NY TONDROZOTRA NO MAMERINA NY FILOHA RAVALOMANANA MARC ETO

IMG_3495

IMG_3495Ny volana tahaka izao hoy ny Ct Ravelonanosy Mamitiana androany teny amin’ny Magro Behoririka no ahatsiarovana an’i Dada ary miandry azy isika. Momba ny filazan’ny sasany fa hiala amin’ny tondrozotra izy ireo dia nambarany fa sahirana ny fat satria tsy afa miala amin’ ny fikambanana iraisam-pirenena isika. Efa ho iray volana hoy Mamitiana no nandeha ny feo fa misy jeneraly telo hanao fanonganam-panjakana. Vinavina fotsiny ireny fa ny antsika dia tsotra dia ny tondrozotra no mamerina ny filoha Ravalomanana Marc ary io no neken’ny fikambanana iraisam-pirenena. Raha mbola ilaina hoy izy ny hanampiana azy dia ny famontsoran-keloka. Ny Sadc aza dia efa miaiky fa ny fiverenan’ny filoha Ravalomanana Marc no vahaolana. Isika hoy Mamitiana dia mboa tsy niteny hoe esory Beriziky fa ny andraikitra nomena azy dia hoe ny tondrozotra no patron-ny. Takiana amin’ny fikambanana iraisam-pirenena hoy ity mpanao politika ity ny hoe atombohy amin’ny zavatra tsotra ity zavatra ity dia ny fanokafana ny radio nakatona, famoahana ny gadra politika. Rehefa ireo no tsy vita hoy izy dia tsy maintsy mitsikera an’I Beriziky isika miaraka amin’ireo ministra tomponandraikitra. Nanafatra ny mpitolona ihany koa ny tenany. Mila mifampatoky isika hoy ity olomboantendry avy Ankazobe ity, fa raha hody eto ny filoha Ravalomanana Marc dia isika eto amin’ny Magro no  tokiny. Rehefa betsaka isika dia isika no tompon’ny filoha Ravalomanana Marc ary tsy maintsy lasa io. Mino isika hoy izy fa tsy maintsy ho avy eto ny Sadc atsy ho atsy. Dradradradraintsika amin’izy ireo ny hoe ampodio ny filoha Ravalomanana Marc fa izay no vaha olana.

6 pensées sur “NY TONDROZOTRA NO MAMERINA NY FILOHA RAVALOMANANA MARC ETO”

  1. Atramin’izao dia ataon’ny sasany izay tsy hahombiazan’ilay tondrozotra ! Tondrozotra tsy tanteraka ? Tsy hisy fifidianana no dikany !
    Iza avy ireo mahazo tombotsoa amin’izany ? Ny vahoaka ve ?

  2. OU EN SOMMES – NOUS EN CE MOMENT ?

    POURQUOI TOUT SEMBLE BLOQUE ,

    Nombreux sont ceux qui se perdent en conjectures , dans les hypothèses et autres suppositions d’école , théoriques , loin des faits réels , qui ne sont ni évidents ni visibles , ni significatifs , ni intelligibles..maisqui s’imposent à notre analyse critique , alors que durant ces presque quatre années , notre rêve vers la fin de cette crise progresse avec des hauts et des bas et plus de hauts que de bas…!
    Autrement dit , Nous sommes sur la bonne voie !
    Vous savez bien que le but poursuivi par les commanditaires ; les conseillers et les auteurs du coup d’état du 17 mars 2009 a éré de neutraliser le Président de la République RAVALOMANANA MARC…par tous les moyens !
    Malgré ces moyens humains surtout( françafrique sutenue par la volonté coloniale/colonialiste de sarkozy , le Président de la République RAVALOMANANA MARC est toujours lè , debout ,les pieds sur terre et la tête sur les épaules…, toujours alerte , sagace ,fin politique , et doté d’une bonne mémoire et pourvu d’une bonne vision oui il a de bons retroviseursdu passé et un appareil GPS analyseur des conjectures et des propectives de demain!
    Autrement dit le Président de la République RAVALOMANANA MARC est bien vivant ; se porte bien !
    Quand aux modalités techniques , juridiqueset diplomatiques que rencontre la SADC pour l’instauration de la Nouvelle Transition existent des aléas ,des simagrees , des faux-semblants relevant des agissessements de ceux qui conseillent à rajoelina. de jouer la montre et de ne pas faciliter l’instauration de cette Nouvelle Transition qui signe la fin de l’aventure des putschites et le début des réglements de compte auprès de la Justice des enrichissements immédiats sans cause , des trafics divers ,, et autres transanctions que les tenants de ce pouvoir illégal n’ a le droit de contracter , des avancements , des promotions non justifiés ni par l’ancienneté ni par un queconque mérite du fait d’acteshéroiques éffectués au profit de la nation…, des passe-droits que ces gens se son octroyés sans foi ni loi….
    Oui nombreux actes illicites au détriment de la Nation et des Malgaches doivent être judiciarisés et éxigent l’ applicationde la Loi à leurs endroits !
    A LA SORTIE DE CETTE CRISE , NE FAISONS L’ERREUR DE NE PAS FAIRE DIRE ET FAIRE APPLIQUER LA LOI CONTRE LES AUTEURS DE PRES OU DE LOIN DU COUP D’ETAT ET LEURS AGISSEMENTS.COUPABLES ET RESPONSABLES SNS AUCUNE CIRCONSTANCE ATTENUANTE …
    PAS D’IMMUNITE..
    LA RECONCILIATION NE PEUT SE FAIRE QU’APRES LES JUGEMENTS..DES ACCUSES ,QUI ONT DES CHEFS D’ACCUSATION CARACTERISES ET QUALIFIES PAR LES CHAMBRES D’ACCUSATION !
    Les putschistes et leurs conseillers tentent de dérouter et de désorienter , de détourner des voies de la Justice nationale et internationale( en exemple , l’affaire du 7 février 2009 ,les trafics de bois de rose , qu’ils ne sont pas parvenus à falsifier ..)..
    Autre enfumage (création de rideau de fumée ), la visite en ISRAEL ,où rajoelina n’ a pas été reçu par le premier Ministre qui détient le pouvoir en ISRAEL et le cinéma au mur des lamentations a été lamentable dont l’effet aurait été le même comme si rajoelina avait pissé dans un violon..!Stupidité caractéristique du personnage et quel blasphème !
    Au lendemain de cette visite ,les Américains ont mis une forte pression sur la SADC pour l’instauration de l Nouvelle Transition
    : l’exclusion de Madagascar de l’AGOA veut dire que les USA sont prêts à aider les Malgaches financièrement et techniquement pour leur développement et surtout pour l’améliorationurgente des conditions de la vie quotidienne des Malgaches..La fin du cntrat AGOA permet d’adapter leurs aides aux réalités la situation socio-économique après les élections !
    Et les Américains n’accepteront jamais quiconque (ISRAEL ou autre pays )complique ou porte ombage sur les iniatives diplomatiques du deuxième mandat du Président OBAMA , qui a pris lui-même la décision de l’exclusion de Madagascar de l’AGOA et d’autant plus qu’en ce moment la Maison Blanche ne partge pas avec la droite israélienne au pouvoir la politique que ène celle-ci mène dans les territoires occupés..!
    rajoelina , d’illusions en rêvingadra , n’autres arendrina à brandir que des bouts de chandelles…et du coup ses gesticulations et ses trompe l’oeil s’étiolent…et inéxorablement s’éteignent..!
    La fausse difficulté actuelle vient du fait que rajoelina  » ne veut pas s’éteindre , se taire « ..
    Pour exister de façon saine , il doit avoir LA VOLONTE DE DE VOULOIR VIVRE AVEC LA LOI COMMUNE DANS LA DEMOCRATIE DU FIARA – MONINA MIRINDRA SY MFANAJA AMIN’NY SAMY MALAGASY !
    Je réponds à la question posée par le titre :
     » MALGRE §ES APPARENCES ET LES TROMPE- L ‘OEIL , NOTRE SITUATION EST PLEINE D’ESPOIR ET D’OPTIMISME !
    ET QUOIQUE FASSENT TOUS LES OPPOSANTS D’HIER ET D’AUJOURDH’HUI ,
    LE PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE RAVALOMANANA MARC RENTRE AU PAYS !

  3. MIOMBON-KEVITRA AMINAO AHO MAMITIANA FA TSY MISY AFA-TSY NY TONDROZOTRA IHANY NO TANTERAHANA ARY TSY MAINTSY MODY NY REHETRA IZAY VOASESIN-TANY, IZANY IHANY NO LALAN-KALEHA NA IODINA AIZA IANAO NA AIZA. MIVOHA NY RADIO IZAY NANKATONA ARY MIVOAKA NY GADRA-POLITIKA, IZANY IHANY NO TSY MAINTSY ARAHINA ; NA OVAINA TANTERAKA NY TONDROZOTRA;

  4. Ny tena marina ry Raozy, dia maro dia maro ireo tsy miraharaha an’izany tondrozotra izany â ! Ry zareo ao amin’ny fitondràna no voalohan-dahàrana, ary hiafàra amin’ny tsy fisian’izany fifidianana izany io raharaha io !
    Milaza ny gazety fa mihely ny pesta sy kôlerà, fa adinon-dry zareo ity aretina ratsy iray, izay mahazo ny vahoaka malagasy maneraky ny nosy ity ; mamindra dia mamindra tokoa mantsy ny domelinaozy amin’izao fotoana, ary izay voa dia toa lasa gaigy daholo !
    Mihino mihintsy aho, fa mety hahazo prix Nobel izay voalohany mahita ny fanefitra amin’io aretin-dratsy io !

  5. FA MBOLA TSY FANTANTSIKA VE FA TSY MIHETSIKA NY OUA,ONU,UE… RAHA TSY MIHETSIKA NY VAHOAKA ex Syrie,Egypte,Mali,Tunisie,Centre Afrique…RAHA MBOLA TATINTSIKA MALAGASY ny MIAINA IZAO SITUATION IZAO DIA HAVELANY AMIN’iZAO ISIKA NY TONDROZOTRA dia resaka ambony latabatra fotsiny hafaka manao sonia izay te hanao fa rehefa tsy te hanatanteraka izy tsy misy hafaka hanala azy teo raha tsy ny VAHOAKA!!!ka hataovy ao andohantsika Malagasy tsara izany!!!fa aza kely loha!!!

    MIDINA ENY ANDALAM-BE NO VAHAOLANA ARY NY MPTARI-TOLONA TSY MATAHOTRA TSY VOAVIDY VOLA DIA LASA ISIKA!!!OMEO NY TOP DIA HOAVY IZAHAY FA ny tetezamita TSY NAHAVOKY!!!

  6. Io ry Masyteny dia izao â !

    Tsy ny Filoha Ravalomanana no hanome ny top « tadiavinao » raha tianao ho fantatra ; zavatra sy fomba fitolomana hafa dia hafa ny azy ! Ary tsy Andriamanitra ihany koa no hanome ny top !!

    ARAKY NY VOALAZANAO, NY VAHOAKA NO MILA MIHETSIKA ! NY VAHOAKA IHANY KOA NO MIFANOME TSO-DRANO SY NY TOP, TSY MILA MIANDRY AN’IZA NA IZA !!

    Efa misy amin’izao fotoana vonona hitarika, dia ndao izy na ry zareo tohanana !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *