TAPITRA TEO NY « NI…NI.. »FA NY « Oui Oui » INDRAY IZAO

IMG_3921[1]Tapitra teo ny Ni..Ni. hoy ny Ct Ravelonanosy Mamitiana teny amin’ny Magro Behoririka androany  fa Oui Oui indray izao no voizintsika, na dia mbola tsy niteny amin’ny fomba ofisialy aza i Dada. Ny vahoaka eto Madagasikara hoy izy no mangataka azy ho kandida. Ny momba ny fanambaran-dRajoelina anio (Talata hariva amin’ny 8ora alina) dia nambarany fa zavatra roa no ho tenin-dRajoelina. Ny volaohany dia hilatsaka izy dia tsy raharahany izay any aoriana any. Ity no mamieritreritra hoy izy dia ny hoe mety hilaza fa hilsataka fa ahemory herintaona ny fifidianana, ka ny fifidianana depiote no atao ny 08 May izao. Tsy olana resaka parlemantera hoy ity olomboantendry avy any Ankazobe ity no niseho teto fa fanonganam-panjakana ny filohan’ny Repobloka. Noho izany hoy izy dia tsy vahaolana ny fanaovana fifidianana depiote. Ny antsika dia tsotra  rehefa tsy manaiky ny Ni..Ni. ianao fa mafy tamin’ny filoha Ravalomanana Marc no nanaovany izany di avelao izy hilatsaka fa ianao tsy maninona raha tsy milatsaka. Mitady anao velam-pandrika indray Rajoelina hoy Mamiiana  raha miditra amin’izany. Tsy mahavaha krizy io. Fanonganam-panjakana no nisy teto noho izany dia tsy maintsy apetraka ny sary amin’ny mahafilohan’ny Repoblika. Tsy misy sakana ny fampodiana ny filoha Ravalomanana Marc eto Madagasikara. Noho izany dia mivonona isika hoy izy fa tsy ho ela dia hifarana ny tolona ary i Dada no hamarana izany. 

10 pensées sur “TAPITRA TEO NY « NI…NI.. »FA NY « Oui Oui » INDRAY IZAO”

  1. OU EN SOMMES – NOUS EN CE MOMENT ?

    Nombreux sont ceux qui se perdent en conjectures , dans les hypothèses et autres suppositions d’école , théoriques , loin des faits réels , qui ne sont ni évidents ni visibles , ni significatifs , ni intelligibles..maisqui s’imposent à notre analyse critique , alors que durant ces presque quatre années , notre rêve vers la fin de cette crise progresse avec des hauts et des bas et plus de hauts que de bas…!
    Autrement dit , Nous sommes sur la bonne voie !
    Vous savez bien que le but poursuivi par les commanditaires ; les conseillers et les auteurs du coup d’état du 17 mars 2009 a éré de neutraliser le Président de la République RAVALOMANANA MARC…par tous les moyens !
    Malgré ces moyens humains surtout( françafrique sutenue par la volonté coloniale/colonialiste de sarkozy , le Président de la République RAVALOMANANA MARC est toujours lè , debout ,les pieds sur terre et la tête sur les épaules…, toujours alerte , sagace ,fin politique , et doté d’une bonne mémoire et pourvu d’une bonne vision oui il a de bons retroviseursdu passé et un appareil GPS analyseur des conjectures et des propectives de demain!
    Autrement dit le Président de la République RAVALOMANANA MARC est bien vivant ; se porte bien !
    Quand aux modalités techniques , juridiques et diplomatiques que rencontre la SADC pour l’instauration de la Nouvelle Transition existent des aléas ,des simagrees , des faux-semblants relevant des agissessements de ceux qui conseillent à rajoelina. de jouer la montre et de ne pas faciliter l’instauration de cette Nouvelle Transition qui signe la fin de l’aventure des putschites et le début des réglements de compte auprès de la Justice des enrichissements immédiats sans cause , des trafics divers ,, et autres transanctions que les tenants de ce pouvoir illégal n’ a le droit de contracter , des avancements , des promotions non justifiés ni par l’ancienneté ni par un queconque mérite du fait d’acteshéroiques éffectués au profit de la nation…, des passe-droits que ces gens se son octroyés sans foi ni loi….
    Oui nombreux actes illicites au détriment de la Nation et des Malgaches doivent être judiciarisés et éxigent l’ applicationde la Loi à leurs endroits !
    A LA SORTIE DE CETTE CRISE , NE FAISONS L’ERREUR DE NE PAS FAIRE DIRE ET FAIRE APPLIQUER LA LOI CONTRE LES AUTEURS DE PRES OU DE LOIN DU COUP D’ETAT ET LEURS AGISSEMENTS.COUPABLES ET RESPONSABLES SNS AUCUNE CIRCONSTANCE ATTENUANTE …
    PAS D’IMMUNITE..
    LA RECONCILIATION NE PEUT SE FAIRE QU’APRES LES JUGEMENTS..DES ACCUSES ,QUI ONT DES CHEFS D’ACCUSATION CARACTERISES ET QUALIFIES PAR LES CHAMBRES D’ACCUSATION !
    Les putschistes et leurs conseillers tentent de dérouter et de désorienter , de détourner des voies de la Justice nationale et internationale( en exemple , l’affaire du 7 février 2009 ,les trafics de bois de rose , qu’ils ne sont pas parvenus à falsifier ..)..
    Autre enfumage (création de rideau de fumée ), la visite en ISRAEL ,où rajoelina n’ a pas été reçu par le premier Ministre qui détient le pouvoir en ISRAEL et le cinéma au mur des lamentations a été lamentable dont l’effet aurait été le même comme si rajoelina avait pissé dans un violon..!Stupidité caractéristique du personnage et quel blasphème !
    Au lendemain de cette visite ,les Américains ont mis une forte pression sur la SADC pour l’instauration de l Nouvelle Transition
    : l’exclusion de Madagascar de l’AGOA veut dire que les USA sont prêts à aider les Malgaches financièrement et techniquement pour leur développement et surtout pour l’améliorationurgente des conditions de la vie quotidienne des Malgaches..La fin du cntrat AGOA permet d’adapter leurs aides aux réalités la situation socio-économique après les élections !
    Et les Américains n’accepteront jamais quiconque (ISRAEL ou autre pays )complique ou porte ombage sur les iniatives diplomatiques du deuxième mandat du Président OBAMA , qui a pris lui-même la décision de l’exclusion de Madagascar de l’AGOA et d’autant plus qu’en ce moment la Maison Blanche ne partge pas avec la droite israélienne au pouvoir la politique que ène celle-ci mène dans les territoires occupés..!
    rajoelina , d’illusions en rêvingadra , n a d’autres arendrina à brandir que des bouts de chandelles…et du coup ses gesticulations et ses trompe l’oeil s’étiolent…et inéxorablement s’éteignent..!
    La fausse difficulté actuelle vient du fait que rajoelina  » ne veut pas s’éteindre , se taire « ..
    Pour exister de façon saine , il doit avoir LA VOLONTE DE DE VOULOIR VIVRE AVEC LA LOI COMMUNE DANS LA DEMOCRATIE DU FIARA – MONINA MIRINDRA SY MFANAJA AMIN’NY SAMY MALAGASY !
    Je réponds à la question posée par le titre :
     » MALGRE LES APPARENCES ET LES TROMPE- L ‘OEIL , NOTRE SITUATION EST PLEINE D’ESPOIR ET D’OPTIMISME !
    ET QUOIQUE FASSENT TOUS LES OPPOSANTS D’HIER ET D’AUJOURDH’HUI ,
    LE PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE RAVALOMANANA MARC RENTRE AU PAYS ET SE PRESENTERA AUX ELECTIONS PRESIDENTIELLES !

  2. Raha nojerevako t@ famataranandro dia roapolo minitra ny resaka tsy misy ilaina anazy noresahany i TGV.Milaza i leiry fa tsy hilatsaka, mbola haveriko ihany fa na milatsaka ialahy na tsy hilatsaka dia tsy misy miraharaha anizany.Miteny ialahy woe miverina olona tsotra mitovy aminy rehetra nefa bé vola nangalarina.Aiza ialahy no mihevitra no hipetraka, raha amiko manokana aloha dia tsy misy toeranialahy intsony eto Madagasikara fa ny mendrika anialahy dia any aminy menasofina, torakizany koa ny namanialahy rehetra niara nisaosy taminialahy, dieny izao dia hangóny daholo ny entanialahy rehetra fa tsy misy ilaina anialahy intsony eto, ny zavatra rehetra woa misy farany daholo.Mbola hitohy

  3. Ny vaovao farany. Tsy hilatsaka ho fidiana i PT pov con rajoelina , nefa izany tsy midika fa hanaiky ny hampody any Filoha Ravalomanana.

    tsy raharahiantsika izy ny tsy hilatsaka  » Efa mahafaly iazy aloha  » nefa ny hevitra ao ambadik´izay sy izay hampody ny Filoha Ravalomanana sy fampiharana ny FDr no tokony hatao. FAMOAHANANA IREO GADRA POLITIKA; SY FAMOAHANA NY HAINO AMAN-JERY NAKATONA KOA:
    Sao ho variana izany fanambarana tsy hilatsaka izany ,ka hadino ny zava-dehibe takiana

    Dia mbola betsaka ny trangan-javatra ho rentsika eto amin´ny firenena soa faly mandihy tsy afa-tavony isika.

  4. Amiko dia tsy misy hivakiako loha @’izay adala sitrana ary fa
    mba rė tompoko isany , mba mijoroa fa aza mety rebireben’izay
    fatin’olona rehetra izao a!!!avelao izy ho any fa ny antsika hatrehana, tsy domelina mihintsy no
    hanapaka na tsia ny fahatongavan’i dada SANATRIA ……..

  5. 20h10 ANDRY RAJOELINA : le président de la Transition annonce qu’il ne sera pas candidat aux prochaines élections présidentielles

    Izao no atao hoe »jeu sans A dedans » amin’ny belôty.Rehefa takian’ny vahoaka i Marc Ravalomanana ny hilatsaka dia capot i Bitro amin’izay.
    Momban’ny fampodiana an’i Ravalomanana:

    1°/ Fidinana an-dalambe milamina ary misitaka ny miaramila ary maneho amin’ny T-shirt, banderoles, pancartes mba ho hitan’izao tontolo izao fa mila an’i Ravalomanana isika.
    2°/ Taomina ny masoivoho hanatevin-daharana ary hanolontsaina ny USA UE UA SADC ary ny CSP fa tonkony hiara-mody amin’i Kofi Annan , Boutros Boutros Gali ary Perez de Cuellar i Marc Ravalomanana.
    3°/ Asiana rafitra sy fijery vaovao momba ny foloalindahy; Atomboka izany izao raha azo atao miaraka amin’ny CSP.
    4°/ Tanterahina an-tsakany sy an-davany ny tondrozotra momba ny famerenana ny ara-dalàna, famoahana ny gadra politika ary ny fahalalana eo amin’ny haino aman-jery.Amporisihana ny SADC hanantontosa izany.Mila ovaina ny HCC.
    5°/ Iangaviana ihany koa ny vondrona isan-karazany tsy hanampy ara-bola ny CENIT raha tsy tanteraka ireo voalaza eo ambony ireo.

  6. Rasamy a!

    nahoana i Rajoelina jiolahim-boto no avela handositra ho azy izao. Aza alefa any amin´ny menasofina izany izy fa izahay mbola hitsara azy, fitsaram-bahoaka no mendria azy, ny vahoaka nagalarany fahefana sy vola, ny vahoaka nogejainy, ny vahoaka nampijaliany sy novonoiny ary nampahatrainy.
    I rjeolina jiolahim-boto sy ireo mpiara nanongam-panjakana taminy mihitsy no tsy avela maina. dieny izao tokony hakatona ny seranana hivaoahan´izy ireo. mizara ny vahoaka isam-pokontany isam-paritra samy manara-maso azy ireo, izay te handositra dia samborina ary aoak hifampilaza sy hiray hina isika,

  7. O ry Misajaona an!Efa niteny ange izaho woe mbola hitohy.Marina mihitsy ny teninao milaza woe Aleo hitsara anazy ny vahoaka isika izany io ary tsy azo hadino koa indrindra ireo namany, ireo namadika any i prezida RAVALOMANANA indrindraindrindra ireo miaramila matim-bola.Averiko kely ny teniny i leiry omaly manao woe:Izy no atao SORONA

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *