HAFATRY NY FILOHA RAVALOMANANA MARC

dada_New1

dada_New1Nisy ny hafatra avy amin’ny filoha Ravalomanana Marc izay novakiana teny amin’ny Magro Behoririka androany. Toy izao izany hafatra izany. «  Manantena aho fa salama tsara daholo isika aty., Noho ny fitahian’Andriamanitra dia mamerina ny fiarahabana antsika tratry ny krismasy izahay mianakavy amin’izao hafatra izao. Aza manahy na dia kely akory aza fa momba antsika Andriamanitra. Mino aho fa mafy tsy misy maharava ny fifampitokisana. Na dia tsy miteny aza aho dia mazava  aminareo ny heviny. Izaho koa aty dia mahatoky tanteraka anareo. Tena malahelo ny vahoaka aho ary mafy amiko ny tsy niarahaba anareo tratry ny krismasy ary ny  tsy mifampiteny aminareo. Azo sary an-tsaina ny manjo sy mahalasa saina ny sasany. Dada tsy ho ela dia tonga araka ny fifanarahana.

10 pensées sur “HAFATRY NY FILOHA RAVALOMANANA MARC”

  1. Ho an ‘ANDRIAMATOA filohan’ny FIRNENA RAVALOMANANA MARC
    sy ny Vady aman-Janany any Prétoria..

    Faly tokoa maheno ny hafatra avy Aminareo Minakavy indrindra amin’izao fotoana mahalasana fisainana izao..
    Koa misaotra Anaeo eram-po eran-tsaina..
    Na eo tokoa aza ny fomba rehetra andraisan’ireo olona ny teny nolazainaop tant Daresalama tamin’ny 11 décémbre 2012 , dia takatray mpiaraka Aminao ny votoatin’uzay tianao nampitaina !
    Koa aleonay mangina ary miandry ny fihaonana Aminao!
    Ary mbola isaorana tanteraka ianao amin’izany satria no hamafisanao androany o votoatin’ny tianao nampitaina io,izay raisinay ho fanomezan-dehibe ho an’ny Taona Vaovao izy hitondra ny Fahamarinana ho Antsika Eahatra Tompoko.

    ANDRIAMANITRA ANIE HOMBA SY HITAHY ANTSIKA REHETRA KA HIFANKAHITA SOA AMAN-TSARA DAHOLO..

  2. L’HOMME DE POVCON PARLE:

    Sylvain Urfer, « Le seul remède est culturel »

    Sylvain Urfer, -, Actualité, 20 septembre 2012

    Père jésuite natif de Mulhouse, Sylvain Urfer vient de publier “Madagascar, une culture en péril ?”, ouvrage dans lequel ce prêtre, qui vit sur la Grande Île depuis près de 40 ans, pose son regard sur la société malgache et son avenir.

    Connu pour ses prises de position critiques à l’encontre du régime malgache, le père Sylvain Urfer avait été expulsé en 2007. La démission de l’ancien président Marc Ravalomanana deux ans plus tard a permis à ce jésuite, fondateur du SeFaFi (l’observatoire de la vie publique), de retourner dans ce pays qui l’a accueilli en 1974.

    – A la suite de votre expulsion puis de votre retour d’exil, avez-vous acquis une certaine « notoriété » à Madagascar ?

    Oui, à l’évidence. La nouvelle de mon expulsion a été véhiculée jusque dans les brousses les plus lointaines, et généralement mal acceptée, en raison de mon statut de prêtre autant que de mon engagement au sein de la société. Mon retour a été ressenti comme la réparation d’une injustice. Pour moi, cette notoriété accrue est synonyme de responsabilité accrue à l’égard du pays ».

    – La commission électorale a arrêté la date de la prochaine présidentielle, le 8 mai 2013. Cette annonce met-elle un terme à la crise politique qui oppose le président du comité de transition, Andry Rajoelina, à l’ancien président Marc Ravalomanana ?

    Ces élections pourraient résoudre le conflit Ravalomanana-Rajoelina, à la condition que les deux s’abstiennent de se présenter : Andry Rajoelina y consent, mais Marc Ravalomanana s’y refuse.
    Madagascar vit une mutation traumatisante.
    Plus largement, la crise malgache n’est pas seulement politique, elle est socio-culturelle et prendra sans doute encore deux générations avant d’être surmontée. Madagascar (comme l’Afrique subsaharienne) vit une mutation traumatisante, celle du passage d’une société traditionnelle à une société moderne. Une élection sans Ravalomanana ni Rajoelina donnera au pays le temps d’une trêve lui permettant d’affronter les prochaines crises dans de meilleures conditions ; une élection avec les deux, quelle qu’en soit l’issue, avivera les antagonismes à tel point qu’une guerre civile ne sera plus à exclure.

  3. ity indray no mety tsy maintsy ho hanteliny ny mpanoana ny aradala:

    . Prévue se tenir à la mi-janvier, la réunion verra la participation des exilés politiques dont les Présidents Ratsiraka et Ravalomanana.

    IO ILAY tsitapabolana ,tsitapabolana ,mahatonga efa ‘4’ taona .

    dia ho hasian i Rajoelina iray volana fandiniana ny toerana hiaonana,dia Mihemotra ho azy @ volana fevrier .

    Aiza re izany r ‘i Hanitra ,Mamy ?manandafy ..Ihanta …VITAO HOY AO ITY RAHARAHA ITY
    RAHA TSY IZANY DIA HIAKATRA IZAHAY .

  4. raha akoho ity rangahy ravalo ity dé ôtran’ireny akoho voakapoka ireny!!! raha adin’akoholahy indray dia ilay lazain’ny mpampiady akoho hoe: « tratry ny tendakely »!!! hi!hi!hi!Manjoretra sy manepoka nefa be taim-bava hoe: « tsapao aloha ny hery!!!

  5. Raha biby elah de Alika ry peuple tsy Malagasy fa botom bazah andevo!!!!ny A/tra elah de Rajoely!!!voahozona hanompo devoly elah!!tsy ho avotra intsony fa mitondra ny marque 666!!!tsy zakan’elah mihintsy zany anarana RAVALOMANANA izany!!!aratsiana fa eee!!!io fa mijoro fona!!!itony ilay te ho deraina otran’ny olitra ka any anaty tay vao manao ankiletika!!!!na fotsy izao aza lazaina fa mainty fona!!!

  6. Aiza izy zany ry tsisy saina ah???? misy saina elà koa voahongana teo amin’ny fitondrana??? vendrana iray trano!!! efa-taona tsy tafaverina fa mivouvou ôtran’ny alika eny an-tokontany fotsiny!!!! iza no tena devoly tsy ny dadan’lah??? manompo oussy mainty!!! mpitahiry ody!!! Miseho milay nefa ny ronono no hay terena!! rehefa tsy hay intsony lety ny mitery rononon’omby dé lé bôbôtan’omby asaina teren’i dadan’lah ah!!!na ny an’lah mitsy asaina tereny!!!! rehefa resy dé mipetraha fa tsy be taim-bava eo!! lasa ny alika vao mangorom-bato!!! taraiky miandry an’i pôly eo! ha!ha!ha!

  7. Peuples malgaches ve no anarana hisandohan’lah ry foza à any anaty fotaka feno tay no misy an’lah fa tsy aty ambonin’ny tany satria tsy manana tsianjery afa-tsy ny tsianjerim_poza elah dia ny fanaratsiana ny filoha Ravalomanana!

  8. Aza malahelo ry namana legalistes fa tsipaky ny miala aina ny an´io alikam-poza voasesitany tamin´ny 2002 io, peuples malgaches no mba hainy sandohana ny manoratra aza diso tsipelina, andevon-Drajoelina petasanga tena ry peuples malgaches, Ampahafirin´ny volany no mba omeny anao Hi! Hi! hi! rehefa vendrana dia izany no alehany,
    Mamonoa Tena fa ny Filoha Ravalomananana dia tsy maintsy miverina amin´ny Voninahitra nomen´ny vahoaka Mlagasy nifidy azy. Ary ny ben´ny Foza Andry Rajoelina dia miverina any anaty lava-piringa miaraka aminao milaza peuples Malgache io.

  9. Misajaona lalimanga milomano any anaty maloto!!!izahay zao no au pouvoir fa elà sy ny dadan’lah any angabone feno maloto ao amin’ny magro!!! lalimanga mahita T.A.Y ty misajaona sy verbeek ity ka efa hita izao fa maloto mbola lelafina ihany!! amin’izao zao ny maloton’i afrika atsimo no atao sakafo!! ah!ah!ah

  10. AZA MORA ENTI-PO WA NAREO REFA MRESAKA .1:NY FOZA D ANISAN VAHOAKA MANDINIKA TSITA rAMOSE ,2:NY FOZA VAHOAKA AN ANDRIAMANITA TS MANAVAKA ;3NY FOZA D MANDRIPAKA AN FRONGON »rAMOSE HATRAM FARANY

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *