Me RAZAFIMANATSOA HANITRA : NY MAHAMAIKA ANTSIKA DIA NY FODIAN’I DADA

DSCN1497
Andro sisa isaina dia higadona ny fetin’ny krismasy. Tsy diso anjara amin’ny fankalazana izany ny zanak’I Dada tetsy amin’ny Magro Behoririka androany. Nisy ny fizarana vatomamy ho an’ireo rehetra izay tonga teny an-toerana mba ho mariky ny fanamarihana izany fety izany. Ny Me Razafimanantsoa Hanitra dia nitondra ny hafatry ny filoha Ravalomanana Marc noho izay fetin’ny krismasy izay satria Sabotsy farany alohan’ny krismasy. Tsy maintsy manao ny firariantsoa isika fa izay no antenaintsika fa hahasoa ny filoha Ravalomanana sy ny fianakaviany. Misaotra an’Andriamanitra lehibe isika hoy izy fa naharitra teto foana. Androany dia mahatsiaro manokana ny filoha avalomanana Marc sy ny fianakaviana isika. Ny faniriantsika hoy izy dia hiaraka hanao krismasy miaraka amintsika izy. Mila an’I Dada mody aloha ary hanao fety miaraka amintsika hoy izy. Miankina amin’I Dada sy ny Sadc ny fanapahankevitra. Efa tonga any amin’ny sofin’ny Sadc izany fa tsy tonga any amin’ireo jamba sy marenina. Amin’ity indray mitoraka hoy Me Hanitra dia  tsy hay tohaina izany. Firariantsoa no hampitain’i Dada ary raisintsika am-pitiavana izany ary averintsika any aminy. Nisy ny fanapahankevitra hoy izy notenenin’i Dada hoe tsy hilatsaka izy. Ny fanapahankevitra dia tsy misy afa tsy ny tenany ihany no manao izany. Isika tsy miatehitra amin’iza na iza fa rehefa izay no teniny dia izay. Ny resaka hoe raha tsy milatsaka Rajoelina dia izao na izao. Isika hoy ity mpisolovava mpanao politika ity dia tsy miandry valinteny amin’ny moana hatramin’ny mars. Efa zatra ny oui androany ary non rahampitso ry zareo fa ny antsika rehefa eny dia eny.  Ny mahamaika antsika hoy izy dia ny fodian’I Dada. Nisy ny  fivorian’ny mpanaramaso ny tondrozotra sy  ireo nanao Sonia ny 10 desambra sy tamin’ny Alatsinainy teo ary nisy zavatra tapaka tao. Niady mafy ny Ankolafy Ravalomanana hoy izy . Ny zavatra tapaka dia hoe tanterahina ny andininy faha 16 ka nanaiky izany na Tgv na tsy tgv. Efa nanomboka notanterahina hoy Me Hanitra fa nisy imlay miaramila navoaka tany. Nekena ihany koa ny andininy faha 17 hoe hosokafana dahalo ny haino amanjery reehtra ka anisan’izany ny radio fahazavana, ny Mbs sns. Eo ihany koa ny hoe mitovy daholo ny fidirana ao amin’ny Rnm sy TVM nanomboka tamin’ny nanaovana Sonia tamin’ny Alatsinainy teo. Mbola ny ampahany amin’ireo miaramila no navoaka fa mbola maro ireo any am-ponja. Mato ireo nanohitra dia nisy tsy nety ny fitondrana. Ampy izay fitazonana ireo tany izay. Raha mbola tsy mivoaka ireo hoy Me Hanitra dia tsy mbola hisy ny fitoniana eo amin’ny miaramila. Avereno Dadanay hoy izy ary efa manisa andro isika amin’ny fodian’ny filoha Ravalomanana Marc. Nanafatra ny Sadc ny tenany hoe ampodio Dadanay fa reraka izahay fa manana hery lehibe izahay rahampitso. Nirary ny vahoaka rehetra hanao fety sambatra ny tenany.

DSCN1460 DSCN1461 DSCN1466 DSCN1467 DSCN1468 DSCN1469 DSCN1470 DSCN1471 DSCN1472 DSCN1473 DSCN1474 DSCN1475 DSCN1476 DSCN1477 DSCN1478 DSCN1479 DSCN1484 DSCN1486 DSCN1487 DSCN1488 DSCN1489 DSCN1490 DSCN1491 DSCN1492 DSCN1494 DSCN1495 DSCN1496 DSCN1497 DSCN1498 DSCN1499 RSCN1463

21 pensées sur “Me RAZAFIMANATSOA HANITRA : NY MAHAMAIKA ANTSIKA DIA NY FODIAN’I DADA”

  1. ARATASY MISOKATRA HOAN’NY OLON-DRAVALOMANANA AO AMIN’IO FITONDRANA IO, HAFATRA HOAN’NY MALAGASY
    Envoyé par: BARYNJAKA (Adresse IP journalisée)
    Date: ven. 21 décembre 2012 19:44:53

    Gaga ary tena talanjona ny tenanay raha nahare fa tapakevitra tsy hilatsaka i Ravalomanana. Tena nivadika ambony ambany ny rasa. Zay anefa moa no hitany fa mety ka dia nataony. Ny tena loza anefa dia ity: na dia efa mandady rariny tahaka izany aza i Ravalomanana dia mbola midingin-drambo tsy manaiky ny hiverenany ny Fat sy ny namany. Dia hoy aho hoe fa dia ahona loatra? Raha totohondry tsy mivokina amin’izany dia maty hozatra hoy ny fiteny. Ka izao no hevitra homeko fa toa variana amin’ny seza mafana ireto ankolafy Ravalomanana ka tsy mahita izay tokony hatao intsony.
    1- Efa nanao fanetren-tena goavana ny filoha Ravalomanana ary mitaky valiny avy amin’ny fat izany dia ny famelana azy hody tsy misy rahoraho.
    2-Raha tsy manaiky an’io ny faty fa mbola mihizingizina dia izao no atao.Mametraka ultimatum une semaine amin’ny faty mba hamerina ny filoha eto Madagasikara ary raha tsy voahaja io dia manao demission fahobe ireo olon-dravalomanana rehetra ao amin’ny fitondrana ary mitokona eny amin’ny magro daholo. Raha sahy manao an’io ny ankolafy dia hihetsika ny cominauté international satria izy ireo dia resy lahatra fa i Rajoelina no sakana. Tsy mila ady hevitra io fa dia fanampahan-kevitra ary tokony samy ho sahy fa tsy hatahotra seza very.

    TOANAKO 10%

  2. Aoka Isika tsy ho be tsikera ary tsy hitoreo amin’ny fanambarana nataon’i
    Fjloha RAVALOMANANA MARC tany Daresalam tamin’ny 12 décembre 2012.Io fanambarana io dia nataony tamin’ny alalan’ny conférence de presse..
    Tsy nanambara izany  » fanam-pahavitra  » izany..
    TSY MBOLA NILAZA MIVANTANA TAMINTSIKA MALAGASY IO FANAM-PAHA-KEVITRA NY
    FILOHA RAVALOMANANA MARC..
    Koa noho izany dia tokony hangina Isika ary miandry ,satria maro ny lalana ary miovaova ny fizotran’ny tantara..§
    Tazony sy tano ary minoa ny tenin’ny Filha :
    –Eo amin’izao tolona ataontsika izay dia ny 10 tsan-tony ny ezaka ataonareo fa ny 90 ian-jatony dia raisiko ho andraikitra.
    –Ny andro sisa iainako dia entiko hanompoako ny Malagasy sy ny Tanindrazako…!
    Anjarantsika no misaina sy mandinika fa ny fitsikerana toa ny hoe » gaga sy
    talanjona izahay  » dia fanomezan-tsiny any ny Filoha RAVALMANANA MARC ,izay mifofotra mitady izay fomba sy lalàna hialana amin’izao kirizy izao !

    Koa mahaiza mandina ary miandrasa tantana Isika !
    Ny fodiany no hikirizana aloha !

  3. 4 Taona izao no mikatso ny firenena ,ka hiandry tahaka ny t@ izay efataona izay indray ve ?
    Aoka handraya ny andraikiny ny vahoaka ,fa ainy koa io.

  4. Tsy izay rediredin-drajoelina no tokony enontsika sy oùentsika lanjany..
    rajoelina miriorio toa ny angidina ,izay kely loha sy tsy manan-tdaina..
    Tsy misy idiran-drajoelina ny fodian’ny filoha RAVALOMANANA MARC..
    Ny Frantsay dia efa nanambara fa manaraka an-tsakany sy an-davany ny fanampaha-kevitry ny SADC izy..
    I rajoelina no manindrahindra sy mihambo fa miaro s manohana azy ny Frantsay.., satria mbola maro oa ireo be filaza fa ny Frantsay no tsy rototra hanafaigana sy hanamora ny famaranana izao kirizy izao…Dridran ‘i Ngilo izany ary tsy fahaizana manaraka ny ady diplomatique , izay nahatsapana fa naharesy ny SADC izay nitokisan’i Filoha RAVALOMANANA MARC..
    Diso ary lainga daholo ny teny aelin-drajoelina ,.: IZAY ANY SISA NO ENTINY HANDRESEN-DAHATRA NY MALAGASY…!
    Ny fivezivezeny any Frantsa dia hoe miresaka amin’ny Frantsay fa mifandray amin’i ratsiraka ,izay tsy nanao na inona na inona fa niandry izay vokatry ny asan-drajoelina..TSY NAMOKATRA I RAJOELINA ,dia nihaona na hihaona toa ny fihaonanan ‘izy ireo tamin’ny 31 décembre 2008…
    Ny 26 janvier 2009 no nanomboka ny asa jiolahy nanampotika ireo fitaovam-pamokarana fanan’ny Filha RAVALOMANANA MARC..
    Amin’izao fotoana izao dia ny fanakanana ny fodian’ny Filohan’ny Firenena ANTANINDRAZANA no imasoan ‘zy ireo..!
    Koa tohizo ny fahamalinana sy ny andry maso !

  5. vu dans Moov ,émis par misatra:

    LE FAT’NA A MIS 4 JOURS POUR REPONDRE A L INVITATION DU PRESIDENT TANZANIEN.

    LE MËME PHAT NA A DEMANDE UNE AUDIENCE AU MINITRE MAE DE LA FRANCE <,IL EST RESTE PRESQUE UNE SEMAINE EN FRANCE ,POUR UN ENTRETIEN DE 15 MN AVEC FABIUS .

    "LA SOUVERAINETE DE MADAGASCAR NE SE RESUME PAS A LA LIBERTE DE RAJOELINA DE FAIRE CE QUI LUI PLAIT ,
    LA SOUVERAINETE DE MADAGASCAR EST PLUTOT LA LIBERTE DU PEUPLE A TRACER SON DESTIN ET A DETERMINER ET DESIGNER PAR DES SUFFRAGES ELECTIFS SES DIRIGEANTS .

    il y a qui traite le Phat de tous les maux ,il a raison ,car ceux qu ont encaissé le pays en regression de tous les parametres depuis que ce monsieur est à sa place actuelle ,lui mérite des ripostes conséquentes.

  6. « Andro vitsivitsy  » efa ho efa taona izao Izay foana ,ka aoka re RAZAKATSARA mba angina rehefa tsy fantatra :

    23.12.2012 – Radio Rindra – Zaka Tsara : Tsy azo tohaina ny fiverenan’ny Filohampirenena Marc Ravalomanana ! ! !

  7. Zanak’i Dada hatry ny 2002: tokinao zahay Dada8!
    hatry ny 2002 no efa teny Faravohitra nanao AndryMaso ny fonenanao, tamin’ny 2009 niara-nihazo teny Iavoloha nanakana ny TANK be!

    TONGAVA soa an-tanindrazana fa eto izahay:
    – ny tanora efa en position « PARTEZ » fotsin;
    – ny vehivavy dia ho hitan’i Lanto Be Panda eo ny talentany;
    – ny lehilahy tsy lazaina intsony

    ___

    Mirary Noely Sambatra ho antsika rehetra.

  8. Mba nanal’azy teny @ Braderie omaly
    Lafo velona ny entana no SANSqualité ny ankamaroana
    Mbola nanampy trotraka koa ity raika vavy mi-rouler rrrrrrrrr nanao hoe ‘avy any Parisy ny ato aminay’ – saiky lasa ny vavako nanao hoe: atao « FIRANTAY » anga nefa mameno trano fotsin moa ilay izy mbola vidiana lafo

    Ary sao de mba friperie misy étiquette « fabriqué en France » aza io
    nosasahinareo MalGaches mitrongy vao homana manao vakansy aty ireo
    de sasahina @ machine à laver
    hamonoana lolo ireo Vendran’isany

    ____

    Iza no nampikoroso fahana an’itony toa izao no vokany:
    http://www.tananews.com/2012/12/air-madagascar-colere-de-260-passagers-retenus-a-laeroport-roland-garros/

  9. Soraty tsara aloha ny communauté vao miresaka Ravelonarivo a! Raha mbola velona woa Zandrinay, ka mbola eo @ pouvoir, de sesitany foana na migadra no sahaza an-dRainivoanjo. Hain’olona foana ny mamaly zay stratégie nao Rainivoanjo ô! Jereo tsara ane ny décision ho raisin’ny Zandrinay e! harary fo daholo ny Zanandrainivoanjo, faibles, tsy mahay n’inona2, 4 taona reraka kely toa izao sary avoaka izao. Aiza ny tany Diego, Antsonjombe, Andohatapenaka? Rainivoanjo sy ny Zanany mitsipozipozy sary efa tany @ 2002 sisa. Vato sy planches kely sisa hipetrahana. Bonbon gasy no hifampizarana. Ry Hanitra sy ny ekipany bolangina be ery ambony lapihazo miaraka @ireo mpiandry mpaminanin’ny devoly manao politika, mahazo tehaka foana, tsisy afatsy ny magrorerakely sagnagna sisa no mitehanka olona tsy mahavita azy. De samia salama ary amboary ny fo, fa action zany tsy vitan’ny wawawa ry Zanakidada sy ry Hanitra mamy ny atsy fy ny aroa ô!

  10. http://lafy8.forumactif.ca/n325-sirajoelina-etait

    Si on néglige l’histoire de ce fameux Andry Rajoelina, pour sûr, on risque de se trouver à coté de la plaque car l’origine de cette crise vient de là.

    Né en 1975, originaire d’une famille noble au départ, son grand père étant un Général de l’armée, mais complètement fauchée par la suite, Andry a passé son adolescence et une partie de sa jeunesse entre Madagascar et la France, ou ses parents et sa sœur habitent. Ces derniers ayant acquis cette culture européenne, tendance à
    faire débrouiller tous seuls leurs enfants après leuR majorité, l’ex-maire actuel de la ville d’Antananarivo a dû faire des petits boulots par ci par là afin de pouvoir continuer ses études.
    Tout le monde le connaissait à cette époque comme un DJ animant souvent des soirées en boîte comme la boîte de nuit de l’ex Hilton, connu sous Carlton actuellement.

    Mais la plus belle erreur de sa vie commence lorsqu’il a commencé à sortir avec Sarah Ravalomanana, la fille de l’actuel président Malgache au pouvoir.
    Celle-ci étant fille unique et trop jeune, Ravalomanana étant déjà millionnaire, il n’a pas beaucoup digéré que sa fille sorte avec un “vaut-rien” qui n’avait aucun sous et qui était DJ de surcroît à cette époque. Il faut noter que lorsque cette histoire s’est passée Monsieur Ravalomanana n’était ni maire d’Antananarivo ni président de la République. Mais il a tenté de rompre le couple et il a d’ailleurs réussi.
    Il paraît que Sarah était enceinte de Andry pendant ce temps, à peu près dans les années 90, plus éxactement, enceinte de Maika le “paraît-il” dernier de Ravalomanana. En conséquence le président Malgache n’a donc eu que trois enfants seulement, le petit dernier n’est en fait que son petit fils, et ceci a été fait afin de sauver l’honneur de sa famille.

    Après avoir rompu avec la fille du cher millionnaire, il a continué ses activités de DJ, réussi son Bac, a étudié pendant un an à l’ESCA dans la filière gestion, et est parti poursuivre ses études en France. Il ne faut pas oublier qu’il a une double nationalité : française et Malgache.

    Mais au lieu de poursuivre celles-ci, il a préféré errer là-bas sans rien faire.

    Tout de même, cette décision l’a réussi car il a rencontré en France son épouse Mialy, fille d’un richissime opérateur économique à Madagascar, partenaire de Ratsiraka à l’époque, et lors de l’arrivée au pouvoir de Ravalomanana, les activités de son beau père ont été plus ou moins bloquées. Une haine de plus encore pour Andry contre son ennemi juré, en plus du fait que, Ravalomanana a interdit tout contact de celui-ci avec son fils.

    Andry a maintenant trois enfants avec Mialy, quatre en tout avec celui de Sarah. En 2004, gigolo, opérateur de INJET l’entreprise de sa belle famille, il a voulu installer des panneaux publicitaires à Antanimena, mais malheureusement, avec l’intermédiaire de son maire à l’époque M.Patrick Ramiaramanana, Ravalomanana a interdit l’installation de ses panneaux.
    Dès lors l’ambition de devenir maire d’Antananarivo a grandi de plus en plus en Andry TGV. En 2008, il a réussi son pari.
    Il reste le plus dure à faire : la vengeance contre sa bête noire.

    En novembre 2008, Andry avec sa petite famille a pris ses vacances en France, y a rencontré Didier Ratsiraka qui lui aussi a une haine mortelle contre Ravalomanana, et a préparé ce coup bas dégoutant :
    la crise actuelle à Madagascar.
    2010, Peut-être, ce qui reste à suivre, d’ici quelques mois, on s’attend à l’exil de Andry TGV en France jusqu’à la fin de ses jours…

    Par Lirman

  11. Merry Christmas to all of us,

    I like and am thankfull to Tahiry
    to re-call up here
    this condensed family origins
    of famous OUTLAW Andry Nirina Rajoelina!

    THIS IS THE STORY OF HOW little boy Andry Rajoelina EVOLVED one he has been conceived by VazahaTaratasyFIRANTAY

  12. – Tratry ny fetin’ny Krisimasy daholo isika malagasy,
    ary enga anie Zanahary sy Jesosy kely, mba hanatanteraka ny faniriantsika rehetra,
    indrindra ireo izay ianjadian’ny Fahoriana ateraky ny fitondràna TGV ireto.
    – Joyeux Noel à tous et à toutes, Malagasy et amis (les vrais ;)) des malagasy !
    – Merry Christmas for All the Malagasy People and their friends !
    – Thanks a lot to Ho Aiza. I’ll never forget you ! Never !
    and Merry Christmas to Mrs RAZAFIMANANTSOA Hanitra to Mr Rakotoarivelo.
    Of course, I don’t forget Our President Ravalomanana and his familiy.
    Tahiry

  13. . Faly ny hionganan´i Dj isika rehetra , fa ny ahy kosa aloha tokony tsy avela miala maina mramora izy fa ho tsaraina amin´ny maha-mpanongam-panjakana azy, maha-mpamono olona aazy ( 7 fev 20099 mpandroba fanananólona izy sy ny namanyy ( 26 janv 2009 ). mpangalatra volam-bahoaka , ireo volam-panjakana nokirakirainy, izy anie jiolahy fa tsy olona voafidy hitantana ny volam-bahoakaa, jetro fa lany ny devises sy volamenanßny banky foibe. tsarao izy momban´ny bois de Rose. ary tokony atao izay tsy ivoahan ireo mpanongaam-panjakana handositra any ivelany, fa toa ho lasa exile ireo dia ho vitavita ho azy ny zavatra nataony teto tsy misy fitsaraana, ka anome modely ratsy ny any aoriana hanongam-panjakana.

    Izay no ilantsika ny fihetseham-bahoaka izao, hanao hazalambo ireo jiolahimboto mpandroba fananam-bahoaka ireo,

    vahoaka no tompon´ny fahefana , ka ireo jiolahy nadroba ny fananantsika ary indrindra nampahantra ny vahoaka malagasy. Tetiteteo fa ratsy fanahy . Aza avela handositra fa hazao.

  14. Tena RavaloMANGANA marina.
    1/ Namboarin’i Zandry ny zanany vavy de niteraka tsy nanambady. Lasa niompy zanabaratra.
    2/ Naongany de nalainy ny seza volamenany
    3/ Sakanany tsy mahazo miditra an-tanindrazany.
    Zany no alehany rehefa ratsy loha, mpanavakavaka olona. Mivaly foana io ratsy atao io. Tsy aleo ve nanambinanto an’i Zandry toy izay nitaiza zanabaratra. Rainihambo loatra woa ny mahavoa an’ireny. Mbola hita taratra eny ny tsy fananana solaitra, na de mpanankarena aza. Ireny le nasondrotry ny vintana, fa naetrin’ny tsy fahaiza-miaina e!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *