RAVELOSON CONSTANT : MELOKA MANOLOANA NY ANDININY FAHA 15 RAJOELINA

IMG_6293

IMG_6293Anisan’ny tsara ho fantantsika hoy ny Ct Raveloson Constant androany teny amin’ny Magro Behoririka fa tany Atsimo  Richard Ravalomanana. Ataony  raharahan’ny tenany manokana ny zandarmaria. Mody mifitsapitsaka satria efa tody amin’ny izay kendreny. Hita porofo hoy izy fa kolikoly ny ao amin’ny zandary ao. Hita porofo ihany koa fa rehefa misy raharaha manokana ho azy dia mankany Atsimo izy. Misy koa hoy Constant ilay miaramila frantsay tonga eto aminstika. Milaza fa hanao sarinady, lazaina fa nosakanana ny fiaramanidina nitondra azy ireo ka tsy afaka nody. Tandremo hoy izy fa Goldblatt mody tsy miteny ity fa mitombo ny miaramila frantsay eto. Samia mailo fa voapetrapetraka eto amin’ny tanintsika ny miaramila frantsay. Hanao inona eto ireo hoy ny fanontaniana napetrany, koa samia mieritreritra isika. Misy anjara tolona tandrify antsika hoy ity olomboantendry avy eto Analamanga ity. Ampafahataro ny manodidina any rehetra any ny momba ny fiampangana an-dRajoelina. Tsy maintsy apetraka any amin’ny Sadc ny fikambanana iraisam-pirenena izany. Ireto hoy Constant ny fahotana 10 vitan-dRajoelina. Rehefa niresaka ny andininy faha 10 teto isika ny zoma talohan’ny teny Amboanjobe ary rehefa injay nivoraka ilaikely dia nirarakopana ny fanosihosena ny tondrozotra.Ny fahotana nataony teo anatrehan’ny andininy faha 15 ao amin’ny tondrozotra izay mametraka hoe tsy maintsy neutre, tsy miantsy manana adidy hifady eto amin’ny firenena ny fitongilanana na fanavahana ny atsy sy aroa indrindra fa ny fifidianana ny mpitarika ny tetezamita. Rajoelina dia ampangaiko amin’ireto fahotana ireto hoy Constant. Ny voalohany dia nilaza ampahibemaso teo anatrehan’izao tontolo izao tany Dar Es Salam rehefa nanaiky fa tsy hirotsaka ny filoha Ravalomanana Marc dia asainy atsahatry ny fitsarana ny fanenjehana azy. Porofo izao fa ampiasain-dRajoelina ataony fitoavana politika ny fitsarana. Ny faharoa dia nilaza teo anatrehan’ny Onitiana ary anelafa tamin’ny Rnm sy Tvm Rajoelina fa ny fahefana feno dia any Rajoelina.Izy no tompony fahefana amin’ity teetzamita ity Fisolokiana fahefana izany . Fikasana hangalatrafahefana. Ny fahatelo dia miomankomana ny hanendry kandida. Fady izany, otafady tahaka ny kandidan’ny tetezamita. Tsy mahazo manolotra kandida izy fa raha te hanao izany izy dia miala. ny fahefatra dia  tsy tahotra, tsy henatra mitanila, manameloka, manaratsy ireo olona mitonona te hanao kandida. Ny fahadimy dia mampiasa vola, fahefam-panjakana hanohanana olona. Ny fahaenina dia mampiasa an’i Rolly Mercia amin’ny rnm sy tvm hanaovana fampielezankevitra. Ny fahafito dia fanakatonana ny haino manjery. Ny fahavalo dia Mandididy momba ny fifidianana Rajoelina ary sahy mandrahona hoe korontaniny ny fifidianana. Ny fahasivy dia ny lalàm-panorenana Rajoelina ka hanaiky ve isika rehefa tonga eto ny filoha Ravalomanana Marc. Ny fahafolo dia tsy mampody ny filoha Ravalomanana Marc. Meloka manoloana ny andininy faha 15 Rajoelina hoy izy. Noho izany dia ireo hazavao amin’ny olona rehetra.

13 pensées sur “RAVELOSON CONSTANT : MELOKA MANOLOANA NY ANDININY FAHA 15 RAJOELINA”

  1. OUF !

    OUF !
    Deux évènements d’importance considérable et porteurs d’une grande espérance de fin de la crise à Madagascar
    . A.- En effet ce vendredi 22 février , le Président de la TANZANIE ,au nom de la SADCa rencontré le MAE français , Laurent FABIUS et le Président de kla République française , François HOLLANDE .
    D’entrée del’entretien la France a reconnu clairement le rôle de la SADC dans la recherche de sortie de crise à Madagascar
    Le sujet de cette rencontre est baséeuniquement sur la « combinaison  » des moyens de la SADC avec ceux de la France pour rendre effectif le retour du Président de la République RAVALOMANANA MARC…
    Cet évènement ,surtout l’initiative du Gouvernement français ,ressemble à un volte -face , à un revirement de la par de la France..Cette analyse conforte ceux qui n’ont vu l’actuel gouvernement français comme le relayeur fidèle des activités de l’équipe sarkozy.Soit.
    Mais ceux-là , ces Malgaches patriotes fondamentalement anti-français , ne pouvant croire un instant que « quelques français  » puissent avoir une attitude anti-coloniale ,avoir une conviction que chaque individu , chaque peuple puisse jouir des libertés fondamentales
    pour exister , pour ivre , pour se développer sans que d’autres pays viennent les déranger en s’imposant comme « le libérateur ( de quoi , de qui ?) en leur proposant leur protection contre des prédateurs ,des gens mal intentionnés ert bien intéressés pour l’exploitation des richesses importantes de M.car .Et en contrepartie cette gent coloniale ( Jean Laborde , Lambert , de lacastelle du temps de la Reine RANAVALONA Ière -Galliéni et sa bande de gouverneurs ,remplacés par des haut-commissaires grandidier , bargue , soucadeau – des ministres de coopération..).
    Certes les actes de guerre en 1947 ne peuvent être oubliés des Malgaches ,le soutien des dirigeants ayant agi délibérément ,sans vergogne , sans foi ni loi ,contre les intérêts et les droits humains (ratsiraka , rajoelina )ne plaident en faveur de politique menée par la France à Madagascar…
    Nous n’avons pas assez bien discerné les convictions personnelles de l’homme politique paar rapport à l’opinion générale du Peuple qu’il gouverne..
    a mon avis ,le Président HOLLANDE peut se prévaloir des expériences de ses prédesseurs (notament de De Gaulle et de Miterrand qui chacun à leur façon ont mené une plitique différente en Afrique :
    -De Gaulle soit-disant le libérateur de l’Afrique a tenu « dans ses griffes françafriques » cette Afrique qui n’ a pas du tout bénéficié d’une indépendance ni de souveraineté et jusqu’à ces dernières années et Madagascar jusqu’à ce jour se débattent pour sortir du joug colonial français.
    -Avec le Président Miterrand , malgré son pssé colonial ( ministre des colonies contre l’indépendance de l’Algérrie , de Madagascar ), mais une fois au Pouvoir ,il s’est beacoup donné pour aider les Pays d’Afrique qui ont bien choisi la déocratie..Mais la Françafrique de de Gaulle lui a mené la vie dure dans ses tentatives de démocratisation en Afrique..
    -sarkozy a voulu joué le rôle des premiers colons : pur et dur..
    Utiliser la force pour faire main basse sur les pays francophones..
    Devant ces tableaux noirs de ses prédesseurs , le Président HOLLANDE a choisi la bonne attitude : rester normal ,c’est-à-dire laisser les Peuples vivre en les aidant techniquement et financièrement et en leur donnant le bon exempl de la démocratie tant que faire se peut
    L’Afrique vient de lui offert la couronne de l’Amitié ,al’occasion de cette aide militaire à la République du Mali..
    Le Président François HOLLANDE s’engage dans le retour du Président RAVALMANANA MARC pour demeurer cohérent dans sa politique étragère et anticoloniale : après la démonstration au MALI de cette politique de liberté ,il ne peut rester les bras croisés devant l’effroyable situation marasmique des Malgaches , devant la vacance du Pouvoir à Madagascar où les bandes et l’association des alfaiteurs aidés financièrement et militairement par l’équipe de sarkozy continue à semer le trouble et à bloquer toute action politique et àmpêcher toute initiative de dévelppement…
    .B.- Ce 22 février la SADC tient une session extraordinaire concernant la crise à Madagascar ,avec la présence du Président RAVALMANANA MARC..
    Il est certainement possible que cette réunion extraordinaire constitue la réponse à l’intransigeance de la Présidente de l’UA , Madame ZUMA , qui a éxigé la mise en oeuvre et l’application de la feuille de route intégrale et surtout le retour du Président RAVAOLMANANA MARC sans condition et sans l’opposition de qui que ce soit…
    Je termine en fustigeant ,sans trop approfondir les dnnées diplomatiqques et les obligations qu’impose la situation humaine à Madagascar..
    Ces gens ,de quelque bord qu’il soit doivent se taire et reviseravec l’objectivité qu’il faut leurs analyses obtuses et fanatiques…qui avec la vanité de rajoelina , ont conduit le Pays et les Malgaches dans cette déconfiture !

  2. Tahiry,
    Efa ela io site io, kanefa……tsy mihetsika ny « mpiaro azy » !!

    DCR,
    Je ne vois pas l’intérêt du post si d’emblée, le sujet qui nous intéresse est erroné !

    Le MAE français L. Fabius est au Pérou actuellement. Il est en voyage officiel là-bas depuis le 21 jusqu’au 24 février !

    C’est la deuxième ou troisième fois, que vous nous livrez ici des info totalement dépassées ! Dans quel but ?

    Ho anareo ao amin’ny Magro !
    Angaha io andininy faha 15 irery ihany ? Ho ataonay lisitra rahatoa ka tsy hitanareo !

  3. KM

    Tsy ho anao irery no hanoratan’ny olona eto akory ! Sao diso pisdao kosa fa tonkony ho K Merda tokoa fa efa tena Firinga mihevitra mihitsy ity fihetsikao.
    Rehefa tsy mikasika anao, alefaso ny resakao toa ity
    SUJET QUI INTERESSE ET qui est ERRONé ity ? 🙂

    . Tsy mbola nisy tsy voatsikeranao izay olona rehetra manoratra eto. Sao mihevitra ano ho ianao no Kintana kosa nefa firinga fotsiny ? Soloy K.Merda mihitsy ilay Kintana, fa efa ao no mahazatra anao e ! Tssss !
    Tsy MPANAKORONTANA toa an’i Lily (eliane) daholo akory ny vahoaka. Dia mitovy ianareo sy Lily e ! Mitarika an’i Raveloson Constant ho ao anaty vovo indray manko an ?? Kanjo toa tsy nahazo micro ato amin’ny sary ??? Milaza ho madio fo ry Lily fa tsy mba nanontany ny hevitr’ireo niharan’ny Habibiana. 🙂 🙂 🙂

  4. Ny adi-hevitra aloha dia tsy handroso mihitsy raha tsy misy ny tsikera sy famarihana. Izany no atao hoe ADY ka ny HEVITRA no hapiasaina. Raha mitovy daholo ny lazaintsika éto dia lasa toy ny secte mamerina izay efa voalaza n’y mpitarika fotsiny. Ny tanjona kosa tokony ho iray ihany raha tsy izay tsy afaka miaraka mitolona.
    Amiko dia mikendry tanjona tokana ihany i KM sy Tahiry, noho izany dia handao hanaraka ny tenin’i Michel. Fandrodanana an’i Rajoelina sy fiverenan’nynfiloha Ravalomanana no tanjona ka Samy tokony hanao izay tandrifiny ny tsirairay ary tokony hihetsika koa ny ankolafy Ravalomanana. Ny fifanazavan’ny SADC sy ny CPS koa ilaina fa ilay fanapahan-kevitry ny CPS teo no tokony arahina.

    Fanotaniana: Iza marina no TENA te hampody ny filoha Ravalomanana ?

  5. I constand koa dia meloka satria vava foana no nataony nanomboka t@ 26 juin 2009 hoe ho avy i Ravalomanana nefa hatramin’izao inona no résultat ? mampiady angely fotsiny sy mamendrofendro ny vahoaka mihaino azy.
    Rehefa tsy mahavita i Constand sy tsy manana résultat dia aza miteny intsony aloha fa mankaleo fotsiny.

  6. Tena tsoriko aminareo zokiko sy ray aman-dreniko fa tena efa ela ilay rangahy iny no tafody raha ny eritreritro manokana fa saingy ny mouvance ravalomanana ao amin’ny fitondrana mihitsy no miteny amiko hoe mbola tsy lera Prezida sady mbola tsy voky tsara izahay ,ka dia ialako tsiny fa toa aty amiko foana no mianjera ny rihitra nefa ry zalahy mihitsy no vato misakana amin’ny filohan-tsika Marc Ravalomanana,
    andrymatotra@yahoo.comm

  7. be resaka fotsiny ry reto io constant io fa io koa anisany ilay manakana an’i dada tsy ho tonga eto a! mbola tsy voky hono ry zareo fa aleo aloa dada hijanona any mandritra ny fotoana tsy voafetra

  8. ZAHO ZOKY BE DIPLAOMA MAHAFANTATRA TSARA HOE IZA NO TENA FOPLA TSY MAMELA AN’I ZANDRILAHY RAVALOMANANA MODY,AMINAY ATY ANTSIRANANA TSY DIA MANANA OLANA LOATRA FA I RAJOELINA SY MAMY RAKOTOARIVELO NO TENA SAKANA FA TSY I BERIZIKY NO SOKETAINA, ALEO HAZAVA AMINAREO VAHOAKA FA TSY NY MOUVANCE ZAFY NA RATSIRAKA NO MANAKANA AN’INGAHY RAVALOMANANA FA I RAJOELINA SY MAMY RAKOTOARIVELO,PROFESORA ZA NO MITENY AMINAREO FA TSY BADO AKORY

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *