14 pensées sur “SADC Communique 8 Dec 2012”

  1. – Hi contrer-na an’ilay 7-4

    – Ho fanarenana ny zavatra rehetra izay nampitarazoka ny krizy, HAMAFISO ARY ATAOVY REN-TANY SY REN-DANITRA, HO HITAN’IZAO TONTOLO IZAO FA MILA NY FILOHA RAVALOMANA NY VAHOAKA MALAGASY !!

    TSY MISY HAFA ANKOATR’IZAY !

  2. Lava loatra ny kirizy fa aleo ho avy i DADA dia hita eo ny hafanam-pon’ny vahoaka , ny ilaina maika dia eto an-tanindrazana i DADA dia hita eo ny manaraka ok

  3. Miarahaba Anao Andriamatoa Filohan’ny Firenena..
    Hihaona tsy ho ela amin’ny Malagasy Tsivakivolo ianao !
    Hisaorantsika ny SADC izay nikely soroka nandresy lahatra ny Rehetra ao anatin’ny SADC ,izay nisalasala..
    hisaorantsoka koa iro Firenena lehibe izay nanosika ny nanohana ny SADC teo amin’ny fotoana sarotra..
    aRY ISAORANA NY fITONDRANA FRANTSAY IZAY TARIHIN ‘ NY fILOHAN ‘NY fIRENENA HOLLANDE IZAY TSY NIHAMBAHAMBA NAMPIJANONA NY TETI-DRATSY SY POLITIQUE COLONIALE : COLONIALISTE NAMPIARN’I SARKOZY TETO AMINTSIKA !
    TENA NIVERINA NANDRITR’IZAY EFA-TAONA NY FANJAKAN’NY COLONS TAMIN’NY 47 !
    TSY NIOVA NY MPANJANAKA /
    –NIFIDY MALAGASY MANAIKY HO MPIRAY TSIKOMBAKOMBA AMINY
    ZY (MORA IZAY SATRIA NY MASO MAHITA VOLA…!)
    –napetrany eo amin4ny fitondrana ireo malagasy mba isahana ny FITSIKILOVANA ? NY FANENDRINKENDRENA SY NY FISAMBORANA ARY NY FITSARANA AINGANA SY FANANGRANA IREO MALAGASY MANOHITRA SY HEVERINA HANASROTRA NY FITONDRANA !NY HERI6PAMORETANA 5 MIARAMIA ,ZANDARY , POLICE ARY MPIASAN’NY FITSARANA NO NIFANDRIMBONA TMIN’IZANY FANJAKAN’NY MPANDROMBA IZANY !

    IZAO VAHA OLANA IAINANTSIKA IZAO DIAMBOLA MAREFO KA MILA NY FANOHIZANTSIKA AFIMAFY KOKOA NY TOLOM6PIAVNTANSIKA..! ENY NY FANDROMBANA NO NIMASOAN’IZY IREO !
    IZAY

  4. Miarahaba Anao Andriamatoa Filohan’ny Firenena..
    Hihaona tsy ho ela amin’ny Malagasy Tsivakivolo ianao !
    Hisaorantsika ny SADC izay nikely soroka nandresy lahatra ny Rehetra ao anatin’ny SADC ,izay nisalasala..
    hisaorantsoka koa iro Firenena lehibe izay nanosika ny nanohana ny SADC teo amin’ny fotoana sarotra..
    aRY ISAORANA NY fITONDRANA FRANTSAY IZAY TARIHIN ‘ NY fILOHAN ‘NY fIRENENA HOLLANDE IZAY TSY NIHAMBAHAMBA NAMPIJANONA NY TETI-DRATSY SY POLITIQUE COLONIALE : COLONIALISTE NAMPIARN’I SARKOZY TETO AMINTSIKA !
    TENA NIVERINA NANDRITR’IZAY EFA-TAONA NY FANJAKAN’NY COLONS TAMIN’NY 47 !
    TSY NIOVA NY MPANJANAKA /
    –NIFIDY MALAGASY MANAIKY HO MPIRAY TSIKOMBAKOMBA AMINY
    ZY (MORA IZAY SATRIA NY MASO MAHITA VOLA…!)
    –napetrany eo amin4ny fitondrana ireo malagasy mba isahana ny FITSIKILOVANA ? NY FANENDRINKENDRENA SY NY FISAMBORANA ARY NY FITSARANA AINGANA SY FANANGRANA IREO MALAGASY MANOHITRA SY HEVERINA HANASROTRA NY FITONDRANA !NY HERI6PAMORETANA 5 MIARAMIA ,ZANDARY , POLICE ARY MPIASAN’NY FITSARANA NO NIFANDRIMBONA TMIN’IZANY FANJAKAN’NY MPANDROMBA IZANY !

    IZAO VAHA OLANA IAINANTSIKA IZAO DIAMBOLA MAREFO KA MILA NY FANOHIZANTSIKA AFIMAFY KOKOA NY TOLOM-PIAVONTANSIKA..!
    ENY NY FANDROMBANA NO TENA NIMASOAN’IZY IREO !

  5. Mila homanina ho makotroka ny fitsenana an’i Dada mba ahitan’ny rehetra fa na inona na inona tapaka teo dia mamimbahoaka izy , ny sisa dia alamintsika miadana

  6. 7.3 Ravalomanana doit retourner dans son pays. (Miandry izahay tompoko fa modia malaky )
    7.4 angatahana tsy hilatsaka ho fidiana (ny filoha mbola filoha aloha ho tafody fa izy irery ihany no hilatsaka ny sisa rehetra mbola paiso manta)

  7. Izay fa i Ra8 sy ny SADC izay efa samy nanao ny anjarany. Ny @ fampiharana ireo fanampaha-krvitra ireo koa dia mila tsy mihambahamba ny SADC fa isika vahoaka Malagasy koa dia manana andraikitra dia ny fampisehoana @ izao tontolo izao fa ny filoha Marc Ravalomanana no tadiavintsika ary tena tsy ilaintsika i Andry Rajohell sy ny forongony.

  8. Ho tanteraka izany ary tsy ho ela intsony!!
    Homba antsiaka Andriamanitra e!!ataoko fa mazava be ilay izy an!!
    TSY MAINTSY MODY I DADA, izay no TAPAKA.tsy hisy alaharo alaharo intsony eo.
    Ampy izay FANDRIRARIRAN izay.
    Aza manahy ianareo @ fitsenana fa tsy any no olona fa ny FIFANDAMINANA , indrindra raha misy ny
    SAKOROKA , dia tsy maintsy arahana maso akaiky koa ireto Mpiakaraman’ady frantsay fa ireo no
    hiseho ho TOMPONY AO @ tanana ao.

  9. Tena vaha olana marina mety @tsika mpmba an’ i DADA ve io amoko de sady mody izy no molatsaka satria izy irery ihany no hahafaka anstika @ zao fahantrana lalina zao aiza ve ka efa alika vavy no terena fa tsy omby vavy intsony ( mahantra mitery alika e)

  10. « MODY SADY MILATSAKA », amiko dia mba ho fanomezana
    fahafaham-po ho an’i RENIKELY anie io zavatra hataon’i SADC io e!
    Ohatry tsy asiandry zareo sira mihintsy ilay FANAMBARAN’i CHARLES , miala izy fa raha ny tena izy
    dia tokony HAKA NY SEZANY I DADA! DIA MODY SARONANA IO ni…ni IO MBA TSY AHAFAHANA
    HO TONGA @’IO ZAVATRA IO, ny tiako ahatongavana dia…
    RAHA NY TENA MARINA I DADA TOKONY MANDANY NY MANDÁNY TAO AORINAN’ILAY FANAMBARAN’
    i CHARLES FA MODY MITAPY N SADC ! MODY AHODINY NY RESAKA! SADY MIALA @ FANAPORETAN’i
    frantsay koa izy, dia io MISABABAKA IO, ( fomba fiadin’i foza io) mody rebirebeny @ zavatra tsy musy dikany
    hirona any daholo ny rehetra dia avy eo ……..ianareo no mahalala azy), fa kosa mahatoky an’i dada isika fa na
    dia hitondra hery ho antsika ihany aza dia TSARA NY AHATONGAVANY dia eo no hita ny hatao fa mbola tsy
    FANDRARANA aloha ilay izy fa vao resaka FANDEMENA amiko, koa AZA misy kivkivy fa antsika ny sisa.
    IZAY BE NO BASY!!!EFA MISY LALANA IO ALOHA!!!HOMBA ANTSIKA ANDRIAMANITRA e!!!

  11. Le Fozaorana ho aho V miintsy, ny art.45 ‘ny FDR ndray no hirahirainy mafy any @ radio & tele rehetra any, satria hitany fa tena tsisy fika tsony ny tsy hahatafody an’i Dada ehhhh, FA ISIKA TOKOA TSY AFAKA MANAZAVA @ VAHOAKA FA NA ANTOMBOKA HATRANY @ art.1 MANKANY @ art.45 NA ANTOMBOKA HATRANY @art.45 no miverina MANKANY @ art.1 anie iny FDR iny dia FOANA REHEFA MANDALO EO @ art.16 NY FANENJEHANA ARA-PITSARANA MAHAKASIKA NY RAHARAHA 2009 EHHHH.Ary haindry zalahy izany fa bontolo sisa ny azy, saingy maro ny vahoaka no tsy mahalala satria maro no tsy nahita akory ny contenuan’ny FDR, no rry zalahy no mibahana ny radio s tele d manao io hataony io d lasa kabary tsy valiana

  12. Tsy fahazahoana miresaka amin’ny haino aman-jery dia efa fandikàna ny tondrozotra !
    kanefa dia ekena ! Mba zavatra miady ve izany ?

  13. salama DAHOLO E mba hafatra ataoko @ i Mme MAVO TGV aza io fitsarana anareo io no itatatanao fona fa voaheloka NY FILOHA RAVALOMANANA fa fantatra anie fa anareo ny fitsarana fa tsy mahaleo-tena e ataovy ny fitsarana madio de raiso ny fanambaran’ i CHARLES de ho hita eo sady aza mihevitra ianao fa ze tinareo sy alatsakareo ihany no tsy maintsy ho fidiako hitondra ny fireneko ho hita eo ny propangadinao e ra tsy hoe angaha hitondra miaramila isaky ny elakela-trano @ io hiaro anareo rehefa tratry ny horakoraka mba tongava saina MADAME ah

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *