa atao aty an-drenivohitra fa tsy ao Toamasina irery.

    fa ny manahirana rehefa fafazana ny mena miraviravy indray izay mpitari-tolona dia hivadi-dela na hangina. tena mahakivy……..Dia mbola lalaovin´ny frantsay eto foana isika, moa ny jiolahim-boto, mitohy ny fandrobana ataony.

  2. Marina ny anao ry Misajaona !

    Fa inona ity kôzy-nao ity r’Ingahy Raveloson â ? Tsy ny filatsahany amin’ny fifidianana ihany anie NO TOKONY HIVERENANY !

    MBA MILA AZY KOA NY VAHOAKA, ARY INDRINDRA MIANDRY AZY HATRY NY ELA NY FIANAKAVIANY ! ARY IZY KOA EFA LAZAIN’NY CI FA MAHAZO MODY !

    Dia ianareo tokony hikarakara ny fiverenany indray ve no sahy hilaza hoe « avelao izy haka aina any aloha » raha mbola tsy vonona ny FAMPIARANA NY TETEZAMITA TENA IZY ?

    Tetezamita tena izy inona indray ?

    Rehefa tsy d’accord amin’io tetezamita nosoniavina io, dia tokony miala ary esorina koa ireo mpanongana ireo !
    Izany izao no vaha olana tena izy, rahatoa ka tena mbola mieritreritra ny hoavin’io firenena io ianareo !

    Raha ireny fanambaràna nataon’i Sarla ireny ve no jerena sy dinihina, dia mbola hoe tsy ampy na tsy misy ny éléments azonareo ampiasaina ? Dia tsy maintsy mbola hifampiraharaha amin’ireto mpanongana sy ny NAMANY IRETO IHANY KOA VE ??

    Ny frantsay no naniraka an’i Chissano, hanontany an’ny Filoha hoe : Mbola tena vonona hilatsaka ve izy ? Ilay domelina manao chantage hoe hilatsaka rahatoa ka avela hilatsaka Ingahy Ravalomanana ; ilay io anefa efa nilaza fa tsy hilatsaka, fa dia efa fahazarana ny azy ny tsy mitàna an’izay teny navoaky ny vavany ! Ny manàja sonia aza tsy vitany, ary ny sonia nataony tany amin’ny ONU ireny dia mihevitra ny tenany ho artista milay izy, dia mba manome autographe !

    Mba ataovy re izay tokony ho atao MBA HIVERENANY, FA SASA-MIANDRY NY VAHOAKA Ê !

  3. Efa niteny fona aho fa i DADA 8 tsy tafaverina eto madagasikara zany. Hoy ny foza vazaha hoe  » anaty kesika no tena mora indrindra ny mandeha voyazi » ka reo foza orana nitsokan’ny DADA 8 sy ny FRANT AY SY IREO DINOSORO POLITIKA SY MIARAMILA IREO tsy iala maina eo zany.
    ATAOVY VELOMA II ZAREO DADA DE ILAOZY NY MAGRO.

    Na mandraisa adidi de tairo ny 1972 – 1991-2002 bis ary surtout vitao daholo reo vozongo frantsay reo.

  4. CHISSANO NO NANAMBY VOLA AN DRAVALO.

    Fadiranovana angaha Ravalo no tambazana vola? De gaga elah raha naheno ny resaka naelin’ny rivotra teny amin’ny habakabaka ny sabata teo, fa notambazan’ingahy Chissano vola Ravalo, dia tsy milatsaka.

    Tatsy amin’ny nosy rahavavy no nanaovana io fihaonana io, ary ny handresy lahatra an-dRavalo tsy hilatsaka no dinika tao, raha nihevitra ny rehetra, fa ny fampodiana ity farany sy ny ahafahany milatsaka indray no foto-dia tany. Tsy miady amin’ny piesin’i dada anefa izany, ka niala maina ity olona saika hanao kolikoly amin’ny filoha teo aloha ity. Mba ohatrinona re ny vola saika hanambazany ity farany e?

    Taorian’io, dia nisy ihany koa ny fihaonany tamin’ny filohan’ny tetezamita, saingy tsy nisy nipika ny dinika. Dia sanatria ve ka mbola fanambazana vola toy izany ihany koa ka ho tanteraka ilay hoe tsy misy milatsaka na Rajoelina na Ravalomanana e?

    EFA NOLAZAIKO ATRY NY ELA FA IRAKY NY POVCONS HOY AHO IO
    EFA ATRAMIN NY ELA NY OIF NO NANAMBY VOLA AN DRAVALO.

  5. Tazomy any ho anao izany hevitrao izany ry mirana, fa tsy mampitsiky ny vahoaka izany â !
    Ny rotaka izany tsy mamely rehefa mitonona ho mpiaro ny ara-dalàna (indrindra moa fa efa izay no notadiavin’ilay olona iray izay hatry ny ela, ny ady an-trano) ; tolona amin’ny alàlan’ny fampiarana sy ny fanarahan-dalàna ihany no tena tokony atao !
    Ary tsy mody..fa tena mitolona !

    Efa fahadisoana be ny nataon’ireo izay nanao sonia, MBA HO FILOHAN’NY TETEZAMITA NY MPANONGANA ! Asa, inona ny antony ?

    Natao taratasy fitondra any amin’ny « trano fisainana » ny Accord de Cotonou, satria toa lasa nivadika ati-doha daholo !

    Eo aza ireo izay mbola sahy milaza fa mikihaon-doha andro aman’alina mitady vaha-olana, kanefa toa zavatra hafa no atao !

    Olona tsy miheritreritra ny hoavin’i Madagascar ny mitady rotaka, tahak’ireo tsy mety mitsangana HILAZA AMIN’NY FOMBA MENDRIKA AMIN’NY CI, INDRINDRA FA NY FRANTSAY HOE : TSY EKENAY IZAO ATAONAREO AMINAY IZAO !

    Ilay resaka vola moa iny efa fantatra, fa ny fihaonan’i Chissano sy ilay tanzaniana tamin’ny mena sofina, dia tohin’ny fanakànana an’ny Filoha tsy hitondra ny firenena intsony !

    « Chaque peuple a le droit de choisir librement ses dirigeants » ! Ohatr’izay ny teny navoakan’i Hollande, koa dia mila averin’aminy izany teniny izany !
    Ny vahoaka no mandidy, fa raha misitrika any anaty lavaka na ao anaty lamba ny vahoaka fa hoe sao dia manapoaka baomba ny foza ; tsy hisy raharaha ho vanina eo, ary ho sempotrin’ny rivotra masiso ao koa no hiafaràny !!

  6. Tsy efa resaka efa lany andro ve izany fanambazana vola an’i dada izany e!!
    midika inona koa ity hoe:  » niresaka i dada sy domelina fa tsy nisy nipika??? »
    tsy mazava loatra izany ary sy azo HEKENA ny fisehon-javatra toy izany ,amiko aloha an???.mba misy afaka
    manome fanampim-pahazavana ve ny @’izay???

    Ary inona no mampikoropaka anareo mitsamy ry Misajaona sy Kintana???marina ny azy ! hivoaka ho faty ohatra
    ny kakana ve??tany sy msy fanjakana ity???raha mbola izao no toe-draharaha eto dia ho risika ihany ny ahatongavan’
    dada. Tsy ny fanajkana intsony anie no manome baiko ireo GIDRO ireo fa ireo Karana sy Sinoa sns e!!ka raha tsy miova
    ny mpitondra eo dia mety ho ratsy ihany ny fandehany.Amiko koa aloha an!!miombon-kevitra @ Ravelosona C mihintsy aho.
    tsy msy BAIKO avy @ Beriziky mihintsy anie ireny zavatra rehetra hataon’ireto miaramila sy Zandary e!!ny police moa dia
    mangaro-paosy sisa tsy hataony, na efa.
    Koa marina ny azy! fiarovana ny ain’i dada koa etsy an-daniny, sy ho azo antoka mihintsy raha mbola ireo voalavo ireo no eo.

  7. Dia @ fomba ahoana koa no hiadivana eo aloha??
    ny andaniny matin’ny TAVINY moa ny ankilany matin’ny HANOANANA???
    Fa ianao ve vao2 @ Frantsay e! mpiatsara-ivelatsia???mapmė be! lany bala !!
    tsy misy azo hantenaina avy @frantsay izany fa aza manantena taitsokona.

  8. Tsy dia mazava loatra ny resakao ranavalona !

    Amiko ranavalona na inona antony na inona, dia tsy fiteny loatra izany hoe : »aleo izy aloha haka aina any Afrika Atsimo any » !

    Tompony mangatak’atiny lava izao ! Raha oharina amin’ny isan’ny vahoaka malagasy ireo mpanongana ireo, misy firy ? Miaramila voakarama anie ny ankabeazany ê ! Ianao ihany koa no milaza, ary mbola mamerina hoe tsy misy fanjakàna ara-dalàna intsony satria na ireo tokony hiaro ny vahoaka aza no toa lasa dahalo !

    Maninona ireo miaramila milaza ny tenany fa mpiaro ny ara-dalàna ireo, tsy mivaky ihany koa any amin’ny CI hoe, mila ny fanampianareo izahay fa tsy manana fitaovam-piadiana kanefa tsy mitady ady an-trano ihany koa ! Mba esory teo ireo, amin’ny izay fomba hitanareo fa mety !!
    Tsy vitanay miaramila tan-dalàna, ny hanome fahafaham-po an’ny vahoaka malagasy !

    Fiarovana ny ain’i dada hoy ianao ?

    Mba ho fiarovana ny ainy, dia avela ho faty ny vahoaka manontolo ! Ny any atsimo darohana satria tsy fantatra intsony izay dahalo sy tsy dahalo ! Erak’i madagasikara, tsy misy intsony ihany koa ny fandriampahalemana fa manao izay danin’ny kibony ny jiolahy, satria efa mora daholo ny zava-drehetra, atramin’ny fitaovam-piadiana !

    Dia hiandry inona, sa hiandry an’iza ?

  9. Fanazavàna fanampiny : Tsy ny frantsay irery no atao hoe CI ! Ny fanambaràna vao nataon’i Sarla iny, azo ampiasaina tsara any amin’ny UE, ONU, UA, sns….koa !

  10. Efa nahazo ireo fanambarana avy any amin’ny manamboninahitra lefitra ry zareo any amin’ny fitsarana iraisam-pirenena any Den Haagen.Mba miangavy an’i Matita, Misajaona, Ravelonarivo ary ireo izay tsara sitrapo rehetra hanoratra any amin’io fitsarana io hanazava ny tranga rehetra notantarain’io miaramila io.Misaotra tompoko

  11. Io koa aza ianao fa mivoana ilay fitenenana ry Kintana,
     » ho fiarovana ny ainy dia avela ho faty…….. » hoy ianao,
    sao dia mba ho voa roa ohatry na akoho ary no hiafaran’ilay tantara raha izay no hevitrao???

    Misy anarana tsy oatonona ao Ratsimilaho an!!!misy hadino!!ary ianareo mitsamy ahoana???
    Raha tsy mitsangana ny fanjakana tena izy tsy misy azo antoka mihintsy eo fa any amindry zareo
    anie ny fitaovam-piadiana sy ny vola e!!na eo aza ireo mpandala ny ara-dalana??fa sy maintsy
    miala aloha ny foza nefa ny SONIA efa vita dia rafotsibe very laona e!! miandry izay higadonany.
    Tsy mifanome tsiny.

  12. Ranavalona!Tsy efa nandefa tany ve i Kintana sy ianao e! tsy voatanisa daholo fa azafady.Sarotra koa ny manontany zavatra amin’ny olona raha ohatra aza ny tena tsy manao.

  13. Actuellement ,Beriziky qui a prétendu lors de sa nomination au poste de premier ministre a déclaré que seule la feuille de route serait son patron ,c’est-à-dire qu’il
    suivrait à la lettre les disposiyions de la feuille de route ..
    Un an après ,beriziky n’ a suivi aucune didposition de la feuille de route..Il aurait dû assurer les prérogatives du chef de l’état et n’auraitdû pas accepter la prééminence de rajoelina..
    Personne ne demande à Beriziky de subir rajoelina : il aurait dû démissionner , il dit démissionner pour  » débloquer  » la situation et pour laisser rajoelina à découvert qui ne pourrait plus s’appuyer sur la feuille de route qui n’st pas appliquée..
    Et cette non observation , cette non application de la feulle de route qui bloque la sortie de la crise scio-économque car les aides financières ne seront ouvertes tant que lorsque la situation politique est compatible avec le respect de la feuille de route appliquée judicieusement : ceci implique le renouvellement de tous les membres des institutions prescrites par la feuille de route.
    La demande de rencontre par CHISSANO des quatre Chefs de mouvance à se rencontere à MAPUTO va certanement dans le sens de la volonté de la SADC ,boustéevpar la Communauté Internationale et des Pays qui ne reconnaissent pas le gouvernement des pustcchistes à Madagscar ( voir la déclaration u Représenant des USA à Antananarivo )
    Pour bloquer la situation politique , beriziky doit démissionner..Le blpocage ainsi créé , rajoelina doit quitter les lieux , à moins que deux chefs des trois mouvances , zafy , ratsiraka , ravalomanana marc ) ne le reconduisent .
    Cette éventualité aura au moins éclairé la situation..
    Je ne vois pas du tout le Président de la République RAVALOMANANA MARC se proncer sur la re-nomination de rajoelina comme nouveau président de la nouvelle transition consensuelle !

    Ce blocage n’interdit pas le retour du Président De la République RAVALOMANANA MARC au
    Pays , au contraire.
    Le refus des deux anciens présidents de la République n’est as justifié !
    Que cette rencontre ait lieu !N’importe où ,car l’objet essentiel de cette rencontre est représenté par la nomination des nouveaux membres des institutions de la feuille de route et non la fallacieuse excuse symbolique patrique de réaliser cette opération à MADAGASCAR .Nous avons d’autres occasions pour témoigner notre attacheent à notre Pays et pour respecter notre Souveraineté !

  14. Tsy mivaona izany io ranavalona, fa tena eritreritro mihintsy â !

    Afaka nanoratra ihany koa anie aho hoe : « Mba ho fiarovana ny ainy VE, dia avela ho faty SY HIFAMONO ny any an-tsimo » !
    Ny fantatra aloha dia ny HERY ESPESIALINA NO MANAO FANADIOVAN-TANÀNA ANY ! ATAO RIPAKA NA TRANO NA OLONA !!!

    Ity koa no tsy dia voako loatra, ary tsy napetrako sao dia misy hilaza indray hoe be kiredy : « Tsy hisy Zafy sy Ratsiraka mihetsika eto rrehefa tsy eto Madagasikara ny fihaonan’izy efatra mirahalahy » !

    Dia raha tsy manaiky ny SADC satria hoe TSY MAINTSY AROVANA NY AINY, araky ny voalazanao ihany koa, dia inona no tsy maintsy andrasana ?

    Hiandry fotsiny ny sitrampon’ny mpanongana SY IREO MPANOHAN’AZY VE ?

  15. Aza manantena ry zanakidada fa tsy eken’ny CI hilatsaka intsony De8 na hilatsaka na tsy hilatsaka Rajoelina a! tsy maintsy mandeha ny fifidianana tsy misy Rainivoanjo @ 8 May 2013. Tsy matotra sady mivadibadidela tsinona, ary manao sorona an’i Mada fotsiny @ alahelo seza sy fihinana be sy voninahitra teo @ pouvoir tsinona koa. Mbola hitombo hatrany ny aretim-pon’ny zanakidada nandritra ny efataona izay. De marina ny an’ilay raikalahy ery ambony woe, tsy hanaiky an’iny hiveri-mora eo ny beboty. Fanga ltia misy fahefana azon’la moramora izany eo a! efa nametra-pialana ve ela de woe, hiverina hisaosy be indray. Midira raha te ho tapa-doha e! Sady tsy sahy koa fa vava sy tahotra no be, raha mafy be efa niditra na inona na inona hitranga. Magromaimbo no te hampiesonin’i Rainivoanjo rainitetaka mpandositra eo. Jereo Rajoelina, inona no tsy nataon-dRainivoanjo Adve-ny nanaovana déstabilisation, fa mafy be lery, eo foana izy. Rainitetaka Rainivonjo iny, faza manantena azy izany ry zazakamboty nilaozan-dRainy ô! raha tia tanindrazana iny tsy nandositra an’i Mada.

  16. MIDI MADAGASCAR

    Mamy Rakotoarivelo sur la date du 08 novembre : « Le retour de Ravalomanana bloqué par Rajoelina  » !!!

    Fa ahoana ihany ry zareo izy ity â ? Angaha misy an’izany daty izany indray, kanefa toa nisy olona niteny hoe tsy mila manisanisa andro izany ???

    Ingahy Raveloson koa aza io milaza ary manamafy fa tsy dia maika izany ny fiverenany, satria mbola miandry ny Tetezamita tena izy, ary mila fipasoana indray ny daomy !!!

    Mihetsiketsika be loatra ny lohan’ny mpitarika, any ka tsy araka intsony izay jeren’ny masony ê !
    Fitenin’ny dimbaka taloha io !

    Mba misy kely tsy haritra ihany koa ity, tao amin’ny Midi ihany !

    http://www.midi-madagascar.mg/index.php/component/content/article/3-politique/8881-chez-les-amis-de-locean-indien–lavenir-de-madagascar-en-debat

    Angaha lasa mpanao gazety ao amin’ny Midi koa i Francis Herbet ? Ilay io dia mpanotra (mpanotra-masazy io an, fa ny mpanotra ao an-dohan’ny sasany tsy dia haiko), ary izay akama be an’i Haja Resampa, satria mpiray tanàna taloha !
    Tsy dia tiako loatra ny zavatra voasoratra ao, na dia nisy resaka aza hoe, nisy fanonganam-panjakàna tamin’ny 2009. Mba fantatr’i lery ve hoe iza avy no tao ?

    Maninona no tsy nolazaina ary inona no tena mety ho vaha-olana ?

    Mba andefaso vaovao ilay tary io ry zalahy ao amin’ny GTT, dia mba antsoiny koa ihanareo amin’ny manaraka â ! Tsy tokony ho feon-dakolosy tokana no ho re-n’ny olona any ambadimbadika any !
    Ho hita eo izy raha tena tia an’i Madagasikara izany !

  17. Marina fa voa bloquer I Rajoelina ny fodian i Ravalomanana,ny mouvances cf ,cst,ministra vice premier ministre, rehetra tafiditra ao @ systéme ,izany hoe hazo lazaina fa tsy haleany ary tsy mahomby izy ireo ,
    Ny fiatatana ny tolona efa taona izao dia haleo ho tsorina fa tsy haleany .

  18. raha tsy mitohy ny lutte dia tsy milatsaka ny drala avy any sud af;somary mangingina zany magro zany an!tena MPANAJA ZON,OLOMBELO NY ZAMERIKA
    Un Américain parle d’Obama avant d’être exécuté en pleine soirée électorale
    Un Américain a été exécuté mardi soir dans l’Oklahoma (sud) en pleine soirée électorale, et ses dernières paroles ont été consacrées à la « course serrée » à la Maison Blanche, qui a finalement vu la victoire de Barack Obama, a-t-on appris auprès des autorités pénitentiaires.
    Garry Thomas Allen, dont l’exécution avait été reportée par trois fois, a été déclaré mort par injection létale à 18H10 locales (23H10 GMT), un peu moins d’une heure avant la clôture des bureaux de vote dans cet Etat.
    « Obama a gagné deux des trois comtés » de l’Oklahoma, avait déclaré le condamné peu avant le début de l’exécution, « cela va être une course très serrée », avait-il commenté, selon ses propos rapportés à l’AFP par le porte-parole des autorités pénitentiaires, Jerry Massie.
    Le condamné, âgé de 56 ans, a semblé ensuite surpris que l’exécution ait lieu, a ajouté ce porte-parole.
    Garry Allen avait été condamné à mort pour le meurtre en 1986 de la mère de ses deux jeunes enfants, âgée alors de 24 ans, qui venait de le quitter. Il avait perdu un oeil dans un échange de tirs avec un officier de police qui tentait de l’arrêter peu après le meurtre.
    Ses avocats avaient plaidé en vain l’irresponsabilité pénale pour cet homme, qui avait été hospitalisé pour des problèmes psychologiques, et à la longue histoire d’alcoolisme et de drogue, lors de plusieurs recours devant la justice. La Cour suprême a rejeté son ultime appel mardi.
    C’est le cinquième détenu exécuté cette année en Oklahoma, le 36e aux Etats-Unis, selon le Centre américain d’information sur la peine capitale.
    AFP

  19. Les révélations-aveux »dénonciations de tous les participants de près ou de loin à l’éxécution du coup d’état du 17 Mars 2009 écrites par
    le Colonel ANDRIANASOAVINA Charles constituent des informations importantes pour notre Histoire ,qui est o^polluée par des malgaches anti-nationaux car ils n’unt eu de cesse de collaborer avec tous czux qui leq soudoient et leur confientla gestion du pouvoir à Madagascar..
    Deuis l
    la fin ? des évènements de 1947 l’administration coloniale a institutionnalisé cette collaboration en mettant en place le padesm ,pourvoyeur d’hommes et de femmes ben oui oui et convaincus que l’aministration politique et administrative (fonctionnaires ,employés de l’Etat )leur a été dévolue par la grâce de leur vénalité !

    Dans ses révélations le Cl Andrianasoavina Charles a démonté comment les commanditaires ont su briffé un jiolahiboto pour diriger le Pays ,sous contrôle et haute surveillance ..: ce jiolahiboto a su mettre aux pas les chefs des forces armées (armée , gendarmerie , police ) pour les coupler avec l’appareil de la justice pour former un tandem de repression ( poursuite , emprisonnement sans jugement ).

    Pour Nous Malgaches ,ces révélations Nous instruisent sur la fragilité des hommes faciles à manipuler , à berner , à faire avaler des couleuvres..
    à acheter pour leur faire oublier et même pour ignorer la responsabité et l’obligation de leurs charges…!

    REGRETS , REMORDS OU REPENTIR : voilà une des raisons qui pourrait expliquer le besoin qui a obligé le Colonel ANDRIANASOAVINA CHARLES à dénoncer tous ceux qui ont commis le coup d’état du 17 mars 2009 des préparatifs jusqu’à l’éxécution des ordres pour achever ce coup d’état…!
    Beaucoup d’anomalies , de dysfonnements de l’etat issu de ce coup d’état ont été à l’prigine des aberrations de gestion financières du Pays ayant entrainé des difficultés dans la vie quotidienne des Malgaches.., qui a été déjà fortement dégradée par les incendiees et destructions des usines et des entreprises qui ont contribué à la fabrication des produits de premirère ncessité de bonne qualté et à prix prix inférieur au pouvoir d’achat des Mal:gaches..
    En somme , ce coup d’état et la gestion de ces m’as-tu vu qui « dirigent  » tout dans le Pays en concentrant das le rôle de l’éxécutif et les moyens législartifs en général et l’appareil judiciare ,policier et militaire en particulier caractérisant ainsi de droit et de fait une dictature ,qui n’hésite pas à poursuivre , à emprisonner sans jugement aucun des citoyens au -dessus de tout soupçon , de fermer d’autorité des antennes de radio-tv sans raison valable..
    Si donc , le Colonel ANDRIANSOAVINA CHARLES par deux fois a dénoncé le coup d’état et ceux qui l’ont commis de près ou de loin c’est qu’il constate que rajoelina e ses commanditaires veulent faire ignorer ces évènements qui les discréditent à jamais.
    Pourquoi cette insistance du colonel ANDRIANASOAVINA à dénoncer ceux avec qui il a participé activement dans l’éxécution de ce coup d’état..
    Le Conel dans ces deux lettres de dénonciation a démonté la disjonction de ce qui dit , ce que rajoelina signe et et qu’il refuse de faire , qu’il refuse de tenir parole…
    Voyant que rajoelina ne tient pas parole , le Colonel a commencé à prendre ses distances..MAIS LE COLONEL A-T-iIL PRIS CONSCIENCE QUE CE N’EST PAS RAJOELINA QUI DIRIGE LES OPERATIONS ET QUE CE RAJOELINA N’A ETE QU’UNE MARIONNETTE DUI EXECUTE ET TRANSMET DES ORDRES AUX FORCES ARMEES ET A L’APPAREIL JUDICIAIRE !
    uNE FOIS EMPRISONNE ? LE COLONEL A PRIS CONSCIENCE DANS QUEL PIEGE EST-IL TOMBE ET DANS QUEL IMBROGO LE PAYS EST PRIS ET ENFERME !
    SON SEUL MOYEN POUR COMMUNIQUER ET ET POUREXPLIQUER AUX MALGACHES ET A D’AUTRES CE QUI S’EST PASSE POUR LE PAYS AVEC LES ACTIONS MAFIEUSES EFFECTEES PAR RAJOELINA ET SES COMMANDITAIRES..
    IL A PORTE PLAINTE ET CERTAINEMENT SA PREMIERE LETTRE DE PLAINTE QUI DENONCE TOUTES LES EXACTIONS DE RAJOELINA..IL A ERTAINEMENT SDES EXEMPLAIRES DE CETTE LETTRE SONT DEPOSEES EN LIEUX SURES ET CONFIEES A DES HOMMES DE CONFIANCE..
    LE COOUP PORTE PAR CET AVEU DU COLONEL ANDRIANASOAVINA A ETE UN COUP DE MAITRE QUI A FOR PRECCUPE CEUX QUI ONT PARYICIPE DE PRES OU DE OIN A CE COUP D’ETAT..
    LEUR REACTION NE S’EST PAS FAIT ATTENDRE . LE COLONEL A ETE ARRETE ET A ETE INCARCERE..
    EN PRISON QUE S’EST-IL PASSE ? LE COLONEL A – T-IL ETE VICTIME D’UNE TENTATIVE D’EMPOISEMENT ?
    OPERE A ANTANANARIVO DANS UN PREMIER TEMPS ? AVEC LE CONSENTEMENT DE SA FAMILE LE COLONEL A ETE EVACUE A LA REUNION OU OU IL A SUGI D4AUTRE INTERVENTIONS ET UNE AUTRE INTERVENTION AURA LIEU ROCHAINEMENT TOUJOURS A LA REUNION..
    ET SA DEUXIEME LETTRE D’AVEU ET DE DENONCIATION DE CEUS QU ONT PARTICIPE AVEC LUI AU COUP D’ETAT DU 17 MARS 2009…
    Ce coup d’état a été pesé certainement pensé juste après l’annonce de la victoire du Président de la République RAVALOANANA MARC dès le premier tour de l’élection présidentielle du 16 décembre 2001..
    Que n’ont pas dit lls membres de la majorité battue, sortante sur cette victoire
    du Président RAVALOMNANA MARC !
    Il faut suivre les efforts effrénés des perdants pour constater leur refus de reconnaître la victoire des Malgaches..!
    Quel Malgache actuellement accepte que le vote du Peuple malgache soiverain soit vérifié par des chefs d’état francophones , tous membres de la françafrique , par deux fois dakar I et dakar II) dans un premier temps et par l’organisation de l’union africaine dans un deuxième emps…
    C’ EST UNE HONTE QUE TOUS LES OPPOSANTS AU PRESIDENT RAVALOMANANA MARC menés par Zafy et Ratsiraka ont osé boire !
    Je persiste à dire que c’esr cet esprit de fronde contre la victoire reconnue constitutionne::e :e 30 avril 2002 par la HCC et par le concert des Nations qui a été entretenu par l’opposition , qui durant sept avant le coup d’étt n’ a pas cessé de rclamer la démission du ouvoir RAVALPMANANA MARC , n’a pas cessé de lancer des ultimatum au pouvoir de quitter les lieux ur des gouvernements de transition..
    Zafy qui actuellement se proclame le centre de la reconciliation nationale a été un fervent de ceux qui ont réclamé la démossion du Président RAVALOMANANA MARC…
    Ce coup d’état a muri au sen des groupuscules issus de la décompostion des partis politiques de l’oppositon: ces politicards ont cru , sont convancus que e Président RAVALOMANANA MARC leur A VOLE LE POUVOIR QUI LEUR A ETE RESERVE LORS DE LA MISE EN PLACE DU PADESM LE 06 AOUT 1946 PAR L’ADMINISTRATION COLONIALE A PARIS pour concurrencer le MDRM.ET LES EVENEENTS DU 29 MARS 1947..SEPT MOIS APRES !.
    ET quand le fruit est mur , les préparatifs du coup d’état a débuté le 17-18 novembre 2006 avec l’attentat déjoué à IVATO n quinze jours avant l’électin présidentielle du 03 décembre 2006
    A posteriori , Nous pouvons examiner les comportements de nobreux politiques -pour u contre le Président RAVALOMANANA MARC , surtout au sein du TIM dirigé à cette époqur zoarimihaja , qui testé au sen du TIM paris son plan de remplacement des membres favorables au Président RAVALOMANANA MARC par des gens de son cru , inconnus du TIM .
    Vers la fin de l’année 2007 ,le Pouvoir RAVALOMANANA MARC et les MALGACES ont enregistré une croissance dans le domaine socio -économique de 7%% ,un taux de scolarisation importante et un succès de la diplomative de l’Etat malgache ,honré par la visite de Monsieur le SECRETAIRE GENERAL DES NATIONS UNIES , choisi par l’Union Africaine pour accueillir le SOMMET DE L’AFRIQUE (53 PAYS) A ANTANANARIVO EN JIN 2009 et pour recevoir LA CONFERENCE DE LA FRANCOPHONIE EN JUILLET 2009 !
    Le 31 décembre 2008 , rajoelina est venu à Paris :
    -il rencontré une dizaine de malgaches chez adrien rakotonirina à Fresnes : certains présents à cette rencontre sont devenus ministres après le coup d’état
    -après cette rencontre avec des malgaches , rajoelina s’est entretenu avec Ratsiraka et Ra jaonarivelo p.
    A son retour à ANTANANARIVO au début de l’année 2009 ,rajoelina a nommé directeur de son cabinet à la mairie rasolosoa dolin , un des anciens smgam ayant servi sous Ratsiraka ainsi que monibou au secrétariat de la hat..
    En ce moment la dégradaton des conditions de vie des Malgaches s’accélère ( chereté de tous les roduits aimentaires générée par la hausse des produits pétroliers, fuite de nombreux villageis dans la forêt pour éviter les tueries perpétrées par des militaires et gendarmes ,!
    Et en ce moment , tout Nous paraît partir à vau l’eau , que rien ne va plus et pourtant les Malgaces restent calmes ( serrent-ils les dents , se préparent-ils pour un évènement heureux ou s’attendent-ils au pire ?)..
    CHISSANO demande ne rencontre des quatre Chefs de Mouvance..Mais il szeurte au non catégrique de zafy e de ratsiraka..
    Mais zafy et ratsiraka ont refusé la réunion des quatre..! Quelles sont les raisons qui justifient ces refus…
    Zafy prétend être spécialiste de la reconciliation ? Se peut-il qu’il existe des poblèmes de reconciliation dans cette invitation de Chissano !
    Cette reconciliation nationale ne peut être menée par une personne quelconque car elle est ne peut être que le travail des Malgaches , qi par le suffrage universel peut dicter son verdict!La publicité sur la spécialisation de zafy sur la reconciliation est ridicule ! Peut-il Nous apporter la preuve de cette spécialisation ?
    Ratsiraka se cantonne dans son quant à soi narcissique , quelque peu distant pour ne pas dire suffisantt / méprisant !

    CHISSANO ,dont Nous contestons la probité , a-t-il senti , a -t-il constaté que la fin de kla crise ccoince et les responsables de cette situation se trouvent armi lsquatre chefs de mouvance et que d’après lui cette rencontre avec le quatre chefs permettrait de crever l’abcès..
    Le Présidet RAVALOMANANA MARC et rajoelina se sont rencontrés à deux reprises..Ont-ils débloqué a situation ?
    Le Président de la République RAVALOMANANA MARC fait tout ce qui est à son pouvoir pour accélérer son retor au Pays !
    rajoelina continue à attiser les feux dans le SUD !
    A-t-il durant ces deux mois après ses rencontres avec le Président RAVALOMANANA MARC montré des signes de bonne volonté compatible avec les dispositions de la feuille de route !
    Que fait ratsiraka depuis ces trois ans et demi pour accélérer et faciliter la fin et la sortie de cette crise ?

    TOUT DES LE DEBUT DE CE COUP D’ETAT – DONT L’ESPRIT EST NE DE LA DEFAITE DE CEUX QUI ONT CONSTITUE LA MAJORITE JUSQU’A LA VICTORE DU PRESIDENT RAVALOMANANA MARC DES LE PREMIER TOUR DE L’ELECTION PRESIDENTIELLE DU 16 DECEMBRE 2001 !
    L’INSISTANCE DU COLONEL ANDRIANASOAVINA CHARLES A DENONCER L’ENSEMBLE DE CE COUP D’ETAT REPRESENTE UNE VOLONTE FAROUCHE DE  » DIRE  » DE RACONTER LE DEROULEMENT DE CE COUP D’ETAT QU’ IL A VECU EN LIVE , EN DIRECT..AFIN QUE LA VERITE DE CE COUP D ‘ ETAT NOUS PENETRE PHYSIQUEMENT ET MENTALEMENT.!
    JE LE SENS ET LE PRENDS COMME UN MESSAGE – TESTAMENT AFIN QUE NOUS N’OUBLIONSIRIEN !
    COLONEL ANDRIANASOAVINA CHARLES , JE VOUS ASSURE DE MON SOUTIEN DANS CETTE UTTE QUE VOUS MENEZ POUR FAIRE ECLATER L’EXPRESSION DE LA VERITE DANS CE COUP D’ETAT !
    SOYEZ ASSURE MON COLONEL DE MON AMITIE SINCERE !!

  20. zanak’iza ary io?tratra ny nafenina;lobaka tiserta vaovao milay:

    behttp://www.inovaovao.com/spip.php?article9329

  21. Inona ary ity????ao ve ry zareo a??rehefa tsy tafaverin’i ankolafy dada i
    dada dia TSORY ny raharaha fa mandreraka ity MIFANILINILIKA ity!!!
    Ary nanao ilay Sonia tsy nisy OLANA na FANAKATSAKANANA mihintsy fa NISOSA ary mbola narahana
    sira an!!fa rehefa hampiantra azy kosa……???zara aza misy aniliana !’i domelina ,fa izany angah no nifanarahana??
    Mba hataovy maika be ohatra ilay sinia ny FAMPIHARANA azy ary tsy nisy noterena tao fa nalalaka tsara ianareo an!
    Aza mba mifanadala ry MPITARIKA a!!!lazao ny marina fa aza arirarira lava izao ny olona .

  22. ça alors!quelquun lui apporte la poisse!qui s’assemblent se ressemblent;il faut que dada lui file des sous pour corrompre l’opposition ,sinon…
    Afrique du Sud : Motion de censure contre le président Zuma
    LE CAP (© 2012 AFP) – Les partis de l’opposition sud-africaine ont déposé jeudi au Parlement une motion de censure contre le président Jacob Zuma, critiquant pêle-mêle immixtion dans la justice, corruption et incapacité à résoudre les problèmes économiques du pays.
    Jeudi 8 novembre 2012 | 16:40 UTC

    © AFP/Archives Stephane de Sakutin. Les partis de l’opposition sud-africaine ont déposé jeudi au Parlement une motion de censure contre le président Jacob Zuma, critiquant pêle-mêle immixtion dans la justice, corruption et incapacité à résoudre les problèmes économiques du pays.
    Dans un rare mouvement d’unité, les huit partis d’opposition représentés au Parlement ont demandé à l’Assemblée nationale de voter contre Zuma, qui est actuellement au centre d’une série de scandales.
    « Le peuple d’Afrique du Sud peut témoigner de l’émergence d’un gouvernement et d’un pays différents de ceux envisagés par le président Nelson Mandela et ceux qui ont combattu pour libérer l’Afrique du Sud de l’oppression et permis un nouvel ordre démocratique en 1994 », ont-ils indiqué dans une déclaration commune.
    Selon la Constitution, le président et son gouvernement doivent démissionner si l’Assemblée nationale adopte une motion de censure à l’Assemblée. Mais la démarche de l’opposition n’a a priori aucune chance de succès, le Congrès national africain (ANC) disposant de 264 sièges de députés sur 400.
    Aucune date n’a été fixée pour le vote, que l’opposition souhaiterait à bulletins secrets afin que des députés ANC puissent voter contre Zuma.
    La présidente du groupe parlementaire de l’Alliance démocratique (DA) –principal parti d’opposition– Lindiwe Mazibuko, a expliqué aux députés que Zuma était responsable d’un affaiblissement et d’une inquiétante politisation du système judiciaire, d’une spirale de corruption, de la montée du chômage et du ralentissement de l’économie.
    Le droit à l’éducation a également été violé, de très nombreuses écoles n’ayant toujours pas reçu de manuels alors que l’année scolaire s’achève, a-t-elle rappelé.
    La motion de censure intervient alors que Jacob Zuma –qui veut se succéder à lui-même au congrès de l’ANC en décembre– est en outre très critiqué pour avoir fait rénover aux frais du contribuable sa vaste demeure du KwaZulu-Natal (est), alors que des millions de Sud-Africains vivent toujours dans des bidonvilles.
    Sa présidence a également vécu le pire massacre depuis la fin de l’apartheid, quand la police a abattu 34 mineurs en grève en août à Marikana (nord).
    L’ANC a qualifiée de « frivole » la motion de censure, « un coup de publicité désespéré, sinon stupide, de la part d’un groupe de leaders de l’opposition qui cherchent à attirer l’attention

  23. Ô Ravictor a!! ny vody lanin’i moka jerena fa aza ny lanitra tsy hianjera no tohanana e!!
    Marary fo @’izany eo !!!tsy izay ahatafarina an’i tanindrazana himasoana fa OBAMA efa
    mamy hoditra ary no tadiavina ho lotoina f’angaha dada Ravalo izy ity???dia miakapokapoka izany raha foza kely
    loha marina!!!ohatry blem be angaha fa mihizingizina be Lery fa tsy fatsora toy ny renikely tsy manakambo fa avzaha
    lany mofo ny madinika no mba atao tohatra hiakarana. MAHONENA eeeeeeeeeeee
    Mbola VIctorericwang ihany
    Mety be daholo sady tonga lafatra ny hataonareo ao Dago ry maty heritreritra an?????faty firy isanadro no hajedalareo ao??
    sa rehefa an’i maizina dia vorondolo fa rehefa ny fotsy hoditra toy ny frantsay dia voromanga???firy isanandro ny faty any
    Amerika raha miohatra ny habeany ??dia ny an’i Dago FIRY???sa tsy hainareo koa ny manisa toy ilay NONO 2 lazaina fa
    TOKANONO no voasambotra???mba misaina fa MAMPALAHELO , marivo salosana be !!!dia jereo ny tena vao mitsara olona.

  24. Ampelasoa!!averiko ihany fa ny vody lanin’i moka jerena eeeeeeeeeeee
    Dia mitady hirika handemena lava sisa hataon’ireto foza ,mikapokapoka !!!!
    Vola !vola! vola !!hita mihintsy fa tena olona voavidim-bola itony FAKO ITONY!!MAHONENA BE !!!

  25. Fa iza ry Ranavalona kôksa vava no lanin’ny moka ny vodiny a! tsy Rainivoanjo ekenareo rehetra eto woe dadanareo, efa nitety ny reninareo tsirairay, izay nanesy tany ny tenany, nandripaka olona, tsy manantsiny, tsy woe, nandripaka dahalo mpangalatra otran’ny dadanareo, sy mpamono olona, izay malahelo ianareo raha ny mpimasina dahalo no voasambotra, sy dahalo no voatifitra, fa ny olon-tsy manantsiny naripaky ny dadanareo, vao maika aza latsainareo. Rainivoanjo nandositra, tsy mahazo mandia tanindrazana, potika fananana, izay sahaza azy fa azo t@ makarakara, very seza volamena, de mirediredy sisa azo atao any Atsimotsimo any. De ny tena no me… Manana basy lava be zahay Ranavalona raha mitady ndry a! sa ahoana?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *