François Goldblatt : « taimbazaha menasofina »

ambassade fr

ambassade frNaneho ny heviny momba ny fiverenan’ny filoha Ravalomanana antanin-drazana  ny ambasadaoro vaovaon’ny LaFrantsa.Tsy mahazo mody eto Ravalomanana raha tsy vita ny fifidianana hoy izy.Tsy mitsahatra hatreo ny fiheveran’ny Lafrantsa fa mbola zana-taniny i Madagasikara, fitsabahana tanteraka amin’ny  raharaha anatiny firenena ity fanambaranan i menasofina ity.Tsy ny mamaha krizy fa vao maika manamafy ny tsy fitiavan’ny Gasy ny « tompo-menakeky » sy ny voanjo mpangoron-karena.

17 pensées sur “François Goldblatt : « taimbazaha menasofina »”

  1. TENA MAHERY IANAREO ,LEADERS RAHA MIAFANOHATRA AN IO VOALAZAN IO VAZAHA IO NO ZAVA -HISEO .

    HATRETO ALOHA DIA IZAY NOHEVERINY NY FRANTAYS REHETRA DIA TATERANY AVOKOA ..

  2. Tena kely finoana ny tenanay raha izao toe-draharaha izao no mitohy fa tena hita fa ho vita ny fifidianana fa i dada tsy ho tafody dia sanatria hanaiky ve ny malagasy e !

  3. Raha soso-kevitra mifameno @ tondrozotra dia ekentsika, fa raha mifanohitra @ tondrozotra dia averintsika any @zay nanolotra azy! tsy maintsy mody ny ny filoha, mivoaka ny gadra politika…

  4. he’is fucking guy …
    NY an’ny HETSIKY NY TANORA ANTSIRABE mba marina ihany roahana mody any daholo ireo Frantsay tsisy atao mialokaloka eto ireo,de hita eo ny fikany .Tompon’andraikitra tanteraka ami’ny teniny io ambasadaoro mihinana alika io

  5. Aiza no tsy hiariary ihany ity FIATSARAMBELATSIA e!!!!!
    Mbola musy mahatoky ny renikely ihany fa MIOVA HONO?????
    mba alaivo ambony , alaivo ambany tompoko o!!!fa vaovao ve ilay toetra e!!!NIOVA AN!!hihi!!!!
    Efa fantany fa tsy musy hanaiky an’i Dada tsy hilatsaka izany eo raha vao tonga izy dia aleo aloha
    KENDAINA MAFY mihintsy tsy ho avy. Efa milaza aho fa « tsy musy iray mahatoky fa TSY HILATSA
    IZANY I DADA RAHA VAO TONGA EO. » May volon-tratra ny frantsay koh!!!roasy tany daholo dia
    vita tompoko isany ô!!!fanetry be ireo , tsy musy tokony mbola HIANTEHERANA IZAY SOAVALY
    MATY ERY e!!!RATSY LOHA!!!!KENDAO !!!

  6. http://www.madagascar-tribune.com/IMG/jpg/goldblatt.jpg
    Ialahy indray ry vazaha boramena tsy tia taovakena dia ataovy izay tsy maha misy be dia be CLODO any aminialahy dia hambitombohy betsaka
    oa ny asa ho any vahiny satria ilay isany kamo be tenda daholo.Hidirany ilay isany daholo ny fiainany ny olona; raha ny malagasy indray leity tsy azony ilay isany aminizany intsony; afa i TGV voavidiny ilay isany

  7. Fa angaha ry zareo ambasadaoro itony tsy mahay mamaky teny frantsay ao @ FR milaza hoe retour sans condition des exilés politiques y compris MR; no hametraka indray hoe pas avant élection!!! fa olona avy aiza itony é!!!!???

    10h00 – FRANCE : Selon l’ambassadeur de la France, le retour de Marc Ravalomanana à Madagascar avant les élections n’est pas opportum pour un réel apaisement du climat politique. « Il peut revenir et Madagascar d’ailleurs, Madagascar doit appliquer l’article 20 de la feuile de route, mais pas avant ces élections » a-t-il souligné

    Zao ve tsy mbola fiheverana antsika ho zazakely hatrany!!!!…. mifohaza re rey olona oooo!!!!!!

  8. Misaotra anao Amstrong!
    MBA MINGAVY NY ANKOLAFY RAVALOMANANA TOMPOKO
    IANAREO TOMPON’ANDRAIKITRA AO MBA HITONDRA IO FR io any @’io menasofina ratsy io
    mba asio asa kely tompoko fa efa hitsahany an-tendakely nie isika e!!!!!MIANGAVY TOMPOKO
    ISANY AO @ ANKOLAFY RAVALOMANANA ho ento any io FR io hanampina ny vavany fa efa
    TSY RARINY e!!!HIANDRY INONA ISIKA VAO HIETSIKA e????HIANDRY AN’IZA e???????

  9. Ny vokatra an-kibon’ny tany any MALI ve no GOLD, dia aty Madagascar koa mi-blaBLATER

    marina : dia manao saka aty itony BLATT fa trondro ny laoka

    Qui a enraciné l’usurpation à Madagascar depuis 2009?
    http://www.linguee.com/english-french?query=blattgold&source=french

    François Hollande / François BlattGold / à quand d’autre(s) FRANCOIS machin(erie) / trop c’en est trop les FRANCAIS!!!

    machiavélique be an…
    à France: CESSEZ de nous jouer à chaque fois vos amalgames

  10. http://www.antananarivo.usembassy.gov/embassy_news/press-releases2/01/24/2013–assistant-secretary-of-state-for-africa-johnnie-carson-letter-to-andry-rajoelina.html

    ==>
    [… I hope all signatories will now abide by the provisions of the Southern African Development Community’s (SADC) Roadmap, in particular those concerning the UNCONDITIONAL RETURN OF POLITICAL EXILES.

    I trust that you will honor your statement and resist any who might urge you to enter the race.
    …]
    ___________________

    [ravelonarivo dit :
    24 janvier 2013 à 8 h 20 min

    *9h00->Une réunion extraordinaire de la Sadc se tiendrait cette semaine à Addis Abeba pour fixer la date de retour du Président Ravalomanana.]

  11. Sarotra ny hino fa misy mpanao politika malagasy, na iray aza ,mitady ny hiverenan’ny FILOHA RAVALOMANANA satria izy ireo dia mpitady seza daholo, te ho président daholo. Nefa ny Vahoaka be an’isa no mitady an’i FILOHA RAVALOMANANA. Ka tsy hita izay olona azo iangaviana itondra ny FR any amin’ny menasofina.

  12. http://www.anio-info.com/images/photos/42/432/thumb_0866fff7db9049a6591f90f2.jpg

    http://www.anio-info.com/images/photos/42/432/thumb_c6f78e7b97bfe5049e2a74bd.jpg

    http://www.anio-info.com/images/photos/42/432/thumb_4202589e39a253fa8c25fb54.jpg

    Mihevitra mihitsy angamba ireto vazaha boramena ireto fa mbola eo ambany ny fahefàny i Madagasikara.Efa eto aminy taniny galasana ialahy dia mbola sahy miteny anizany ihany.Hita mihitsy fa mangarom-biby an-davaka, aleo woa hangarona eo ihany fa zavatra afa no tsapany eo aminy farany.Izaho Rasamy aloha dia samy mifanamby fa tsy maintsy tonga soa aman-tsara eo an-tanindrazana i PREZIDA RAVALOMANANA MARC na misy inona eo na misy inona.Asaivo tonga aty Dago daholo ireo CRS sy ny forongony hanakana ny fahatongavany i DADA dia hitany ireto VOZONGO BORAMENA izany woe mifanena aminizany woe: GALASANA izany..Tsy any MALI akory ny eto fa azafady.Ialahy io indray ry TGV, hita mihitsy fa tsy mbola vita ny PACTE ialahy taminy ireto vazaha boramena ireto dia mitetika indray ialahy woe hilatsaka aminy 2018.Aza mirediredy ry leiry an!Mihevitra moa ialahy io fa afaka hijanona eto hatraminy io taona io, satria mantsy ialahy no tena afaka mandahatra ny zavatra rehetra.Ny teniko woa, dieny izao, mandehàna indray aloha mialokaloka any aminireo VOZONGO BORAMENA.Aminy maha olombelona anahy RASAMY, raha izaho manokana dia tsy manaiky fotsiny ny aminy zavatra ratsy nataonialahy taminy firenena malagasy tao anatiny efa taona ary indrindra nampahantra ny ankebeazany ny gasy iray manontolo, mbola mitady hipetraka eto Dago ihany ialahy taminireo zavatra rehetra ratsy nataonialahy ireo.Tsy aiko aloha ialahy io raha misaina aminy inona, fa raha ny fahitako anialahy dia hita mihitsy fa misaina aminy fitombenana.Mazava angamba izay.Efa hamarana ihany izaho, ka ny teniko antsika rehetra miaraka aminy i PREZIDA RAVALOMANANA MARC dia tsotra ihany ny teniko, MAHAIZA isiaka miray hina fa i TGV mbola mitady hijanona eto DAGO, ary isiaka tsy hanaiky anizany mihitsy.HO ELA VELONA RAVALOMANANA.

  13. Ny blatte ve moa tsy kalalao hoy isika gasy e?
    Tena bikana mpitsikilo ery ity blatt be vava izay mahatoky fatratra ireo malagasy efa vaovidy sy ny SADC sy ny firenena afa miteny frantsay.
    Ka raha mbola tsy hahay hiantsampy @ tady avy @ bekintana ra-malagasy, dia « Paris sur Ikopa » no hitantana ny firenena malagasy…raha mbola azo antsoina ho firenena ihany koa!!!
    « Nankaiza hono ny lehilahy malagasy izay ô » ???
    Efa 4 taona kosa re izay dia mbola hihesona foana ve e???
    Aza avela ho hitsakitsahiny frantsay sy ny voavidiny intsony kosa re ny haja sy hasiny filohantsika e!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *