MILA MAILO ISIKA

ignace

ignaceMbola tsy tratra ny tanjona hoy ny Ct Randriamamiarizafy Ignace androny teny amin’ny Magro Behoririka, efa taona izay dia ny fampodiana ny filoha Ravalomanana Marc. Misy ny aty amintsika hoy izy nihinana am-bolony , ilay tenin’i Dada hoe izaho tsy hirotsaka. Tratra ny tampoka ny Udrc izay izy ihany no nilaza ny Ni..Ni. Ny zavadehibe hoy izy dia sahirana ny Tgc sy Udrc rehefa nanambara ny filoha Ravalomanana Marc fa tsy hirotsaka, ary nilaza fa izaho hody any an-tanindrazako. Tsy misy lalàna mandrara olona iray hody an-tanindrazany hoy izy fa ny azy ireo dia fatahorana an’i Dada. Ny feo mandeha any indray hoy Ignace dia ny hoe rehefa tonga enyIvato ny filoha Ravalomanana Marc dia hotsenain’ny vahoaka marobe ka tonga dia entiny eny Ambohitsorohitra ka ho rava ny fitondrana tetezamita. Miaiky izany izy hoy ity olomboantendry avy any Moramanga ity  fa maro ny olona miaraka amin’i Dada. Efa mandeha ihany koa amin’izao fotoana izao ny feo fa misy ny fitaomana olona hanohana an-dRajoelina amin’ny hoe milatsaha ianao. Mety aminay foana hoy izy na mirotsaka na tsia Rajoelina. Ny Ct Ravelonanosy Mamitiana kosa dia nilaza fa hitodika ho aiza ny politika hitondrana an’i Madagasikara amin’ity tetezamita ity. Taorian’ny Israely hoy izy dia misy ny milaza fa mety hiova ny endrika hitondrana ny firenena. Raha handeha ila ihany ve  dia hanao financement paralelle. Raha hizotra ho an’ny amin’ny firotsahana hoy izy dia tsy maintsy mitady vola. Noho izany dia tsy maintsy mailo isika satria efa mandroso ny fitrandrahana petrole ary io no anisan’ny nampisy ny krizy tamin’ny taona 2009. Eto hoy Mamitiana dia mandeha ny saina sy ny eritreritra fa any amin’iny faritry Israely iny no misy ny « tireur d’élite » Izay rehetra izay dia misy fiatraikany ve amin’ny fodian’ny filoha Ravalomanana Marc satria tsy levon’ny vavon’ny sasany. Raha ny lafiny fivavahana hoy Mamitiana dia hoe fiovam-po tahaka ny inona ho an’ny mpangalatra andramena. Resaka politika mazava tsara no ao ambadiky iny Dia tany Israely iny.

10 pensées sur “MILA MAILO ISIKA”

  1. TAIRO RY ZALAHY SY ZAVAVY
    fa voarirarira eto foana isika an!!!

    tous blabla’s confondus sont épuisés
    résultat concret: ZERO NUL NIHIL ATODYlamokany


  2. [La société israélienne Mer Group,spécialisée dans la sécurité privée et s’intéressant ces temps-ci à Madagascar fait parti des réseaux de Rajoelina l’ayant conduit jusqu’en Israël]

  3. ireto ny manana fitaovana ara-piadiana matanjaka eran-tany
    nanaovan’ny putshistes NEGOCIATION
    hiaro ny « ETAT DE NON-DROIT »
    ny tanjony dia ny famarotana ny tanindrazana

    ho zarazarain’ny 109 membres rain-dahiny voasoratra anaty lisitra

    ho mariky ny fanitsakitsahana izay valeurs universelles

    ho voninahitry Fitiavana3V

    tsy adino hoy i Andry-Norbert-Lylisson ny lova ho an’ireo taranaka

    aux putshistes: MAUDIT SOYEZ-VOUS ET VOS DESCENDANTS!!

    ==> Monja avait abondé pour la permission d’entrée armée de Kadhaffi durant 1ère année du COUP D’ETAT depuis 2009; la Russie venait de courtiser ses vauriens de putshistes au pouvoir; maintenant … au tour d’Israël????!!!!

  4. Izahay tsy mahalala inon’inona afatsy ny dadanay mody aloa é. Mody dia miverina milatsaka mitondra ity firenena rotidrotika eo antanampoza manao fiainana feno fahoriana manarapenitra ity

    pffff, FAHORIANA manarapenitra ve rangahy no mba hain’ny foza

  5. MITOVY HEVITRA AMINAO AHO ARY ENGA ANIE HO TANTERAHIN’ANDRIAMANITRA IZANY KA HAMELA NY HELONY SY NY HELOKINTSIKA IZY.

  6. ZAY NO MILA MAILO @ TS FILATSAHAN DADA @ LÉ FOMBANAREO !!! NAREO NTENA MPANIMBA FIRENENA , AVERENO TSRA NY TANTARA , NGA TS MAHAZA VALI KITSAKA ,ZAN NY DONANY !!! TSIS MPAMANTS ARY VITA IAN KU RA MIS ……… KU TS LOZA FA BDB NY VITAN FOZA D WAININ EO RY B TSIKERA !!!!!!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *