INSPECTEUR FANOMEZANA : NY FILOHA RAVALOMANANA MARC NO ANDRASAN ‘NY VAHOAKA

IMG_3526

IMG_3526Tsofirano izahay hoy ny Inspecteur Fanomezana teny amin’ny Magro Behoririka androany, fa ho entinay ity tolona ity, raha nitodika tamin’ireo Cst Ct, ministra Ankolafy Ravalomanana ny tenany. Izy moa tsy mba mpikabary matetika eny an-kianja taorian’ny nivoahany tany am-ponja. Nanaiky izahay hoy izy fa hiditra amin’io andrim-panjakana io ianareo. Matoa lany ny lalàna momba ny amnistia io dia tsy nahatsindry ianareo. Hitsangana amin’izay izahay ProRavalomanana. Ataontsika manaram-penitra hoy izy ny tolona fa tsy maintsy ho avy ny filoha Ravalomanana Marc.Ho an’ny mpanao politika dia nambarany fa maheno feo izahay fa hoe miandry ny anaran’olona atolotry Prezidà ianareo.Ny filoha Ravalomanana hoy izy no andrasan’ny vahoaka eto ary fitiavana azy no nahatonga antsika eto an-kianja. Ianao izay miandry ny lisitra izany hoy izy no manakana azy tsy ho tonga eto. Izay sahy hoy Fanomezana no manaraka ahy ary ho taritiko fa ela loatra izy ity. Ilay manaram-penitra nambarako teo hoy izy dia ilay mahamety azy. Tsy vitan’ny kabary intsony ity. Noho izany manomboka izao dia miaraka daholo isika proRavalomanana fa tsy misy mifanaratsy izany.

16 pensées sur “INSPECTEUR FANOMEZANA : NY FILOHA RAVALOMANANA MARC NO ANDRASAN ‘NY VAHOAKA”

  1. Tarito am zay tokoa ry inspecteur a.tsy kabary intsony an,dia ataovy mailo sy fetsy sao alefan ny foza any am pigadrana eo.

  2. Wanted Ranavalona ! sao ranavalona aloha i soapeta fa niova pseudo?

    Inspecreur miombon-kevitra aminao e!

    Tairo ary hafanao, ento mivoaka ny kianja ary alefaso ny radio trottoire mba ho betsaka ny manatevin-daharana, ka aparitaho any amin´ny faritra, Gréve generale, blocage machines administratives Sns….Azo hafanina tsara na dia tsy manao violence aza, tarito na ireo tafim-bahoaka tsy faly ,tario ny mpisam-panjakana ny oniversité, ilay gréve mifandimby sy misaratsaraka aveao, fa atambaro ny hery, enga anie ho fitiavan-tanindrazana itambarana no hanaovana ilay gréve fa tsy ho fitakiam-bola ankolaka, satrai ilay manao gréve mba ahazahoana tombontsoa sy vola dia tena azo lazaina fa mitady vola kolikoly avy amin´ny mpitondra izao fotsiny.

    ny tanjona dia hanova ny tantaran´i madagasikara ,hanafaka ireto vahoaka malagasy voageja, handroaka ireo fandroaka mitondra ny firenena ireo.

    famaranana ny krizy, taritoa ny vahoaka Maro anísa ,tanjona tahaka ny 1991 sy 2002 mbolatsy nisy naharatsy azy.

  3. OU EN SOMMES – NOUS EN CE MOMENT ?
    POURQUOI TOUT NOUS PARAIT BLOQUE ?

    Nombreux sont ceux qui se perdent en conjectures , dans les hypothèses et autres suppositions d’école , théoriques , loin des faits réels , qui ne sont ni évidents ni visibles , ni significatifs , ni intelligibles..maisqui s’imposent à notre analyse critique , alors que durant ces presque quatre années , notre rêve vers la fin de cette crise progresse avec des hauts et des bas et plus de hauts que de bas…!
    Autrement dit , Nous sommes sur la bonne voie !
    Vous savez bien que le but poursuivi par les commanditaires ; les conseillers et les auteurs du coup d’état du 17 mars 2009 a éré de neutraliser le Président de la République RAVALOMANANA MARC…par tous les moyens !
    Malgré ces moyens humains surtout( françafrique sutenue par la volonté coloniale/colonialiste de sarkozy , le Président de la République RAVALOMANANA MARC est toujours lè , debout ,les pieds sur terre et la tête sur les épaules…, toujours alerte , sagace ,fin politique , et doté d’une bonne mémoire et pourvu d’une bonne vision oui il a de bons retroviseursdu passé et un appareil GPS analyseur des conjectures et des propectives de demain!
    Autrement dit le Président de la République RAVALOMANANA MARC est bien vivant ; se porte bien !
    Quand aux modalités techniques , juridiqueset diplomatiques que rencontre la SADC pour l’instauration de la Nouvelle Transition existent des aléas ,des simagrees , des faux-semblants relevant des agissessements de ceux qui conseillent à rajoelina. de jouer la montre et de ne pas faciliter l’instauration de cette Nouvelle Transition qui signe la fin de l’aventure des putschites et le début des réglements de compte auprès de la Justice des enrichissements immédiats sans cause , des trafics divers ,, et autres transanctions que les tenants de ce pouvoir illégal n’ a le droit de contracter , des avancements , des promotions non justifiés ni par l’ancienneté ni par un queconque mérite du fait d’acteshéroiques éffectués au profit de la nation…, des passe-droits que ces gens se son octroyés sans foi ni loi….
    Oui nombreux actes illicites au détriment de la Nation et des Malgaches doivent être judiciarisés et éxigent l’ applicationde la Loi à leurs endroits !
    A LA SORTIE DE CETTE CRISE , NE FAISONS L’ERREUR DE NE PAS FAIRE DIRE ET FAIRE APPLIQUER LA LOI CONTRE LES AUTEURS DE PRES OU DE LOIN DU COUP D’ETAT ET LEURS AGISSEMENTS.COUPABLES ET RESPONSABLES SNS AUCUNE CIRCONSTANCE ATTENUANTE …
    PAS D’IMMUNITE..
    LA RECONCILIATION NE PEUT SE FAIRE QU’APRES LES JUGEMENTS..DES ACCUSES ,QUI ONT DES CHEFS D’ACCUSATION CARACTERISES ET QUALIFIES PAR LES CHAMBRES D’ACCUSATION !
    Les putschistes et leurs conseillers tentent de dérouter et de désorienter , de détourner des voies de la Justice nationale et internationale( en exemple , l’affaire du 7 février 2009 ,les trafics de bois de rose , qu’ils ne sont pas parvenus à falsifier ..)..
    Autre enfumage (création de rideau de fumée ), la visite en ISRAEL ,où rajoelina n’ a pas été reçu par le premier Ministre qui détient le pouvoir en ISRAEL et le cinéma au mur des lamentations a été lamentable dont l’effet aurait été le même comme si rajoelina avait pissé dans un violon..!Stupidité caractéristique du personnage et quel blasphème !
    Au lendemain de cette visite ,les Américains ont mis une forte pression sur la SADC pour l’instauration de l Nouvelle Transition
    : l’exclusion de Madagascar de l’AGOA veut dire que les USA sont prêts à aider les Malgaches financièrement et techniquement pour leur développement et surtout pour l’améliorationurgente des conditions de la vie quotidienne des Malgaches..La fin du cntrat AGOA permet d’adapter leurs aides aux réalités la situation socio-économique après les élections !
    Et les Américains n’accepteront jamais quiconque (ISRAEL ou autre pays )complique ou porte ombage sur les iniatives diplomatiques du deuxième mandat du Président OBAMA , qui a pris lui-même la décision de l’exclusion de Madagascar de l’AGOA et d’autant plus qu’en ce moment la Maison Blanche ne partge pas avec la droite israélienne au pouvoir la politique que ène celle-ci mène dans les territoires occupés..!
    rajoelina , d’illusions en rêvingadra , n’autres arendrina à brandir que des bouts de chandelles…et du coup ses gesticulations et ses trompe l’oeil s’étiolent…et inéxorablement s’éteignent..!
    La fausse difficulté actuelle vient du fait que rajoelina  » ne veut pas s’éteindre , se taire « ..
    Pour exister de façon saine , il doit avoir LA VOLONTE DE DE VOULOIR VIVRE AVEC LA LOI COMMUNE DANS LA DEMOCRATIE DU FIARA – MONINA MIRINDRA SY MFANAJA AMIN’NY SAMY MALAGASY !
    Je réponds à la question posée par le titre :
     » MALGRE §ES APPARENCES ET LES TROMPE- L ‘OEIL , NOTRE SITUATION EST PLEINE D’ESPOIR ET D’OPTIMISME !
    ET QUOIQUE FASSENT TOUS LES OPPOSANTS D’HIER ET D’AUJOURDH’HUI ,
    LE PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE RAVALOMANANA MARC RENTRE AU PAYS !

  4. ALEFASO RY TANORA ANDRIAMANITRA MIARAKA AMINAREO MIARAKA AMIN’NY VAVAKAY TOMPOKO !

    SAHIA ARY AZA MATAHOTRA RE E !

  5. Ny fidinana eny andalam-be izao no vahaolana fa tsy ny resa-be ,tsy mbola ampy antsika ve ny resaka efa mankaleo!!!tsy hinanankanina? ny sasany mihamatavy sy mangalatra ankitsirano izao!!! ny resaka tsy mahavoky!!! ny fetifety tsy mahavoky!!!ny tetezamita tsy mahavoky!!! EFA HITA NY VOKANY NANDRITRA IZAY 4 TAONA IZAY!!!mbola inona indray no handrasana? sa hofaty tahaka ny any Androy daholo ny Malagasy rehetra vao ho tonga saina?

    Jereo ny zavamisy erak’izao tontolo izao fa tsy mihetsika ny ONU,OUA,UE… raha tsy mihetsika ny vahoaka ex: Syrie,Mali,Egypte,Tunisie…raha mbola tahaka izao ny hiainantsika Malagasy sy ny fihetsik’isika dia lazain’ireo ihany fa tantintsika izao situation hiainatsika izao dia haleo ireo ho ao fa maharipery ny Gasy…

    MBA AOKA IZAY NY BLABLA sy ny RESA-BE FA TSY MAHAVOKY NDAO HIIDINA ANDALABE AMIN’IZAY!!!ARY AZA SAROTAHOTRA!!!AMPITAPITAO NDAO!!!!!

  6. TAIRO AMIN’IZAY FA EFA MANKALEO!!!halefaso ny TOP fa hoavy izahay!!!hohafanainay ny tanana sy ny Tanàna raha tsy hanao ny mafana fa manodina resaka fotsiny!!!

  7. Aza miandry na mitaky tso-drano izany ê ! Alefaso rehefa tsy vonona ny hampiatra ny tondrozotra ireo izay nanankinana an’izany !

    Ny indro kely fotsiny ! Na dia efa fantatra aza fa miandry sy manantena ny fiverenan’ny Filoha Ravalomanana ny vahoaka, tsara rahatoa ka mba atao amin’ny anaran’ny Vahoaka Mpiaro sy Mpitaky ny ara-dalàna REHETRA ny tolona !!

    Mba avelao aloha ny Filoha Ravalomanana hanao izay vitany any ivelany, ary aza atao amin’ny anaran’ny tolona.

    Izay anarana tianareo hitondràn’azy mety daholo :
    Vahoaka malagasy mitaky ny ara-dalàna
    Vahoaka malagasy leo mpanongam-panjakàna
    Vahoaka malagasy miaro fiandranam-pirenena
    Vahoaka malagasy fahavalon-drajoelina
    Vahoaka malagasy mitaky fahafahana
    Vahoaka malagasy tena izy
    Vahoaka malagasy tsy azo fitahina intsony
    Vahoaka malagasy mitaky fiainana milamina
    ets ets………………

    Taomy ireo paolisy, zandary sy miaramila izay mbola mahatsiaro tena fa MBOLA ANISAN’IZANY HOE VAHOAKA MALAGASY ! Resaka be ny hoe tsy manao paolitika ry zareo !
    Efa hita nandritry ny efa-taona izao ny zavatra nataon’ny sasan-tsasany avy ao amin-dry zareo !

    Raiso ny kifafa dia diovy ny tanàna ! Aza manaiky intsony mihaina ao anatin’ny loto !
    Ny vahoaka no mifanome tso-drano ! Mahaleova, mahalasàna, ary ento amin’ny anaran’ny fitiavan-tanindràzana ny hetsika, fa tsy fitiavan-tena na koa fizahozahoana !

    MASINA NY TANINDRAZANA ARY HO TONGA ANIE NY FAHAFAHANA !!!

  8. matoa ts mtrotra ny vahoaka nandritry 4 taona , mbola zakany , miaritra kely d boakelyé !!! ku rats tenen ftsn io ku !! we ndao , oln rain tetaka ts sah nareoé ,na sah ary mu d waiz d anin??? mpetra tsara ramanandramboa so idiran ny loza @ atamboa, IMPIRY ZAY FA TSIS NETYÉ , KU MBOLA IN DRAY !!! mendrasa ny ts mis eo ,

  9. Mandehàna manasa an’ity pinces mena mihoson-drà ao anaty asidra aloha ê ! Kanefa tsy hadio intsony, fa ity izy aza no mety ho bory tahak’ity rambo izay tsy misy intsony !
    Tsy mahagaga aminareo eunuque moa izany, satria zavatra hafa, sy fady no malaza hahitanareo fahafinaretana !!

  10. zay tsis mena2 fa nareo no zatra manao kravat mena ,nenareo io zao no tena tsss na atao in na ato in tsis fanafana tsouné , bye bye volamené ,lé hiran SAM wa !!! very any iné

  11. IANAREO mahazo tombony amin’izao fitondrana izao dia VITSY AN’ISA!!! ataovy ao antin’ny lohanareo izany!!!tsy ireo misonenika sy voky cholestérol sy alcooliques ary diabétiques noho ny halatra akory no haharitra ela amin’ity fiainana ity misy farany daholo ny zavatra rehetra!!! ary tokony hifarana eto izany!!!RY VAHOAKA MARO AN’ISA ndao hirotsaka eny andalam-be fa fotoana izao handrodanana ireo DEVOLY VITSY AN’ISA ireo!!!AO IAVOLOHA no FASANA tokony handevenana ireo fa efa ao ireo!!!

    TSY EFA LEO VE!!!ANDAO HANDRODANA IREO BOULIMIQUES DU POUVOIR ireo!!!

  12. nenareo zany lé tamnin ny farany , sa mbola manantena an iza ??? manantena ny ts mis v??? ,
    vitsy anisa hoy enw tsss mpetra tsara ry masy tenya , ts magro nge ny Mdagascaré ,, in ar ty manofy @ andro cyclone ty tsssss , mampalaelo ,ndriiiiiii Nareo wa ny lébéan ELEMITI SY FRAMASSONS D IO IVAVAHANA ,

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *