Ankolafy Ravalomanana : Nampiseho ny firaisankina tany Manjakandriana

DSCN1032

DSCN1032Nifamotoana teny  Carion  ny  mpomba nyAnkolafy Ravalomanana notarihin’ny filohan’ny Ct Rakotoarivelo Mamy, ny filoha lefitry ny Cst Razafimanantsoa Hanitra, ny Praiministra lefitra lefitra misahana ny toe-karena sy Indostria Botozaza Pierrot, niaraka tamin’ny Cst Rahantamalala Lydia izay avy any amin’iny faritra Manjakandriana iny, ary ireo mpikambana Cst sy Ct sasan-tsasany.  Fifampiarahabana tratry ny asaramanitra noho ny taona vaovao no niompananan’ny hetsika tany an-toerana teo amin’ireo mpikambana eo anivon’ny antoko Tiko I Madagasikara any amin’iny faritra Manjakandriana iny. Tamin’ny lahateny nifandimbiasan’ireo mpitarika no nanehoan’izy ireo ny firaisankinany.  Ny Pariministra lefitra misahana ny toe-karena sy indostria Botozaza Pierrot dia nanambara  fa efa mahantra ny vahoaka  Malagasy amin’izao fotoana izao ka ny fiverenana amin’ny ara-dalàna ihany no vahaolana. Noho izany hoy Botozaza dia ilaina ny firaisankinantsika rehetra  mamerina ny filoha Ravalomanana Marc. Namafisiny fa any i Dada ihany no lakilen’ny fitondram-panjakana ary  izy ihany no mitondra izany hamahana ny olana eto Madagasikara.

Ny Me Hanitra Razafimanantsoa kosa dia nanambara fa natao izahay tonga eto dia hanao angaredona. Izahay dia efa vita vakisiny amin’ny fanenjehana ka tsy matahotra izany. Ny tanjontsika hoy izy dia ny fampodiana an’I Dada ka tsy maintsy tonganstika eto izy. Ho afapo isika hoy Me Hanitra rehefa tafaverina eto I Dada. Aza manahy ianareo fa ny mpitarika ny Ankolafy Ravalomanana dia manaiky an’I Dada, ka rehefa miteny izy hoe hanao fifidianana dia manao isika ary rehefa tsy manao dia tsymanao isika. Ny karetsaka hoy izy aty amintsika fa ny lakile any amin’ny filoah Ravalomanana Marc. Momba ny tondrozotra dia nambarany fa I Dada ihany no vaha olana ka isika tsy hanaiky lembenana rehefa tsy tanteraka ny tondrozotra ka aza manonofy fifidianana izany.

Ny filohan’ny Ct Rakotoarivelo Mamy dia nilaza far aha hanao fifidianana isika dia handray fahefana. Horaisintsiany filohan’ny Repoblika, ny filohan’ny Antenimieram-pirenena. Matoky anay ianareo hoy Mamy fa raha misy fifidianana dia 100% n’ny Tim Manjakandriana ary matanjaka manerana ny Nosy.Namafisiny ny filohan’ny Ct Rakotoarivelo Mamy ny voalazan’ny Me Hanitra ny amin’ny fampiharana ny tondrozotra. Tokony hampiharina ny andininy faha 16 dia ny famoahana ny gadra politika rehetra, ny andininy faha 17 malalaka ny fanehoan-kevitra, ny andininy faha 20 , izay milaza ny fiverenan’ny filoha Ravalomanana Marc tsy misy fepetra.

35 pensées sur “Ankolafy Ravalomanana : Nampiseho ny firaisankina tany Manjakandriana”

  1. Adinoko fa izay « Mpitarika » lanin’i Dada sy LANIM-bahoaka DIA TOHANANA ….
    .NA IZA IZY NA IZA !!!
    Fa izay angamba no mahafehy ny FIRAISAN-KINA ???
    « NA IZA IZY NA IZA » … IZANY NO HERY soritan’i Dada raha ny amiko manokana.

  2. A BAS RAJOALINA ,

    AMBANY RAJOELINA , HATSONGOLOHY RAJOELINA ,

    raha misy miseo fa mahita vaha olana hafa no izany @ izao zvadoza mahazo ny firenena izao dia vonona hifanazava @ izahay .

    AMBANY RAJOELINA —-AMBANY RAJOELINA ——hadabohy rajoelina —-ambany rajoelina.

    ary hajanony ny rediredy.

  3. vao maika miha-matavy angé zany mpitondra miara-mitantana zany e??? jereo ny atony, ny kibony, ny ranjony…. lé lazainy fa mpanara-dia azy amin’io asainy mihogahoga fotsiny!!! ha!ha!ha!

  4. Izany no atao hoe : Volamena latsaka am-bovoka, ka vao maika mamiratra.
    Ilay vovoka mbola hivadika ho fotaka koo ! 🙂

  5. Latsaka koa aho @’ilay hoe: lasa fiarahabana tratry ny taona
    ilay hetsika hihihiiiiii@’ity andro PAKA???mapmė be!!!mifitsaka indray ny saka fa
    nahazo TENY GASY t@’ i dada, dia ireo fa niara-dia  » miara mirona ry kala akiak a!! » MAHAFINARITRA
    tokoa ny firaisankina toy izao ary ENGA ANIE KA HITOHY, manantena fiovana kely izahay @ famindranareo
    ry Zareo an!!TOHIZO IZAO FA TSARA!!!AZA MIVADIKA INSONY FA AMPY IZAY HAGEGENA REHETRA
    NISY IZAYyyyyyyyyy!!mba jereo ny ho avin’ ny taranaka faramandimby fa ny anareo ho vita ihany eeeeeeee
    MANKASITRAKA TOMPOKO ISANY!!!

  6. Misy kilalao zaritena kely izy ry zareo,
    Iza no tianareo hilatsaka ho fidiana ?
    Maitre Hanitra # Ramatoa Naika sa Mamy Rakotoarivelo # Botozaza??
    Izaho manokana dia izy roa VAVY no alaiko fa ireto lehilahy dia lahim-bomanga.
    Tandremo indray misy mivatravatra eo fa mba fanontaniana ny ahy an!mba manala
    azy kely e!!
    Marina fa Neny mbola ao fa efa nafatotry ry Zalah tsy hietsika.
    Manahoana tokoa ianao izay ry Neny Malala???tsy nahare vao2 momba anao intsony
    sa sanatria efa lasa ve???aza hitako aza mahita ahy!Mirary soa anao ry Neny!

  7. Dr CELESTIN Robin dit :
    23/03/2013 à 04:40
    ( TANANEWS ).

    OYEZ PEUPLE MALGACHE OUBLIE!

    RIEN NE VA ET PETIT A PETIT , SANS CRIER GARE , CELA VA EXPLOSER ! ET TANT MIEUX !

    Outre cette affaire du pgm(qui plombe la zanakisoa-voir sa photo!) ,d’autres grosses épines sortent de terre :
    –le Groupe Fraise réclame à jirama de payer une grosse facture
    –des propriétaires de tours opérators ,des agences de voyage qui travaillent pour le bien-être des touristes s’inquiètent de la sécurité des avions car , les tortues qui ont été prélevées clandestinement dans le sud » ont passé » sans avoir été reprées par les fouilles , par le scanner..donc n’importe quoi ,une bombe ,des éléments explosifs pourraient « passer aussi sans être détectés « .
    Cette insécurité constitue une mauvaise publicité pour le tourisme , alors que les avions de Air mad ne sont fiables !
    –la Banque centrale de Madagascar est en faillite ,en banqueroute…n’est plus crédible car aucune banque ne veut lui prêter des sous..!
    Bientôt les fonctionnaires , proches de ce pouvoir ,car ayant peur d’être révoqués , ne pourront plus être payés..et petit à petit ,ce pays va être bloqué…et les fruits pourris de ces arbres vermoulus ,rongés par les » termites « vont tombés tout seuls..
    Le plus marrant c’est l situation provoquée par ces étrangers qui ont soutenu les putschistes : ce sont eux qui vont bientôt crier famine et vont en vouloir à rajoelina et au gouvernement français qui sont responsables de la dégradation de la situation qui s’est dégradée sans que que des interventions pour éviter cette catastrophe s’en chargent..
    A moins que l’objectf visé les auteurs du coup d’état artificiel du 17 mars 2009 ne soit la destruction de la vie socio-économique ( entreprises , infrastructures , éducation ,service de santé publique ..monnaie..et les ommes et les femmes qui n’ont plus d’emploi ; de ressources.., d’espoir..pour demain .)!
    les Malgaches savent que nous sommes dans la merde jusqu’au cou..
    Mais ,cette merde va toucher ceux qui ont des sous..!

    Mais les étrangers commencent à prendre conscience que ceux parmi eux qui ont aidé les putschistes ont joué un jeu dangereux et non justifié car avant ce coup d’état madagascar a eu un taux de croissance de 7.9% et que les Malgaches ont vu en 7 ans après 2002 les conditions de leur vie s’améliorer..
    actuellement le taux de croissance avoisine le zéro…!
    Faut-il aller encore plus loin ?

    ce pouvoir ,si c’en est un ,essaie de nous distraire avec ces élections qui n’auront pas liey ,qui ne avoir lieu ,car
    la feuille de route intégrale est loin d’être mise en oeuvre et d’être appliquée ,le cenit qui composé en majorité par des putschistes , le financement des des dispositifs matériels nécessaires à la tenue de ces élections n’existe pas ( il est certes vrai que les aides des NU ne peuvent couvrir la confection des CI ,ui sont à la charge de l’Etat ,qui est en banqueroute..).la sécurité publique et l’apaisement dans le Pays ne sont pas assurés..Au contrarre ,les putschistes tentent d’éteindre les feux en versant de l’huile dessus…
    Des mesures simples ,comme l’élargissement des prisonniers ,l’ouverture des antennes radio-tv uiont été fermées sans raison ne sont pas prises par ce pouvoir tenu par des têtes à gifles !

    Mais NOUS MALGACHES SOMMES-NOUS MANCHOTS OU ANESTHESIES POUR RESTER BOUCHE-BEE ?
    OUI IL EST POSSIBLE QUE LES MALGACHES SE SOIENT ENDURCIS AU MAL..ET ILS ATTENDENT LE JUSTICIER AVEC LA JUSTICE REMANENTE POUR ARRETER CES AGISSEMENTS INTOLERABLES !

    MON DIEU DESIGNEZ-NOUS UN MOISE POUR NOUS SORTIR DE CETTE EGYPTE ET POUR NOUS CONDUIRE EN CANAAN ! MERCI !
    !

  8. Rehefa malagasy ve dia terena hanaraka ny fomban’ireo « colons » nandrimpaka ny hasina sy hajan’ny firenena ka nandidy ny vahoaka hanaiky izay tantarandry zareo fotsy kristianina e?
    Somary toa « dictature » ihany no mety fiantso izao sa????
    Dia izao sisa no hiafarana rehefa very tantara,tsy misy hazon-damosina intsony ka miatsampy @ any afa: fanina be rehefa tsy mihesona sy mitaraina @ izay efa nandaroka,toy ny tsy mbola ampy ny fanalikana voaray. »Me…ci m’sié » foana anefa efa andihizany sasany an-tampon-doha, tsy mety fay.

  9. Bezoor Ranavalona !
    Fa inona indray ity « kilalao zaritenany lazainao e ???
    Izay mi-contre any re tsy olana e ! Hainy ireo ihany ny mifampiresaka rehefa ilaina. Fa ny marina lazainao dia ity : Tena nisy nahazo PAQUET t@ i Dada tokoa tao (tsy vazivazy an !)
    Fomba entina HIFANAJANA ry Ranavalona dia izao ny ahy no mba principe-ko : Raha hiseho vahoaka sy handeha fihaonam-be toy izao aho dia mba mihezaka miakanjo tsara sy madio! Tsy ny akanjo akory no inona fa mba fomba entina mampiseho FANAJANA ny olona hatrehiko sy MIHAONA AMIKO. Sanatria amiko ny hiseho vahoaka amin’ny « Jean » sy akanjo tsy mifanaraka amin’ny Fomba FIFANAJANA.
    Azonao tsara ny tiako holazaina. FA
    EFA TSARA aloha ny hezaka, ka araka ny teninao dia ENGA ANIE hitohy sy HIFAMALY ny FIFANKATIAVANA SY FIFANOMEZAM-BONINAHITRA satria averiko ihany :
    izany no làlana hatongavana amin’ny ……FIRAISAN-KINA.

    Averiko ihany koa HO AN’NY SASANY fa « NA IZA NA IZA » eken’i Dada sy lanim-bahoaka, dia AOKA MBA HO TOHANANA hanarahina ny teniny. Atoa Rakotoarivelo , na Me Razafimanatsoa, na Botozaza, na Naika, ……NA IZA… NA IZA.
    Ny mba tiako soritana kely dia izao koa e ! Matoa nanaiky ny fiverenan’ny JODASY anie ny Ankolafy, misy Politika ao e ! Sao ho gaga tokoa isika raha mandray an-dr’i Raharinaivo sy ry Mémé sy ny tariny ny Ankolafy.
    Toy ny hamelàn’i Naika an’i Charles !

    Ny antsika miresaka sy mamoaka hevitra, manome hevitra, fa ny manapaka sy MISAINA IZAY TOKONY ho atao dia ……ny Mpitarika ihany.Ireo henjehina ho miara-misaosy sy momba an’ny tsy vanona, sy niditra systeme …..etc

    Ary izaho kosa aza atao an’izany mivatravatra izany moa e ! 😉

    Nazava tsara ho an’ireo « SASANY » nila fanambaràna ny tenin’i Me RAZAFIMANATSOA :
    -« Ny Me Hanitra Razafimanantsoa kosa dia nanambara fa matoa izahay tonga eto, dia hanao angaredona.

    Izahay dia efa vita vakisiny amin’ny fanenjehana ka tsy matahotra izany.

    Ny tanjontsika hoy izy dia ny fampodiana an’I Dada ka tsy maintsy tonganstika eto izy. Ho afapo isika hoy Me Hanitra rehefa tafaverina eto I Dada. Aza manahy ianareo fa ny mpitarika ny Ankolafy Ravalomanana dia manaiky an’I Dada, ka rehefa miteny izy hoe hanao fifidianana dia manao isika ary rehefa tsy manao dia tsy manao isika.

    Ny karetsaka hoy izy aty amintsika fa ny lakile any amin’ny filoah Ravalomanana Marc. Momba ny tondrozotra dia nambarany fa I DADA IHANY NO VAHA-OLANA ka isika tsy hanaiky lembenana… REHEFA TSY TANTERAKA NY TONDRO ZOTRA… ka aza manonofy fifidianana izany. »

    Tsy misy hanalàna, ary tsy hanampiana koa ny Kabarin’ny Filohan’ny ANKOLAFY :i « MANGIDY » io 🙂 🙂 🙂
    Mandra-pi indray izany havako izany ! bisou: mmmmmmmhhhhh!Mampamangy !!!;)

  10. Ianao vao miteny hoe « firaisank’hina..dia « bloqué » any @ site hafa

    mba samia mijery eto :

    citation Envoyé par: Paris..,se déchaîne (Adresse IP journalisée)

    Date: dim. 17 mars 2013 22:08:37

    « Izay ADALA no toa an_drainy » hoy ny teny fananarana malagasy ary teny nentina ampanajana teny @ fampianarana ambaratonga ambony Malagasy.
    Tsy misy ‘Ray » adala akory eo fa enga anie ho raisina fananarana ny antony nahalavo ny Tolona izay efa natombokin’ireo ray_amandreny tamin’ny 1947.
    Mahereza ,mahalasana ary mba samy ho avita be ho an’ny Tanindrazana daholo Tompoko

    …. dia avy eo « bloqué i PSD »

    citation :Envoyé par: odoye (Adresse IP journalisée)

    Date: dim. 17 mars 2013 22:38:36

    adaboy any ny comments ry psd fa makaleo be, aza afangaro ny resaka ary alefaso any @ izay tsy manao inona ny resaka

    ► …dia avy eo i PSD bloqué…! ◄

    http://www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,776974,776974#msg-776974

  11. ra mitohy ny firaisan-kina toy izao de kely sisa dia vita ny tolona .TOKONY MANAO ALLIANCE OBJECTIVE AMZAY REETRA LEO AN IZAO FANJAKANA FOZA ZAO ANAFAINGANANA NY RAHARAHA

  12. Tsy toy ny Ikopa anie ry Njara ka hoe tonga namana vao mavomavo e! Fa ny mahasosotra sy tsy tanty dia ry zareo avy dia omena micro ery ambony podium sy tribune ery. Avereno any amin’ny vodiny any rangahy ireny aloha fa sady fanambaniana ny vahoaka velona tena misaina ny fanindranidrana fanano sy lolovokatra toy ireny sary avy any FIANARANTSOA ireny a!

  13. Ô ry i Njara a!

    M A Z A V A Be toy ny masoandro mitatao-vovonana anie ny sori-dàlana e!!

    Tsy misy resaka « F I F I D I A N A N A » izany!!! Na « CANDIDAT Atolotra avy amin’ny ankolafy Ravalomanana!!! » Raha mbola izao no fandehany!

    Raha misy maika, dia aleo izy ho lasa « TAON-TENA » any! 🙂 ary bon vent!!!

    Aoka tsy atao maimaika toy ny mamonjy taovan-kena izy ity e!

    « M A Z A V A » ny tenin’i Dada!! Tanteraho daholo aloha ireo an dininy amin’ny FR noteneniny omaly tamin’ny fivoriana tao Be’air!

  14. Azafady fa tapa-teny!

    Ny tiako ho lazaina dia:

    Faha misy, maika te hirotsaka dia aoka izy handeha irery ho lasa « TAOVAN-TENA » any!! (taovan-kena e!)

  15. Njara
    tsy te hanan-dratsy aho ary efa ho 4 taona mahery isika no eto,
    koa aoka re mba tsy hanara-drenirano fa mba hanaraka tsara ny tantara mba tsy hiverenan’ny lasa tsy
    nahaomby intsony , tsy te hanafintohina an’iza n’iza aho fa kosa rehefa tena tsy rariny dia VOATERY IHANY ny
    tena, ary tsy FANKAHALANA mihintsy sanatria no manosika ahy fa ny ZAVATRA TSY RARINY sy azoko leferina
    kosa, mampalahelo ahy i fa Dada MIADY IRERY, izay mba antenaina maneno sahona daholo, tsy msy azo hametrahana
    fahatokisana intsony.
    Charles dia tsy vitan’izay niaiky fa NANAO EZAKA LEHIBE NA NIANTRA TAMAN’AINA AZA IZANY ary mbola nandray
    sy HIJORO hatr@ farany HANARINA NY HADISOANY, fa ireto mpamadika lazainao dia MBA INONA NO MBA EZAKA
    NATAONY SY VITANY ????dia ahoana no mba fiheritreretanao ireto vahoaka mpitolona manoloana ny olona tsy misy
    heritreritra sy fandiniana kely toy ireny, DIA MBOA HAMADIKA FAMPIRINY INDRAY ???TSY EFA AMPY VE IZAY??
    Amiko aloha dia izay , mandreraka be ilay fandeferana lava ity.

  16. Misaotra RaConstance fa voalazanao ny tian’ny vahoaka ampitaina !
    Izay miaraka amin’ny alika dia tsy ho amboa lambo !
    4 ans de misère, d’insécurité, de vols et pillages de biens publics, etc… Ras le bol de toutes formes d’hypocrisie !

  17. Izaho tsy mahay miatsara-ivelatsia no tena marina,
    Tsy fombako koa ny mampanara-po zavatra tsy tokony ka
    mahatonga ahy masiaka indraindray rehefa miohatra ny fefy, izay fitsarana ahy tsy asiako
    sira fa ny fireneko tsy maintsy harovako satria io no ahy na mahantra sy fadiranovana aza
    ny vahoaka ao,  » mangatsiaka eo ambony bodofotsy « hoy ilay raikalahy izay.Ao no HIAFARAKO
    AO NO HILEVENAKO raha hatr’izay sns……..
    MAMIKO NY TANIKO!!

  18. O ry dongabe isany ô!
    Tsy manam-potoan hamakiana serasera toy itony ianareo satria mavesatry ny « vola+hormones » avy @ domelina sy ny sefony frantsay indrindra izao tsy maintsy mitsangatsangana etsy sy eroa, hanodikodinanana fika ratsy miafina.
    Tsy mitsahatra manalika ny frantsay ary ianareo miombon-kevitra tsy satry, satria nanaiky hiditra hiara hiasa @ « putschistes », dia ny filoha hajaina,nofidiany vahoaka no raràna tsy hody @ taniny!!!
    Ka rehefa tonga ny fotoana dia hifanditra indray ianareo ary eo vao hihitsana ny tavy ary ho fanina sy leo be ny vahoaka izay heverina ho dondrona satria tsy afaka mitraotra.
    Dia afly ny frantsya fa mbola voadomboiny foan ra-malagasy; aza manody marina an!
    Na fasika aza anie tafatambatra kely vetivety, raha misy ny rano e!
    Fa jereo fotsiny ny sary e: 3 manakofan-tanana miankavia ary ny 3 kosa miankavanana.
    Ny tena tanjona hoe manova fomba fijery, fisainana sy fomba fiasa ary hanampy ny filoha tsy ho irery intsony, toy ny 2002 hatr@2008, dia tena tsy misy fa ny seza izay « matérialisme » mamotika sy mandrava no haretirety.
    Tena mendrim-piderana ny filoha hajaina M.Ravalomanana, mampiseho fitiavan-tanindrazan be ary mampalahelo kosa satria tena tsy misy iray tonga saina izay 4 taona izay!
    Tairin’ny frantsay tapany,t@ « titre CST, CT  » dia mandoha erany na mihoatra ka avy eo mora foana ny mamadika ny filoha an!
    Paika fiady izany fa tsy dia hoe ny frantsay irery no mampiasa iznay, fa ny malagasy moa mbola handairany « francophonite aigûe », dia tsy mahahita afa tsy andafy lafrance!

  19. Ka mety tsy asahy hamoaka vola be ny frantsay hikarakaran ny fifidanana, noho ny krizy ary koa satria mety be vola ny firenena afa mikasa mba hahazo anjara @ « gateau » be antsoina hoe Madagascar….dia voatery mampanao vola sandoka.
    Paika fanaony françafrique efa ela anie izany e: dia tena « france à fric »!!!!
    Ka dia ho maro indray ny gasy voavidy erany nosy dia tsy hisy antenaina aharesen’izay tsy manana vola maloto.
    Lalàn’ny fianana izany dia izao hiverimberenany tantara ratsy satria tsy mety misondrotra ny fahalalana sy fahaizan’ny vahoaka efa nampidirina anaty rafitra hoe « ignorants à jamais » mba ho « isam-bato » fotsiny!
    Nihezaka nanomboka hanaisotra io fijery io ny filoha fa tsy taniny frantsya rah amitombo ny isany olona mety hanohitra ka dia noravan-dry zareo ny efa vita!

  20. K’iza moa no ahasakana azy tsy hanao izany vola sandoka izany??
    Azy ny tanana , izy no mandidy, sady ireovahoaka efa tapenana ny masony
    sy ahita n’inona???MAHONENA!!!
    K’inona no azo hatao@’izany ry sė (Hoaiza)???manahoana i Neny ao fa tsy nahenoana vao2 intsony???

  21. Toy ny mpangalatra rehetra anie e: halamina daholo ny fomba sy fika ahatomombana ny ratsy atao!
    Efa ela io fitaovana teknika io no nampidirina ao dago ary nanofanana miadana ireo teknisiana efa voavidy toy ry domelina sy ny tariny.
    Ary raikitra ihany ve ilay fanatontana ny « bulletin »-fifidianna nokasainy frantsay atao any Maurice moa sa niova hatrizay???
    Dia jereo anie fa hitohy ny fitsangatsanganan-dry dongabe isany atsy ho atsy e!
    Ary ra-malagasy dia handeha hanao hadidy hifidy satria efa nodidiany sefo frantsay hangina mba ahazo asa vary masaka sy potin-tsakafo « périmés » ary fanalikana samihafa!

  22. marina loatra ny voalazanao ra-« mijoro »!

    ilay « efa tapenana ny masony » ranavalona,
    ataovy an-tsaina foana ==> miandry TOP de las’izao, raha ny tena marina: lasa mitrongy vao homana mantsy ny sara-babem-bahoaka!

  23. Diniho anie ny fanandevozana mahazo ireo olona omena alalana oe hiasa any Liban Kowheit sns ==> nanomboka 2009 zany;
    Soa isika fa eto @ tanindrazana misy ny vokatra TANTSAHA amboarina sauce kely dia vitamine sy énérgie: azo arapaka, fa ny manjo ilay mpianatra tany Chine tena …

  24. HoAiza,

    Vokatry ny fanonganam-panjakàna, fa indrindra ny tsy fieritreretana ny mahazo an’ireo olona lazainao andevozina ireo !
    Efa fantatra ny hahazo an-dry zareo any, maninona no mbola mandeha ? Nahoana no omen’ireto mpanongana halàlana ?
    Misy « commission » be manarapenitra ao ambadik’io « fanondranana mpiasa sy…. » io !

    Mitolona ao an-tanindrazana no tokony ataony fa tsy mandeha aton’ny sasany esclaves sexuels et autres !

    Resaka mpianatra indray ! Mety hahita ny tsy fahitany koa ireo mpianatra malagasy ao amin’ny foyers Cachan sy Arago raha izao no mitohy ! Asa, ny frantsay angamba no handoa ny vola takian’ny PGM ??? Fa raha izany no miseho dia hoa atao tsara tatitra any amin’ireo frantsay sahirana !!!

    Nanontany ianao inona no mety ho praogs tsara amin’ny week-end ?

    Atao erin-andron’ny tolona koa ny erin-andro masina !!
    Asabotsy : Fahatsiarovana ny 29 mars
    Alahady : Miangona
    Alatsinainy : Pique-nique erak’izay toerana azo anaovana an’izany ao Antaninarivo. Mifampi-zara an’izay entina ; avela ny fiara satria lafo ny lasantsy, dia sady manao sonia petisiao-n’i Manoela !

  25. ok
    hitako ny sarin’ise
    vu de dos LAVABE an
    ___________

    Mikasika ireo olona en désespoir: ra-tompokovavy ramarosaona anisan’ny ni-sensibiliser
    hoe aller vous faire prostituer
    PIRE
    subir toutes les bestialités
    les sévices des habitants des pays arabes

    le droit des femmes ils s’en torchent
    _________

    de @ lundi! (Quoi Quand Où : atao masaka be)

  26. Lundi ? Rehefa toerana misy azo hipetrahana rehetra ao an-drenivohitra ( Ambohijatovo, Avenue, Anosy, sns….), na misy bozaka na tsia !!!

    Sary ? Ho déception sur toute la ligne !! Resake na sangy ratsin’ilay Njara io, ary tokony esorin’i MyDago, satria mety handratra ny hafa !!!!!

    Resaka hafa indray ! Descente aux enfers continue pour Air Mad (cf dernier article @ Midi Madagasikara : Tirs croisés des opérateurs sur Air Mad…..)!

    Fanontaniana : Mba inona no ataon’ity E. Koller izay Pdt-n’ny ONTM ao anatin’ny CA-n’ny Air Mad ? Bizina sa mandray vola fotsiny, satria toa milaza fa miasa mafy ho an’ny Tourisme (Tsy misy fotoana andehanana any amin’ilay trano kely akory) !

    http://www.ile-en-ile-mag.com/Interview-de-Eric-Koller-president-du-conseil-d-administration-de-l-Office-National-du-Tourisme-de-Madagascar-ONTM-_a159.html

    Ho lasan’ny « sasany » izany ny « fikarakaràna ny vols intérieurs » rehetra ???

  27. Etat sauvage anie ny eto, HAT mira 3V
    de tsy mba nisy nanakana na nananatra ireo havana sy fiaraha-monina
    Fa na ny arabo az maharaka ny vetaveta nataon’i Lyllisson an’i Tokanono, izao indray novalian’ny dahalo an’ireo namany zandary tany Betroka ny … fanolanana

    http://www.afrik.com/malgaches-au-liban-dans-l-enfer-de-l-esclavage#.UUKQIycUKCE.facebook
    _______

    Misaotra @io lien io: hay zay zany no ketriketrehina ao – Hotel Colbert (Antaninarenina) no nampialoka ireo namono olona lors du carnage humain du 7 fév 2009 à Ambohitsirohitra (tir par derrière)

    _____

    Aiza no toerana fanaovan-tSONIA ny pétitin an’i Manoela?

    Voaray ny hevi-baventy ê!!

  28. Io Eric Koller ve izany « nationalité malgache » hono e?
    Zanak’ilay ingahy Koller, beaugosse ny Hotel Colbert ve izy izany?
    Frantsya foan ihany hoy ahy no tompony laka fa ny sisa tys manohitra dia faly mitanty ny potintsakafo loha na efa nafika akory aza ary « pire » mbola miteny « me’ci m’sié’!!!!!

    T@ Octobre 2009, vehivay tanora roa, tsy miteny na frantsay na anglais,ny iray avy any faritra Majunga anga moa,sambany nitaingina « avion » handeha hiasa any Liban; tsy maha araka n’inoninona ka lasa ny avion: Nihezaka aho nametraka azy roa t@ lehibeny seranam-piara-manidina mba afahandry zareo maka ny « vol » manaraka.Dia nanontany tohiny ny havany aho satria nalaiko ny portable ny nenintoany iray fa dia hoe « efa tonga tsara, misaotra anao ry zareo ».Teo Ivato mansty dia hitako fa tena ef avery ry zareo dia novakiko daholo ny ttsy: tovolahy 25 ans no mitonona ho « patron’ arky ny « contrat »???
    Raha azako natao ny nampody andry zareo dia nataoko teo ny eo ihany fa tena nandratra ny saiko ny tahotra nisoratra t@ endriky ry zareo raha nanao veloma azy roa aho.

    Eran-tany ny toa izao ary ny philippines any Chypre dia aoka fotsiny.
    Ka ny fahitana olona azo hitokisana mba hiara-miasa hanavotra ny madinika no tena ilaina aingana.
    Ny mano ny ankizy madinika moa di atsy feran koa indrindra ny tovolahy kely izay mba tena tiany relijiozy sasany: izay samy izy fotsy aza moa tsy mifampitsitsy ka di aizay malagasy kely very haja sy very tantara ve ho ahaona inona e!

    Izany rehetra izany miandry antsika ary nisy ef anatomboky ny filoha M.Rvalomanana ka antsika no manohy indrindra hanmpy azy raha tena mpanohan azy tokoa.

  29. Adino kely fa tao seranam-piara manidina Jo’burg no nitranga io hitako io.
    Miala tsiny @ tsipelina misy diso fa maika ihany.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *