TSY HISY FITONIANA ETO RAHA MBOLA AILIKA NY FILOHA RAVALOMANANA MARC

IMG_5063

IMG_5063Ny zavatra tsy maintsy hifampidinihana amin’ny mpitolona hoy ny Ct Ravelonanosy Mamitiana teny amin’ny Magro Behoririka androany dia ny firaisankina ka hisian’ny fiarahamiasa amin’ny famerenana ny filoha Ravalomanana Marc eto an-tanindrazany.Noho izany hoy izy dia manentana antsika vahoaka hanazava amin’ny mpiarabelona hoe tsy misyfiloha Ravalomanana Marc mody aorian’ny fifidianana izany. Raha hitady vaha olana hoy ity olomboantendry avy any Ankazobe ity dia ny fifidianana filoham-pirenena no atao mialoha. Ny marina hoy izy dia ny fehinkevitra ao amin’ny tondrozotra dia tsy miova fa tsy misy hidiran’ny Amerikana, ny frantsay ny famahana ny krizy fa ny samy Malagasy nanao Sonia ny tondrozotra. Miantso ny fikambanana iraisam-pirenena hoy Mamitiana, ampiharo aloha ny tondrozotra vao mitady fifanarahana hafa raha misy. Ahoana no afahana manao fifidianana nefa ny Ankolafy hafa tsy avela miteny ao amin’ny Rnm sy Tvm. Ny fahalalana miteny hoy izy no antoky ny demokrasia. Tsy maintsy ny fampihavanam-pirenena no atao voalohany hoy Mamitiana satria raha te hanao izany Repoblika stable, sy fampandrosoana maharitra izany dia tsy maintsy misy ny fitoniana politika apetraka mialoha. Raha mbola misy ny fanilihana kanefa ny Pr Zafy hoy izy no tokony hitarika io fampihavanam-pirenena io dia tsy mbola izy izany.Raha mbola ailika ihany no ireo mpitondra fivavahana Ffkm kanefa izy ireo no ray amandreny hankatoavin’ny vahoaka. Noho izany dia tokony omena ny toerany izy ireo. Raha mbola ailika ny filoha Ravalomanana Marc dia tsy hisy izany fitoniana politika izany. Ny vahoaka hoy Mamitiana dia miandry hoe aleo any ny fifidianana fa apetraho tsara aloha ny kianja satria tsy mbola milamina ny any amin’ny distrika any. Ankoatra izay dia nambarany fa matoky ny Sadc isika hampihatra ny fanapahankevitra farany teo dia ny hoe mody tsy misy fepetra I Dada. Momba ny fanaovana antsonjay any Beriziky dia nilaza I Mamitiana fa manana andraikitra ianao praiministra ka tanteraho ny tondrozotra. Ny tsy fantatry ny fat hoy izy dia Beriziky no nanendry an-dRajoelina. Misy paipai-drafitra hoy izy ao amin’ny hanoloana ny Praiministra ary afahana mametraka kandidam-panjakana ao anatin’io. Noho izany hoy Mamitiana dia ny tondrozotra izay tsy tanteraka dia tanteraho daholo vao manao fifidianana.  Mikasiak ny frantsay kosa dia nambaranyfa sao te hanamafy ilay  “accord de cooperation” izy ireo satria misy milaza hoe misy miaramila frantsay maromaro miditra eto. Raha nahatadidy isika hoy izy dia teny Ambohinjatovo efa nisy vazaha niaraka tamin’ny Emmoreg. Mieritreritra ve izany hoy ity mpanao politika ity fa hiditra antsokosoko eto izy ireo sa hampiditra fitaovam-piadiana.

12 pensées sur “TSY HISY FITONIANA ETO RAHA MBOLA AILIKA NY FILOHA RAVALOMANANA MARC”

  1. Mandroata hoy aho taratasy, dia alefaso any amin’ny Communauté internationale daholo, ireo voalazanareo ireo !

    Ianareo miteny A, ny akamanareo sasany miteny I, dia iza no tsy maintsy arahin’ny vahoaka ?

    Izao i domelina dia mbola hihaonana amin’i Fabius indray hono amin’ny alarobia ! Ny anareo fambolean-kazo no atao mahamaika fa tsy ny tolona ! Toa tena « ex prêt » mihintsy !

    Ny mahagaga dia fantatrareo dia fantatrareo tsara ny zavatra andrasany sy takian’ny vahoaka, fa toa voan’ny « tsy aki-hetsika » ianareo ! Sa ny vahoaka indray no « hitarika ny mpitarika » ?

    Sao dia tsy mety kosa ry zareo â ! Rehefa tsy avelanareo hivoaka avy ao anaty tamboho ny olona, dia tokony mba manao izay tena tokony atao ianareo ê !
    Resaka aleretoro lava ity, toa mandreraka be ihany amin’ny farany !

  2. Marina ny anao Kintana MananDrambo! be loatra ny blabla sy ny resaka be sy fanodinana ny tolona hijanona ao anty tamboho sy ny etsy bel’air, fotoana izao hivoahana ety hivelany satria efa mijery izay fihetsik’i radomelina ny rehetra (OUA,UE,SADC…)raha hamono vahoaka eo ireo miaramila vendrana ireo satria efa droit-tsika amin’izay ny mivoaka ety andalam-be sy mitokona tahaka eo amin’ny PLACE TAHIRIR (Egypte).

    FA INONA FOANA NO ANDRASANA SA FOMBA HAMONOANA NY TOLONA TSIKELIKELY  » la mort à petit feu » ka rehefa leo ny vahoaka dia lasa ianareo milaza azy mpitaritolona hiaraka amin’izay ho eo amin’ny fitondrana izay sur fa tsy hoaraka DEMOCRATIQUE ny hahalany azy eo satria hiainga amin’ny « ni…ni… » sy ny halabato…

    Ho mora aminareo ny hamela ireo vahoaka teo amin’ny Magro sur les carreaux…Mitsinjo ny hoavy izahay,ary mapitandrina anareo Mpitarika eo amin’ny MAGRO koa!fa tsy vitan’ny kabary lava izy ity!!!misy fomba hafa azo hanehoana ny hevitra koa!!!nisy fotoana nanao tracts izahay dia feperana foana teny BEL’AIR tsy hanao sy ny sisa, mila mitandrina koa ianareo mpitarika ny tolona ao Magro…

  3. tohizako kely, Manaova kely analyse ianareo ry mpitaritolona eo amin’ny Magro ,fa raha nitsena an’ny Filoha Marc RAVALOMANANA teny Ivato isika dia vahoaka amanarivo maro,ary tsy hafaka nanoatra ny miaramila vendrana ary azo lazaina fa FANDRESENA GOAVANA ireny, hekena fa nisy maty IRAY ary nampalahelo fa tsy izany akory no hijanonana lava ao MAGRO ao!misy ny hatao hoe dommages collatéraux amin’ireny hetsika lehibe ireny,FA IZAO KOSA DIA EFA MIJERY ANTSIKA NY communautés internationales rehetra, ary efa sous pression koa i radomelina ka tsy hafaka hanetsika ny miaramila vendrana eo intsony; Ny mouvement pacifiste dia azo organiser-na tsara ary azo tohizana mandritra ny volana maro tahaka ny nanogantsika an’i Ratsiraka…

    Ka inona no mbola andrasanareo? lazaiko anareo fa tsy raharahan’i radomelina na hijanona ao amin’ny Magro mandritra ny folo taona aza isika…fa hihomehezany fotsiny satria na ny miaramila aza tsy mila mihetsika akory fa efa mipetraka tsara ao isika mianakavy sady hendry tsara…

  4. POURQUOI ET COMMENT LA FRANCE S’OPPOSERAIT-ELLE AU RETOUR AU PAYS
    DU PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE RAVALOMANANA MARC ?

    De quel pouvoir rajoelina dispose-t-il du droit d’empêcher le retour du Président de la République RAVALOMANANAMARC , qu’il n’ a pu faire capturer avant le 17 mars 2009 et qu’il n’ a pu faire disgracie par la Communauté onternationale ?
    Sont-ce vraiement des raisons à rajoelina qui bloquent ,rendent difficile ce retour ?
    Il est indéniable que les débats menés par la SADC portent sur d’autres niveaux , autres que ceux où rajoelina évolue..
    Dans l’association de malfaiteurs qui l’instrumentalisent se touvent les forces qui s’opposent au retour du Président de la République RAVALOMANANA MARC au Pays !
    Outre les soupçons que des Malgaches portent sur l’ intervention directe de la France sur le refus de ce retour.
    Des signes caractérisés :
    –la déclaration on ne eut plus claire de l’Ambssadeur de France sur l’impossible retour du Président RAVALOMANANA MARV avant les élections ,qui ne pourraient pas avoir lieu le 8 mai 2013 ,
    — la manoeuvre militaire commune de l’armée malgache et de l’armée française dans la Région d’ ANTANANARIVO renforce chez les Malgaches cette implication importante de la France dans le refus du retour du Président de la République RAVALOMANANA MARC…
    Il sera vivement souhaitable que la France dise clairement à la Communautnationale les raisons de son opposition à ce retour -si elle était vraie – et le pourquoi !
    La France ,si elle n’est pas impliquée dans cette opposition au retour du Président RAVALOMANANA MARC au Pays , devra Nous donner un signe fort de son alignement sur les dispositions de la SADC qui se résument au retour au Pays sans condition du Président !

  5. Mamitiana dia tena miresaka firaisakiana marina @ of ve ianao ? Dia aho and ary no tsy tohanana nynPro-RAVALOMANANA ?
    Sinon, en français, le droit de Rajoelina est simple. il n’a pas d’opposition. Il fait ce qu’il veut. Personne ne dit rien certainement pas la mouvance Ravalomanana . La question est POURQUOI ?
    Le reste c’est du blabla.

  6. Misy tsy mazava mihintsy @’ireto mpitari-tolona ireto kah!!
    ilay izy moa tsy musy video ka indraindray aho dia miheritreritra
    mihintsy fa sao dia Solo Razafy no manao fanainiana manoratsoratra izay tiany soratana eto???
    fa toa BIBIY MITORONA ilay resaka sisa .ny olona efa eo am-manomanana ny fitsenana koa
    izy mbola ary @ resaka renikely efa nokendain’i Amerikana ary indray, tė ahazo teaka be angah
    Ranamana???aleo re tsy miteny rehefa tsy musy ho lazaina fa mandreraka be ry zareo a!!@’izay
    koa moa tsy haiko raha fanainiana hanomezana lagine eto ilay izy fa mba misy olona maro ihany
    mikabary ao nefa efa mba hita fa tsy mamokatra ny sasany dia iny foana no hatao resaka matavy
    eto. ILAY VALALA MISY MOA NY MPANISY SIRA KOA MAHAY AZY TSARA. Efa hita eo ilay lesoka
    dia toa hatao fanainiana HARANTIRANTY eto foana koa anie e!!tsy haiko inona no antony?????

  7. Il faut désormais chercher à expliquer pourquoi et comment le retour au Pays du Président de la République RAVALOMANANA MARC pose problème à ses détracteurs et comment se prennent-ils à rendre difficile ce retour ?
    Il ne suffit plus de crier à tous bouts de champs , à n’importe quelle occasion que le Président doit rentrer .Cette rengaine est archiconnue et ne produit aucun effet !

  8. Le triumvirat composé de l’Union européenne, de l’Union africaine ainsi que de la SADC, osera-t-il se désavouer face à l’ampleur et la gravité de la crise ?

    Une chose est sure, le putschiste et ses deux « porteurs » viennent encore de se faire botter le derrière, par un Ban Ki Moon quelque peu irrité par autant d’inconscience, d’insolence et de naïveté de la part de notre domelina national !

    Trio, home viré !! Circulez, y a rien à AVOIR par ici !! Enfarinée était peut-être, la gueule du trio, quand ce dernier avait rejoint JFK Airport !!

    Et sûr qu’il devait être énervé le coréen, et on ne peut que le comprendre ! Il n’est pas un « petit mal torché » ni un pigeon, pour aller cautionner un coup d’Etat ou toutes les manoeuvres de bas étage du petit fanfaron, qui a encore du mal à se s’essuyer proprement, ou qui se précipite sous la robe de sa mère au moindre petit bruit !
    C’est à se demander, qu’est-ce qu’il fait la-dessous ? Et quid du comportement quelque peu malsain de la mère ? Est-ce une vicieuse, car apparemment ils sont légions (non étrangères ) à s’y complaire !!!

    Toujours est-il que Ban Ki Moon vient de lui signifier que la résolution du problème est du ressort de l’Union africaine, et surtout de la SADC ; SADC qui a besoin des avis de l’Union africaine, et que cette dernière ne peut trancher sans l’aval de l’Union européenne, etc….

    Passe-passe manarapenitra ! Football ou rugby ?

    Petit conseil ! Mr Fabius, gare aux faux pas, puisque le petit putschiste va tenter de vous enfariner, quand bien même que le mot farine lui donne des cauchemars !!!

  9. Maro loatra izany vahoaka voahangona ao amin’ny magro izany ka sarotra ny mandray ny zavatra teneninareo!! hi!hi!hi!

  10. Peuples malgache a,
    Ianao aloha dia hita mihitsy fa manenjika fahatany, toe-tsaina fananan’ny foza io. Ny olona raha manenjika dia ny « mpangalatra » no henjehina. Fa ny anao dia ny « victime » indray no henjehina. Fahambanian’ny toe-tsaina tokoa no anton’iray lehibe manamafy ny Krizy.
    Jereo aloha fa efa 4 taona ny olona no teo, ary Rehefa sabotage dia be olona. Mahavita an’izany ve ny foza tahakan’i peuples malgache » ?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *