Andry Rajoelina : nangatam-pamelana tamin’ny ratsy vitany tany Israel

joelina

joelinaSamy nametram-panontaniana ny mahakasika ny dian’ingahy Andry Rajoelina tany Israel ny mpanara-baovao, misy ny milaza fa manao pi-maso amin’ny mpino kristianina izy, tafiditra tanteraka ao antin’ny fampielezan-kevitra manko ny tenany ka mitady hevitra hitiavan’ny olona azy. Ao ny milaza fa nanarina ny fahadisoany tamin’ny resaka nataony tamin’ny RFI momba ny Iran sy Chine, misy ihany koa ny mametraka ahiahy fa mety nitady fitaovam-piadiana mahery vaika hanaovana herim-pamoretana ny gasy atsy ho atsy indray ny tenany.Tsy vitsy ihany koa ny mihevitra fa be izay ratsy vitan’ity tanora mpanongam-panjakana ity koa mitady hevvitra hanadiovan-tena izy.Ana arivony ny olona maty  vokatry ny fanonganam-pânjakana nataony nandritra izay efa-taona izay, na mivantana io na ankolaka.Ana hetsiny ny olona mijaly, tsy an’asa, tsy afaka mampianatra ny zanany, tsy afaka mitsabo ny ankohonana vokatry ny fanonganam-panjakana nataony.An-tapitsisa ny Malagasy mankahala azy ary tsy te hijery akory ny sariny…

19 pensées sur “Andry Rajoelina : nangatam-pamelana tamin’ny ratsy vitany tany Israel”

  1. Dia havelan’Andriamanitra tokoa izy raha nangatampamelana. Fa raha kosa naniratsira dia hijinja ny rivotra nafafiny izy.

  2. Andriamanitra = vahoaka ,izao mino fa na savony liquide 3 barika miaraka @ mpanala ota mahay indrindra aza ,tsy hampadio an’ilay kely io
    NY TANTARA NO HITSARA

  3. ny tantara mints no hitsara volazanw mazava ,sitrampon ANDRIAMANITRA IO MATOA MBOLA EO , ramose na ny ANDRIAMANITRA MINTS ARY TS AMELA NY HELONY SATRIA EFA MPIKAMBANA MAFATRAMPO AO @ satana ,zany v d mbola modinareo ts hita iany , kiiiii ,ra narero d vovela ny helokareo fa i ramose ,eo akaikn BELJABOBA SY LOSIFERA , bye bye ramose any @ afo be ndriiiii

  4. d ny tena no menatra eeeeeeeeeeeeeeee!!!!!!!!!!!in ko zao no ivavak ho an’ny malagasy eo fa nivavak ho azy sy ny forongony ho ela fanampahana zao lery io!misy farany waaaaaaaaaaaaaa ny zava-drehetra

  5. C’est de la COM!!!pour se faire propre et clean! s’il est vraiment sincaire qu’il prenne un RDV avec le PAPE Benoit XVI , demander pardon et appliquer la DÉMOCRATIE dans son propre pays!!!

  6. ndriiiiiiiii, tena marary ny sain reto fanatisma b reto marna ,g flazanw az d io alu no mis eo na anaiky enw na ts anaiky , mbola miaina ento antany sad nofo sy rà , d tsis tonga lafatraé nareo zao ny membra ny elimiti sy framassons ,MBOLA TS ANAIKY IHANY TEDAVO AO

  7. Lazaiko eto ity raharaha ity dia tokony tsy resahina akory « c’est un non événement  » Tsy mitondra inona inona ho an i vahoaka malagasy ,fa mety hanamafy na halava ny fotoana hoan i Rajoelina hijanona eo @ toerany .
    pélérinage no nolazain i Rajoelina no nalehany tany .Izay tokoa ilay izy raha sanatria tsy nahazo audience t@ Shimon Peres izy .
    Kanefa akosa i Shimon peres dia tsy handray an Drajoelina tahakan i Kadaffi .

  8. Velona aminy HALATRA daholo izany ireto TGV mianakavy ireto, ary ny vahaoka inona ny velomany.Sa kosa mitsako BILLE fa tsy mba BONBON kanety akory.LOza izany marina mafy

  9. de ny halatra ny harena sarobidy rehetr eto Dago
    no avadika ho cash
    atao anaty valopy bleu-blanc-rouze
    hatao tsolotra an-dry Simao Salomao Chissano sns

    ary ny tena gros lot en milliards d’Euro
    hanatavezana hatrany an’i LaFrantsa
    +
    hanjonoan’ny mpitondra Firantay
    ny filoha hajaina Ravalomanana Marc

  10. Vola avy aiza ary an’iza no nadehan’ilay bitro-voalavo ity tany Israely ? Hita hoe manao communication hanatsarana tarehy @ vahoaka indrindra fa ny kristianina. Ary eo dia fahadisoantsika vahoaka ny miditra lalina @ ity fivavahana ity, tsapan’ny foza izany dia hampiasaina ka aoka samy handinika. Tsy mitondra soa @ vahoaka mihitsy ny fidirana laina @ fivavahana ary vaomaika aza mitombo ny didy jadona. Dia lasa tahakan’ny Eorpa t@ andro fahagola, MOYEN AGE. nefa to atsy tsapan-dRamalagasy akory izany fihemorana izany…

  11. « Aza manoninonina ny Anarako amin’ny tsvny antony  » hoy i Jehovah
    ao amin’ny Didy Folo (Exodosy ).
    Very fanahy mbola velona , tapi-dalàn-kaleha toa ny sokona nanani-bato , ary tsy mahita intsony atao , tsy olona manoro i rajoelina ka mipenipenina !
    Anao inona an’Israël ? hitady fanapiana sa toro-hevitra ,sao mba hijery ireo mpanaovola sandoka mba hahajoana  » vola be » entina miatrika ny fifidianana indrindra ny fanomanana azy ! Vola ho hafafy ,izay hahafaly ny Vahoaka ,saingy vola tsy misy vidiny satria vola sandoka !Israely ,tany manana ny toerany sy ny tantarany indrindra eo amin’ny Fivavahana jiosy sy kristianina ary ny silamo (les réligions révélées , ou les réligions du livre ou les réligions abrahamiques dont ABRAHAM est Chef de la lignée ))!
    « Fa tsy ataon’i Jehovah ho tsy manan-tsiny izay manonotonina ny Anarany ! » Mdika toa izao izany : mampifangaro ny Anarakpo amin’ny fanaovana zavatra tsy mifanaraka amin’ny sitrapoko sy ny fitiavako indrindra raha asa ,fomba , hetsika ,fanao ratsy mikasika mivantana ny Olonko ,izay Zava-boariko tiakpo indrindra !
    Inona no azon’ny Fitondranan’Israely ho an-drajoelina eo amin’ny ady ifanatrehany amin’ny SADC ?
    Mpikambana ao amin’ny Firenena Mikambana Israely ary o anatin’ny Communauté Internationale nanameloka ny mpanongam-panjakana teto Madagasikara tamin’ny 17 mars 2009 !
    Israely sy ny USA dia toa ny vary sy rano : tsy mifanary ireo na inona na inona ny seho sy tranga..I NEW YORK no tanana jiosy lehibe indrindra eto An-Tany ( 14 tapitrisa eo ny isan’nyJiosy miasa sy miaina ao )..koa raha mihevitra i rajoelina fa hibetroka ny SADC i Israely dia mitondra sy mampiseho ny fahakelezan’ny sain-drajoelina izay fantatr’izao Tontolo izany !
    Amln’ny Malagasy irajoeina no te hiseseho sy hihambo fa tena mitady ny soa ho an’ny Malagasy amin’izao fitsidihany an’ iSRAELY izao..!
    Tsy dondrona na tsy vory saina ny Malagasy..,fantatry ny Malagasy fa mangataka afo amin’ny matoatoa rajoelina ankehitriny , mba handretany ny afon’ny sekoseko lasa lavenona mangatsiaka..!
    Hono hyoy aho : « rahoviana no hamangy ny vatican rajoelina sy omar ?
    ip  » crise de foI  » tampoka nahazo an-drajoelina dia tokony nanosika azy ho any vatican ..
    Raha toa izy roalahy ireo sy nifampi,tana ho any dia tsy nenken’i benoit ny mandray olona tsy manaza ny zon’olombelona indrindra ireo kristianina tsy katolika (ny filohan’ny firenena RAVALOMANANA MARC sady Filoha Mopanampyamin’ny Fitondrana ny FJk , ny Filohan’ny FJKM ,izay nôlakamon’ny miaramila eo ambanin’ny mason’ i omar izay nitsoka sy nisorona ny afon’ny fanonganam-panjakana nanomboka tamin’ny 26 janvier 2009 ! ita sy tadidinny vatican ireny asa jiolahy ireny.
    Ny mpanompo sampy sy ny mpanao sikidy izao angamba efa miomana mafy hanasina an’ikelimalaza ,sy fasana eny Andranoro , eny alasora sy eny ambohimanka hiaraka hanatitra rhum sy tantely ho an’ireo razana ivavahany !
    Io anie ka tsy fantatra na fitondran’ny razana na vitana na kisendrsendr e !
    t

  12. Dr< dokotera sa dokoDAé mato lava resaka b oh zao d simba ny saina amampanahy sns , Mampalaelo !! tsis azo baikona tsoun nga metye , Monopolisation , T ho emperora ny gas ,t ho hitler ;very any in wa ninin ataon là bye bye volamena ,ra tena tia tanindrazana marina Ramose nanin ren vola b zaraina ets s ero ren ra natao asa soa ho an malagasy ra tena matsiaro fa sahirana ny gas , aza nandra iany wa !! ry FANATISMA ,mvavaka @ olona.

  13. Tena mazana mihitsy ny mieritreritra hoe misy ny misaina fa sitrapon’Andriamanitra izao mitranga eto amin’ny nosy izao. Tsy fantatra aloha hoe andriamanitra iza io lazainy io. Fa ny Andriamanitra fantatray dia tsy mankasitraka izao zava-mitranga eto amin’ny nosy izao. Marina fa toa tsy misaho mivantana izy amin’izao fotoana izao, nefa aoka tsy ho adino fa na ny zanany aza nofantsihan’ny olona tamin’ny hazo.
    Kanefa kosa hatreto dia mbola izy no naharesy satria ireo olona niseho mazana namono tsy afaka nitana azy tao am-pasana ary ny tantara rehetra na dia ny an’ireo dinausore dia tsy maintsy amin’ny anarany no ahalalana ny fisiany. Misy ny atao hoe av-JC ary ny ap-JC.

  14. fa nareo ts namono olona ,sa avadika aty refa tsita g tenen’ sa lé any antsimo , dadanareo mints ts nandray andraiktra ny tany hatramzay , sa aiza no mis vono oln’ eto v?? sa ts fandriampalemana , matoa io betsaka d tamn 2002 ,nafaran dada betsaka ny basy very ,tonga ,zay ku lé aty @ tany andalam pandrosoanaé ,ts mahafaly zany satria zay , oh we any bresil, jhonnesburg,phillipine , bdb , mety ts ho azonareo eto ny tiko ambara reetra fa nareo kely saina ts marivo kely , d ezao @ lé fahazoana tendron hatramzayé , d mande fn io !! sa aon ry MILA MTEN FN NA D EFA HITA ZAO ARY FA TS AFAKA

  15. Aza ahilika any aman’olona foana ny ratsy ataonareo foza, fa tsy paiso miveraka toa ny lohanareo ny vahoaka ê !
    Raha ny vavolombelona dia betsaka dia betsaka, nahita an’ireny fiaramanidana avy any Alzeria ireny, nanao livraison tao taomasina !

    Tsy hampiova ny saim-bahoaka ny fanaovanareo dénigrations andro aman’alina !!!

    Ho any i Izy !

    http://youtu.be/qSOyO8oDg

  16. Toa tsy mandeha ilay rohy, fa dia ilay hiran’i Besa hoe Andriamanitra inoako io ê !

    Mots et maux !!

    la-croix.com : Madagascar s’enfonce dans l’incertitude !
    …..
    « Marc Ravalomanana est accusé d’avoir ORCHESTRE la fusillade devant le portail du Palais d’Ambotsirohitra le 07 février 2009, et une plainte déposée par l’association des victimes lui crée des ennuis. Andry Rajoelina est accusé d’avoir pris le pouvoir par un coup d’Etat et, selon l’accord de Cotonou (NDLR : entre l’Union Européenne et les Etats d’Afrique, Caraïbes et Pacifiques), l’auteur d’un tel EXPLOIT doit perdre ses droits d’éligibilité en tant que citoyen », rappelle Eric Ranjalahy, éditorialiste du journal l’Hebdo de Madagascar ».
    ……..

    Hono hoy aho r’Ingahy Ranjalahy, izay angamba anadahin’i ramatoa Simone ?

    Orchestré hoe ??? Mba fantatrao tsara ve ny dikan’izany vaombolana hoe « orchestré » izany ? Raha arahina ny hevitrao, dia ny Filoha hajaina Ravalomanana izany no naniraka an’ireny foza, nanafika ny lapam-panjakàna ireny ! Izy ihany koa ve izany, no nanome baiko an’ireo mpiambina, ary niteny hoe « asaiko miakatra eny ireo, fa raha vao tonga eny dia tonga dia tofiro sy vonoy » ?

    Resaka Coup d’Etat, ao amin’ilay Accord de Cotonou ve misy soratra milaza an’izany hoe « l’auteur d’un tel exploit doit perdre ses droits….. », sa hevitrao samy irery izany ?
    Tena EXPLOIT aminao angaha izany fanaovana Coup d’Etat izany, sa dia izao no atao koa hoe « lapsus révélateur » ???
    Aminay tsy dia nahita fianarana tsy mba tahakanareo aloha, dia ny hoe « crime, méfait na forfaiture » no mety mba napetrakay, fa tsy izany exploit-exploit izany ê !

    Tsetsatsetsa tsy haritra ny ahy iny, satria toa mampisavorivory saim-bahoaka ny fahitàna an’izay voasoratra !

    http://www.la-croix.com/Actualite/Monde/Madagascar-s-enfonce-dans-l-incertitude-_EP_-2013-01-06-895685/(CRX_ARTICLE_ACCESS)/ACCESS_CONTENT

  17. ts manilika vlv mints fa ny olana mresaka anareo d diso fanatisma b lotra nareo ,lé saina mints no efa vo d ra kzi fn ninin » ,mampalaelo mints nareo ts foz zatra ninanà d ts mazaka ny hafa mba minana ndrayé , vali kitsaka io papàà ,ny fijernw no mletika fa ts ny firenenà vlvl,AOKA TSIKA HO TOUNI !!!HA3 ;;;

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *