SANDROS : MAROMARO NYHELOKA BEVAVA NATAON-DRAJOELINA TETO

0001

0001Miezaka ny mampiteny ireo olom-panjakana ao amin’ny ny foza hoy ny Ct Sandros teny amin’ny Magro Behoririka androany, ingahy Rajoelina , raha niresaka ny mikasika ny aministia omena an-dRajoelina ny tenany. Milaza izy ireo fa tsy meloka Rajoelina. Gaga ianao hoy Sandros satria olona ao anaty tetezamita ve ianao dia tsy ahafantatra ny olona niakadapa. Mazava ny tenin’ny Richard baomba fa raha misy ny fidinana an-dalambe ka misy maratra dia tomponandraikitra ny mpitarika ny olona, mazava be izany hoy izy.Ny fanonganam-panjakana sy ny alatsinainy mainty izay nandorona ny tvm, sy rnm hoy Sandros dia porofo fa meloka Rajoelina. Matoa ny fikambanana iraisam-pirenena milaza hoe tokony omena amnistia Rajoelina dia maromaro ny heloka be vava nataony. Tafiditra ao anatin’izany hoy ity olomboantendry ity ny raharaha tany Atsimo izay namonoana olona marobe. Momba ny fitokanana hopitaly manaram-penitra tany Toamasina farany teo dia nambarany fa voaporofo izao fa tsy manaja olona Rajoelina satria vehivavy bevohoka roa nomena trano mora dia safosafoiny ny kibon’ilay vehivavy. Any aminay any hoy Sandros dia fadin-drazana ny fanaovana izany, ka fanaovana tsinontsinona anay izany.

15 pensées sur “SANDROS : MAROMARO NYHELOKA BEVAVA NATAON-DRAJOELINA TETO”

  1. L ADMNISTRATION SARKOZY SOUTIEN DU COUP D ETAT DE 2009 ET DE L ADMNISTRATION ILLEGALE DE RAJOELINA

    L ADMNISTRATION HOLLANDE SOURCE DE FRUSTRATION DU PEUPLE MALGACHE LUI PRIVANT DE LA DEMOCARATIE ET DE LA LIBERTE D EXPRESSION EN AVAçANT PAR L INTERMEDIAIRE DE LA COI LA NON CANDIDATURE D UNE PERSONNE LE PLUS EN VUE A LA PRESIDENCE DE LA REPUBLIQUE .

    L ADMNISTRATION HOLLANDE PAR L INTERMEDIAIRE DE SON AMBASSADEUR ,AVANCE L INCOMPABILITE DU RETOUR DE RAVALOMANANA AVANT LES ELECTIONS DONC EN INJECTANT UNE FRUSTRATION DE PLUS AU PEUPLE MALGACHE ,ET QUI EST CONTRAIRE A LA FEUILLE DE ROUTE
    PEUPLE MALGACHE ,MADAGASCAR EST LE DON DE DIEU AU PEUPLE MALGACHE .
    IL NE FAUT PLUS SE TAIRE DEVANT CES INTERVENTIONS SOURNOISE SOURCE DE PAUVRETE INTERMINABLE .

    AVEC LA FRANCE MADAGASCAR RESTERA LE PLUS PAUVRE DU MONDE .

  2. Izany ny vokan’ilay hoe TSY MAHAZO MIVOAKA AVY AO ANATY TAMBOHO !! Tsy fantatr’izao tontolo izay zavatra angatahan’ny vahoaka ! Olona miisa 300 hono no mba mangataka ny fiverenan’ny Filoha Ravalomanana ; ireo nihiditra systema moa tsy dia fantatra be ihany izay tena lazain-dry zareo ( na dia fantatra ihany aza ) !
    Safidin’ny vahoaka ve izao ? Raha izany, maninona marina moa raha miverina ho atao zanatany frantsay ê ? Tsy mila mikilandy intsony ireo tsy manana paps voatery miafina etsy sy eroa, any ka tsy sahy maneho ny heviny toy ny toniziana, na ny ejipsiana, sns…!
    Mahagaga ihany anie ny zava-misy ê !
    Ny firenena bankiropitra, kanefa dia lasa 800 hono ny isan’ireo « nahazo vatsim-pianarana, nalefa hanoy ny fianarany any ivelany, kanefa 200 fotsiny tamin’ny erin-taona ! Efa amam-bolana izy ireo no tsy nahazo vola intsony ( ny ankabeazany angamba, fa ny zanakin’ny mahitahita sady mahazo ny anjarany no mbola mahazo avy any amin’ireo ray aman-dreniny satria….) !
    Dia hanabe isa an’ireo izay efa mikilandy koa izany ireo, atsy ho atsy ? Maninona izy ireo no tsy manao hetsika fitakiana manoloanan’ny ambasady ? Mba ho fantatry ny rehetra fa ny mpianatra izay tokony hoavin’ny firenena, tsy misy hilàvan’azy, fa ireo mpanao baolina lavalava no tena mendrika karakaraina !

    Notsongaina tao amin’ilay gazety hoe Marianne !

     » Belge puis russe, la comédie Depardieu est d’abord le révélateur d’une formidable crise des VALEURS ET DES REPÈRES. Le fric avant la patrie, voilà la nouvelle devise ! Après avoir défendu l’identité nationale et les frontières, la droite a fait de ce déserteur fiscal son nouveau héros. La gauche, piégée ( ou complice, vision personnelle ), s’est montrée incapable de réagir. Quant aux artistes, ils ont fait preuve d’une incroyable solidarité de classe. Mais qui le dit ? DANIEL BERNARD »

    Nifindràn’ny aretin’ny frantsay ve ny malagasy amin’ity fitiavan-tena ity, sa dia efa izay mihintsy ny toetran’ny zanak’olombelona ê ?
    Ny frantsay ( na ny hafa ) tsy mivakila fa ny mamango ihany no fantany ! Asakasak’izay donendrina manaiky an’izay ataony, sy tadiaviny !

    Raha mbola tsy mihetsika amin’izao, dia rovito daholo ny kara-panondro ! Asa misy mizesta hoe malagasy ê, tia tanindrazana ê, tia sy miaro an’izany soatoavina ê, ets…!
    Toa be fialonana, mpanao havana raha misy patsa, ary tia tena daholo izato izy !!! Mihevitra mantsy ireo tsy mety tonga saina ireo, fa hilamina ho azy io raharaha io, raha tahak’izao foana no mba fanehoana an’izany fitiavan-tanindrazana izany !
    Milay ê !

  3. Le « ni…ni… » est-il démocratique? les communautés internationales serraient été d’accord sur quelle principe de base et sur quelle argumentation? est- ce que ce « ni…ni… »va nous garantir la légitimité de celui qui serait élu? et la stabilité durable de notre pays? ce « ni…ni… » est la première mondiale en ce qui concerne à la résolution d’un coup d’état et aucun pays n’a jamais expérimenté ce principe que je trouve NON démocratique ou anti-démocratique!
    « Lorsque,dans la république , le peuple en corps a la souveraine puissance , c’est une démocratie » ( Montesquieu).
    On nous prive de cette relation très étroite entre le Dirigeant qu’on souhaite être élu et le peuple.Pour moi le dé est déjà pipé car les deux prétendants sont déjà éliminés sans passer par les urnes! sans parler les fraudes électorales: bourrage des urnes, les listes électorales trafiquées…
    Marc Ravalomana n’est pas encore condamné de même andry rajoelina par quelconque tribunal. Pourquoi ils sont éliminés!Si andry a décidé de ne pas se présenter c’est son problème,mais il faut laissez le peuple élire son président car celui qui sera élu avec ce « ni…ni… » ne sera JAMAIS légitime et élu à majorité ABSOLU car il y aura une GRANDE MAJORITÉ des Malgaches qui seront privés de leur droit et leur souhait!
    Je vous garanti que d’ici quelques années il aura un autre COUP D’ETAT car on a BAFOUE les inspirations du peuple!!!.

    La DÉMOCRATIE est une principe de base d’une stabilité pérenne d’une association, d’un club,d’un mouvement politique, et même à l’Eglise on applique cette principe fondamentale « la DÉMOCRATIE » VOX POPULIS VOX DEI!

    L’Histoire nous dira et la génération futur nous jugera donc soyons nous tous responsable car ce ne seront pas la France ni UE,ni la SADC ni OUA auront subi les conséquences de ce « ni…ni.. » mais nous et la génération futur.

  4. mila mivonona ny malagasy,satria ny ambassadeur ny Lafrantsa vaovao d’efa sahy miteny fa tsy tokony hody eto alohan’ny fifidianana ny PRM.tsy misy sadc na onu hiady ho antsika sy ny taranatsika eo,fa tsy maintsy isika ihany,tsy hisy ct na cst hiady ho antsika eo fa tsy maintsy isika ihany,arirariran’ireo rehetra mampiresaka ireo fotsiny isika!mihainohainoa fa efa misy miomana betsabetsaka any,araka ny tenin’i kintana hoe tsy mavita n’in’in ao anaty fefy magro ao,ireto nilaza hitarika toa tsy hita!

  5. hono hoa ry ingahy sandros,ankoatra ny mitanisa ny heloka bevava nataon’i doma,efa mba nataonareo ve ny fitoriana ara dalana azy na eto an toerana na am instances internationales?anjaranareo izany fa tsy ampy ny mitanisa fotsiny fa tsy mihetsika!

  6. ho an’i Kitanamandrambo, efatra taona voapepo ve ny malagasy tsy ho godro tsy tafatsangana intsony ? sady efa sempotra ny fofon-ketotry ny pt ka jenjina ohatra ny lalimanga tsy mahita ny làlana hizorany intsony.
    izao toa samy lasa hindrakindrafana daholo nahodikodin’ilay dj ao.
    Fanina e! indrisy sady minana ny ama

  7. les malgaches ReCLAMENT ,une déclaration de la france fabius ou grosblatt ou Goldblatt à L EGARD DE Rajoelina ;(VUE LES DEGRADATIONS QU A PROVOQUEES CET HOMME SUR LE PAYS ET LES NON RESPECTS DU DROIT DE L HOMME ET LES TUERIES QU IL A INITIEES)
    une déclaration de puissance au moins égal à ceci.

    Laurent Fabius ne mâche plus ses mots. a lancé, sans diplomatie aucune : «Le régime syrien doit être abattu et rapidement (.

    Bachar al-Assad ne mériterait pas d’être sur la Terre». «Conscient», précise-t-il, de «la force de ses propos».

  8. efa 2 taona izahay tsy nahazo niditra tao @ site tim-madagacar ,misy mpamadika ao ,ary mbola misy ny mampandry adisa ‘matv » ,Holande sy ny président Tanzanie dia niresaka ny fampodiana an Dravalomanana alohan ny fifidianana.

    Tsy nisy fanapahakevitra tao ,

    fa ny fanapahakevitra t@ io dia ny voalazan ilay Taimbazaha eto ambany ../.

  9. Ny tena tadiavin’ny frantsay anie dia ny hisian’ny ady an-trano toy ireny tany @ tany afrikana sasany(Cote d’Ivoire,RDC…) teo ireny e. Satraia ry zareo mbola tsy manana olona hitokisany hitondra an’i Madagasikara . I Rajoelina manko ny mission-ny dia ny nanao izay nialàn’ny Filoha Ravalomanana ihany no nifanarahany kanjo nahita tsirony tampoka ilay foza orana kely dia nifikitra ary dia tsy nampaninona azy ny nanao sorona ny vahoaka malagasy.
    Ny Frantay zany tsy mahatoky an-dRajoelina ary fantatry ry zareo tsara fa tsy ho lany izany mihitsy ilay DJ dia mamorona izao ni…ni( izay azo lazaina fa tanteraka aloha izany ny azy iny)sy ny fanerena an-kolaka samihafa ataony @ SADC . Izao indray dia vohiziny ny hoe fifidianana solombavambahoaka indray no alefa aloha. Fa adala daholo zany ireo olona namolavola sy nanapaka (experts internationaux sy ny CENIT) ireo tetiandro-pifidianana efa neken’ny rehetra ireo?
    Tokony ho entitra mihitsy izany Ramatoa A.Béatrice raha tena mahaleo tena marina ny CENIT fa izay efa tapaka dia tsy azo ovana intsony. Sady fandaniana be no aterak’izany ka tokony tsy hanaiky izany mazava ho azy ny mpamatsy vola.
    Hita mihitsy ny fahaizan’ny frantsay mihatsara veatsihy.
    Koa tokony hieritreritra tsara isika sao tafiditra ao anatin’ny vela-pandriky ny frantsay ka hiady an-trano eto.
    Ny fijoron’ny miaramila izay tsy mankasitraka izao fitondrana izao izay inoako fa maro dia maro no sady vonona ny ho an’Tanindrazan marina sady ampian’ny vahoaka izay efa leo tanteraka izao no afaka hanafoanana io FAT io. Koa atamabaro ny hery .

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *