MAMBOLY KORONTANA NY FAT

IMG_5479

IMG_5479Efa kely sisa ny fahatongavan’ny filoha Ravalomanana Marc hoy ny solontenan’ny gadra politika Raguy androany teny amin’ny Magro Behoririka satria efa vita ny fivorian’ny Troika. Noho izany hoy izy dia araho maso ny eny amin’ny fokontany fa efa mamboly korontana ny fat. Ho an-dRajoelina manokana hoy Raguy dia efa tampin-dalan-kaleha ialahy ka ny filoha Ravalomanana Marc dia tsy maintsy tonga satria antenain’ny olona eto.Ny Ct Randrianasolondrabe Eric kosa dia nandray ny tenin’ny filoha Ravalomanana Marc tamin’ny Sabotsy hoe tokony hiray hina sy hifankatia isika. Raha nitolona teto isika hoy izy dia tao anatin’ny ara-dalàna. Momba ny fifidianana dia nambarany fa  ekena fa izay no hivoahana amin’ny krizy nefa misy zavatra maro takiana amin’izany fifidianana izany. Ny voalohany hoy Eric dia ny fampihavanam-pirenena. Tsy misy fitoniana raha tsy misy io. Ny fanokafana ny radio nakatona, ny fiverenan’ireo sesi-tany politika any ivelany. Ny Ct Ranaivorazo Fenomanjato dia nanambara fa raha ampifandraisina ny tany New York, ny teny Ampfeloha, ny Cenit dia misy olona tsy mahalala ny adidiny fa misolantsolana nakany New York. Ny nahatsara ny nandehan’ny Rajoelina tany hoy izy dia ny Cenit taty nanapa-kevitra fa izy tany. Voaporofo noho izany fa nandany vola sy fotoana fotsiny tany.  Aty no mamaha olana hoy Feno fa tsy any. Ny anjaranao dia ny mandray taratasy avy any amin’ireo firenena ivelany fa fa tsy manao tetikasa. Ny hanakorontana ny tetezamita no tianao atao fa soa ihany fa tsy voan’ny velampandrika ny Cenit. Mikasika ny taratasy nalefan’ny Ban ki moon dia nilaza Feno fa ny ministeran’ny raharaham-bahiny aza milaza fa tsy ara-dalàna izany satria tsy manaraka ny sata iraisam-pirenena. Ny Cenit hoy izy nanazava fa tsy voafehin’iza na iza fa malalaka amin’ny zavatra ataony. Dikan’izany hoy ity olomboantendry ity dia aleo samy hanana ny andraikiny fa tsy hitsabatsabaka. Aoka isika hoy izy tsy ho tratry ny velam-pandrika fa efa mamboly korontana izy ireo.

3 pensées sur “MAMBOLY KORONTANA NY FAT”

  1. ENFIN…!

    Les signes avant-coureurs de la résolution de la crise à Madagascar abondent et reconfortent notre espéranace de reprendre la développement du pays et de pouvoir soulager les difficultés des Malgaches grandes victimes de ce coup d’état !
    __Nombreux sont ceux qui trouvent la france est farouchement contre la fin de ce régime compte tenu de la présence de soldats français au sein de nos forces armées mais la tenue des propos de l’ambassadeur de la france contrariant les dispositions de la loi malgache et feignant d’ignorer la décision de la SADC sur le retour sans condition au pays du Président de la République RAVALMANANA MARC..
    Et voilà que cet ambassadeur gaffeur a hier ,lors de sa visite chez Beriziky , a rectifié ses propos et trouve normal que ce retour puisse se faire avant les prochaines élections présidentielles du 24 juillet…
    Voilà donc un sujet d’inquiétude disparu..
    Le deuxième signe flagrant du fléchissement de la hat cat elle a permis qu’avion US d’attérirà Ivato international hier le 12 janvier..
    Ces signes Nous démontrent que les joutes diplomatiques évoluent favorablement vers le retour imminent du Président RAVALOMANANA MARC et de sa famille..
    La réunion qu’a tenue la TROIKA à MAPUTO durant le wend end dernier a confirmé ce retour sans condition au Pays du couple présidentiel et de ses enfants !
    Nous sommes sûrs et certains que la sécurité du Président sera assurée sans faille par la SADC..

  2. Aza dia miteniteny foana ray olona fa mandreraka a!!
    mba azo lazaina ho mahaleo tena ve ireo CENIT ireo e???
    dia ahoana koa hoy Beriziky t@ voalohany tsy hoe:  » ny tondrozotra no mibaiko ahy???? »
    kinanjo iza no nibaiko azy hatr@’izao ka hatr@’izay????MAMPĖ BĖ NAREO!!!!!aleo afody vy vava
    rehefa tsy musy lazaina fa MANKALEO TOMPOKO ô!!!n’inona lazain’ireo Cenit ireo tsy midika inona
    mihintsy ary hay ny fomba fiasany fa mitongilana MANKAIZA?????efa mivaralila daholo izany mpitarika
    izany tato ho ato kah!!!sao dia msy mbadika lahy izao eeeeee??

  3. Si le peuple ne bouge pas, le retour du Pdt Marc Ravalomanana restera qu’un simple « retour » comme le coup de com de l’Amiral Didier Ratsiraka!(quelques pompes à Ivato…) Il faut que le peuple Malgache prenne le pouvoir et demande à toutes les communautés internationales l’application de la DEMOCRATIE ici et abandonnent ce fameux « ni…ni… »
    Il faut sortir de ce Magro! et faire des manifestations PACIFIQUES comme VILLES MORTES,ADMINISTRATIONS EN GRÈVE,LYCEES, UNIVERSITÉS BLOQUES, TRANSPORTS PARALYSES,je vais vous parier que ce pouvoir ne résistera pas plus de DEUX mois.

    KA INONA NO HANDRASANA? sa mbola « tia kely » ihany ny sasany ka miandry pitika kely avy any amin’ny hat? sitran’ny ahay…dia tsotra fotsiny fa ny taranaka faramandimby no mizaka ny vokany, efa very 4 taona isika ka inona indray!!!ny toekarena efa 0(ZERO) ary efa NÉGATIVE tsy misy handrasana intsony!!! AZA BE RESAKA INTSONY FA TAIRO AMIN’IZAY FA EFA LEO!!!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *