3 pensées sur “Sary Magro Milay 12 Janoary 2013”

  1. Andry Nirina Rajoelina devant un dilemme
    Andry Rajoelina a le choix entre un « et… et… », un « ni… ni… » et un cavalier seul aux présidentielles, avec les conséquences que cela suppose. Sa réponse est attendue « incessamment », selon ses dires

    Avy aiza ary io « et…et » io ô? Avy amin’ny Alemà (ny chargé d’affaires no nahita an’io)Danke!Danke!Mihatery ny lalan’i Bitro.
    Ny FMI koa nanakatona ny robinet.Aiza ny ahita vola hanaovana projet??thanks!thanks
    Ny SADC efa manamporitra miandry ny fanapan-kevitr’i Domelina.Misaotra e!Misaotra e!

  2. FA DEMOCRATIQUE ve ilay « ni…ni » sns ? ka raha amin’izay fomba izay no hametrahana ny andrimpanjakana rehetra eto Madagascar ao haorinan’ny saritsary pifidianana ,dia mino ve ianareo fa haharitra eo izay lazaina fa voafindim-bahoaka? Tsy hihisy coup-état indray ve hafaka volana vitsivitsy satria tsy hafapo ny sasany? Mino ve ianareo fa hiiditra amin’izany ny communautés internationales rehetra ireo ka hanana GARANTIE fa mety ny nataony? nanaiky io « ni…ni » io!!!IZA NO HAFAKA HI GARANTIR FA HANAIKY IZAY voafidy eo ireo miaramila izay efa nanadrana izany fanonganampajakana izany???

    Ny resa-be dia hajanony amin’izay fa efa lava loatra ary LEO NY VAHOAKA!!!vox populis vox dei!!!teny andalam-be no nakan’i andry ny fitondrana ary eny no hamerenany azy amin’ny Vahoaka, marina efa nandritra ny taona maro sy siècles maro ka tsy maintsy hoavy izany!

    MITSAGANA RY VAHOAKA MALAGASY ANDAO RY TANORA HIIDINA ANDALAM-BE FA ENY NO HANDRAISANTSIKA NY FITONDRANA!!!

  3. Efa anisan’ireo nanao an’io soso-kevitra an’io fidinana eny an-dalambe io aho ary tena manontany tena hoe :LEO TOKOA VE NY VAHOAKA?
    Nasiako mihintsy aza fa raha mibahana ny miaramila dia ivilio lalana fa tohizo ny dia.
    Fa raha ohatra ka hifanena amin’ny lakrimozena ka rava dia ho hery very maina fotsiny.
    Noho izany tsy maintsy asiana drafitra tsara maty paika izany rehetra izany.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *