Ct Hilarion : ny 90%-ny kandida milaza hilatsaka ireo dia frantsay no ao ambadiny

IMG_8245

IMG_8245Tonga mavitrika teo amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka ireo mpiara-mitolona androany.Ny kabary nataon’ny CT Manoela dia nanambara fa ny fampiharana ny tondrozotra ihany no vahaolana amin’ny krizy.Noho io tondrozotra tsy tanteraka io no tsy mahatanteraka ary tsy mbola irosoana amin’ny fifidianana hoy izy. Ny Ct Hilarion kosa dia mbola nanamafy fa any amin’ny Dada ny lakile. Tsy « séjour » no ipetrahan’I Neny eto fa ny any ivelany aza ho avy eto hoy hatrany izy.Nametram-panontaniana ihany koa i Hilarion, maninona i Camille Vital tsy mody any Genève mandravona ny olana any, tsy izany ve ny asan’ny masoivoho? hoy izy.
Mazava fa ny 90% ny kandida milaza hilatsaka ireo dia frantsay no ao ambadiny. Lalan’ny fahombizana ho an’i Madagasikara ny miala ambany ziogan’ny lafrantsa. Hanao fandaminana manokana isika manoloana ny 29 martsa hoy hatrany ny CT avy any Matsiatra ambony. Betsaka ny miverin-dalana fa sarotra iny lalana iny. Nanamafy ihany koa i Hilarion fa miangavy ny TGV handatsaka any-dRajoelina ary hilatsaka koa ny filoha Ravalomanana, aoka ny vahoaka no hifidy izay tiany hoy hatrany izy.
Ny Ct Ignace indray kosa dia nanambara fa ny orinasa frantsay dia arovana mafy nefa Orinasa Gasy toy ny Magro ho any ny Malagasy ary ny tompony Malagasy nopetehana? Na ho aiza na ho aiza dia Rajoelina no tompomarika tamin’ny fahasimban’ny manomboka tamin’ny 2009.

18 pensées sur “Ct Hilarion : ny 90%-ny kandida milaza hilatsaka ireo dia frantsay no ao ambadiny”

  1. Efa voalaza fa tsy misy mpanohitra mbola nilatsaka ao,
    raha tsy izany ve hipelipeli-drambo ny sasany??? hihiiiii
    Sa inona no tian-drangaha lazaina @’ilay hoe » …..frantsay no ao ambadiny « ????
    Efa fantatra izany fa rehefa tsy i DADA dia FRATSAY NA IZA IO NA IZA fa aza mody MITAPY
    fa mandreraka be e!!
    DADA RAVALOMANANA MARC NY TENANY ihany no azo antoka fa TSY FOZA.

  2. Aoka re tsy handany andro amin’ny hevitra iaraha – mahalala fa tsy hitondra fiovana na hitarika Antsika ho amin’ny fahazavan’izay hiseho rahampitso

    Inona no vokatry ny fahalalantsika fa ny frantsay no ao ambadiko ireo putscjistes ho candidats ,
    Ny fifidianana za mbola tsy fantatra na hisy na tsia ,satria ny tondrozotra aza tsy mbola voafehy ary ny Filoha RAVALOMANANA MARC mbola tsy eto Antanindrazna..
    aoka mba ho hampiasaina amin’ny fizarana hevitra ilaina sy manome fampianrana sy teny ho tsakotsakoana ny fanelezam-peo fa tsy izay rehetra te-hiteny dia mahazo miteny na tsy misy dikany sy dingana ho an’ny mpihaino ny hevitra aroson’ireo be resaka..

    A force de vouloir parler à tout prix, on finit par dire des conneries , des redites ou des inutilités pour la promotion du tolona..!

  3. Tokony hatsangana haingana ny fikambanana maro izay hisahana ny fifanampiana ( ianaran’ny ankizy , ny fanatsarana ny trano mbola azo hamboarina , ny manao zaridaina hambolena ovy , vomanga ,tsaramaso ,katsaka ,sns.,ny fananaovana tao volo , ny fanjairana ankajo ,ny fanamboarana ny kiraro simba..!)
    Manampy Antsika hiatrika dia eny iao ny fiverenan’ny asa ,ny fisokafan’ny fianarana mba tsy ho tampka Amintsika ,na dia handrasa aza izany fiverenan’ny masoandro mamafa ny zavona mandraotra Antsika amin’izao fotoana !
    Mahereza daholo !

  4. Ny ahy indray ranavalona dia efa ela aho no nilaza, fa izay mirotsaka eo na iza izy na iza, DIA NAMAN’NY FOZA : MPAMADIKA SY MPIVAROTRA TANINDRAZANA !!! Oui, je « fozafoza » facilement et j’assume !! MDR !!!

    Ny Filoha Ravalomanana no niaran’ny fanonganana, dia tokony averina amin’ny toerany ! Diso fantatra loatra ny zavatra nataony, sy ny zavatra mbola tiany hatao mba hampivoatra an’io Firenena io !

    Mba misy zavatra tsara ihany ataon’ny Tananaews, fa itony amiko dia naman’ny fandrebirebem-bahoaka ! Rehefa manao « sondage » dia atao manara-penitra (miala tsiny amin-dry zareo), satria misy lesoka kely ilay izy !

    http://www.tananews.com/asides/sondage-tnn-si-vous-naviez-pas-le-choix-vous-voteriez-pour/

    Fa maninona ny olona no tsy maintsy « terena » hanome anaran’olona ? Mba tokony ampiana hoe :

    – Blanc
    – Je ferais tout pour que mon bulletin soit nul
    – Je préfèrerais me suicider
    et surtout

    UNE ELECTION SANS POSSIBILTE DE FAIRE UN CHOIX, N’EN EST PAS UNE !!!!!

    80 isan-jaton’ny vahoaka malagasy, miandy mafy mba hifidianany an’ny Filoha Ravalomanana !!!

  5. Tokony hiomana an-tsaina Isika amin’ny alalan’ny fizarana manao hetsika hentina handray ny fiverenan’ny fiainana ara-dalàna ary hivonona handray izay andraikitra tandrify Antsika..
    Iaraha-miaiky fa sarotra izay fotoana nijaliana ,tsy nanana fahalalahana izay ,tsy nanana fahefana mividy sy misafidy..
    mila fanazaran-tsaina izany, mila fifohazan’ny vantana izany ,mila fifampizarana toro hevitra io fiovam-piainana io ,mila hery betsaka sy firaisan-kina sy fifanampiana be!

  6. 50 millions pour Sarkozy : l’ancien premier ministre libyen confirme
    03 MAI 2012 | PAR FABRICE ARFI ET KARL LASKE
    Sarkozy-Kadhafi: dix mois d’enquêtes (3/25)
    « Je confirme qu’il existe bien un document signé par Moussa Koussa et qu’un financement a bien été reçu par M. Sarkozy. » L’ancien chef du gouvernement libyen, Baghdadi Ali al-Mahmoudi, actuellement écroué à Tunis, confirme à Mediapart via son avocat, Me Béchir Essid, l’existence de la note publiée par Mediapart et le déblocage d’une somme de 50 millions d’euros en 2007 par le régime Kadhafi pour l’actuel chef de l’État français. La note a été rédigée sous son autorité directe.

  7. HGo avy izao ny 29 mars ka aoka samy handray ny andraiky avy ny tsirairay fa tsy daty mandalo fotsiny izany indrindra fa @ izao fotoanan’ny krizy izao.

  8. Efa misy manamboamboatra resaka ato annnnnn!!!!!
    DADA RAVALOMANANA NY TENANY TOKANA IHANY NO TSY
    AZON’i FRANTSAY SY TSY OLONY TOMPOKO ISANY ô!!!!!!
    ARY MBOLA TSY TERAKA ILAY HISOLO AZY, ankoatra io dia resaka fandrebirebena
    FITADIAVANA SEZA, fanarahana INY LALANA INY, dia izao FAHAVOAZANA MAHAZO IZAO NO HO
    VOKANY SATRIA MPISOLELAKA NO BETSAKA.
    HO POROFO MITOHAKA @ TENDANY ho an’ izay mbola mody fanina dia
    IZANY NO ANTONY HANAKANANA AZY MAFY ARY MISY MIHINTSY OLONA AO @ ANKOLAFY AO MANDRAY
    ANJARA MAVITRIKA @’IZANY FANAKANANA AN’i DADA IZANY, ary efa tsy takona hafenina fa VOAVIDY.

  9. Michel
    Tsy hadino koa ilay vola notaomin’i Domelina t@ valizy antsokosoko
    noentiny tany @ Sarkolika dia ilay mody « HOE »nomen’i frantsay vola hono isika nefa ny antsika
    ihany no nanajany antsika, nanomboka t@’iny ( raha manaraka ny tantara ianareo) no nifanao ambony
    ambany tao fa tsy nisy fifampitokosana intsony tao @ fitondram-poza tao, talohan’ny fifidianana tsara iny.
    T@’ireny ny Bois de rose tena NIBANAKA TSARA MIHINTSY.
    tsiahy kely fotsiny fa ny tantara tsy fanadino.

  10. Raha aminy tena izy dia aminy ity herinandro ity ny PREZIDA RAVALOMANANA no tokony ho tonga ary ho tonga mihitsy ka tokony efa hiomakomana daholo isika mpomba any i DADA ary ity misy hira atolotra antsika rehetra.

  11. Rasamy
    Hiran’i Deba io fa ilay , « tsonjon’Anosy no azon’ialah jonoana fa sns  »
    no masaka tsara sa???????

  12. Rehefa mbola hinia tsy hanaiky fa ny frantsay no mitantana ny tantaran’ny firenena malagasy,hatrizay taonjato roa mahery kely izay, « tsoahy fotsiny ny 2002-2008 nasahihan’ny filoha M.Ravalomanana hanohitra », dia tena « déni » tanteraka sa « naîveté » sa inona koa re no hanitsina ny teny !
    Marina ny an’i Ranavalona anie satria ny « CT, CST » dia « titre » nentiny frantsay fotsiny hividianana izay miseho ho mpanohana ny filoha voafidim-bahoaka.
    Mba misy re izao ny internet afahana mampitombo fahalalana samihafa raha tsy manam-potoana hamakiana boky « stratégies » na politika izany na ara-marasily.

    Jereo izao any Syrie, ankilanany, ny paikan’ny frantsay niantehatra à QATAR mba hanome fitaovam-piadina ny « rebelles syriens » ary dia vao nametraka fialana ny lehiben’ny mpanohita fa tsy tiany ny didian’ny Qatar sy frantsay anga sa « infiltré » izy?
    Eo andaniny, Arabie Saoudite sy bekintana, miara manohitra an’i renindozatra dia potsitra tanteraka ny vahoaka syriens satria Russie sy Chine anga hamela fotsiny @ izao akory e!!!!
    Izao foan no « schéma directeur » ampiasaina erantany mba ahafahan-dry zareo matanjaka mampitombo ny harenany satria mitombo ny isany mponina ka tsy maintsy mangalatra ry zareo rehefa tsy ampy ny eo an-tanany!
    Dia ny vahoaka n’aiza n’aiza no mijinja,voa « double » toy ny akoho hoy ny fiteniny tanora zokiny izay fahiny.
    Ho an’izay afaka manaraka @ fahitan-davitra, anio misy ilay oronantsary hoe « Planète à vendre »/ARTE…dia misaotra mikaroka hevitra hanaparitahana sombina fahalalana kely ho any vahoaka maro tsy hary fitaovana anefa matsilo saina ihany.
    Na pasitera iray fotsiny aza no manomboka fitaizana ny vahoaka toy izany dia tena hisy fivoarana satria hiala mian-dalana @ « infantilisation » atao azy ireo « ondry »!!! sa ahoana hoy ianareo ?????
    Fa azo atao koa ny miafina ambadiky ny « excuse » samihafa dia ny « aleo izao, hiandry vavaka sy ny sisa »….!!!!

  13. misaotra rasamy nanolotra ny hira Gebageba an!

    de mahatsiaro ny zafindraony koa ny tegna

    misy zatovo lahy kely – manan diplaoma cepe (anefa), notazaiko tato an-trano: de gaga ary nanontany hoe « avy aiza kay ity rano @ robinet isasako ity » ==> otra otran’ny oe « kay vatolahy mamany no atao hoe PAOMPY » …

    Ny vetindresaka tiako ambaro: t@ andron’i ra8 vao napetraka tsikelikely izany atao oe DEMOCRATIE izany « We The People » c’est ce qui a exasperé la FrançAfrique au plus haut point, manipulant à merveille ses pions gasy !!

  14. Misy aminareo angamba, tsy nahita an’io voasoratro io ambony io, izay notohizako androany satria…nihato kely ny namoahan’i MyDago azy ! Koa mba lazao ny hevitrareo ! Tsy ho asian-tsika resaka ny praograman’ny Filoha atramin’izay, satria ny MAP aza dia efa nalain’ny afrikana sasany tahaka !!

    FDR sy ny fampiaran’azy no tsara dinihina, ary azo resahina koa ny Accord de Cotonou !

    Misaotra an’i Alidera nanome ny heviny momban’i Tananews, satria mba lasa saina ihany ny tenako !!

  15. Tsy efa ela aho no nilaza taminao kosa ny momba an’i Tananews???
    fa ny tsy tiako fotsiny dia loaranao avy any ilay « lagine « ho entinao eto.
    Zavatra tsy ampy fiheverana mihintsy no sady fandranitana olona ny zavatra toy iren,
    tsy hoe: ireo no izy fa tsy maintsy maka @’ireo ianareo NA TIANAREO NA TSIA!!!izay olona fakofakon-drah jiaby io
    no harantiranty eo ho fidiana ho FILOHA?? drrrrrrrrrr KODITRA AHO !!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *