(VIDEO de MyDago.com) Ampamoaka faha telo Lieutenant Colonel Charles Andrianasoavina

831991CharlesrehefatsymitambasyAndrianasoavina

26 pensées sur “(VIDEO de MyDago.com) Ampamoaka faha telo Lieutenant Colonel Charles Andrianasoavina”

  1. ET LES GASY D’ANDAFY DANS TOUT CA ! IL N’EST JAMAIS TROP TARD
    Envoyé par: Journaliste (Adresse IP journalisée)
    Date: mar. 27 novembre 2012 14:00:18

    Force est de constater, que les malgaches vivant à l’étranger, les « gasy d’andafy » ne semblent pas être concernés par la crise qui perdure dans notre pays. Et pourtant, nous attendons des signes forts de nos compatriotes à l’étranger, notamment les expatriés malagaches vivants en France. En France parce que historiquement, nous avons des liens très particuliers avec ce pays, mais aussi, c’est le seul pays au monde où nous sommes nombreux, en l’occurence dans la région parisienne.

    Rien que dans cette région, on peut compter un grand nombre de cultes. De la FJKM en passant par les catho, la FPMA, les « fifohazana » et que sais-je…rien que ces entités, ils pourraient avoir une portée importante au niveau des responsables français. Alors, que font ces malgaches, pourquoi cette inertie. L’application de la bible serait-elle une offense à la loi du seigneur…Et si les chrétiens manifestent leurs mécontentements parce que Madagascar traverse une crise majeure, je doute un instant que les prêtres interdisent les paroisiens de bouger leurs petits doigts ? Selon la bible, « Mijoroa ho vavolombelona »…Alors, regardez-vous dans un miroir et posez vous cette question, « qu’ai-je fait pour mon pays depuis ces 3 années ? » Sachez que pendant que vous vous posez cette question, des malgaches ont péri, soit par peur, par le manque de nourriture, maladies et/ou par des attraques à mains armées.

    Prenez conscience aux problèmes de votre pays. La France ne sera jamais votre patrie, vous ne serez jamais français, votre carte d’identité n’est qu’un bout de papier. Mais le sang qui coule dans votre sang est le sang d’un malgache, du sang qui ressemble à ceux qui souffrent et crèvent à 12000 kms de là.

    On demande vraiment un geste fort de la part des expatriés malgaches à l’étranger, notamment en France, de montrer à la communauté internationale que nous pouvons faire quelque chose, ensemble.

    Nous vivons une partie très sombre de notre histoire, mais il est toujours temps de la sauver, il n’est jamais trop tard…

  2. Moi,ce que je vous dis ,c’est de prier pour la nation,car n’importe quel pays dans le monde aurons toujours ce même probléme,trahisons,coup d’état,représsion,hypocrisie,massacre,révélation quand t on se fait trahir politiquement etc…
    Une seule chose à faire c’st la reconcialition de la nation, »aoka zay tsy nanota taminareo no hitora bato azy » raha andeha amoaka anio reveletion ary nareo eny @ gazety na aina manjery tsy mampihova zavatra zany,raha mbola misy korontana @izao ka miala eo ny hat ,dia tadidio fa ireo ihany koa no mbola anao fanankorotanana any aoriana any,tsy milamina intsony mada am’izay.Raha tafahala teo Ravalo mety nisy zavatra tsy mety nataony koa teo fa mbola secret be zany, »fitondrana tsara tsy mba ravarava foana ».Tokony avela mody ravalo dia avoaka ny gadra politique dia omena amnestie ny gandra mandinika ,indrindra tgv sy ravalo tsy mahazo milatsaka filoha intsony ,fa olona tsotra fotsiny samy manao ny bizness izy roalahy ary tokony manao genre na resto du coeur na fanampiana ara-mbola an’ireo maty sy naratra t@ 1991,2002 sy 2009 rehetra izy efa dahy ratsiraka,zafy,ravalo,rajoalina ary filoha lany eo dia tokony mitadidy vola manokana omena an’ireo mahantra zay tena mijaly mafy fa tena mila fanampihana ireo olona ireo.Une nouvelle revolution n’est pas une solution pour mada à ce moment,la solution c’est la sortie du crise est reconciliation politique et publique.

  3. Ento mandeha any izany resam-poza izany rapasitera â ! Maimbo loatra toa izay avoakan’ilay be takolaka mantsim-bava !

  4. Mamela azy Atoa Filoha Marc Ravalomanana fa tsy fantany izay ataony.Mbola vao tranga voalohany fotsiny iny.Raha mahatsapa isika dia toetrany ry zareo avy any atsimo atsinana
    mihitsy izany toetrann’i Charles izany (tsy milaza hoe ratsy akory)
    ANDRIAMANITRA TSY ANDRINY SASANY MARINA DIA ANDRINAO IHANY ANDRIAMATOA FILOHA MARC RAVALOMANANA
    Dia nino ve isika fa i CHARLES no hanao tihy izao ?

  5. Tairo zalah fa inona no andrasana a!!
    tsy efa mazava sy ampy ve izao e!!!
    Sokafy tsara ny lava-tsofina ry foza AV7 a!!!ahoana mbola hitory an’dadanay ihany???

  6. Tena Gina be za ry zareo a!!
    Ny marina tsy mba maty!!mba manantena valiny avy @ dada izahy azafady ,
    ataoko fa mendrika valiny kosa izy e!!mino aho fa efa namaly azy ny Tompo,
    fa na Omar sy ny forongony aza tsy nibebaka toy izao fa toa vao maika izireo
    indray no MIDINGIN-DRAMBO, MBA MENATRA TOMPOKO ISANY Ô izay
    rehetra nandray anjara mavitrika t@’izao fahavoazana izao a!!!MIBABOA toa
    an’i Charles dia EFAO NY ADIDY HO FANAVOTANA ITY TANINDRAZANA!!

  7. AntiRajoelina>>>tsy dia tsara atao safobemantsina ny atsimo antsinana, fa olona toy ny olona rehetra ihany Charles, na avy aiza na avy aiza dia misy tsara, misy ratsy, amin’ny ataonao oe (tsy milaza hoe ratsy akory), Sambozafy Cyril koa avy any fa inona no nataony? izy no tompokevitra @ tokony isian’ny rà latsaka vao mahomby ny tolona!!!
    Sao dia efa tokony hatsangana ny Radio Feon’i Vahoaka (bis) izay teraka teo Analakely t@ andro Zafy,rehefa tsy nahazo niteny t@ haino amanjerim-panjakana ny mpitolona, mba hanentanana ny vahoaka, fa tsy tokony hijanona intsony fotsiny ao anaty Magro ny tolona sy ny tatitra???

  8. Hi HoAiza !
    Hay mbola any ihany ? Noheveriko fa…….! Soulagé ary faly mahita anao tonga eto indray !

    Ho an’ny rehetra,
    Ny ahy indray dia eo amin’ny sakelidakana isika izao ! Efa-taona no nahafantarana fa biby ireo miseho ho tena « raitra » amin’izany hoe fitondram-panjakàna, ka dia nahavita nanota sy nanao ny tsy tokony azo ekena, ary nanao heloka bevava sy namono vahoaka !
    Tsy ny porofo intsony izao no tsy ampy !

    Fanontaniana mipetraka dia ny hoe : Mbola misy antony lehibe ve, hanomezana fahefàna an’ireo olona tsy mendrika ireo ? Niaraha nahita sy nihaino ny videos-n’i Sarla !

    Hisaorana manokana ihany koa aloha i Tananews namoaka an’ireo video ireo, ary NANOME HALALANA NY REHETRA, HANDIKA TSY MISY FEPETRA SY HIZARA AN’IZY IREO MBA HO HITAN’IZAO TONTOLO IZAO !
    Ny maika dia maika, dia ny fandikàna izay voalaza amin’ny teny frantsay, anglisy, zapone, sinoa, ets…..! Hisaorana mialoha izay manana fahaizana sy fandavan-tena, ka afaka hanao an’izany !
    Tolom-piavotana no atao, ho an’ny hoavin’ny Firenena malagasy !

    Masina ny Tanindrazan-tsika !

  9. hoanao ry anti Ranjoelina samy aty ranjoelina isika fa anjanony nao ny fitanenana hoe zareo avy any antsimo fa zaho miteny @ nao de avy any fa samy manana ny toetrany ny olona fa ny any charles hafa ary andry avy aiza ao tana ok aza mifampiteny fiavianolona hoe fombany zareo avy any antsimo antsinanana ary anao avy aiza

  10. Aza misy gaga fa fiantsiana adi-poko indray sisa KETREHANA
    rehefa TRAINGO ny MARINA rehetra e!!!MAILO fa mandady ny trambo
    ry zareo a!!Ny olona avy any@ sisiny kosa hoy aho dia FITAOVANA fotsiny ihany fa ny ao TANA ao
    no tena FANETRY BE, koa mba ataovy ho anatry ny sisa izao RY ZAREO ANY @ FARITANY a!!
    aza mety ho hataon’ireto MPISOLELAKA ny MPANJANAKA ireto TOATRAA HIAKARANA ianareo fa
    izao TOMPOKO NY VOKANY , TSY SANATRIA FANDATSANA NY AHY FA FANANARANA TOMPOKO,
    ianareo no mamono ny VOAY fa ry zareo no MITAVANA NY VANGINY efa firi2 MILIARA izao no vola
    raofin’ireo rehetra izay NANIRAKA ANAREO ??????dia ianareo INONA NO VALINY SY NIAFARANA???
    ilay KILAINGALAINGA sy HAFETSIFETSENS @ RATS efa tena mankaleo.

  11. Izany indrindra no saika ho hamafisiko ry Kintana
    Efa mibanabana ny lalana fa mody ahodina atsy sy aroa
    raha misy tena tia TANINDRAZANA dia izao am-pamoaka an’i Charles izao no HAMAFISINA
    HITADIAVANA LALANA HIVOAHANA HAINGANA fa raha tsy izay dia aza misy minaonaona
    intsony , io efa mazava be io ny lalana TOKONY HARAHANA raha tena TIA TANINDRAZANA.
    MBA TOHANO IZY FA EFA TENA MANAO IZAY AZONY HANAPOROFOINA IZANY FITIAVANY
    NY TANINDRAZANY IZANY.
    ENGA ANIE KA HISY VIDINY IZAO EZAKA LEHIBE HATAONAO IZAO RY CHARLES dia HOMBA
    ANAO SY HITSIMBINA NY FIAINANAO MANONTOLO NY TOMPO!!MANKATOA ARY MANKASITRAKA!!!
    Tsy azo tsinitsiniavina izao hataon’i charles izao fa asakasak’izay mbola HIESONA sady ho hanatra
    ho an’ny sisa, Homba azy lalandava Andriamanitra!

  12. rapastera dit :
    1 décembre 2012 à 11 h 44 min,
    indrisy ry be fivavahabna fa sady tsy mahalala ny toe-draharaha ianao no tsy mahay mandinika zavatra. Avereno vakiana izay voasoratra dia lazao any @ dadabenareo ny dadanay tsy maintsy miverina

  13. KintanaMananDrambo <<< teny farantsiay anie no nataony voalohany,eh; ary efa misy @ pdf azo, télécharger-na any; za lou manana, fa tsy haiko ny mampiditra azy eto, fa raha tsy izany nalefako, fa ny @ fiteny hafa angah, sa oe ny video no sous-titrer-na, tsara ko zay alou raha misy manao eh

  14. ho an’i km: isaorana manokana soulagé mahita, izay indrindra no antony mampiserana kely eto indraindray na dia somary sahirana az…

  15. Ahoana ny hevitrareo @lay radio nolazaiko etsy ambony? Izay tompon’ny information manko no tompon’ny hery. Jereo rehefa avy nodoran’i Ranjivason (selon Sarla) ny RNM sy MBS dia tena tsy nisy vaovao marina nivoaka intsony fa ny lainga tsara lahatra sisa no nameno ny sofina. Amiko ny tanjona dia tokony efa hiakatra ambonimbonin’izao ny hetsika eo @ Magro, mba ho fantatry ny CI farafaharatsiny, fa isika izao tsy mba re tsaika mihitsy @ media international, hany ka odian’olona sary tsy hay izao fahoriana lalina efa hihatra @ taolana manjo ny Malagasy izao.
    Marina fa mpanara-dalàna isika, nefa ny lalàna dia ny solombavam-bahoaka no manao azy, ka na izao fanjakana izao aza tsy misy izay maha ara-dalàna azy intsony, ny FR vita sonia mbola tsy tanteraka sy tsy arahina, dia heveriko fa ny vahoaka izay tompon’ny fahefana no tokony hanao ny lalàny koa aloha mandra-pijoron’ny fanjakana voafidimbahoaka. Ekeko fa mandeha ny forum fa tsy Malagasy rehetra no mahita ity, dia izay no ilàna hetsika mba tsy ho tompo-trano mihono @ zava-misy sy marina ny vahoaka Malagasy.Diniho ihany é

  16. otran ny olona retra iany ry zalahy io a!samy manana ny fisainany ny olona fa tsy ref avy any atsimo de ratsy dôly akory,f ny an cherle hafa mintsy,tsy nahay nijery ny zavamisy mialoha izy de reny no niaafrany vo vao tonga saina,fa tsara alo ref nahatsapa izy fa ts ratsy ny filoha ravalomanana,zay lay hoe ny marina tsy maintsy mipoitra

  17. Tena navadiky Rajoelina hard rock dia rehefa avy eo bolero sy tango dia lasa hard métal satanique farany ah ah ah!voa ianao zany ry charlot ,tena mampalahelo ianao zany,sendrany olona mahay azy ianao dia tsy tsaronao intsony t@2009 sy 2010 ary 2011 hoe fitak’io.Tadidio fa izy sy Ravalo taloha mihinana ny manta sy masaka sady mbola namboariny lery zanaky Ravalo vavy zao mbola nalainy koa ny fitondrana, tena boto alika .Efa telo taona lery zao lasa présidà misoratra ao @boky mpirenena sy eran-tany oe présidà de la transition de mada andry nirina Rajoelina,raha miala eo azy lery tsy mirahara intsony.

  18. hoanao ranavalona anarana inona no alahelo nao @ olona any antsimo antsinanana hoe atao ny olona fitaovana afodio io vavanao io fa izano nanao fitaovana anay aoka ho fatanao fa i charles de olompanjakana ary fitaova mpanjakana fa anjanony nao ny miteny hoe madady ny trambo ianao ny tranbo anganba tsy tranbo zahay fa manana ny maha izy anay miaramila i charles na nantaonolona fitaovana i charles de any @ manoratra no miteny any @ fa tsy @ olona avy antsimo antsinanana ok

  19. Naharary an-dRacharles mihitsy iny nidarofan-dry zalahy tao @ côte iny ka. Zany no anaovana ny olona mpanongam-panjakana. Raosy no tsy mahay niady t@ olona zay nanongana azy. Naninona no tsy nosamborina Rajoelina de nodarohana na nogadraina rehefa woe, nanongana ny tena. Naninona no nandositra kanefa ny fahefana feno teo an-tananao. Mazava be ny tenin-dRacharles teny @ BANI ireny.  » ZA NO NAMETRAKA AN-DRAJOELINA TEO DE ZA KOA NO HANALA AZY EO ». Hay ny fiafaran-drangahy évacuation any @ Hopitaly. Midika izany fa mafibe noho rangahy ny olona saika aongan-drangahy. Ary raha mamaky ity rangahy, aza manao VAVANA MAUVAIS PERDANT SY MANAO RANOMASOM-BOAY, fa raha mafibe, mody de atreho Rajoelina. Iza moa no nihaino, zay tabatan-drangahy teo hatramin’izay nanonganana an-drangahy t@ sezan-drangahy izay. Jeneraly ny PM Vittal fa ireny no tena mahay politika raha nesorina teo @ toerany, fa tsy jiolahimboto grady natolo-potsiny otran-drangahy, ary marina eto ny fanakianan’ny avy Atsimo, fa manalabaraka ny zanak’Atsimo ny fihetsikao, fa assumeo ranagahy rehefa nanao fa tsy nahomby a!zany ny olona ny fanaovana ny mpanongam-panjakana, fa tsy atahorana sy andosirana ary omena ny toeran’ny tena otran-dRaosy. De zay no tambiny e! ampian-dRaosy tsara rangahy @ fitsaboana tena, ary afaka mangataka raha mbola tsy ampy. De averiko eto, lay tenin-dRajoelina tao @ invité de Zoma. « ZA NO NIANTOKA FIARAMANIDINA MANOKANA NANDEFASANA AN’I CHARLES TATSY REUNION, ARY NISAOTRA AHY HATRAMIN’NY FIANAKAVIANY ». Tsy marina zany eto ny vaovao lainga novoizin’ny zanakosy hatramin’izay woe, voapoizina i Charles, na le woe, nofofoin-dRajoelina ny ain’i Charles ». Mba manaova démenti an’io voalazan’i Andry io rangahy raha lehilahy, raha tsy izany, de azon-drangahy lazaina daholo ity, beaba rehetra ity, fa olona iray rangahy ity, tsy voatery hanana ny marina a! De ahoana, inona no azon-dRangahy @ zanakosy? Tsy fandatsana sy fanambaniana ny razan-drangahy sisa voatanisa eto. Rehefa tsy nanao nahomby rangahy, ny mangina no mety, fa ihomehezan’ny olona fotsiny a! vitan-dRajoelina io, ary ampiana izy tafika tsy ampiana tafika. Niseho an-drangahy ho mafy be rangahy tahaka an-dRavalomanana, de jereo ny fihafaranareo. Mba menetra fa ataon’ny olona fihomehezana fotsiny, na ny mpomba an-DRajoelina na ny mpomba an-dRaosy. Ireny le mauvais perdant e! tsy nahandry ny andro Zoma, fa niseho azy ho mafibe tsy matahotr’olona. Tsy hahita hirika eo velively woa nareo sy Rainivoanjo rainitetaka sy mpandositra ireo. Any an-dafy any vao be vava. Maninona raha mody raha mafibe.

  20. Amstrong >>>> efa nanandrana nanao radio pirate ihany (Radion’ny Gasy) anie isika fa tratrandry zalahy ehhhhh, na raha hiditra hoe angataka licence, tsy omendry zalahy, i ary ny MBS ara-dalana tsara, tsy sokafandry zalahy, raha tsy hoe nareo izay avy any an-dafy ireo no mahita hevitra, ka hoe avy any no miainga ny Antenne fa miditra @ frequence eto an-tanàna ( asa raha misy an’izany, ôtran’ny mbol tsy naheno ah annn) fa raha misy an’izay d mety.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *