FANAMBARANA AVY AMIN’NY ORINASA TIKO

logo tiko1

tikoooManoloana ny vaovao miseho sy miely amin’izao fotoana izao , dia manao ity fanambarana ity ny orinasa Tiko sa :

Ny orinasa Mana , na ny minoterie, izay miorina ao anatin’ny port Toamasina dia fananan’ny orinasa Tiko sa . Ny actionnaires ao amin’ny orinasa dia mbola tsy naka fanapaha-kevitra ny hivarotra na hampanofana io orinasa io !

Noho ny toe-draharaha niseho tamin’ny taona 2009, dia nalain’ny fanjakana io orinasa io, nampiasainy ary nony simba dia nataony sous scellé mandran-kehitriny . Mampalahelo anefa fa misy olona mandroba ny fitaovana ao anatiny ao . Noho izany dia mangataka ny fanjakana mahefa izahay mba hiaro an’io orinasa io , mba tsy sanatria hitovy amin’ny nanjo ny orinasa TOP ny hahazo azy . Araky ny voalazan’ny tondrozotra raha teo ao amin’ny article 26, dia tokony hisy onitra ho an’ireo rehetra niara-mboina tamin’ireny fotoana ireny .

Ny orinasa TOP, ihany koa mantsy, dia nalain’ny fanjakana ary voaroba tanteraka : tsy tahotra tsy henatra fa amin’ny andro atoandro sy miaraka amin’ny camion mihintsy ireo mpandroba .

Marihana fa namokatra sakafo tsara sy mahasalama ary amin’ny vidiny mirary ny orinasa Tiko tamin’ny fotoana niasany ary namelona fianakaviana aman’alina .

Ny talen-jeneraly

ti-ko Communiqué de presse :

Face aux informations relatives à la minoterie Mana , sise dans l’enceinte du Port de Toamasina ,

La société Tiko sa informe le public que l’usine Mana appartient à la société Tiko sa et que les actionnaires n’ont pris aucune décision de vente ni de location de l’unité et ce malgré le fait qu’elle fait l’objet de convoitise de la part des concurrents .

Lors des évènements de l’année 2009, cette unité de production a été réquisitionnée par l’autorité de fait pour transformer le blé qui s’y trouvait jusqu’à la défaillance des machines , puis mise sous scellé .

Nous avons appris que des équipements de cette unité sont purement et simplement volés par des individus malintentionnés . Nous faisons appel aux autorités compétentes pour assurer la sécurité de ce fleuron de l’industrie malgache . Elle produisait de la farine de qualité et à prix modéré pour le marché malgache .

L’huilerie TOP du groupe Tiko , sise également au port de Toamasina , a été également mise sous scellé et fait l’objet de vol organisé : l’usine est totalement cannibalisée et méconnaissable . Et nous craignons que la minoterie suive le même sort que cette huilerie . Selon l’article 26 de la feuille de route, toute personne victime des évènements politiques aura droit à une réparation et/ou une
indemnisation par l’Etat .

La société Tiko avait mis sur le marché des produits de qualité et à des prix modiques . Elle a fait vivre des dizaines de milliers de familles , travailleurs , fournisseurs et prestataires de service .

la Directeur Général

16 pensées sur “FANAMBARANA AVY AMIN’NY ORINASA TIKO”

  1. tsara aloha ilay manao mise au point otran’izao e,fa aleo dinihina daholo izay tokony hatao,raha efa misy olona mampiseho fa interessé azo atao foana ny mifampiresaka aminy e!tsy midika akory izany hoe voatery hanaiky izay lazainy!mahereza fa signe izany fa efa hiverina am ara dalana ny fiainana!matokia ny Tompo,minoa fotsiny ihany !

  2. hoa i Me HANITRA ,NY AN NY VAHOAKA DIA ITY IHANY :

    POUR l’honneur,

    Pour la justice,

    Pour la respectabilité perdue de la nation,

    pour la patrie ,

    pour le progrés .

    A BAS RAJOELINA

    traduction libre .

    RAJOELINA AMBANY.

  3. Patriotisme et nationalisme, où êtes-vous ?

    http://www.seabord.com

    Géant américain, qui n’aurait laissé aucune place à qui que ce soit dans le monde des affaires une fois installé, ni aux karana, ni aux français, ENCORE MOINS AUX MALGACHES !
    Le Pdt Ravalomanana n’a jamais été francophobe, ni américanophobe, ni « sinophobe », il était avant tout un malgache fier et surtout soucieux de l’indépendance économique du pays !
    Ne pas laisser aux autres le soin de faire, ce que l’on est capable de réaliser ! Ne pas y penser, c’est se résigner à rendre le peuple à tout jamais au rang d’esclave moderne ; une population sans avenir, ni indépendance dans tous les sens du terme !
    Malheureusement, nous y sommes actuellement ! Le pays est redevenu l’éternel « mpangataka », qui doit se soumettre aux exigences cyniques ou aux bons vouloirs des rapaces !

  4. Encore plus fraîche !

    http://www.africaintelligence.com/insiders/LOI/MADAGASCAR/2013/02/18/un-businessman-tente-par-la-politique/107945330-BE1

    Le mot tenté me semble plus que déplacé, puisque ce n’est pas seulement en se rasant le matin que le monsieur y pense ! C’est sûr qu’il y pense, tout en faisant ses besoins !
    Il y a ceux qui se lancent dans la politique avec vraiment de bonnes intentions, mais il y a ceux qui ne sont motivés que par de sombres esprits de vengeance, quitte à vendre leur âme au diable !
    Pour cette dernière catégorie, il va sans dire que le devenir du peuple est vraiment le dernier de leurs soucis !

  5. Ory havany’ manana nymalagasy.Tsy mba faly ve isika Malagas@ no mahavitaà zavatra tsara? mifona @andriamanitra fa nahavita zava doza isika

  6. Efa nopotehiny io e,aleo hamotika ihany fa ho hitany ny hahazo azy ,zaho tsy de be kozy fa akeotsika manety anazy,tsy ampahafirin’ny omby nandrasana akory io ka hidingin-drambo am-patorana …ho hita eo ny tohiny

  7. Marina izany Beloha a!!
    Azafady fa tsy hay raha tena izay na tsia fa hoe:
     » namelona fianakaviana aman’ALINA?????? » alina fotsiny ve????

    Hevitro samirery!
    izaho koa dia MINO ary MAHATOKY an’izany , ka izay no MAMPIPARARETRA ireo isaky ny hoe
    ho avy anie dada e!!

    « EFA VOALAHATRA NY HO @ ZANAK’OLONA fa LOZA ho an’izay MAMADIKA AZY » azy LOZA
    MITATAO TSY HAY HO TOHAINA, ARY TSY MAINTSY MANEFA eeeeeeeeee

  8. Ka io mihitsy anie no mahakamo ilay hoe. omena amnistie. nanongam-panjakana, namono olona, nadroba fanananólona, nivarotra harem-pirenena, antsokosoko, namiravira ny volam-bahoaka….mandianga, mamahan-dalitra, mampiasasa jadona sy herisetra, manapotika, sy nampahantra ny vahoka marobe …..dia noho ny fiarovan´ny frantsay sy ireo afrikana matim-bola, dia hoe. Ho avela ny heloka.

    isika vahoka no tokony hihetsika hitsara an´ireo tsy valahara nanongam-panjakana ireo. Tahaka izay no nisy tq 2002 iny dia ireny vaky nadositra nilefa daholo, nefa ankehitriny nolazaina fa noroasin´i Dada, na noho i Dada , nefa fatahorana ny fitsaram-bahoaka, tao ny latsaka tanaty tanim-bary , tao ny nadositra tamina botry, tao ny nandray antonov tany Toamasina, tao, ny nadositra anaty ala,sns…….

    ry  » peuples malgache  » mpanoratra eto anisany,

    Tao aza ny nanodina volabe container maromaro nefa lasa minisitrin´ny Foza indray izao.

    Gaga ialahy! Dia olona efa maniky lembenana ve isika malagasy dia hanaiky aníreo hiala maina, nefa ny boaikely maty noana ,mangalatra mofo ,mety ho tafiditra am-pigadrana, nefa vahoaka no nopoirany, fa ireto foza mangalatra fitondram-bahoaka tsy voafidy ireto .. ireo indray no lasa midingin-dRambo. Efa tsy rariny ny zava-misy fa ahoana ny hevitry ny Malagasy voagenja e!

  9. Beloha :
    ka inona moa fa tsy tanateraka izany ilay noketrehany tany Israël momban’ny fidirana any anaty sera sy fifandraisan’olon-tsotra? Aza taitra fa mino aho fa mbola manana ny mahery noho izany isika tena malagasy. Lalam-poza ny azy, anaty lavaka foana toy ny … ka impiry mahita ny maizina moa?

  10. Efa nateraka tao antin’ny maizina dia tsy mikatsaka afa tsy ny MAIZINA .

    Ka rehefa Fako dia fako ihany no tsara miaraka aminy Misajaona a!
    Gaga ialah!!misy mihainnooo???

  11. Tsy misy mihaino, fa betsaka ny mamaky !!

    Ohatra iray :

    Tananews
    28/02/13 à 8:57
    Hanitra Razafimanantsoa : Les « Pro-Ravalomanana » ne font pas partie de la mouvance.

    Rehefa tsy ao anatin’ny « Mouvance » izany ve dia inona daholo, na ireo Fikambanana manohana ny fiverenan’ny Filoha sy ny Ara-dalàna izany, na koa ry zareo ao amin’ny GTT ?

    Toa hoe miverina sivànina indray, ary sakànana mihintsy aza rahatoa ka tsy metimety amin’ny « Mouvance » ny fandraisan’ny sasany anjara ao amin’ny Magro ?

    Aiza ilay fitadiavana firaisan-kina sy ilay hoe « atambaro ny hery », izay mody dradradradrain’ny sasany ?

    Tsy ao anatin’ny Mouvance marina izy ireo, ary soa ihany ! Tsy ry zareo no nanao sonia !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *