TSY MISY AMERIKANA ENY IAVOLOHA ANIO

usa

usaNandà ny fanasana azy ho eny Iavoloha ho fiharahabana an’i Andry Rajoelina nahatratra ny taona 2013 izay androany Alarobia 09-01-2012 ny Amerikana. Izany dia taorian’ny nilazan’Ambohitsirohitra fa tsy hanao kabary politika manoloana ireo olona hasaina ny filohan’ny Fat. Ny kabary atao amin’ny voalohan’ny taona toy izao no hitarafana ny lalan-kizoran’ny firenena mandritra ny taona sy ny finiavana politikan’i Andry Rajoelina hamahana ny krizy. Tsy hita izay maha-panao politika ny mpanao politika raha toa ka tsy misy resaka politika ny kabariny. Milaza ny antony tsy hanatrehany io fotoana io ny fampitam-baovaon’ny Ambasadiny eto Madagasikara fa mbola « Tsy mankato izao tetezamita izao ny Firenena Amerikana ». Tsy ho hita eny Iavoloha araka izany i Eric Wong ary tsy handefa solotena ihany koa. Firenena matanjaka indrindra eran-tany i Etazonia. Tsy azo tsinotsiniavina velively ny tsy fahatongavany androany.

11 pensées sur “TSY MISY AMERIKANA ENY IAVOLOHA ANIO”

  1. TENA MARINA FA TSY MISANGISANGY NY AMERIKANA ARY TONGA DIA MAHITSY FITENY – FIRENENA LEHIBE TOKOA I AMERIKA – IZAY TE-HO ANY AVELAO HANDE HO ANY – INONA KOA MOA NO ANDRASANAO AN’IZAY OLONA EFA MIHOZONGOZONA NA AMIN’NY FITENY NA AMIN’NY TOETRA – MANDANY FOTOANA NY MANKANY ARY TSY TOKONY HO HAJAINA AKORY NY OLONA TAHAKA IRENY TOMPOKO!

    ANDRIAMANITRA ANIE HANITSY NY DIANY.

  2. mbola ts hay nareo v fa i amerika nge ny fototry ny krotana sy olana ento ambon tanyé !! Reo ny léhibehan ny ELIMINITI , ZAN V D MODINA TS HITA , amerikanina amerikan’ tssssss iza ku no irara an reo arao tsara ny tantara ,fa mod fan »sa miala ilany

  3. AVELAO NY RESA-BE FA ANDAO HIHIDINA ENY ANDALAM-BE AMIN’IZAY!!! ny TETEZAMITA TSY MAHAVOKY!!!miandry top dia andao!!! fa AZA MATAHOTRA!!!

  4. Raha vao ny bé kintana no tsy mankato anao dia efa mieritrereta izay.Manapaka teny manapaka aina, tsy izany mantsy faha raha sendra niaino ny radio madagasikara mivantana izaho dia gaga mihitsy satria ry zalahy eny iavoloha manainga ny verany miaraka aminy champagne nefa ny vahoaka ity mitsako bille roulement.

  5. Na hiala tsy ho eto Madagasikara intsony koa aza ny amerikana tsy maninn mitsy! fou le camp letsy ry wong sy ny forongony ah!!!

  6. « L’Amérique est un pays de grandes traditions démocratiques. Mais un regard attentif sur l’organisation de la vie publique amènera à la constatation qu’il existe énormément de problèmes interdisant aux Etats-Unis de se positionner en modèle ou en gourou enseignant la meilleure façon de respecter les droits de l’homme ».
    « La raison pour laquelle les Etats-Unis n’autorisent pas les observateurs à assister au déroulement du scrutin, est la possibilité de fraudes. Il ya tant de gens qui ne veulent pas ou ne peuvent pas voter. De surcroît le système d’«octroi du droit de vote » est en train de revenir dans certains Etats américains. Des barrières artificielles se créent pour évincer des électeurs potentiels que sont les travailleurs et les personnes vivant au-dessous du minimum vital ». Cheri Honkala, candidate du Parti des verts à la vice-présidence des Etats-Unis dans La Voix de la Russie.

  7. Peuples malgaches , mila hazaivana fona @ ry zareo zné , refa amerika d mlay fona ny azy , nefa mampianandrats ny reetra tssssssss !! firenena mantanjaka fa mampidi doza hon ny aty africa é!!

  8. Mbola tsy mazava aminareo rehetra ireo ve fa isika Malagasy dia TSY MISY MIRAHARAHA na hofaty any daholo!!!fa hilaozantsika be resaka : » ny Amerikanina dia izao sy izao sns… ny Frantsay koa izao sy izao sns…etc… »lazaiko anareo fa ny médias rehetra any hivelany dia tsy misy miraharaha ny fahafatesan’ny NdraMalagasy tsy kelikely  » notre MORT à PETIT FEU » mbola tsy azonareo ve izany ry vahoaka KETRINA!!!rehefa hihinanjanaka angamba isika satria tsy misy hena hoanina intsony vao hotonga saina!!!rehefa hihinana torto fa tsy misy vary hoanina intsony vao hotonga saina!!!

    MIFOHAZA FA AZA MATORY!!!AZA BE RESAKA!!!MIDINA ENY ANDALAM-BE NO VAHAOLANA!!!

  9. to d ndana nareo rey midina andalana ,reny any syrie, gongo, palestina,snsé ,any ny enjana fa mbola ts ento antanàna ryNandrà , tsssssss ,sa mila hazaivana tsara vo mahazo ry V

  10. tsy minohino fona; MATAHOTRA NY HILATSAHANAY eny ANDALAM-BE angaha? fanajana ny fandriampahalemana no tsy nanaovanay izany satria firenena sy vahoaka mandala ny hatao hoe FIHAVANANA ny Malagasy!ary niharitra 4 taona noho izany SOATOHAVINA izany izahay!!!

    TONGA NY FOTOANA HANONGANANA ANAREO vitsy an’isa ireo!!!satria vitanay koa ny tsy mandàla izany intsony ary HIFANANDRINA aminareo!!! Ataovy ao andohanao fa izahay TSY REFESI-MANDIDY dia hafaka mampihorohoro koa satria varoboba ny fitaovampiadiana eto amin’tsika!!!sao mihevitra ianao fa natory fotsiny izahay nandritra izay 4 taona izay? Fantatray ny fomba fiady nareo nandritra izay fotoana izay !!!ka mihomana!!!

    MIDINA ENY ANDALAM-BE RY TANORA MALAGASY NAMANAY!!! HOVY TSY HOELA NY TOP!!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *