NY ZAVA-DEHIBE AMINTSIKA DIA DADA MIVERINA ETO

IMG_5875

IMG_5875Ny zava-dehibe tokony hipetraka ao an-tsaintsika hoy ny Cst Leriva Manahirana teny amin’ny Magro Behoririka androany dia ny hoe rehefa mitolona dia matanja-tsaina hatramin’ny voalohany nanombohana ny tolona ka hatramin’ny farany. Ity toerana hikabariantsika ity hoy Leriva dia toerana saropady, eto no hijeren’ny olona anao. Dikan’izany  ny fihetsika rehetra dia tokony ilana fitandremana. Izayhoy izy no iangaviana antsika rehetra. Rehefa tsy reraka ianao dia mila manaraka anao ny fo. Tsy mifarana ny tolona hoy izy raha tsy mbola tonga i Dada, mivoaka ny gadra politika. Rajoelina hoy ity olomboantendry avy any Brickaville ity dia manao lazonady ka raha tsy mitandrina isika dia ho resiny eto. Ampisaina daholo ny tsaho, ny lainga. Ny zavadehibe amintsika dia Dada no miverina eto. Tsy Rajoelina na ny mpanohitra azy no hamerina an’i Dada eto fa isika zanak’i Dada. Noho izany dia atambaro ny hery ary mifampidiniha tsara alohan’ny hanaovana zavatra mba tsy hiady an-trano isika.Aleo hoy Leriva ny baikon’ny filoha Ravalomanana Marc hoe 10% anjarantsika dia tanterahina. Tapitra amidin’ny fat hoy izy ny fananam-panjakana eto Madagasikara ka ho sahirana izay hitondra eo. Izay no hanentanana antsika hiteny amin’ny olona hoe tsy mety intsony ity ataon’ny fat ity fa i Dada ihany no afaka mamaha ny olana. Matoky ny filoha Ravalomanana Marc isika hoy Leriva amin’ny zavatra rehetra ataony any ivelany.

10 pensées sur “NY ZAVA-DEHIBE AMINTSIKA DIA DADA MIVERINA ETO”

  1. ndrôôô ireto izy!!!! ha!ha!ha! efa impiry zao ny soratra hoe: « dada miverina ato »? hi!hi!hi! mbola tsy tonga ihany???? vahoaka ré zany ao ami magro zany rey olona e!!!

  2. Le pourquoi du comment ! C’était il y a 4 ans, et depuis…., rien de neuf à l’horizon !
    A qui la faute ? Aux malgaches car vu de l’extérieur, de cette situation ils ont l’air de bien s’en accommoder !
    Ils n’ont jamais réclamé MASSIVEMENT le retour du PRESIDENT QU’ILS AVAIENT ELUS !
    Ils n’ont jamais réclamer MASSIVEMENT le respect de leurs droits fondamentaux !!
    Ils n’ont jamais dénoncé MASSIVEMENT toutes les exactions commises par ceux qui ont pris par la force le pouvoir !
    Ils n’ont jamais dénoncé MASSIVEMENT le plan machiavélique ourdi par les putschistes, putschistes qui n’ont pas hésité à assassiner leurs compatriotes dans le but de salir l’honneur du Président qu’ils avaient élu !
    ….
    http://www.jeuneafrique.com/ARTJAJA2520p008-009.xml7/ambassadeur-marc-ravalomanana-gildas-le-lidec-exilpourquoi-tgv-inquiete-paris.html

    Un peuple a-t-il vraiment le droit de choisir LIBREMENT ses dirigeants, et plus particulièrement son président ? Face à cette ingérence flagrante et honteuse, quelles doivent être les attitudes et décisions à prendre ???

    Dénoncer l’inacceptable est l’affaire de tout le peuple malgache, si ce peuple a encore une once de fierté !!!

    Tokony ataon’ny malagasy erak’izao tontolo izao io hetsika io !

    Rehefa tsy anao na ho avy amin’io hetsika io, dia tokony tsy mandeha mifidy intsony, fa tonga dia omena an’ireo mpanongana ny fitondràna !!

  3. A PARTIR DE CE JOUR LE SALUT MALGACHE =A BAS RAJOELIN

    A PASSER SUR INTERNET ET SMS.

    IO DIA HITA AO moov.mg ARY MARINA IZANY.

    RAHA IO NO HATAO EO @ MAGRO MANOMBOKA IZAO DIA MISY FANDROSOANA NY RAHARAHA.

  4. peuples malgaches>

    Marina dia marina ny fijerinao, raha ny isan’ny olona eny amin’ny Magro no entina hanombanana ny mpanaraka ny filoha toe aloha, ka nanakora ianao nanao hoe: « vahoaka ré zany ao ami magro zany rey olona e ». Ny adinonao fotsiny dia izao:
    – Efa ho 4 taona mahery ireo izao no tao na orana na hatsiaka
    – Raha misy occasion hahazoana miaraka toy ireny fifampiarahabana 2013 ireny dia toa maro ihany ry zareo.
    – Ary tamin’ny fitsenana azy, fa angaha moa azo naleha teny Ivato fa nangoro-potsy.

    Tsy navela hody ny vadin’ny filoha teo aloha na dia zava – dehibe amin’ny maha-olona aza ny antony tsy maintsy hahatongavany. Mino aho fa tsy ny fahatahorana azy no tsy hamelana azy hody fa ny hijery ireo olona marobe hitsena an-tsitrapo no mankarary ny fon’ny mpitondra. Izay koa no antony tsy hamelana an-dRavalo hody. Angamba antrany Talata maty ny filaharan’ny mpitsena azy. Dia izay no antony lehibe tsy hamelana azy hody fa ny sisa sinema.

    Mandiniha tena kely fa aza mirehareha satria ianao sy ny mpiray dia vitsivitsy nahazo tombotsoa ihany anie no mahita fa vitsy ny ao ary mino fa ny vahoaka rehetra dia tia ny FAT tsy omena goûter 25000. Fr.

  5. SONDAGE: ekentsika ve ra , iray amin’ireo mouvance ravalomanana miara misosy amin’i rajoelina no hatolotr’i dada ho filoham-pirenena
    valio ary amin’ny hoe PP_valiny marina,ny adiresy,ny anarana feno
    eto amin’ny Mydago

  6. SONDAGE: tena ekentsika ve? ra , iray amin’ireo mouvance ravalomanana miara misosy amin’i rajoelina no hatolotr’i dada ho filoham-pirenena
    valio ary amin’ny hoe PP_valiny marina,ny adiresy,ny anarana feno
    eto amin’ny Mydago

  7. o ry foza malagasy a…aiza ny fampanantenana pokatin’i domelina e!!!!gaga aho rah naheno vaovao fa niakatra 200ar ny vary,ny menaka moa de tsy hay intsony,ny sira zay mba sakafo itovizan’ny mafy ady sy ny deba toa feno fasika,ny asa tsy misy mijaly tanteraka ny sosialy ,ny dibera de ampinan’ny faratay ny tsy fihinany mintsy …lavitra ny TIKO mintsy,ny fromazy sy ny yaourt indray mbo misy anireo vita malagasy mba tsara de tsy de hita firy ny fahambangan’ny TIKO inona no azo hohanina @ ireo foto-drafitrasan’i domelina ….mivavaha mafy ialahy tsy ho fantatro ry `mitonona vhk m/gasy fa maty ialahy….izaho zao nahazo alika rot zay ao nataoko joely ny anarany… bon’s ialahy ry fozatay m/gasy a

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *