HILARION RARISON : MANANJO HODY ETO NY FILOHA RAVALOMANANA MARC

IMG_4446

IMG_4446Tadiavinareo frantsay sy Rajoelina hoy ny Ct Hilarion Rarison androany teny amin’ny Magro Behoririka averina ny fanjanahantany. Ny tolona nataon’ny razambenay hoy izy tamin’ny 47 dia omenay anao ny anaran’ireny olona ireny.Aza korontanina ny firenena fa efa hivaha ny krizy. Akombony ny vava hoy Hilarion raha nitodika tany amin’ny ambasadaoro frantsay. Ny antony dia tsotra satria gazy ray sy reny ny filoha Ravalomanana Marc ka mananjo hody eto fa tsy hanao terantany frantsay. Raha mbola miteny io ambasadaoro io hoy izy dia tsy ekenay ny Ni..Ni.. Mazava hoy Hilarion ny tenin’ny filoha Ravalomanana Marc raha niditra mivantana tao Bel’air izy ny maraina fa mivory ny Sadc ka  tsy misy fandraisana fanapahankevitra ao fa ny zavatra tapaka rehetra hatramin’izay no hampiharina.Nambaran’i Dada ihany koa hoy izy fa misy zavatra tsy azo resahina amin’ny telefaonina  ry zareo. Noho izany dia efa kely sisa fa miomana isika.

 

17 pensées sur “HILARION RARISON : MANANJO HODY ETO NY FILOHA RAVALOMANANA MARC”

  1. NY TSY FAHATONGAVAN I RAVALOMANANA ALOHAN NY FIFIDIANANA DIA = FANDRESENA MIHEJINEJINA HAZON NY FRANTSAY EO ANATREAN IREO MPANANARA DALANA .

    KA TOKONY HAFANAINA NY VAHOAKA @ FISEHOAN IO ZAVATRA IO ,NY 26 JANVIER ,HATAO MAMAY ,NY 7 FEVRIER HAPETRAKA @ SEZA MAHAMAY RAJOELINA .

  2. Aiza ianao ranavalona ô ? Aiza ianao ry HoAiza ? Aiza ianareo ry Neninoro, verohanitra sy ny rehetra ?
    Tairo ny hetsika, eny amin’ny devant-n’ny ambasady !! Na tanora na zokin-jokiny, mahaiza maka tahaka ary ataovy mitsaoka i Baomba sy ny tropiny !

    http://www.seneweb.com/news/Insolite/photos-togo-les-vieilles-femmes-nues-font-fuir-les-soldats-de-gnassingbe_n_86104.html

    Na manifinify, na botabota ny « mpitarika » dia mety daholo !! MDR !!!

  3. Naika Eliane : Réplique à l’Ambassadeur Goldblatt

    Nazava tsara angamba ny valikafatra nalefany i Naika Eliana ho anity ambasadaoro tsy ampy saina ity.Aiza vé hianao dia tsy ampy firy andro akory no nipetraka eto hianao dia manao fihetsika jiolahimboto, maika ka mijananona aman-taonany tsy dia asa fotsiny.Midika zao fa manarandrenirano fotsiny ity mena sofina ity, fara faharatsiny izy tokony hampiasa anizany woe: inona izany DIPLOMATIA izany.

  4. IZAO VE IANAO VAO MAHALAla IZANY ZON4NY FILOHAN’NY FIRENENA HODY ANTANINDRAZANA..,
    MBA RESAKA VAOVAO NO MBA HATAO FA TSY NY MAMERIMBERINA NY DRIDRA EFA NIFANDIMBIASAN ‘IREO TSY MAHITA HO LAZAINA INTSONY !

  5. Tena mba nisy nihaino kay aho kah!!!
    Mankasitraka fa nivaly ilay hafatra e!!!
    Fitiavana tanindrazana mantsy ilay izy fa tsy fanenjeana Tompoko isany ô!!
    dia ho ela velona indrindra i Ramatoa Naika, fa na tsy ilay hafatra aza efa mitovy
    ilay hevitra dia efa izay no tanjona.Mankasitraka TOMPOKOVAVY!!!!

  6. Tsy hitanareo ve hoe nahazo lobaka vao2 lery dia mba tė
    hampidera ilay izy eo sady hafakely ity izy????resaka efa lany
    daty ary no lazaina eo hihiiiiiaiza kosa no nahitanareo io lobaka vao2 io raha sy nikabary
    teo lery Radoko a?????

  7. dadanareo aza nilaza fa tsy mbola teraka izy tamin’izany 1947 izany kouh! tena mitapy ity CT ity!!!! mitsoatsoam-bava nefa tsy sahy mametra-pialana ao amin’io CT io akory!! mba ohatrinona izao no nomen’io tao amin’ny magro tamin’ny karamany??? ha!ha!ha!!! mampme lé ol!!!

  8. REHEFA DINIHANA NY RESAKA

    @ INTERNET MOMBA NY ARADALANA,

    NY KABARY MAGRO

    COMMUNIQUE NY MPOMBA NY ARADALANA.

    DIA TSY HISY HAMPIHONTSONA IREO EO @MPANONGA MPANJAKANA SY NY MPANOANA AZY NY FRANTSAY SY NY MAFIA.
    M
    MILA TETIKADY HAF HANAVOTANA NY FIRENENA.

  9. Nolazaina fa ny « handehanana eny Anosy » na Tribonaly dia satria nisy mpianatra « nogadraina », kanefa efa zavatra hafa ny tetika !
    Nolazaina fa ny « handehanana eny Anosipatrana » dia hanala an’ireo « tany, nanotofana tanin’olona », kanefa zavatra hafa ny tena tao an-tsaina !

    Fa nisy inona no tsy namoaka vaovao mivantana koa ny Radio Viva tamin’io andro io ?

    Hainoy tsara manomboka eo amin’ny 2:40

    http://dailymotion.com/video/x85tbr_le-chaos-dans-la-capitale-26-01-09_news#.UQN5rfI6OYw

  10. Tao @ TVplus raha napetraka ny fanotaniana hoe : Tokony hiverina eto Madagasikara alohan’ny fifidianana ve ny filoha Marc Ravalomanana dia ity no valiny

    Eny : 5192
    Tsia : 947

  11. Misaotra anao ry LAZALAZAO ! Hisy fihaonana amin’ny manam-pahefàna frantsay amin’ny alatsinainy ho avy izao, ary ho atao tsara tatitra !

    Tsara ho fantatr’ireto foza dondrona iray trano ireto, fa izao valim-panontaniana izao no ho valin’ny fifidianana, fara-fahakeliny !

    Ho herim-po very maina ny fangalaram-bato !!!

    Midika izany fa MBOLA MITAKY NY FILOHA-VOAFIDINY NY VAHOAKA MALAGASY ; ARY AZA ADINO FA NY TANTSAHA IZAY TENA NIARAN’NY ANTSOJAY TSY AFAKA NANDRAY ANJARA, SATRIA TOA IREO IZAY ANY AMIN’NY TOERANA LAVITRA, DIA MBA TSY AFAKA NANEHO NY HEVINY TAMIN’NY ALÀLAN’NY ANTSO AN-TAROBIA !!!

    Teny atsipy ihany koa izany ho an’ireto mizahozaho, namorona antoko ets…, ary mihevitra ny tenany fa hisy vahoaka hanarak’azy !!

    Hatry ny ela aho efa niteny fa meloka eo anatrehan’ny vahoaka izy ireo, satria tsy ny ARA-DALÀNA NO TENA TADIAVIN-DRY ZAREO FA NY FITADIAVAN-TSEZA SY VONINAHITRA TSY MENDRIKA !

    Tsy hisy fiainana ho vanona mihintsy eo, rahatoa ka ka mbola fanjakan’ny Baroa no tohanana andro aman’alina !

    HCC, Ray aman-dreny mijoro, Escropol, FFKM, antoko pôlitika, ets ets…..dia « vongany sy mpisoloky » daholo rahatoa ka tsy ny FAMPIARANA SY NY FANAJÀNA NY LALÀNA VELONA NO TAKIANAREO !!!!!!

    Mba tongava saina ianareo ireo, ary tsy anareo irery io Tanindrazana hiombonana io !!!

  12. TV plus moa national???? eto Antananarivo aza i TV+ no télé alohan’ny farany misy mpijery kouh!!!!Sondage fôpla tssss!!!!! ny mpiasany aza mbola misy mikarama 300 000Fmg nefa miseho milay! trano be! fiarabe! inona fa tsy mitovy amin’ny Tetezamita ihany? Ny mpiasany mahantra nefa izy miseho milay be ety ivelany!!! taiza eran-tany no nisy présentatrice TV mandeha taxi be raha tsy TV plus???? mampme tsssss!!!!

  13. Aza hatao mahagaga izay olona 500 hilatsaka ho fidina Kintana a!!
    Jereonao tsara fa domelina be io aza ve filoha koa maika fa za?????
    ( ireo antoko isankarazany vao miforona io an!) , lova navelan’i domelina daholo izao.
    Izay bodo sy adala ondrakondrafana tsy velon-komana tsy faka taranaka rehetra izao hisisika fa nahomby ilay
    fitaratra @’izao.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *