RAVELONANOSY MAMITIANA : TSY ILAINA INTSONY SIMAO FA TSY MAHAVAHA OLANA

r.m

r.mRaha ny fanapahankevitry ny Sadc hoy ny Ct Ravelonanosy Mamitiana androany teny amin’ny Magro Behoririka dia ny Gic-M no tokony hivory handinika ny fodian’ny filoha Ravalomanana Marc fa tsy ny frantsay. Ny fitondrana ankehitriny hoy izy no tokony hampody azy eto kanefa izay rehetra izay rehefa tonga any amin’ny Lafrantsa dia mivaralila. Momba ny fahatongan’i Simao dia nambarany fa isaky ny akaiky ny fodian’ny filoha Ravalomanana Marc dia tonga  izy. Inona no antony izany hoy ny fanontaniana napetrany. Mahagaga hoy Mamitiana fa isaky ny tonga izy dia misy olona ao Ambohitsorohitra ao miaraka aminy. Rehefa mivoaka ny fanapahankevitry ny Sadc hoe tsy maintsy mody i Dada dia ahoana no tsy antsoina ireo mpanao Sonia ny tondrozotra. Dikan’izany hoy izy dia iraka mivaralila no ataon’i Simao ary sao tsy tokony ho ireny intsony no izy fa efa tsy mahavaha krizy. Mahagaga hoy ity olomboantendry ity fa rehefa tonga I Simao dia misyolona tsy mivoy hevitra eto (Rajoelina). Ingahy Simao ve hoy izy no mitondra ny heviny. Aminay raha ny fahatongavan’ny filoha Ravalomanana Marc no atahorana dia efa zavatra hafa izany. Ny mampiahiahy hoy Mamitiana ny hoe ilay halatra natao hatramin’izay ve no iantsoana ny iraisam-pirenena. Namafisiny fa n’inon’inona dia I Dada tonga no vahaolana izay vao fifidianana.

6 pensées sur “RAVELONANOSY MAMITIANA : TSY ILAINA INTSONY SIMAO FA TSY MAHAVAHA OLANA”

  1. ny reska be hoy aho hajanony efa fantatry ny vahoaka daholo izay lazainareo .tarito ny greve raha tena leader ianareo ,raha tsy izany tsy havoa an i Rajoelina ianareo.

  2. Pourquoi se focaliser sur le Dr Zsimao qui n’est que lémissaire du nouveau tandem SADC =(GIC-M+CPS /UA).le Dr Zsimao vient  » pour photographier  » la situation politique en cemoment à Madagascar..
    Et comme chacum constate queest toujours désigner pour cette photo ,car il certain que par ses différentes visites à Mcar , il peut évaluer l’évolution , le stand-bay ou même la dégringolate de la situation à Mcar…

    Le Dr Zsimao ne décide de rien ,mais les « photos » , ses rapports vont aider les grosses têtes du tandem pour prendre leurs décisions très attendues !

  3. Le Sommet de l’UA a fait un constat désstreux sur les dysfonctionnements de la transition actuelle , qui n’ a pu finaliset le processus de miseen oeuvre de la feuille de route.
    Ce Sommet a éxigé que cette feuille de route doit être appliquée dans son intégralté et pour celail demande au tandem qu’l vient de mettre en place ( SADC +GIC-M+CPS /UA) pour cette application urgente de cette feuille de route..
    c’est un constat de l’échec de rajoelina…!
    Alors JE NE VOIS PAS EN QUOI CE DR ZSIMAO EST-IL PORTE-PAROLE DE RAJOELINA ?
    rajoelina est ko debout car son échec connu du Sommet est cuisant..c’est normal qu’il ne trouve rien à ire !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *