NAIKA ELIANA : TSY MATAHOTRA IZANY ENQUETE IRAISAMPIRENENA IZANY IZAHAY

images2Tonga eto nympisolovava ny AV7 hoy ny Cst Naika Eliana androany teny amin’ny Magro Behoririka. Raha nahatsikaritra ianareo hoy izy fa rehefa “Perte de vitesse” Rajoelina dia maika ho aty io rangahy io. Misy mpanao enquete iraisam-pirenena hoy izy ho tonga aty amin’ny volana janoary izao. Mety amintsika izany. Impiry moa ny filoha Ravalomanana Marc hoy Naika no nangataka hoe asio enquete mahaleontena iraisam-pirenena momba ny raharaha 07 febroary sy 26 janoary. Efa hetahetany nanomboka tamin’ny febroary 2009 izany ary hotanteraka izy io. Maro ireo porofo hanananay hoy ity olomboantendry ity izay napetrakay any amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Vonona izahay ary ny filoha Ravalomanana Marc hanatrika izany. Rajoelina sy ny tariny hoy izy dia nikonokonona hoe tsy maintsy misy rà latsaka hakana fitondrana an-keriny. Izy teny amin’ny 13 may dia nilaza fa ndao alaintsika ny lapa ka izy no nitarika izany niaraka tamin-dry Dolin, Alain Ramaroson sns. Tsy matahotra enquete izahay hoy izy. Fa maninona ny rindrina eny Ambohitsorohitra no misy faritra satria nisy nitifitra avy aty Antaninarenina. Atao ny enquete hoy Naika ahitana hoe iza no nanao ny 017 febroary. Mahagaga hoy izy fa ny mpisolovava azy ireo milaza fa ny filoha Ravalomanana Marc tsy mahazo mankaty. Tsy maintsy tonga eto izy. Mahakasika ny dian-dRajoelina any Paris dia nambarany fa takiany ny hoe raha tsy vita ny fifidianana tsy miverina eto ny filoha Ravalomanana. Ny vahoaka Malagasy hoy izy atokisan-dRajoelina fa tsy tia azy. Gaga ny tenako hoy Naika fa hoe tsy tia ny filoha Ravalomanana ny vahoaka Malagasy. Avelao aloha ho avy izy fa matoa tsy avela hody izy dia tsy mahatoky azy. Tsy ekena ny fanaovana fifidianana aloha vao mody izy. Ny vola azo avy any amin’ny sinoa izay nananganana ny orinasa any Soalala hoy Naika no nanaovana ny hopitaly, kianja, sns. Ny mampalahelo dia voamafy isika satria nomena ny sinoa ny hitantana ny harena ankibon’ny tany izay hahazoany tombony noho ireo vola nomena antsika. Ho hitantsika eo hoy izy raha hiaro ny mpanongam-panjakana ny frantsay satria sarontsarotra ny ahazoany ny fon’ny Malagasy satria tsy vaoofim-bahoaka izy. Misy ny lalàna tokony hampiharina amin-dRajoelina hoy Naika dia ny sata Afrikana izay milaza fa tsy mahazo mitantana firenena ny mpanongam-panjakana. Tokony hampiharin’I Afrika amin’izay io hoy izy ary enga anie ny Malagasy tsy ohatra ratsy aty Afrika.

mydago.com-magro 18 des 12 (14) mydago.com-magro 18 des 12 (7) mydago.com-magro 18 des 12 (12) mydago.com-magro 18 des 12 (11) mydago.com-magro 18 des 12 (10) mydago.com-magro 18 des 12 (6) mydago.com-magro 18 des 12 (5) mydago.com-magro 18 des 12 (4) mydago.com-magro 18 des 12 (2) mydago.com-magro 18 des 12 (1) myadago.com magro 15 des 12 (16)

27 pensées sur “NAIKA ELIANA : TSY MATAHOTRA IZANY ENQUETE IRAISAMPIRENENA IZANY IZAHAY”

  1. ===============================================

    Révélations sur l’affaire 7 février et l’affaire BANI.

    Je soussigné, Charles Andrianasoavina, né le 27 Juillet 1968 à Manakara

    Fils de Charles Ramanantsoa et de Moma Suzamie Adeline

    Officier d’active dans l’armée Malagasy portant le grade de Lieutenant Colonel dans le corps du 1er Régiment de Transmissions et de Services et détaché à l’EMGAM (Etat Major Général de l’Armée Malagasy), ne souffrant d’aucune maladie psychiatrique pour ainsi dire saint d’esprit, sans aucune

    contrainte ni corruption décide après mure réflexion par la présente de dévoiler au Peuple Malagasy et à la Communauté Internationale les faits auxquels j’ai assisté sur le coup d’état de Mars 2009, l’aifaire BANI et le rapport d’expertise concernant la tuerie du 07/02/2009.

    Je précise qu’au cours de mes longs mois d’hospitalisation, je n’ai jamais été vu ni par un Neurolgue ni par un neuropsychiatre encore moins par un Psychiatre.

    J’avoue que je faisais partie de ceux qui ont participé activement aux manoeuvres de déstabilisation depuis Janvier jusqu’à la prise du pouvoir le 17 Mars 2009 en précisant d’emblée que le commanditaire de ce coup d’état est le Président de la Transition actuelle Andry Nirina Rajoelina.

    Je reconnais la gravité de telle déclaration mais ayant perpétré un acte répréhensible vis à vis de mon pays je suis prêt à en assumer les conséquences.

    Il a été convenu entre Monsieur Rajoelina et moi-même avant de perpétrer notre acte que la transition ne dure pas plus de 24 mois.

    J’ai contraint Monsieur Rajoelina à signer l’accord de Maputo mais qu’il ne l’a pas du tout appliqué

    Par ailleurs, j’ai appris que le massacre du 07 Février a été exécuté par des éléments du Commandant Lylyson René. J’ai manifesté mon indignation à Monsieur Rajoelina qui m’a simplement répondu que c’est le prix à payer.

    Lieutenant Colonel Charles Andrianasoavina

    AFFAIRE MASSACRE DU 07 FEVRIER D’AMBOHITSIROHITRA

    Saint André le 05 Novembre 2012

    Vu la fonction que j’occupais au sein de l’Etat Major Général de l’Armée Malagasy,

    Vu ma proximité directe avec le Président de transition,

    Tous les documents stratégiques d’ordre militaire et de sécurité transitaient à mon bureau

    Concernant la tuerie d’Ambohitsirohitra du 07 Fevrier 2009 je persiste, confirme et signe que la déclaration du Lieutenant Colonel de la Gendermerie Rabe Jules, Directeur d’Enquête au sein de la Commission Nationale Mixte d’Enquête (CNME) au moment des faits sont vrais.

    En effet , il n’est pas nécessaire d’être un expert en balistique pour conclure que des impacts de balles sur la façade avant de la clôture du palais présidentiel d’Ambohitsirohitra ne peut pas venir de tirs provenant de l’intérieur du palais et lors cette expertise j’étais présent sur le lieu.

    Par ailleurs, le Commandant René Lylison de Rolland Urbain, au moment des faits adjoint du commandant de Groupement de Gendarmerie de Tsiroanomandidy était présent à Antaninarenina le 07 fevrier 2009 avec des gendarmes armés ne faisant pas partie de l’EMMONAT;

    Ces éléments armés commandés par le commandant Lylyson se sont postés dans tous les bâtiments entourant le Palais d’état d’Ambohitssorohitra : Ex Siège du PSM, Trésor Publique, Ministère des Finances et Hôtel du Louvre et ont tiré sur les Manifestants par derrière et de flanc expliquant les impacts découverts sur la façade avant de la Clôture du palais.

    Le Dimanche 08 Fevrier ce même Commandant Lylyson a été aperçu de bonne heure (vers 6 heures ) à Anosy, roulant à vive allure direction Ouest comme pour rejoindre son groupement à Tsiroanomandidy.

    Ainsi au vu de tous ses éléments, l’accusation contre le Président Ravalomanana d’être à l’origine de ce massacre n’est que pure calomnie pour le discréditer vis à vis du peuple Malagasy et de la Communauté internationale.

    Lieutenant Colonel Charles Andrianasoavina

    SI cela ne suffit pas a l avocatde Rajoelina ,qu il aille voir Le colonel Charles à la Reunion.

    AKOATRA IZAY Madame Naika dia aoka izay ny kabary ,fa i Rajoelina dia tsy maintsy Halatsaka fa mpanimba ny tany.

  2. Haaayyy!!ravinanto e!!izy dia mihamanja foana an!!

    Miala tsiyn aho ray olona fa iza moa no nanaiky an’i domelina teo no izao vao hoe……..isika mihintsy,
    ny ankolafy dada anie no nanaiky nanao sonia na dia efa nandà aza izao tontolo izao e???dia aiza a??
    efa tara e!!voalavo an-tanan-tsaka ??izay famitahany anareo tany tsy tė halala izahay fa ianareo anisany
    nanao Sonia, izay tena FAHOTANA MAHAFATY ( i Rakotoarivelo mantsy e!!)i dada aza tsapako fa noterena
    hanaiky fotsiny, ny tena mampanahy ahy dia mbola mitohy foana ny fampantenana poakatin’i Domelina dia
    io fa tsy avelany hilatsaka i dada raha tė hody dia mbola ho HANAIKY KOA????TSIA!!!TSIA !!AMPY IZAY!!!
    mbola azo ahatokisana ve olona efa TRANON-DAINGA INY???IMPIRY IMPIRY IZAY!!!TSY METY e!!!

  3. Bien que le nom Rajoelina Andry ne figurait pas sur l’Agenda de Fabius ,un homme de la notoriété de Rajoelina ne mérite pas cela ou un simple oubli du mae français .
    Mais effectivement selon le media povcon Rfi :
    Rajoelina a effectivement rencontré FABIUS: pour lui demander ceci ,je cite: »

    « il chercherait à avoir des garanties, notamment que son challenger ne puisse pas rentrer à Madagascar tant que le nouveau président élu n’est pas installé. »

    Preuve qu’il prend le monde pour Un con .

    de toute façon cela ne lui a pas empêcher de faire ses emplettes de fin d’année.

  4. Original à écouter :

    http://www.rfi.fr/emission/20121220/-andry-rajoelina-president-transition-malgache

    Nt Tananews moa tsy dia nanao commentaire firy amin’izay voasoratra, noho izany mba jereo anie ny original, na dia nohaisorina aza ny « Ecoutez » fiandohan’ny valin-teny !

    Nankaiza ny fanontaniana sy valin-teny faha : 4, 13 sy 14 ???? Mahamenatra loatra angaha no dia tsy napetraka tao anatin’ilay fanambaràna ôfisialy ???

  5. Ô ry zareo lohandohan’ny mpisorona mpiara-mitolona a! Efa ela be anie izany fitsarana iraisam-pirenena izany no tokony natao e! Fa maninona no izao vao hetsehina ilay izy anefa isika efa ela be hiany koa dia efa nanana porofo, fanampiny fotsiny ny andry charles foza! Mba hilazao vaovao izahay zanak’i Dada hoe nahoana, fa tsy arakay hiany koa anie ny lalana ahatongavana amin’ireny haingana e! Asa hianareo na mahazaka ny figadogadon’ny AV7 fa toa ohatra ny marina daholo hono izay vazavazainy rehetra etsy sy eroa. DADANAY a, ahetseho daholo izay fahaizanao rehetra fa fotoanany izao, efa tena leo izahay @ lainga tsara lahatra anefa marivo tototra ataon’ny foza sy ny forongon’ny AV7 ka nipoitra tsy fidiny nahiliky ny zanak’akoho! Hoanareo tena zanak’i Dada rehetra ato anaty forum ato: mahereza ary mitrakà hatrany fa tsy ho fona tsy akory ny fikelezanareo aina milaza ny marina sy ny rariny hoan’ity firenena hiaraha-manana malalantsika ity. Tohizo foana ny tolona hoan’ny eny ankianja fa zarazaraina ny fanomezam-pahasoavana ka izay tsy mahay sobika mba mahay fatam-bary e! Anefa na dia izany aza aoka isika tsy hipetrapetraka miandry izay fidonany sy izay kabary hatao eny ankianja fotsiny, fa aleo mihomana @ rehetra rehetra hanohanantsika ny Dadantsika hanorina zavatra tsara eto antanindrazana indray rehefa midaraboka i Rajoel kely mpanongam-panjakana sy ny forongony! Dia samia hotahin’Andriamanitra avokoa isika rehetra e! Masina ny tanintsika ny maha-Malagasy antsika.

  6. Mila mifampivavaka sy mifanohana isika ry ireto a! Aza kivy izany fa nandritra izay efa ho 4 taona izay aza isika mbola ireto tsy mihondrika fa mitraka hatrany koa nahoana no efa hoavy indray ny Dadantsika vao hiraviravy tanana isika? Bonne courage ô! Mahalala ny hevitra hiheverany antsika foana izy e! Sady matokisa koa an’i Dada fa olona gisa mainty tsy misy tahaka an’iny ary tsongoin’olombolo eto anivon’izao tontolo izao, matokisa azy fa efa manana mpanolon-tsaina tsara koa izy any ivelany any fa tsy tahak’ireo rehetra mpamadika palitao rehetra ireo! MAHEREZA!

  7. Izahay madinika aloha, efa mba mihezaka manao izay « kely » mba vitanay na dia tsy hitan’ny rehetra aza ê !! Anisan’izany ny « fanraha-maso » izay mba ataon’ireo hoe mpitarika ireo, ary hitanay foana na hatrany amin’ny « tranom-bazaha » aza, sao dia mihevitra ry zareo fa tsy misy mahita !
    Rehefa kely, moramora ny mihiditra ao anatin’izay lavaka tiana hidirana ! MDR !!!

  8. Tsotra be zany , vô nisy iny tifitifitra t@ 7 feb iny de ny fanambarana nataondRa8 de hoe zone Rouge … fa tsy hoe tsy izahay no nitifitra, aza foronina dahôly ty retraretra ty ee

  9. Tsotra be zany ê ! Ny an’ny olona aza olona dimy mampanao sonia pétition tsy lavitry ny vavahadin’ny Elysé fotsiny, dia efa lasa afera deta !

    Ny foza vendram-paiso ihany no mahavita manendry Filoha sy praiministra eny amin’ny arabe !!! Ny foza maimbo toan-dry Bogor sy ny tariny itony no malagasy manaiky fahànan’ilay domelina maloto ao anaty vavany !

    Tsy mahagaga rahatoa ka mamofona !

    Faly miosanosana ery, dia avy eo mamotika firenena !! Miomàna ary taomy ny foza rehetra, fa tsy ventiny intsony no alefan’ilay domelina ho anareo atsy ho atsy, fa ranony tena haut-debit !

    MDR !!!

    Izay notakian’ilay domelina tamin’ny frantsay, dia NIET daholo !! Ataovy ao anatin’ity atidoha miaro loto ity izany !

  10. MANGINA OA REHEFA RESY!!!!! RAISO NY FITONDRANA RAHA MAFIBE!!!!! IZAHAY VAHOAKA IZAO NO MANDIDY SY MANAPAKA!!!

  11. toa « insulte à ma personne » hoy ny frantsat izay , ny faobe ataon’io fozandozatra io hoe « peuples malgaches ».
    ianareo foza no voavidy sy mpamadika ka ny vahoaka malgasy no taritina ampitombo isa nareo maimbo rà sy ratsy saina.
    tsy ny frantsay ihany anie no manambasy sy mpitsikilo e!
    aza mba voageza saina ihany fa dia oui m’sié mandra maty no hany kely fantatra dia tabataba toa ny alika.

  12. Bravo! Bien dit KM ! Le pov con lèche bottes( Andry radomelina) a reçu un coup de pied sec par Fabius

    SOS peuples malgaches

  13. Tantaram-pirenena ? Mampalahelo dia mampalahelo, noho ireto foza voalohany indrindra, kanefa dia eo koa ireo izay milaza fa miaro ny ara-dalàna kanefa manao izay hitàran’ny krizy, mba hisian’ny manze bebe kokoa ! Ireo mpanelanelana moa dia karama ny azy io, mitovy amin-dry zareo ao amin’ny senity ihany !
    Na amin’ny 2020 aza vao misy fifidianana, tsy misy quoi ; vola avy any an-danitra io koh !

    Ho an’i Ziry Onésime raha sendra mba mandalo ato, momban’ity post ity :  » Moi, je suis comme St-Thomas….. », izay hitako tato :

    http://www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,765354

    TENA MARINA io !! Anjaran’ny vahoaka sisa fa tsy ny mpitarika irery ihany no miomana amin’ny fandraisan’azy, ary MILAZA AMIN’NY SADC FA SASA MIANDRY NY MALAGASY REHETRA !!!!
    Tsy zazakely, ka miandry fahànana lava izao !

    Ho faly ny vahoaka raha mba tonga mialohan’ny faran’ny taona izy !

    Io « retour sans conditions » io, efa eken’ny rehetra : USA, UE ( dont la France), UA,.., ary ny SADC no hanatanterak’izany !

  14. Momban’ilay tsy fahazoan’ilay domelina milatsaka, dia tsara angamba ho fantatry ny rehetra fa tsy « fiangaviana » tsotra io !! Mifono fampitandremana be dia be io, SATRIA I LERY DIA NANONGAM-PANJAKÀNA ! Ary fantany dia fantany izany, satria nazàva tsara ny hafatr’i L. Fabius !

    Tsy tian’i Fabius fotsiny ny niteny taminy hoe : Ialahy anie ka hiaran’ny sazy raha mbola miseho ho be mokon-doha eo ê ; ary aza mitomany aty aminay raha voapetaky ny olona any !!

    Rahatoa ka tsy azony IO « toro-hevitra mifono baiko » IO, dia tsy mendrika ny hitantana firenena akory izy ! Amin’ny vahoaka aloha, dia efa tsy olo-mendrika io domelina io ê !
    Ireto mpanohan’azy, toa itony kala peta-korona be panda itony, no tena mamoky sy litazon’azy ! Asa na tazominy amin’ny inona ?
    Asa koa na fitiavan-tena na fahatahorana ny fitsaràm-bahoaka, no antony izao fanaovana tsinontsinona ny Fianam-pirenena izao ?

    Tsy resaka pôlitika ny an’ireo fa asan-jiolahy, noho izany aza asiana resaka intsony izany hoe filatsahany izany, AMPY DIA AMPY ANGAMBA IZAO SAZY MIHATRA AMIN’NY VAHOAKA MALAGASY IZAO !!

    Sa mbola misy mitady ny mafimafy kokoa ??

  15. Tao amin’ny Tananews !

    « Christine Razanamahasoa souligne que jusqu’à présent, aucune coopération juridique n’a été jusqu’à présent conclue entre Madagascar et l’Afrique du Sud. Cette carence devrait mettre la Justice sud-africaine dans l’impossibilité de juger Marc Ravalomanana » !

    Foza mi-tourne, sa hamadika zipo sy kilaoty sahady ??? Ny foza indray ity no miaro an’Ingahy Ravalomanana !!! MDR !!!

    Matahotra ny ho takian’ny olona ny EMOLUMENTS REHETRA angaha ??? Tsarovy tsara koa ramatoa, fa ianao no tompon’andraikitra voalohany, tamin’ny famotehana an’ny TIKO â ! Tandremo sao miteniteny hoe TSY IZAHO VELIVELY !!!

  16. Tsy ho ela dia ho tonga ny Noely ! Natao resaka be ity hoe fara andro ity ; ny zavatra hita amin’izao fotoana, dia toa fara andro ho an’ireto foza mpanongam-panjakàna ity izy !
    Haka rivotra kely fa leo ny fofom-poza, ka mba misy fanomezana kely ho anareo mpitolona ity, na dia hitselika ato ihany aza rahatoa ka afaka manao an’izany !

    Iza marina moa ireto foza nanimba ny fiainam-pirenena ireto ? Mba tahaky ny ahoana izato fotom-pisainany ?

    http://youtu.be/tVAnsMDzXoE

  17. RE: dia ahasahy hilaza fa tsy hilatsaka ve i Andry Rajoelina sa tsia???
    dia inona no mety ho vokany raha hiteny izy hoe eny na tsia???
    dia ahoana koa ny momba an’i Kohen Rivolala sy Maihol??
    dia hody ihany ve ny filoha Ravalomanana?
    dia mbola hisy fara andro ihany ve androany?
    MBA VALIO RAHA SITRAKAREO

  18. Rehefa tsy mi-tourne, dia manao bao tsy mivily ! Tsy mieritreritra na tsy misy ati-doha, any ka midona amin’ny rindrina lava izao, na mivarina any an-kady !
    Iza no mbola sahy anaraka foza ?
    MDR !!

  19. iza moa no tena marina eto amin’ny firenena?
    iza no tena nahavita?
    iza no mbola tokony hitondra?
    MILA VALINY

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *