PRO RAVALOMANANA : TSY EKENA NY FANJANAHANA AMIN’NY ENDRINY VAOVAO

IMG_4583

IMG_4583Taorian’ny filazan’ny ambasadaoro frantsay vaovao Goldblatt fa tsy tokony hiverina eto alohan’ny fifidianana amin’ny 08 May izao ny filoha Ravalomanana Marc dia maro ny fanehoan-kevitra etsy sy eroa. Ho an’ny fikambanana Pro Ravalomanana dia nisy ny hetsika notanterahin’izy ireo manoloana ny masoivohon’ny Lafrantsa teny Ambatomena ny maraina  teo. Ny Pro Ravalomanana dia vao niforona androa maromaro izay, ho fanambarana ny hery amin’ny fampodiana an’i Dada eto. Ireo fikambanana rehetra ao anatin’ny Ankolafy, izay manohana ny filoha Ravalomanana Marc no mitambatra mandrafitra ny Pro Ravalomanana ka ny antoko Tim ihany no tsy ao anatiny. Filanjana sora-baventy mirakitra ireo hetahetan’izy ireo no natao tamin’izany teny an-toerana tao anatin’ny fotoana fohy. Nisy ny solontena saika hiresaka amin’ingahy Goldblatt kanefa dia nikatona ny varavarana. Vazaha vavy iray no niteny tamin’ireto solontena ireto hoe rahariva amin’ny roa ora ianareo miverina. Rehefa niverina izy ireo ny tolankandro dia tsy mbola noraisina ihany fa hoe maka “rendez vous” mialoha indray vao afaka miresaka aminy. Araka ny fanazavan’ny mpitarika dia ny fampahafantarana an’ingahy Goldblatt hoe tsy tokony hitsabatsabahanao ny raharaham-pirenenay, ary tokony hamatantra tsara ny zavamsiy eto Madagasikara aloha ianao vao miteny tahaka ireny fa tsy ianao vao tonga omaly no hampianatrana ny Malagasy.Tsy ekenay ny fanjanahana amin’ny endriny vaovao. Tao anatin’ny filaminana tanteraka no nanaovana ny hetsika satria tsy nisy herim-pamoretana nanao fihantsiana ny vahoaka. Rehefa misy mantsy ny hetsika ataon’ny zanak’i Dada dia manakorontana hatrany ireto herim-pamoretana ireto amin’ny alalan’n    y fandefasana baomba mandatsa-dranomaso. Tao anatin’izay efataona nitondran’ny mpanongam-panjakana izay dia efa zary mahazatra ny vahoaka maneho hevitra indrindra ireo mpanaradia ny Ankolafy Ravalomanana izany baomba mandatsa-dranomaso izany, ka tsy mampihetsi-bolo azy ireo intsony. Tsy nisy fandrobana fananan’olona, fa samy nody am-pahendrena ny zanak’i Dada rehefa vita ny hetsika. Tsy hijaonana hatreo ny hetsika fa mbola hisy ny Alarobia izao ny fanaterana taratasy eny amin’ny masoivohon’ny Amerikana eny Andranomena.

 

 

28 pensées sur “PRO RAVALOMANANA : TSY EKENA NY FANJANAHANA AMIN’NY ENDRINY VAOVAO”

  1. BRAVO!!!!!MOUUUUAAHHHH!!!!!
    Misaotra Tompoko ô!!!mankasitrake!!!
    Tiako be daholo ianareo!!!!
    FRANTSAY BASTA!!!!DEHORS!!!!DEHORS!!DEHORS………………
    FALY BE ZA RAY OLONA !!!AZA MANAIKY INTSONY MIHINTSY!!!
    TAIRO!TAIRO!!

  2. Dia mbola mahasahy mijoro ihany ve ireto antoko TIM fa momba an’i dada e???
    MAHONENA!!!!mba menatra dia mandinia tena mafy fa efa tena sy izy intsony ianareo TIM.
    MPISOLELAKA koa angah sa……????Lazao ny marina e!!aza harirarira lava toy izao ny vahoaka tompoko ô!!
    sao dia tsy rariny loatra???dia sahinareo ve???mba mila fanazavana kely azafady ry MPITARIKA ao @ TIM??

  3. misaotra ry namana makasitraka ny atao nareo tsy ny france no mandidy ny fanana tsika dehor la france fa efamihinana ny tsy fihinana ny malagasy akoatry ny FAT sy Andry Sy Mialy tsy mila ny gasy efa vita ny fanjanahatany ampy ny nanaovany france ny dadambe tsika taloha nantao tohatra ny Malagasy

  4. ireo izany no atao hoe: « VAHOAKA »??? ha!ha!ha! tsy lazain’ny ambassadeur Frantsay hoe! « ANDIAN-JIOLAHY » ve ireo? sa mahasolo tena ny vahoaka 22 tapitrisa ireo??? tena olona bdb tokoa ireto izy! ha!ha!ha!ha!

  5. Misaotra indrindra anareo re tompokolahy sy tompokovavy isany o!!!
    Santatra ambavarano ihany izao fa ny manetsabe ho avy tsy ho ela.
    Mendrika tohanana izao hetsika izao. Io ihany no lalana azahoana ny fahaleovantena tena izy.Raha hiandry ny SADC isika dia lany fotoana, fivoriana tsy manapa-kevitra ny ao fa manao fanamarihana lava, nefa efa mby ankoditra ny fahantrana ka manainga antsika rehetra hanatevin-daharana.
    Leader afaka mitarika toy izao no nandrasan’ny vahoka, ka tsy tokony ho olana na tsy nianga avy tao @ Magro aza rehefa be torimaso ny ao.

  6. enfin le people de tim se compte par les doigts de la main;c’est le commencement de la fin;et les leaders sont où?arretez d’infantiliser les pauvres gens;qui sont ces malheureuX?ils font pitié:l’union africaine utilise la langue de bois;la france vient de la tirer d’affaire avec l’intervention au mali;question à 1 ariary:lequel de ces chefs d’état prostatés ose tenir tête à la france?

  7. cachons bien le visage avec le petit chiffon qui peut servir à coté du consulat après:on ne sait jamais avec le gign et l’emmoreg

  8. http://www.tananews.com/2013/01/cps-ua-une-reunion-du-gic-m-pour-adopter-les-mesures-visant-a-accelerer-la-sortie-de-crise/

    ca veut dire seulement … l’art de noyer le poisson
    on déplore …mais on n’ agit pas … donc c’est la faute de personne
    L’UA ne fait qu ‘ entériner les décisions prises par les grandes puissances
    toujours la même méthode pour empêcher le retour du Président Ravalomanana
    Alors inutile de rechercher une solution de ce côté là
    Alors maintenant vous etes convaincus qu’il faut relever le défi des Elections ??
    là , il ne peuvent pas empêcher une candidature d’un représentant du Président
    ca ne serait pas démocratique …
    sinon c’est se coucher
    et- laisser la place libre pour le retour de Rajoelina
    comme premier Ministre

  9. Et Rajoelina comme Premier ministre
    cela signifie la fin de la feuille de route
    et donc de l’article 20
    et le tour est joué …
    Les TGV et La France misent sur le fait que sans la Présence
    du Président Ravalomanana
    L’opposition n’a aucune chance de remporter les Elections

    on a une préférence pour Madame Naika Eliane
    ils auront beaucoup plus de mal , pour tenter de la manipuler
    mais on attend toujours sa décision
    qui ne vient pas
    c’est pourtant le combat de sa vie …
    On vous supplie Madame Naika Eliane de relever le Défi
    pour un Avenir enfin démocratique à Madagascar
    Bien Sûr … tous les Légalistes … Mouvance …seront à ses côtés
    et je suis certain que les Provinces seront derriere elle
    surtout si elle a le soutient du Président Ravalomanana

    il ne faut pas seulement un candidat
    mais une equipe soudée
    avec un programme d’union de tous les légalistes
    ca c’est du solide et inattaquable …

    Le Soutien de la Mouvance Zafy est absolument nécessaire …

  10. Mankasitraka antsika rehetra, ary manentana antsika hatrany aharitra hatramin’ny farany satria be ny zavatra mety mahakivy indraindray nefa ny ady atrehana tena tsy mora!!!

  11. salama daholo ndray ary sika eeeeeee tsra ny manao nihin’ ny tsy manao ra andro tsy fiasana io de tonga ny tenanay manantevina ary mino aho fa toy zany avokoa sik

  12. salama daholo sika eeeeeee mino sy mahatoky za fa ra andro tsy fiasana io dia maro tokoa sika no tonga sy nanotrona teny ra tsy hijery afatsy ny sondage na de tsy azo lazaina fa tena izany aza ny nataon’ TV Plus de mba ahirato ny mason’ reo mitampin-tay tsy valahara mbola momba io fitondrana io mba firy moa ny isan- tenisany nanao ny TSIA mahaiza wa mipetraka fa tsy hirotsaka koa anie ny foza fa natahotra e sa moa tsy hasin- tenisany ndray io fifidianana io valio e

  13. Akoho tsy naneno hoatran’izay efa alanin’ny kary;mba mieritrereta fa rehefa tsy tafody hoatran’izay efa tsy poins tsony fa mba mieritrereta ry zanak’i dada fa voafitaka Ravalo foana ianareo pomba azy ireo

  14. ce sont des elections democratiques
    même s’ils magouillent en coulisse
    jamais Hollande ne fera intervenir les militaires à Madagascar
    on est pas au Mali Islamiste
    surtout que tous les Pays de la Communauté Internationale
    l’UE , et les USA n’ approuveraient pas
    les Malgaches ne sont pas des dangereux terroristes

    Si l’opposition reste dans la légalité démocratique
    personne ne peut l’empêcher de relever le défi des elections
    bien sûr à Madagascar
    on a coutûme de penser que si on a pas la » Tête »
    le combat est perdu d’avance
    Le Président Ravalomanana doit donc désigner une nouvelle » Tête »
    pour le représenter
    et l’opposition doit relever le défi des elections
    avec ou sans la présence du Président
    c’est ca l’apprentissage de la Démocratie …

  15. Ry TANORA MALAGASY! TSY i Frantsa na ny UE, na ny ONU na ny SADC no tompon’i Madagascar fa isika Malagasy rehetra ka raha tsy faly amin’izao zavatra mitranga izao isika dia tsora MITOKONA NY REHETRA MANDRITRA NY VOLANA MARO na mpiasa panjakana na iza na iza… DIA MIRODANA IO fitondrana nagalarina tamin’tsika io ka andao ry vahoaka fa ny hoavin’ny taranaka Malagasy no MANOSIKA ANTSIKA !!!
    EFA LEO KABARY sy MPAMPANDRY HADRISA IZAHAY!!! EFA LEO!!!tsahivo ny nandrodanana an’i Ratsiraka teo amin’ny fitondrana 10 Aout 1992!!!HAVERENO!!! nandray anjara tamin’ireny izahay!!!

  16. misaotra betsaka e,makantelina rehefa sahy mivaoka amin’izay, tairo fa tsy ankijanona intsony raha tsy fay ireo frantsay sy ny zaza navelany ireo e….

  17. Na inona na inona ny tetika politika nampiasainareo sy ampiasainareo dia takatry ny vahoaka hatrany ny tianareo hatongavana. Aza lany andro mamitaka vahoaka intsony, ireo ihany no hitsara anareo rehefa feno ny kapoakany.

  18. Inona ary ity Titina a! ampiadiana indray ve dada sy Tojo sa
    izy mivady ???matahotra an’i dada agaha Titina???dada ihany
    ka rehefa tsy dada dia TSY MISY. Ataoko fa mazava ny resaka!!dada ihany no azo antoka
    100% hanarina sy tsy hivarotra tanindrazana eo, aza mody ahodina ny resaka ry zareo a!
    DA DA MODY! DADA MILATSAKA! DADA LANY 100%. satria ANDRIAMANITRA NO HIFIDY AZY.

  19. Fisaortana mitafotafo no atolotra ireo izay tonga teny Ambatomena, dia ireo ampahan’ny mpikambana ao @ Pro-Ravalomanana. Tsara koa ny tohiny fa eny Andranomena indray eny @ masoivohon’ny Amerikanina.
    Marihina fotsiny va tsy no ventsina tao @ MAGRO ity hetsika ity ka vitsy ny olona. Manarak’izany koa dia kely dia kely ny fitaovana ahafahana mifandray ka maro no tsy tratra antso.
    Hilaza mantsy ireo foza sy frantsay hoe olona vitsy kely ireo ve .. Aoka anefa hazava fa vao sava-ranon-nando iny fa ny manetsa be mbola ho avy.
    Vonona hatrany isika hifanampy ary tsy maintsy resy i Andry Nirina Rajoelina sy ny fitrirany io.

  20. Ekena lazalazao a!!
    Aona ny paika @lay radio rehefa tsy hanokatra zareo ééé!!!!efa nambarako hatray ny ela fa tsy ampy serasera sy fanentanana ary fandrindrana ny tolona dia izay no maha-vitsy azy, fa raha vao misy lamina maty paika io sioka tokana dia feno hika ny kianja na aiza na aiza aleha! efa leo ny vahoaka éééé!!

  21. Mitohy indray izany ny Tetezamita fa raha tsy tonga dadanareo tsy hisy fifidianana??? milay izany e!!! mahavita mandat iray ihany ny Filohanay Rajoelina dia mbola ho lany indray amin’ny 2018!!!! misaotra ee!!!!!

  22. Après l’intransigeance et la fermeté de la Nouvelle Présidente de l’UA Madame ZUMA le Dr Zsimao est dépêché à ANTANANARIVO ce 29 janvier.
    Il a imméditement rencontré rajoelina en tant que pt
    Il est programmé pour jusqu’à amedi pour visiter les autres personnalités..
    Cette venue rapide et ces rencontres urgentes montrent cobien est grande la volonté du tandem SADC+ (C-M + CPS),quiveut accélérer vraiementle processus de sortie de crise à Mcar.
    Le rapport du Dr Zsimao sur la situaton politique du Pays et sur les positions des acteurs politiques permet au tandem d’affiner et d’adapter ses actions..

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *