16 pensées sur “Andian-tsary : fitetezam-paritra nataon’ny Ankolafy Ravalomanana notarihan’ny Mamy Rakotoarivelo”

  1. DISO TSIPELINA AHO KA LASA TAMPOKA NY MESAZY !

    Manantena mafy fa mba hisy amin’izay ny FIRAISAN-KINA takian’i Neny amin’ny teniny hoe : »LA SOLIDARITE ET LE PARDON SONT 2 CHOSES TRES IMPORTANTES »;
    Raha mijery izao sary izao dia mba lasa ihany ny fisainana hoe :
    Nahoana azy isika eto ampovoan-tany indray no toa MIKORONTANA amin’ny zavatra tsy tokony hikorontanana.

    Ny mpanaratsy sy Mpanenjika dia TOKONY ho tonga saina, na HIOVA FISAINANA no marina kokoa, fa midoika MIFANARATSY amin’ny zavatra tsy misy dikany akory aza MATETIKA.

    Atao miverina matetika ao an-tsaina ny hafatr’i Dada :
    MAHAIZA MIRAY HINA – TOHANO NY FIRAISAN-KINA tarihin’i Mamy Rakotoarivelo satria
    FANAKORONTANANA FOTSINY no betsaka eo amin’ny Manodidina.

    Alefaso ny TSO-DRANO arahim-bavaka ho an’Atoa Mamy Rakotoarivelo, fa hamiratra ny hafatr’iDada. Irina mba hirotsaka amin’izany i Ramatoa Naika sy Atoa Botozaza, mba hilazàna fa miray hina ao aorian’i Atoa Mamy Rakotoarivelo Daholo ny Zanak’i Dada.

    ROSO KA TSA MIPODY E !

  2. Ny anaran’i Dada no ahatongavan’ireo olona marobe ireo.Satria mahafantatra ny Malagasy fa Marc Ravalomanana ireery ihany aloha hatr@ izao no vaha-olana hoan’ny firenena.manantena aho fa hitohy hatr@ farany ny hetsika , indrindra eo @ fitsenana an’i Dada. Raha feno olana Eny Ivato ka hatrany Antananarivo dia vita ny baolina. Nefa mila tonga ny olona. Ary atao adidy mihitsy ny fahatongana hitsena an’i Dada.

  3. Izao fitsidim-paritany mahzvory olona maro ,mavitrika ,fay dia porofo ita-maso fa tsy
    mikoro satria mijoro ary velom-boly nt Ankolafy RAVALOMANANA MRC..
    Isarana eram-po eran-tsaina ireo mpitarika manentana ny tsirairay sy manome hery Antsika Rahetra ary maneho ny firaisan-kina misy ao amin’ny Ankolafy ny fihaonana toa izao..satria mampahatsiahy fa tsy irery mitokatokana Isika fa mifandray am -po tokoa .

  4. Io ny anareo fa MANOMBOKA ny TETIKA RATSIN’i kotovelo!!!
    miaraka @ mpamadika izy @’io an!!
    VELOMA RY GADRA POLITIKA! MATESA DAHOLO SAO HILAZA NY MARINA.
    AFOIZO NY HAINO AMANJERY SAO HIELY FA MPAMADIKA NO ENTIN’i KOTOVELO
    HAMITAHANA NY VAHOAKA ANY @ SISINY ANY.
    MIJOROA RY TENA ANKOLAFY MARINA FA KOTOVELO EFA TSY IZY INTSONY io eeeee
    FOZA KOTOVELO ZALAH FA AZA METY VOAFITAKA FAMPIRINY EO INDRAY a!!!
    ASESIKA NY FIFIDIANANA HANGALANY NY TOERAN’i DADA DIA IREO MPAMADIKA MIARAKA
    AMINY IREO NO ANGONININY HIARA-PETSAPETSA AMINY.
    AOKA ISIA HO MAILO RAY OLONA FA EFA MAZAVA IZAO a!!!!TETIKA EFA ITA PLANINA IZAO
    MIARAKA @ FOZA SY FRANTSAY.
    MIFOAZA RY ZANAK’i DADA aaaaaaaaaaa……

  5. mila miray hina isika ary mifampatoky araka ny hafatra ny filoha Ravalomanana .Raha mbola maneho ny fahatokisny an MAMY RAKOTOARIVELO NY PREZIDA RAVALOMANANA dia aoka tsy hanao « procès d’ intention isika ‘ fa manjary mampieritreritra ilay olona manaratsy fahatany an MAMY RAKOTOARIVELO nefa ny filoha mbola mahatoky azy; ka sao dia foza mody legaliste iany i ranvalona

  6. ilaina ny alliance objectif ra tiana handresy ny tolona ka ze vonona amin ny tanjona dia tsy atosi boho tanana fa isika tsy hoe hatoky be fahatany ka hanome andraikitra ireny olona efa nanana ny passé ny ireny.Ataoko fa mahalala tsara ny tokony atao ireo mpitarika ireo Ary ny sosokevitra atolotra anireo mpitarika dia hanao fanambarana fa tsy hanaiky atolotra ho fidiana filohampirenena raha tsy tafody ato an-tanindrazana mialoha ny fifidianana ny filoha RAVALOMANANA amizay dia hisinda ny ahiahy tsy ihavanana

  7. Eeeennnyyy aaarrryyy!!!!!
    Ny hamisavisana ny ratsy anie hiavian’i Soa.
    Tsy izaho mihintsy no hanara-drenirano Tompoko! efa hita hatrany amboalohany
    fa tsy mandeha @’izay fandehany ny zavatra hataon’i Mamy .R. IZAO ihany no
    mahavoa antsika toy izao fa tsy inona,INONA NO MBA FANOVANA NOANTINY??
    DIA INONA NO MBOLA ANDRASANA AMINY ???amiko tsy misy afa tsy FAHAVOAZANA
    HAFA KOA ANKOATRA IZAO HITA IZAO.
    ZANAk’i DADA 100% ary tokam-po ny aty izay mbola tsy mahalala, dia aza dia tapenana ny
    maso re Tompoko fa  » efa hita fa maimbo koa mbola hoe:  » Maimbo angah??? »
    Noho i Dada izay atao fitaovana hisariana olona no MAHATONGA IREO OLONA
    ireo ho maro anisa toy izao aloha amiko .

  8. tsy indray mandeha na indroa i Dada no manamafy ny firaisan-kina. Misy dikany lehibe io !
    Fa ny zava-misy raha mahatsikaritra aho, arakaraka ny hitenenan’i Dada an’izay no mampandrongatra ny fampisarahana.
    Mahagaga !

  9. Ny firaisan-kina TADIAVINA, dia ho an’ny olona REHETRA IZAY MITOVY FISAINANA ARY INDRINDRA MANANA TANJONA HIOMBONANA !
    Raha niady tamin’ny rainiboto i De Gaulle, tsy nangataka firaisan-kina tamin’i Pétain sy ny tariny mihintsy !
    Tsarovy na hivereno vakiana ao anaty boky na internet, ny nanaovan’ny frantsay an’ireo traîtres sy collabos rehetra !
    Mbola tsy nisy tolona natao miaraka amin’ny mpamadika ka nandresy, na taiza izany na taiza !!
    Ny malagasy ihany angamba, no manana an’izany eritreritra tsy mitombona izany !

  10. Amiko dia tetika hafa mihintsy ity fiarahana @ mpamadika ity sahady e!
    raha mba nisy SANATRIAVIKO mihintsy EZAKA MBA NATAOn’IREO
    MPAMADIKA IREO INDRAY KA HITA MASO ………tsy maninona , ohatra ireny nataon’i Charles ireny,
    fa izao zavatra hataon’i Mamy .R izao kosa ataoko fa efa sangy miohatra ny loha ary amiko dia TSY
    RARINY satria FANAOVANA TS’INONTSINONA NY VAHOAKA SY DADA IZAO indrindra ho an’ireo
    izay MITOLONA MIANDRY AN’i DADA ary MIADY MAFY MBA HO TANTERAKA IZANY.
    Ny angatahako mafy @’Atra izao dia ny HIPOITRA HAINGANA NY TETI-DRATSIN’i MAMY.R miaraka
    @ domelina, mino aho fa efa kely sisa.
    Ianareo any @ faritra any, jereo tsara fa ireny mpamadika ireny no NAMADIKA an’i dada koa MAILO
    Zalah a!!!TSY IZY IRENY, APITAPITAO NY VAO2. TORAY VATO HISOKATRA TSARA NY LOHANY
    FA NIVAROTRA TANINDRAZANA IRENY KA TSY MAINTSY HO TSARAIN’i TANTARA.
    RY Mėmė , Raharinaivo, Raharisaina, Irina sns ireny tsy izy fa TETIKA HAFA MIHINTSY NY AZIREO
    MIARAKA @ MAMY RAKOTOVELO,MBOLA HAMADIKA an’i DADA FAHAROA KOA FA MBOLA TSY
    AMPY AZY IREO IZAO FAHAVOAZANA IZAO.MAILO TOMPOKO Ô!!!!!!dada ihany no ANTSIKA!!!!!

  11. Tsy izao ve no hoe miovaFa maninona koa moa itony mifoha maty no avy dia ampiakarina antsehatra eny mahazo fitenenana fa tsy avela hitovy @ be sy ny maro manatrika. Loza ianareo ry Rakotoarivelo sy ny tariny raha hifamely @ tena mpitolona kanefa izao ny nitodi-damosina ny Filoha Ravalomanana indray no raisinareo. Tsy misy miditra @ lohanareo ny tenin’ny Filoha hoe « miraisa-hina » fa zavatra hafa mihintsy ny ao an-dohanareo. Misoratra eny @ tampon-dohan’ireny lolo-vokatra ireny ve fa tena latsa-panenenana sy diso izy ireo, efa olom-baovao marina ary efa matotra ara-politika ka tsy hiovaova intsony raha tsy miposaka avy any andrefana ny masoandro? Ho raisina koa izany ry Meme, ry… Sao dia ianareo ireo misolo tena ny Filoha Ravalomanana ao mihintsy no te handrava ny tolona fa izany Filoha Ravalomanana izany efa tantara taloha? Azafady tompoko fa mifankahita isika

  12. Voalazanao, ka tsy asiana resaka betsaka ! Ny adinonao kely fotsiny dia ny hoe iza avy ireo manosik’azy hanao an’izao ?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *