RAKOTOARIVONY JEAN PIERRE : MANAM-PAHAIZANA MANOKANA AMIN’NY FAMPANDROSOANA NY DADANTSIKA

Miandry am-pitoniana ny fanapahan-kevitry ny Sadc izay mivory any Tanzania ny vahoaka Malagasy amin’izao fotoana izao. Fivoriana izay andinihana ny famahana ny krizy eto amintsika. Ny filoha Ravalomanana Marc dia nahazo fanasana hanatrika izany ary efa any an-toerana ny tenany, izy rahateo efa nilaza fa vonona hatrany amin’ny fitadiavana vahaolana ivoahana amin’izao krizy izao. Ny lehiben’ny mpanongam-panjakana dia matahotra ny hihaona amin’ny filoha Ravalomanana Marc ka nilaza fa tsy hanatrika izany fihaonana izany izy. Tsy mahagaga izany satria efa fantany fa tsy azo iadian-kevitra ny fiverenan’Idada eto an-tanindrazana ka matahotra mafy izy ireo. Efa fanaon-dRajoelina ihany koa ny miovaova hevitra ka vetivety eo dia milaza fa tsy handeha kanefa avy eo indray mandeha. Eo am-piandrasana ny fehin-kevitra izay avoakan’ny Sadc eo dia mitohy hatrany ny hetsika ataon’ny vahoaka mpomba ny filoha Ravalomanana Marc etsy amin’ny Magro Behoririka. Anisan’ny nandray fitenenana teny androany ny Cst Rakotoarivony Jean Pierre. Nambarany fa raha jerena topy maso kely ny hoe aiza ho aiza ny fitiavan’ny filoha Ravalomanana Marc ny tanindrazana dia tsy mikely soroka izy fa na aiza na aiza hifampidinihana ka hampandroso ny Malagasy dia tonga izy. Omaly hoy izy dia efa tonga tany Tanzania ny tenany. Na dia tsy mendrika ny filoha Ravalomanana aza ny mifampidinika  amin-dRajoelina  dia tonga any ihany izy mba ho fitsinjovana ny vahoaka Malagasy.

Raha misy kosa hoy Jean Pierre, olona mbola mihevitra fa ambony noho ny hafa dia mbola manana ny maha izy azy lavitra noho izy i Dada. Tsy mila asandratra ny filoha Ravalomanana Marc fa efa ao aminy mandrakariva izany.  Noho izany dia aoka isika hoy izy hivavaka ho an’ny tanindrazana. Nilaza ihany koa ity olom-boantendry avy Amoron’Imania ity fa nisy ny korontana kely tamin’ity herinandro ambony ity noho isika manaiky ho rebireben’ny sasany. Efa niteny ny prezidà hoy izy fa hamafiso ny firaisankinantsika. Tsara ny mahafantatra fa zava-dehibe no notapahan’ny parlemantera, izay tsy misy fanavahana antoko politika. Tsy inona izany fa hoe ity olana mavesatra amin’ity firenena ity ka dia aleo hanaovana fanadihadiana lalina. Misy karazany 6 hoy Jean Pierre izany fanadihadiana izany. Raha sanatria ka tsy mandeha io dia tsy tomponandraikitra izahay fa ny fomba hanatanterahana izany dia ao amin’ny governemanta avokoa. Anisan’ny tafiditra ao anatin’ny fanadihadiana ny mahakasika ny Mine. Lazaiko aminareo hoy izy fa na mbola mivelona ao anatin’ny roa taona aza isika tsy hahalany izany saingy mampanan-karena ny mafia eto amintsika fotsiny izany. Eo ihany koa ny fanadihadiana momba ny faty olona tany Atsimo. Tsy maintsy atao mazava tsara ny momba io.  Rehefa tonga eto I Dada hoy izy dia aleo tsy hamatana tany efitra, ka noho izany dia tongava maro isika. Manam-pahaizana manokana amin’ny fampandrosoana ny Dadatsika hoy izy.

31 pensées sur “RAKOTOARIVONY JEAN PIERRE : MANAM-PAHAIZANA MANOKANA AMIN’NY FAMPANDROSOANA NY DADANTSIKA”

  1. Antso mainka ho antsika rehetra miaraka aminy prezidà marc ravalomanana.Tsy lasa intsony ity fa handao aminizay isika rehetra mianakavy hanapotika sy handrodana any i rajoelina andry nirina fa tsy misy afa tsy izay sisa.Ireo miaramila miaraka aminy no tonga dia attaquer ary tsy misy mitsitsy mihitsy eo fa tonga dia haverina aminy ry zareo ny zavatra nataony taminy 2009, na i RASARLA aza dia efa miaiky ny zavatra nataony ka anjarantsika sisa no manantanteraka ny tokony atao satria mantsy hiditra 4 taona ato ato ny fijalian’ny vahoaka tsy mandady harona. Tsy misy afa tsy izay sisa fa raha isika no tsy mihetsika dia: eto foana isika na 20 taona aza.Tairo aminizay nama fa tsy lasa intsony ity an!Chacun a son tour.

  2. Sao dia Cinema ataon´ny frantsay indrayizao ,tsy handehanan´i andry Rajoelina any tanzania izao aminízay dia tsy raikitra ilay fihaonana diaa mihitatra eny ihany dia faka 3 volana mamorona fihaonana hafa. Fa maninona no tsy sahy saziana na omena ultimatum i andry rajoelina miala aminío toerna nagalarina io e!
    Tena marina na aní KM hoe, ity FDr natao sonia nanome fahefana ny Bitro fotsiny. izao izy lasa midingin-drambo fa prézidá.
    Darofana any i ambatobe sy ny tafika milisy ireo dia vita.

    Ary mbola filohan´ny mouvansy ve i Mamy Rakotoarivelo no tsy mba tonga matetika manafosafo ireto zanakí DADA mitolona ao amin´ny Magro. fanetrehantena tompoko no ilain´ny vahoaka, fa tsy ilaina izany sefo na lehibe izany ka manambony tena.

  3. mety ho marina io Misajaona, misy fihaonana indray hoy ny reny fa aza makany rangaha.
    Efa hoe aza mba miantehatra amin’ny hafa hoa, aleo ho tairina amin’izay izay kokony notairainy hatramin’izay.Ento daholo ny namana aman-tsakaiza, andao daholo isika rehetra hitsangatsangana dia hipetrapetraka eny Ambotsirohitra; Antaninarenina, Analakely iny.
    samia mitondra ankalana hipetrahana

  4. Efa ela no tokony natao izao soso-kevitra izao, toy ny ataon’ny vahoaka @ tany leo fahahntrana sy fampitahorana lava io, fa isika na mahery @ forum dia mampalahelo anie fa biby tsy misy lohany tsy mandeha é! tsy misy mpitarika izany hetsika izany de eto foana isika. Farany teo aho efa nanolotra soso-kevitra @ tokony hanokafana radio ankalamanjana toy ny natao t@ andro Zafy (RFV) fa tsy dia misy reaction ny olona, nefa io fomba haingana ahafahana manentana ny vahoaka. Raha misy mpitarika any dia atomboy fa izahay vonona é!
    Izaho dia mino fa ny fahanginantsika izao dia adikan’ny olona ho fanekena izay miseho, dia izy mitady hisoko mangina hanao beloha io.

  5. rasamy,
    Io lazainao faharoa io no andrasan’ny frantsay mba hahafahin-dry zareo mihiditra an-tsehatra, ary hanampy ny isan’ny miaramilany any an-toerana ; ary tsy hiala intsony avy eo ! Intervention à but humanitaire fa tsy militaire hono !
    Amin’izao fotoana izao aza ry zareo tsy menatra akory, manampy fitondràna tsy eken’izao tontolo izao !
    Efa ela ry zareo no milendalenda ny rade-n’Antsiranana.

    Manifa pacifika ihany ! Fanambaràn’ny vahoaka amin’ny CI fa tsy mila an’ireo mpamono olona ireo ny vahoaka malagasy !

    Raharahan’ny malagasy io, ary ny vahoaka irery ihany no afaka hampiova ny fandehan’ny tantarany !!

    Hiemotra ny fifidianana, tsy hisy fifidianana amin’ny 2013 ! Tsy mahataitra ny CENIT izany satria mitombo ihany ny vola be, 2500 dollars isan’olona !
    Ny mpanongana sy ny mpiaradia aminy manohy ny bizina gaigy be !
    Ny vahoaka tsy « mihinana ny tadin-kirarony » intsony fa mifika sy mihinana ny vodin-tsilipony ary sitringiny !

    Nankaiza ireo nilokaloka sy nampanantena ny vahoaka fa tsy maintsy ho eny amin’ny magro foana isaky ny asabotsy ?
    Raha tena tia tanindrazana izy ireo, dia ny manaisotra an’ireo mpanongana ireo amin’ny ara-dalàna no tena hahafaly ny vahoaka, fa tsy izay tsy fankatoavana an’io governemanta tsy manjary io ! Indrindra moa fa ao anatiny ry zareo !

    http://www.tananews.com/2012/12/decision-de-lunion-europeenne-le-statu-quo/

    AMPY IZAY ! LEO SY MIJALY NY VAHOAKA ! LAZAO NY TENA MARINA ARY ATAOVY AMIN’IZAY IZAY TENA TOKONY ATAO, FA AZA MANDANY ANDRO AMIN’NY FIFIDIANANA TSY HISY NA TSY HO EKEN’NY COMMUNAUTE INTERNATIONALE !

  6. Eeehhhh! izany Mangidy izany dia efa VOATELIN’i FOZA Misajaona a!!!
    Inona no mahasamihafa azy sy i Beriziky izao???Manamafy ny sezan’i domelina.
    FANTSIAn’izy mitsamy @ fantsika rezatra mihintsy .Dia manao BOLOKY VAVA , am-bava tsy mila fa ny ao
    am-po kosa……….Kisonia ho an’i fihilan’i foza no hataony be dia be, sady efa lany lainga izy fa isaky ny mba
    tonga eny @ Magro izy dia mametra ny andro ahatongavan’i dada foana mba hanapenana ny vavan’ny olona
    dia izao toa efa MAIMBO lery dia TSY HITA INTSONY. MANOME LITIKA FOTSINY!!!!

  7. Fa raha ny tatitra nataon’i Charles rehetra ve tsy tokony efa
    ho iny no lalana tokany hivoahana fa inona no mbola handaniana
    andro e????tsy efa varavarana mitanatana ve iny HIVOAHANA ???FA INONA NO MBOLA
    TADIAVINA SY HILANA FOTOANA LAVABE INDRAY????mbola mamim-bahoaka ihany angah
    i dada ka mbola tsy misy fika ny @’ilay fifidianana???mbola hitady lalana lavidavitra kokoa ny
    alika rehetra ???MAHONENA eeeeeeeeeeee

    Aleo rangaha hasiana fitokonana kely hoe MANGIDY MIALA FA TSY MAMELY a!!!MIALA!MIALA!

  8. Loza ity Rasamy !  » FITIAVANA »??????
    Ny masoko ve no manjabozavo sa tena izay?????
    « FITIAVANA-TANIN-DRENIKELY- FIHEMORANA » , MAZAVA be!!!dia izay izany!!
    Io no tsikaritro voalohany t@’ilay taratasy. MAHONENA eeeeeeeeee
    Nidiran-doza ny fireneko Andriamanitra ô! aiza ianao ee!

  9. De haninona hono ry be taimbaka sy lasan-kovavany fotsiny a! Mivanaka ny vahoaka malagasy fa ao anatin’ny krizy, herin-taoana fotsiny, de mahavita manangana hopitaly manara-penitra 15 isa Rajoelina. Mba vitan-dRaosy ve zany? Matoa izy nanao de tsy maintsy mifanitsy @ tombontsoany manokana. Ny orinasana ALMA ihany no mahazo ny marché -ny lalana. Namboarina ny lalana vitsivitsy hampandeha tsara ny TIKO. Natao ny privatisation sauvage hifehezana irery toekarena gasy. 100 million de dollars isan-taona no nomen’ny Amerikana MCA hikarakarana ny tantsaha izay notantanan’ny prezidansa mivantana, vitrine be teny Iavoloha no nataonlery spéctacle. Betsaka tsy voatanisa. Nitranga ihany ity ny tay nafeninina, ka ilay tany nanaovana amboletra nototofana teny Andohatapenaka izay nolazaina, fa tanim-panjakana, ka ny volan’ny région Analamanga no lany nanotofana izany, rehefa nanangananan’ilay FILOHA TIA TANINDRAZANA ANDRY , hopitaly manara-penitra sy kianja ho an’ny tanora holovan’ny taranaka faramandimby, de MITABATABA ANKEHITRINY NY ZANAKIDADA WOE TANIN’NY DADANAY IO. Ravao any izay hopitaly tsisy hilavana azy izany. Tsotra ny torohevitra ry zanakidada a! Aza mitabataba raha te hiady marina, fa mandehana eny Andohatapenaka @ fotoana hitokanan-dRajoelina sy ny vahoaka an’io, de mamoria vahoaka sady milanjà sorabaventy woe, tanin’ny dadanay ity, tsy mila fitokanana hopitaly. Ka @zay raha momba anareo ny vahoaka, de tena mbola tian’ny olona dadanareo. Ny mifanohitra @zay, de aza mitady faty, fa efa nalohan’ny olona ela nareo sy ny dadanareo, ary tsy ireo ao @ magroreraka ireo woa no atao woe vahoaka. Fantatry ny olona ny fitavan-tanindrazan-dRajoelina na de eo aza ny blocage nataonareo, nampaharitra izao krizy izao, ka aleo ianareo anehoany tsara woe, hatraiza ny maha capable azy. Jereo ane fa nambaniany tsy nasiany dikany intsony Raosy ary tsy noraharahiany intsony zay hihaona aminy. Mbola aiza ny hahazo ry zanakosy mianakavy ô! sendra ny henjana sy ny mafibe noho ny dadanareo nareo a! aiza le woe, tsapao aloha ny herinao vao mitsapa ahy. Toa vaky nandositra. Mba mila ady reto kanefa kely say sy rainitetaka otran-drainy. Ny vava fotsiny no betsaka.

  10. Il se peut que la TANZANIE veuille bien ussi marquer la sortie de la crise à M.car par le succès de la présidence de la SADC dont elle assure la présidence tournante. : Oui il n ‘ existe pas..de moindre notoriété à obtenir un tel palmarès où de nombreuses fois l’ Afrique du Sud et ses hommes d’état ont échoué !
    Alors lors de cette réunion de la SADC à Daresalam , la volonté de mettre fin à la crise à M.car constitue un grand moment de l’histoire africaine pour le Pays hôte !

    Mais rajoelina le matamore , flairant sa déconvenue à Daresalam joue comme à ses habitudes le matamore qui finalement ne trompe et n’épate que sa peite personne !
    Il constate que sa fin ressemble à celle de la grenouille de la Fontaine qui a voulu devenir aussi gresse que le boeuf et qu ‘à force de grossir il a crevé ..
    Alors rajoelina devant le dilemne de partir ou ne pas partir à Daresalam il crie à son entourage : »Retenez-moi ,empêchez-moi d’ y ler car je ne veux pas aller à Daresalam.. »
    Cet appel traduit bien sa valse -hésitation mais n’exprime pas son voeu : il attend que la SADC le supplie pour venir à Daresalm .la SADC le flatte et lui dit : « votre présence esy primordiale..Nous vois attendons ! »

    ..Alors en réponse à son entourage rajoelina fait le fanfaron :  » retehez-moi , les amis ,,je ne veux pas y aller car la SADC ne me dit rien qui vaille elle ne cherche qu’ à achever « ma » transition à moiet en plus elle voudra certainement que j’accepte ma sa décision de me mettre fin à ma belle aventure ! ».

    Il ne l’exprime pas vraiement ,mais c’est la principale raison de sa bouderie / de son caprice / de son refus d’aller à Daresalam..Oui pour lui , ce sera la fin des haricots., c’est la fin de la suffisance ,de la fat-uité et c’est l’expression de la peur oui peur de la fin ,car même bête comme il est , il se rend bien compte que son aventure cesse après Daresalam..
    Il a tellement snobé ,dénigré et les hommes et lesinstitutions tout le monde qui s’est rabaissé à lui offrir la présidence de la première transition ,sur laquelle il s’est essuyé les pieds maintes fois..
    La Communauté internationale ne lui a pas administré es sanctions que cette Communauté lui a infligées…Cette Communauté a fait fi des accords de COTONOU ..mais rajoelina , hautain et méprisant , s’en est moqué..!
    Si à Daresalam ,la SADC prenait les mesures d’exclusion de rajoelina du processus de mise en place de la feuille de route donc de la transion consensuelle avec interdiction de ne pouvoir participer aux élections , qui s’en plaindrait ?
    Même en retard , en décalage dans le temps de la faute originelle – le coup d’éta du 17 mars 2009-du coup d’état du 17 mars 2009 – Justice sera faite et sera suivie la Justice vraieau Tribunal et peut-être il sera traduit devant la justice populaire
    la plus juste ,la plus grave pour rajoelina car ce Peuple lontemps en colère jusqu’ici contenue ,mais ce Peuple enhardi par la décsion de Daresalam peut surprendre tout le monde par sa réaction que personne ne peut et n’ose contrôler!

    Que rajoelina aille à Daresalam ou qu’il reste prostré , recroquevillé de peur de sortir de chez lui , croit-il que les Malgaches censés et socieux de « l’ici et du maintenant  » de leur sort et de celui du Pays aient le temps de le plaindre ?

    Qu’il crève ou qu’il survive après les dégats socio-économiques , moraux avec le mal -être physique et mental que sa vanité et sa cupidité ,ses envies « de devenir aussi que le boeuf « ont engendrés chez Tous les Malgaches ,cela n’intéresse nullement aucun citoyen ,aucune citoyenne !

  11. Dans une république bananière,
    l’impensable est arrivé.
    Un rongeur est fort fier
    de ce qu’il avait osé !
    Depuis, c’est l’anarchie qui règne,
    le peuple est pris pour un con ;
    ne pouvant manifester sa peine,
    il s’est résigné pour de bon,
    Car……………
    Ce matin, un lapin
    le roi des menteurs,
    c’était un lapin qui
    c’est un vrai qui
    en posant un lapin,
    en vrai porte-malheur
    c’était ce lapin qui
    continue d’lui faire boire
    son pi pi pi pi !

  12. Tsilaitra,
    Dia miova pseudo indray izany ianao ? Fa maninona. Voalaohany aloha dia hisaorana i Tsilalitra satria aleo hisy ny ady hevitra eto mba tsy handeha @ lalan-tokana ny resaka. Sady @ izay koa mba ho hitan’ny rehetra hoe ahoana ny fijerin’ireo mpanohana an’i Rajoelina. Diia i Tsilaitra io izao no ohatra iray.
    Ankoatr’izany dia hita fa tena mikipy na tsy mahazo resaka mihitsy i Tsilaitra fa ireo fanakianana ataony dia saika ireo natao hanoganana ny filoha Ra8 t@ 2009. Asa raha tena mahita ny zava-misy eto Madagasikara i Tsilaitra fa na ireo mpanara-dia an-dRajoelina aza dia maro no manenina sy miverin-dalana. Izany resaka hoe tany totofana e, air force one e, hampihimamba e.. dia samy resa-poza daholo fa sady mbola ratsy no izany no mitranga izao no tsy manana porofo @ izay lazainy akory ireo olona tohanan’;i Tsilaitra. Aiza ohatra ny porofo fa hivarotra tany @ koreana tatsimo ny filoha Ravalomanana. Eo @ fahefana ny mpanogam-panjakana izao koa maninona tsy mahatafavoaka poro na iray aza… Dia hoy aho hoe Tsy laitra ianao izao nho tena taratr;ireo mpanohana an-dRajoelina. Ny zanak’i Dada dia quantité sady qualité ary ianao… hatr@ izao aloha dia foza no ahalalako anao fa dia porofy raha diso izany.

  13. FANITSIANA

    …..Eo @ fahefana ny mpanogam-panjakana izao koa maninona tsy mahatafavoaka porofo na iray aza… Dia hoy aho hoe: Tsilaitra! ianao izao no tena taratr’ireo mpanohana an-dRajoelina….

  14. …Soudain, le chasseur Charles chassant sans chien enchaina: je te tiens lapin!
    et le lapin rétorqua: Mais je peux encore te ronger avec mes dents.
    chasseur: Et moi j’ai encore mon fusil
    lapin: Mais il ne te reste plus de balles
    Charles: évidemment, elles sont restées dans tes pieds
    lapin: Zut alors! Je suis cuit
    Charles: Oui,comme les carottes.

    Toko tapaka, vilany mitongilana, izay tsy mety harenina.

  15. Hôpitaly manara-penitra any « Diego » ? Vola avy aiza no nanaovana an’izany satria toa tsy misy mahafantatra hono ?

    Fa firy moa ny isan’ny mponin’i « Diego » sy ny manodidin’azy ?
    Vola avy aiza ary nisy appel d’offre INTERNATIONALE ve ?

    Tsy mikarakara an’izay zavatra tokony hatsaraina ny foza, fa mody manao zavatra vaovao na dia tsy hilaina aza ! Resaka kolikoly sy baojy foana mantsy no masaka ao an-doha !

    Resak’alika sy resam-poza ê ! Tssss… !

  16. L’AVANT-PROPOS DE LA REUNION DE LA TROIKA : DE LA SADC A DARESALAM CE VENDREDI 7 DECEMBRE 2012

     » Retour dans la sécurité
    Vendredi, 07 Décembre 2012 00:00

    La Troïka de la Sadc se réunit à Dar-es-Salam, capitale de la Tanzanie. Le dossier malgache est à l’ordre du jour. Marc Ravalomanana est déjà sur place. Le président de la Transition Andry Rajoelina, en revanche, n’a pas encore quitté l’Ile. Les proches collaborateurs de ces deux principaux protagonistes de la crise ont regagné hier le grand continent. Ils assisteront à ce sommet qui devrait rendre compte des rapports d’évaluation politique et sécuritaire des missions envoyées dans notre pays en octobre dernier. La Troïka devrait aussi annoncer à cette occasion les décisions qu’elle a prises pour garantir l’application de la Feuille de route de sortie de crise.

    Retour dans la sécurité

    Bien qu’avare de déclarations lors de son passage, la mission sécuritaire de la Troïka de la Sadc dirigée par le général de corps d’armée tanzanien Charles Mayunga a fait part à l’issue de sa visite que le retour de Marc Ravalomanana divise les militaires. Cette division rend délicat et complexe les efforts déployés par la Sadc pour asseoir l’apaisement sans lequel, le succès des élections n’est pas assuré. Mais au stade actuel, à six mois de l’élection présidentielle du 08 mai 2013, la Sadc ne peut plus se permettre de manquer de fermeté. La population a trop souffert de quatre ans de crise. Elle aspire plus que jamais à la paix, à la réconciliation et à des élections crédibles et fiables. Aussi attend-elle de ce sommet de la Troïka à Dar-es-Salam non pas des résolutions pour gagner du temps mais des décisions claires et nettes sur le retour des exilés politiques et la libération des prisonniers politiques. Autrement dit, quand Marc Ravalomanana pourra-t-il rentrer au pays en toute sécurité ? De même, quelle pression doit faire la Sadc pour que l’amnistie réponde aux attentes du plus grand nombre et non pas seulement des intérêts particuliers ? Le temps presse au point qu’il faut s’attendre à ce sommet de la Troïka à des mesures coercitives conformes au droit international si nécessaires pour que la Feuille de route soit appliquée à la lettre et dans son esprit. D’après des observateurs, la Troïka peut décider au pire des cas d’envoyer une force d’interposition pour assurer la sécurité des exilés politiques surtout si certains d’entre eux envisagent de se présenter à l’élection présidentielle. Le cas de Marc Ravalomanana pourrait nécessiter une dérogation spéciale de la part de la Sadc parce que sa candidature n’est plus recevable à partir du moment où il n’a pu respecter les six mois de résidence sur le territoire national requis par le code électoral. »

    Extrait de VAOVAONTSIKA

    (Zo Rakotoseheno ).

    Retour dans la sécurité

  17. DOSSIER MALGACHE :

    L’UNION EUROPEENNE ATTEND LES RECOMMANDATIONS ET SUIT LES INSTRUCTIONS DE LA SADC
    attend les recommandations SADC

    Vendredi, 07 Décembre 2012 00:00

    Le Délégué de l’Union européenne, Leonidas Tezapsidis, a été plutôt équivoque sur le cas de Madagascar. Il a tenu toutefois à mentionner le « soutien conditionné » de l’UE à la Transition.

    Le délégué de l’Union européenne Leonidas Tezapsidis n’a pas donné de réponse ferme, hier, sur la décision du conseil de l’UE. Un langage diplomatique, en sorte. 05 décembre 2011-03 décembre 2012, le conseil a dressé un bilan de la situation qui prévaut dans la Grande Ile. Le fait nouveau qu’il a annoncé, c’est l’envoi des experts de l’UE vers la fin du mois de janvier. Portant notamment sur le processus électoral. S’il s’avère nécessaire la présence des observateurs de l’Union européenne dans la Grande Ile. Si les conditions politiques et techniques ne sont pas réunies, il n’est pas indispensable d’envoyer des observateurs. Par ailleurs, un appui au processus électoral de l’ordre de 15 millions d’euros est en cours.

    Ombres. Le Conseil a constaté que « la Transition avance avec des lumières et des ombres d’un côté, des progrès notables dans la mise en place des Institutions et dans le processus électoral. Et d’un autre côté, des questions irrésolues dans la mise en œuvre intégrale de la Feuille de route. Le manque de confiance persiste. L’Union européenne appuie pleinement la médiation de la SADC. Elle continuera son soutien conditionné à la Transition, notamment au processus électoral, incluant une éventuelle observation électorale et la préparation de mesures d’appui post-transition dans le cas d’élections crédibles ». Toutefois, Leonidas Tezapsidis a indiqué qu’il revient à la SADC de faire des recommandations. Etant donné qu’elle est un organe de sous-régional, et ce, suivant les principes de subsidiarité.

    Crises précédentes. En ce qui concerne le FFKM et la société civile, le délégué de l’UE estime qu’« ils ont joué un rôle important dans les crises précédentes, ce n’est pas le cas actuellement ». Il a tenu cependant à nuancer qu’il faut appuyer les acteurs malgaches et qu’il ne faut pas tourner en rond trop longtemps, cela va engendrer d’autre retard. Par ailleurs, sur la déclaration des membres du parlement européen sur le concept « ni…ni », Leonidas Tezapsidis a fait remarquer que « tous les membres du parlement européen sont des élus. Ils sont libres de faire des déclarations. Cela n’engage qu’eux-mêmes ». Toutefois, le délégué de l’UE a signalé de tenir en compte ses déclarations. Dans tous les cas, la décision finale de l’UE sera connue probablement au mois de janvier.

    Extrait de VAOVAONTSIKA

    (Dominique R.)

    Retour dans la sécurité

    Dossier malgache : L’Union européenne attend les recommandations de la SADC
    Drame d’Ankadindramamy : Roland Ratsiraka au chevet des victimes
    Réunion de la SADC : Andry Rajoelina a décidé de rester au pays
    Ambositra : Inauguration d’une stèle à la mémoire de Herizo Razafimahaleo
    Dar es Salam : Annick Rajaona et Ratsirahonana restés à Nairobi ?

  18. Miaraba antsika rehetra zanako, i dadanareo ihany ity manoratra ity,faly dia faly ao raha mamaky ny soratrareo eto ,manao oe andao tonga dia sombana daholo sy vonona ny miaramila sns…tsy ekeko izany,aleo tsika miandry foana raha folo taona aza ,ary ny marina tsy mba maty,ny fitondrana tsy mba kilalao ,raha mety na tsy mety ny atao dia diso foana ianao ,fisaorana lehibe no omeko anareo zanako indrindra ireo zay mafohy andro aman’alina ao @magro,fantatro fa souvenir be nareo reny fitondrako taloha reny satria betsaka ireo olona niasa tao @magro ,nbs,namboly tany banivohitra sns…zao nareo tena lasa michôme daholo satria mafy ny fiainana rehefa tsy misy any dada.Tadidio fa raha manaraka ny systéme dada eo io ,tsy mahay manka conseiller tsara sy olona ampetraka @toerana stratégique dia tsy maintsy tafahala eo io@2013.Tonga dada @io fotoana io hotrany messie hanavotra any mada.Mbola dada irery zao no tena mahay mitondra any mada ,satria ireo nahavita fianarana rehetra vendrana daholo,nadany andro tany ampita fotsiny nanao livreur sy baby sister sns…biznessman ihany no hoaviny firenena fa zany mianatra izany mandany andro fotsiny.

  19. gaga ny tena!fa ngah mbola miankina @phat ny fodian,i 8 eto e?tena efa tsy manana fahefana ntsony dada zany!aiza re zay taloha izay e!tonga dia vitao any deresalamany sonia dada dia modia e!hay ny fahefana any @ilay tovolahy iny;ny lakile rehetra

  20. Voalohany aloha ry LAZALAZAO de FOZA zahay, ary fier de l’être, satria ny FOZA no henjana stratégie be nampisaoty RAVALOMANGANA. Aiza ny hanaovan’i ZANDRY zay olona mitady hanongana azy, mazava be ireny nataon-dRacharles ireny, rehefa nanongana ka tsy nahavita de nodakan’ny olona teo @ côte-ny, de any la Réunion vao mitabataba, toa an-dRaosy be vava mitsapa ny herin’olona, kay nedala no kely say rainitetaka fuyard.
    Midika aminay, olona nanana ny fahefana feno toa an-dRaosy ireny, raha Rajoelina, tsy tokony hampiongana azy, fa reny no mitetateta te hitondra, misetra ny sarotra, tonga de manipy gants, de izay no hitarafana azy, fa tsy natakalony vola izay nangalariny, nataony transfert tany @ paradis fiscal tao Sud Af sy Suisse, zay pouvoir tsisy dikany aminy. Ary matoa lery, mbola misisika miverina eo, de mbola te hangoron-karena, sy hanao valifaty, de ampy azy tsara Rajoelina, sa ahoana RAVALO fôpla miteniteny fahatany eo ambony io.
    Ny G asy T ay T ay ry K aka M erida, efa tsisy afitsoka hatramin’ny tany gasy a!
    Mazava be ny valintenin’ilay FILOHA TANORA TIA TANINDRAZANA, fa ireny vola nanamboarana ny hôpitaly ireny, de lay 100 million de dollars nomen’ny WISCO, iny ary in-1 mandeha monja, maika fa raha izy no nahazo, 100 million de $ isan-taona MCA iny nandritra ny fito taona, tsy efa lasa lavitra Mada???? Fa ny an-dRaosy, ny GROSSISTE sy ny magasin be TIKO misandrahaka manerana ny Nosy no nahamaika azy.
    Zahay aza mba gaga koa, efa krizy be tsisy famatsiam-bola, blocage n-dRaosy sy ny ekipany, sabotage, lobbying andaniam-bola an-tapitrisany, asa fanakorontanana, famatsiana vola dahalo sy attentat etsy sy eroa no andanian-dRaosy ny vola adala tompony, mbola mahatsangan-javatra foana Zandrikely. Tena gaga ny vahoaka malagasy marina. Nahomby mihitsy aloha Raosy, tany am-boalohany t@ nanaporofoany, fa fanonganam-panjakana iny nahazo azy iny, ka nomba azy ny CI, ny mpamatsy vola, izay izy mihitsy no nitabataba woe, aza mamatsy vola an’i Mada, fa tsy woe Rajoelina zay mahavelontena tsara, de ny vahoaka mmlagasy 20 tapitrisa no nataonlery ankivy, nampandolehany @ tany. Nihevitra lery fa woe, raha mijaly ny vahoaka de hikomy @n-dRajoelina, tahaka ny orinasa iray zay tsy afaka nihindram-bola t@ banky intsony, tsy afa-nandeha ny orinasa, de ny mpiasa no hahamay.
    Tsy nahomby anefa ny tetiky Raosy, fa vao maika nisikina lay tanora matotra, de tonga @ tanjony izy ankehitriny, miverina tsikelikely ny fankatoavana iraisam-pirenena. Niverina ny ambasady alemana, Britanika izay efa niala teo fony Raosy nitondra, Suisse, ny UE, zay samy efa namatsy vola avokoa ny fifidianana. Ary hatramin’ny Norveziana zay nampirehareha an’ireto fatratra aza, niverina sy namatsy vola ny fifidianana koa.
    Arakaraka ny nanaovan’ny SADEC médiation moa, no tena nivoahan’ny personnalité n-dRainivoanjo, ary ny farany tany Seychelle, de nanakarapoka t@n-dRaosy ny varavarana mihitsy Zuma. Hany ka ilay nizesata be tany aloha woe, aty amiko ny lakile, za no fanafodin’ny fankatoavana …sns, ary lay RAINIHAMBO BE FARANY TEO WOE, HIHAONA @ FILOHA OBAMA za, de tena ataon’ny olona tsinontsinona sisa, alainy ny pasipaorony, tsy mahazo miala ny territoire, andrasan’ny olona à pieds ferme raha vao mitontona eny Ivato tsy mahandry tantana. De farany ity, tsy raharahian’olona intsony ny hifampidinika aminy fa fandaniana andro fotsiny, tena lasa olona VULGAIRE KELY sisa. De hoy zahay woe, aza mba manohana sagnagna ihany fa ny mitovy ihany no mifanohana eo e! tsy menatra akory ireto, tokony handinika, 4 taona tsisy tainy, wawawa sisa azo atao, tena venansa ray trano e!
    Zay raha atao indray mijery ry KM, LAZALAZAO, RATSIMILAO ny anton’ny nampisy ny krizy, sy ny fahaizan’olona mitantana krizy a! tsy hitanareo ve fa TSILAITRA MIHITSY NY FIKETOKY NY PINCE FOZA. Zahay mantsy raha milaza, tsy mpandainga sy mpizahozaho sy mpanao intox otran’ny dadanareo ary ianareo mianakavy, fa ny tena zavamisy tsy azo lavina, hany ka tsisy tena mahavaly ahy eto, afatsy le woe, tsianjerimpoza, sy manompaompa. Koa mandratra be tsinona ny marina koa, sady tsy à la hauteur n’ny hevitray mihitsy ny anareo e!

  21. Mazava fa t@ teny Anglisy ilay fanasana dia tezitra ny renikely
    dia tsy nalefany ny zanany sady mbola tsy misaranono no tsy mahasaaraka
    rahateo.

  22. Io ny anareo fa nahazo vahana indray Ravôpl,
    efa mba niezaka ny hampiesona ihany izy t@ fanovanovana
    ilay anarana fa  » NY MARINA TSY MBA MATY e!!dia io izy io, Rabe daholo ireo anarana
    mody MITAPY rehetra ireo.MAHONENA ny zanaka alika!!!

  23. Zao dia lehibe ny renikely,tsy mila mandeha @io zokykely satria tsy ilaina io,afaka mandefa conseiller na interpréte dia vita fa tsy ilaina io, na @teny arabe aza na teny sinoa koa aza, no problem fa fotoana lany fotsiny io,efa t@2009 ka hatramin’izao no efa nisy io réunion io.

  24. Avelao i razafindiky, zanak’i radivonkiva himenomenona eo ranavalona â ! ianao angaha mahavita mijery an’izay soratany eo ?

  25. I andry Rajoelina ihany ity manoratra ity,tena mahonena tanteraka raha mahita nareo manaratsy ana eto forum,betsaka dia betsaka tokoa ireo zavatra nataoko eto@fitondrana @izao hat izao, hopitaly manaram- penitra,trano mora,sakafo mora,hôtel de ville analakely ,palais de rugby sns…nefa tsy nahazo aide taminy @americain ao, ary vao transition fotsiny anefa io,tadidio ra lasa président ao,tena entoko miankatra tia firenena ity,njerevo barack obama dia njerevo ao, na dia dj aza ,mitovy ny monkodohanay roalahy, samy « yes you can » ihany sady samy tanora,dadanareo zany efa démodé ,année 50 lery ,zao tsika efa année 2000 ,mila tanora ny fitondrana satria efa be tanora ny malagasy.Saina miray mahalasa alavitra,zanaka vavy dadanareo efa namboariko dia nomeny ahy koa ny fitondrana,inona no mbola dediavinareo indray.

  26. Inona no maha samihafa an’i David Guetta (DG) sy Domelina Joelina (DJ)?

    Ny voalohany tsy miraharaha na milatsaka aza i Marc Ravalomanana
    Ny faharoa marary kibo raha mody i Marc Ravalomanana

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *