Ho varotana ny fananan-dRajoelina ho onitra hoan’ireo havana any Atsimo?

Isan’ireo fandemen-tsainy hataon’ireo FAT ny vahoaka Malagasy ity raharaha 07 fevroary 2009 ity.Nanao valan-dresaka indray ilay vazaha mpisolo vava avy atsy Afrika Atsimo androany.Nilaza ity mpisolovava ny AV7 ity fa tokony hamidy hono ny fananan’ny filoha Ravalomanana ho onitry ny havany namoy ny ainy.

Aiza ny porofo marina ilazan’ity mpisolo vava ity izany raharaha? Angaha tsy mahaleon-tena indray ny fitsarana malagasy ka afaka mamoaka izany didy izany fa toa didy « fopla » avy any ivelany no hirahiraina eto? Aiza ny taratasy avy amin’ny fitsarana Afrikana Tatsimo momba izany? Angaha moa tsy efa mandray vola be avy amin’i Andry Rajoelina isam-bola ireo olona natao sorona teny Ambohitsirohitra? Dia mba ahoana ihany koa ny onitra sy vola takian’ireo havana avy any Atsimo amin’ity vono moka (genocide) ataon’ny  miaramilan-dRajoelina( izay  izy Rajoelina tenany mihitsy no nanatitra ireo miaramila ireo) mandripaka ny malagasy any Atsimo? ( 36 isa no maty tamin’ny 07 fv 09, an-jatony maro ny maty any faritra Atsimo amin’izao fitondran-dRajoelina izao) .

11 pensées sur “Ho varotana ny fananan-dRajoelina ho onitra hoan’ireo havana any Atsimo?”

  1. Ary maninona raha ny renin’ilay io no hamidiny, raha tena mitady vola lery ho an’ireto mahantrany ?

    Tsy misy tokony hidiran’izany resaka hoe firy ny maty tamin’ny 7 febroary izany, raha hoarina amin’ireo izay maty any amin’ny faritra atsimo ! Ilay domelina daholo no tompon’andraikitra amin’izany !!

    Fa nisy inona, ary inona no nataon’ireo olona maty teny Ambotsirohitra ireo ? Izany no tsara ho fantany !

    I Kopé aza be kiredy ery satria hoe nisy olona tonga nangataka fanaovan-tsonia, resaka petisiô, hono teny akaikin’ny Elyze ! Faritra mena hono eny !

  2. VOLA!VOLA!VOLA!!!MATIM-BOLA !!!efa tsy lafo intsony angaha ny anabaviny sy ny reny ary ny
    zanany vavy isany koa harena inona izay efa NOROBAIN’IZY IREO DAHOLO @’izay no mbola inona no
    ho hamidy eo intsony hono???
    MBA NY AZY NO HATAINY TONGA ALOHA e!!!MATAHOTRA SAO DADA HITAKY IREO HARENY
    NOROBAIn’IZY MIANAKAVY ! MAMBA RERAKA!!!!dia mba hoe…..POV FOZA !!!!MAHONENA!!!!!
    NY HAREN’i DADANAY NANGALARITENISANY ALOHA HAVERINA VAO MITENITENY FOANA RY
    FOZA MAMBA RERAKA DAHOLOOO!!EFA LANY HENATRA RAHA IZAY TSIVAHARA IREO!!!!!!

  3. Tsy olana izany Ravelonarivo a!vao maika manatsara zavatra izao
    avelao hiariary tsara ny HAGEGENY rehetra ho hitan’izao tontolo izao a!!
    Izy ihany no miady ny LAVAKA hisitriany, isika tsy maintsy manana faharetana , minoa fa tsy maintsy hisy
    farany izao ary TSY MAINTSY!!!!

  4. dia mbola tsy misy resaka fampiahrana n FDR ihany ve , efa nahatapka ny SADC dia inona ihany no andrasana????

    Atao ihany izay hampitarozaka ny krizy fa mbola tsy lany ny harem-pirenena hamidy amin´ny vahiny.

    dia inona koa no idiraníreto olona ireto ny raharahn´ny mlagasy.

    Dia io indray ny frantsay fa mitady hanodikodina ny resaka, ho resak ahfa.

    sorena ny ny tena raha namaky itony tq gazety ma-laza : dia mbola ny frantsay sy tanzaniana indray haninona f´angaha tsy efa miandry ny fiverenana´ny filoha, efa manomana fifidianana, ho fampiharana ny FDR ??????

    L’apaisement politique à Madagascar est une des conditions sine qua non d’élections libres, transparentes et crédibles. Pour ce faire, non seulement la SADC, mais également les autres pays amis de Madagascar, interviennent.

    Laurent Fabius, ministre français des Affaires étrangères et Bernard Membe, son homologue tanzanien se sont convenus de de recevoir ensemble Marc Ravalomanana et Andry Rajoelina ainsi que les autres protagonistes de la crise politique malgache, a fait savoir une source proche du dossier.
    Les deux ministres ont décidé de concrétiser cette rencontre lors de la visite de Bernard Membe à Paris le 24 octobre dernier.
    Cette rencontre de nos politiciens devrait se tenir dans les semaines à venir, probablement pour ce mois, a poursuivi notre source. En revanche, le pays qui devra l’accueillir n’a encore pas été révélé.
    Cette nouvelle initiative de la Tanzanie fait suite à sa prise de fonction à la tête de la Présidence de la Troïka de la SADC. Dodoma compterait ainsi prendre le relais de Pretoria dans la gestion du dossier relatif à la crise politique malgache.
    Laurent Fabius a reçu le 24 octobre dernier le ministre des Affaires étrangères et de la Coopération internationale de la République Unie de Tanzanie, Bernard Kamillius Membe.
    A la suite de l’accession récente de la Tanzanie à la présidence de l’Organe politique de la Communauté de développement d’Afrique australe, les deux ministres ont abordé les enjeux régionaux, notamment la situation politique de Madagascar et les crises qui affectent la République démocratique du Congo.
    Laurent Fabius et Bernard Membe ont également évoqué l’avenir des relations bilatérales entre nos deux pays qui ont renforcé leur dialogue politique et leur coopération. La dernière visite en France de M. Membe remonte au mois d’avril dernier à l’occasion du cinquantième anniversaire de l’indépendance du Tanganyika.

  5. aza mivakiloha amizany fa amboatra anio tsy ho ela gtt reunion
    tsotra ny aminay ireo olona milaza fa naratra ireo no ho toronay izany hoe taiza izy ireo no voatifitra ary toerana aiza tao ambotsirohitra ary inona ny akanjo nanaovany tamy io 7 febroary 2009
    mazava resaka tsy ampoiziny av7miandry azy

  6. Aza mivaky loha fa LAINGA BEUUUUUUUUUUUUUUUUUUU Ôôôô
    TRAINGO INDRAY FA LAINGA MARIVO TOTOTRA IO eeeeeeeeee
    MAHONENA ILAY LAINGA FA TSY LASA LAVITRA eeeeeeeeeeeeee

  7. « Me Willy Razafinjatovo alias Olala s’insurge contre la déclaration de l’Avocat de l’AV7, Me David Erleigh qu’il qualifie de comique. »

    Vao mijery ety ivelany
    dia hita lay ranga io
    fa hoatran KISOA

  8. [Selon un quotidien qui a ouvert une enquête dans le Sud,
    à chaque village visité,
    les Forces spéciales

    (FIS dont membres sont bel et bien des FILS DE PUTE métis firantay…!!!)

    ont tiré en rafale sans sommation,
    prennent les vivres (riz, volailles, etc…),
    BRÛLENT LES MAISONS AVANT DE PARTIR.

    Les villages incendiés par les militaires dans le Sud sont au nombre de 21 provoquant la détresse de 3.000 femmes et enfants]

  9. Dia hoy i Olala izany hoe:
    « … le Juriste malgache trouve que la démarche des membres de l’AV7 est normale dans la mesure où en tant que victimes?????!!!!!!, … »

    miditra sy mivoaka toa ny lelon-jaza no tena traik’efan’i Me Willy Razafinjatovo alias Olala
    ==> aza be resaka misafelika r’ingahy z-AVOCAT olala an,
    efa fantatrao tsotr’izao fa … erreur fatale ho an’izay mpisolovava manaiky hiaro ireo MPANANI-BOHITRA mitaona ny gasy namany ataon-dry Lylisson Ramaroson Roland NyHasina … atao sorona teny Ambohitsirohitra ireny e!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *