Fiara nomena an-dramatoa Lalao Ravalomanana : Ford Mondeo Pepo sy kadraoka

DSCN0884

DSCN0884Manana ny  sata manokana azy amin’ny maha vehivavy vadina filoham-pirenena voafidim-bahoaka azy Mme Lalao Ravalomanana, kanefa dia tsy izay no zavatra hita androany.Nomena fiara manokana  izy, saingy fiara « Ford Mondeo » efa pepo sy  kadraoka be no nomena azy, ny tena mahagaga aza dia fiara simba « amortisera » ireny! Ny lalana anefa eran’Antananarivo efa simba izay tsy izy, koa dia ataon’Ambohitsirohitra angamba ny ahatsapan’ny Rtoa Lalao Ravalomanana fa mila averina an-tanindrazana ilay « mpanamboatra lalana »? Tohizo ny lalantsika e !

 

 

 

 

 

 

 

 

 

33 pensées sur “Fiara nomena an-dramatoa Lalao Ravalomanana : Ford Mondeo Pepo sy kadraoka”

  1. Tsy asiana resaka lava hoy Laurenco Marques, fa porofo ny maha ALIKA an’i TGV sy ireo mpanohana azy izao .

    Ny mahalasa fisainana dia, SAO DIA TAOMABILINA nangalarina tamin’ny 07 Fevrier 2009 no navoaka dia lazaina indray hoe : io fa mitaingina ny fiara nangalarina ?

    Na izany aza, mba tsara ho fantatra ihany hoe : AVY AIZA IO FIARA IO !Sao dia fiaran’i Atoa Rakotoarivelo na i Me Hanitra na sahala amin’izany, ka manao avo vava fotsiny eto !
    Fa raha io aloha no mba fiara hitan’i TGV omena an’i Ramatoa Vadin’ny President Ravalomanana, dia tena tsy olona ilay TGV fa mampiseho ny nataony tamin’ny reniny.

  2. Efa maika mihitsy hahita ny sary mampiseho ny fihetsikin’ny vahoaka Ra-Solo RAZAFY a !
    Misaotra mialoha e !

  3. Tena mba tandrevaka koa anie ianareo ao @ ny mouvance Ravalomanana ê !

    Fa angaha tsy nampandalovina contrôle technique io fiara io vao nekena hitondra an’i Lalao ?

    Mba mailo foana ê !

  4. Fa anga hono dia domelina daholo no mifehy izay ataon’ny vadiny filohantsika e?

    Amin’ireo CT,CST efa mahazo vola avy @ domelina, dia tsy misy iray akory ve afaka manome ny fiarany ho andramatoa Lalao Ravalomanana e?
    Sady FIAROVANA MAHTOKY ny ain’i Rtoa L. R no indrindra koa AMBO sy HAJA aseho an’i domelina fa tsy mila daba toa io satria mahavita azy isika mpanohana ny marina!
    Havereno any @ domelina ry CT,CST isany avy, io daba rovitra io :
    Mba asio tanjona avo kokoa re ry Me H.R sy ny tariny izay atao fa toa havilavilany domelina sy frantsay lava izao fotsiny e!

  5. pour l’honneur,

    POUR la liberté d’expression,

    Pour le retoue de la respectabilité de nation,

    Pour la patrie

    Pour LA Justice ,

    pour le respect des valeurs ancestrales ,

    Pour le respect des valeurs universelles .

    Pour l’indépendance ,

    A BAS RAJOELINA – AMBANY RAJOELINA – A BAS RAJOELINA -RAJOELINA AMBANY.

  6. PPEPO OU PAS PEPO TSISY DIKANY IZANY,

    itony koa no izy ,

    LES COLONS FILS DE COLONS ,MAFIA DOMINENT MADAGASCAR ,FRAISE BAILLEUR DE FONDS DU COUP D’ETAT DE 2009 A MIS SON AVION pour le transport de Mme Ravalomanana

    Frais23:58e un des instigateurs et ou bailleurs du coup d’étar de 2009 a mis a loué à l’état Rajoelina son avion pour le transport de Mme Ravalomanana.

    Je ne veux pas parler de air force one que Ravalomanana a acquis pour parcourir le monde pour trouver les fonds pour developper son pays ,une idée QUI NE PLAIt PAS les colons et les Mafia et même l’ancien président de Fmi qui est entre autre un Français mR strauss khan.Avec la soif de pouvoir Rajoelina a fait tomber l’admnistration élue démocratiquement .

    Maintenant L’etat rajoelina SE PLAIT A PAYER LE COLON Fraise POUR LOUER ses avions pour ses déplacements et autres ,je n’espére pas que cet homme ne va comprendre qu il a travaillé pour juste les biens des colons .

    ALORS ABAS RAJOELINA -ATSONGOLOHY RAJOELINA – AMBANY RAJOELINA.

  7. Zavatra tena mba tsy azo hekena mihintsy anie izao e!!
    maninona raha mba asiana FIJERENA kely ve TENA tsy mety ???
    Aza mitaingina an’io Neny a!!Tomabila halatra mihintsy angamba izany dia hanendrikendreana an’i
    NENY hoe MPANGALATRA sns
    FA INONA NO HATAOn’IRETO ANKOLAFY RAY OLONA a??HO VONOINA ANKOLAKA VE NENY??
    MBA SOKAFY NY MASO REHEFA TSY HISOKATRA NY SAINA FA MANDRERAKA RY ZAREO A!!
    EFA SADY TSY HANAO INONA DAHOLO FA MANETSIKELOKA! MIATSARA IVELATSIA DAHOLO!
    POROFO MITOHAKA @ TENDANY IZAO NY TSY FIRARAHIANA AN’i DADA SY NENY! IO! IO NO
    POROFO! MBA RARINY VE IZAO E????JEREO ANIE e!!!lazaivo koa fa efa tsy nampoizinareo ny
    fahatongavany nefa NA IZANY AZA?????FA MISY INONA LOATRA e???TSY MAZAVA ????

  8. Ireto ankolafy mihintsy no TENA VONGANY KAH!!!
    VOAVIDY FOTSINY TSOTRA IZAO!!!MANDRERAKA BE!!
    Dia tsy mba misy mba nandà na mba nanontany na mba MIJERY e!!!
    MATESÀ RAHAVAKO ANGAHA KAH????MAHONENA!!!!!soa ilay olona fa olon’Andriamanitra
    ka izy sisa MIARO AZY!!MAHEREZA NENY a!!!A-TRA tsy andrin’ny sasany andrasantsika.

  9. Aiza ny Hummer, sy ny 4×4 manja be an’ireto naman’ i Président Ravalomanana akaiky ireto ?
    Tsy mba azo nampidramina angaha hanomezana voninahitra ny vadin’ny Filoha Ravalomanana

    On n’est mieux servi que par soi-même. Aza be taraina aloha fa tsy io ihany ny fiara eto Tana. Rehefa hita fa ratsy ny fiara dia tokony naka hafa. Sa bedy ? efa tena miondrikondrika mihitsy ry Mamy Rakotoarivelo, hilelaka ny faladihan ‘ny Rajoela sisa no tsy atao

  10. Mahavariana hoa!gaga mintsy a mahita an’ireto ankolafy tonga be any Faravohitra,nefa tsy hanin tsy haninn iray trano,dia tena mahagaga tokoa ny kabarin’i Mamy bota,ohatran’ny hoe manao message hi rassurer-na foza!Dia avy eo koa,manaiky tsara daholo ny voiture poubelle hitondra ny 1ere dame,nefa izy mianakavy tsara fiara be daolo !Soa ihany fa misy any ho any tena mihevitra an’i Filoha Ravalomanana sy ny fiverenany,ary ny fianakaviany,fa raha ianareo ireo aloha,tsy maintsy efa hifanitsoka ihany atsy ho atsy e,miandry kely fotsiny sisa!

  11. Mba ho fanoherana symbolique dia tokony hafa Fiara ho azy manohana i RA
    Atao Lalao.Ravalomanana, ary averina any @ FAT nynfiara pepony. Asa raha mbola mahatadidy isika fa hoy,Rajoelina tany Toamasina hoe zoridira hono no entant nomen’nAmabotovy an’ny kominina Toamasina ka ento @ camion fanatisme-Pakistan dia averina eo ambavahadin’ny orinasa ao Ambatovy.
    Tokony atao mihitsy izany izao. Averina Any io zoridira io dia ireo CT sy CST ireo no mampindra Fiara an’i Lalao Ravalomanana .

  12. Tsotra ihany no teneniko anareo.Aza gaga intsony fa PEPO haotrany sainy Rajoelina Andry nirina ihany ny zavatra omeny.Mba hasiana hajany ihany ange ny vadina filoham-pirenena laniny ny vahoaka izany é?Ry zareo anefa JOJO PILA daholo ny fiarany ary izay mihitsy no maharatsy loha any ry zareo ireto, izany vé no woe: AVY TANY AMINY MUR DE LAMENTATION.Miala tsiny indrindra izaho raha mampiasa ny teniny ry zareo mena sofina; mampalahelo fa LAMENTABLE mihitsy ny toe-tsaina haotrany ry zareo izao.

  13. FILAZANA

    Vonona izahay ao amin’ny http://lafy8.forumactif.ca/ izay sary azonareo amin’ny
    HETSIKA ho atao amin’ny 16 MARS ao PARIS.
    Afaka mandefa izany amin’ity email ity izay sary hitanareo fa mba tsara ho hitan’ny be sy ny maro ho tohin’ny tolona :
    email miseho ao amin’ny FORUM : contact.lafy8@ymail.com
    Azontsika alefa eto amin’ny MyDago ihany koa ny sary 😉
    Misaotra mialoha e !

  14. FILAZANA

    Vonona izahay ao amin’ny http://lafy8.forumactif.ca/ izay sary azonareo amin’ny
    HETSIKA ho atao amin’ny 16 MARS ao PARIS.
    Afaka mandefa izany amin’ity email ity izay sary hitanareo fa mba tsara ho hitan’ny be sy ny maro ho tohin’ny tolona

    Misaotra mialoha e !

  15. Matoa ny olona mitovy FIJERY toy izao dia ao raha.
    Mangidy efa tsy izy intsony, efa lasan’ny saka ny hena.
    Toa tsy nahazo vao2 Solo Razafy a!!nahazo angaha ??aza kivy fa mitrakà hatrany,
    tohizo ny asa rehefa MATSINTSIANA indray, ZANAHARY ANIE HOMBA ANAO HATRANY!!
    Mankasitraka e!

  16. Avy nijery vao2 aho ry zareo koa akory ny zavtra hita??
    Tsy namitaka ahy ny heritreritro fa i MANGIDY dia VOAVIDY ary dia MISOLELAKA
    mihintsy efa tsy miafina intsony.
    MAILO IANAO DADA FA TSY MANDEHA @’IZANY AVION IZANY AN!!efa vita tetika io fa MINO aho,
    mody atao TONGA SOA AMATSARA NENY fa inao KOSA???????????Efa mipelipeli-drambo Ramamy
    HISOLO anao DADA! MINOA ahy ianao fa TONGA DIA MITENY NY SARY, KIBOKIBOIN’NY MARINA IRENY
    KA MILAZA NY TSY HANONTANIANA.

  17. Tsy woe hors-sujet akory ity fa vaovao lehibe

    Arahabaina izany ny katolika maneran-tany fa nahazo PAPE vaovao satria nivaoka ny setroka fotsy.Mbola tsy fantatra ny anarany sy ny fiaviany fa samy miandry daholo

  18. Misaotra Rasamy fa za avy namonjy fivoriana RAD tsy nahita,
    ela loatra dia tsy andriko, mba lasa lavitra ilay izy, avelao mba hiova rivotra
    kely indray fa iza no TSOROANAREO ETO @’ilay fiaviany???i Pedro ry zareo a!!tsy deaka ery izao?

  19. Hafaliana lehibe ho an’ny katolika malagasy ny fandresen’ny pretra zezoita ho lasa papa.
    Ny zezoita tokoa mantsy no nampitondra faisana ity firenena ity tao anatin’ny fanjanahan-tany. Koa dia zaraina aminareo izany hafaliana izany…
    Fa raha nanaraka ny firindran’ny vaovao dia heno sy hita ary voavaky tamin’ny fampahalalam-baovao sasany fa anisan’ny nahasarotra ny fifidianana papa ny fisian’ny loge maçonnique ao vatican…
    Angaha moa ny maçon mino an’Andriamanitra? moa tsy ny fifanarahana sy fanekena maçon ve no zava-dehibe indrindra?
    koa arahabaina isika malagasy tsy vakivolo nahazo papa zezoita e! Hita sy heno tao @ BFMTV fa vavaka tamin’ny mason’i Maria no zavatra voalohany nataon’ny papa fransoa…

  20. Toa Fransoa daholo izay mipoitra ??? hi hi hi ! Ho an’ny mpivavaka, hanao ahoana koa ity Fransoa ity ? Mba hitodika @ Firenena mahantra ve raha Ppa avy @ Firenena nitolona sy niady ho an’ny Fahafahana ?
    Fransoa ! Fransoa ! Fransoa !!! Mitovy ny oron’izy mitsamy 😉

    Voaporofo izao fa i Gold « Blatte » no mibaiko an’i Domelina satria « Fransoa Blatte » !
    Na malagasy katolika na Malagasy pirotestanata moa, efa vonton’ity fivavahana ity ny Malagasy ka na voahitsaka toy inona aza , mbola miankina amin’ilay vavaka ihany !
    Izy Tompo aza efa miteny, fa izay mamono @ sabatra dia ho vonoina @ sabatra !

  21. Manahirana be koa nareo zalah kah!
    Vao mipetraka izy re e!!ilay fifaliana dia tsy midika inona ,
    ary ny tantara no aoka hitsara, marina tokoa fa efa manomboka misy resabe mandeha,
    dia aza matahotra fa TOMPON’ANDRAIKITRA IZY ARY TSY HO AFA-BELA RAHA MANAO
    ZAVATRA TSY METY EO, tsy midika koa hoe : izay toetran’ny Mpitarika no hanariako ny FINOAKO???
    SANATRIA!!!!izay hataony any, azy ny azy fa izaho mpino kosa  » FANTATRO ILAY HINOKO SY TOMPOIKO »
    tsy rehefa katolika dia hankasitraka an’i Pape daholo, toy izany koa ny finoana hafa REHETRA, ary tsy voatery
    fa rehefa mpitarika dia ANJELY akory, jereo ary itony « prophėte Mohammed » vehivavy efa MILEVONA ary am-pasana
    mbola fongoriny hovokovoany ihany sns tsy voatanisa.

  22. ranavalona, ny akama mbola mitazana fotsiny izay ataon’ny rehetra, avy ety ambony ety aloha !!

    Ny zavatra hita sy izay vaovao re atramin’izao, tsy dia misy mampiomehy !!

    Nilevona firy andro, volana na taona ilay izy ?? Mba tantarao kely ô ! MDR !!!
    Dia tokony mba « hisaotra an’i Amalia koa » ny katôlika, fa izy no nahatonga an’i Rafansoà ho pretra !
    Rafransoà mantsy hono nilaza fa rehefa tsy ho an’i Amalia ilay fitiavana, dia tsy homeny an’iza na iza. Niteraka ihany izy na dia izany aza, satria izao izy lasa Papa-n’ny katôlika !

  23. Izaho ve ? Azo lazaina hoe salama aloha atramin’izao, ary dia misaotra anao mba manontany, ary hisaorana ihany koa ilay Iray tsy toa !!
    Eo ampikarakaràna ny hetsika izay ho atao, any ka somary sahirana kely !

    Rafransoà koa aloha dia kely be faniriana ê ! Ny sasany milaza fa 12 taona, eo ny milaza fa 10 taona dia efa nitady hamandrika !
    Izahay 10 taona, mbola manosika taomabilina biriky sy manao « korsa kapsily » ! MDR !!

    http://www.liberation.fr/monde/2013/03/15/amalia-amour-de-jeunesse-du-pape-francois_888846

  24. Any amin-dRalidera ny kôzy anaty guillemets no atefako.

    __

    De hon hoy aho, tsy misorona raha iresaka ny taona 5 mialoha ny âge bête:

    Soavaly tapa-kofehy sa … Antitra vao be ny tanora sa … xptdr

    Izahay indray 10 manorona kitranotrano mitafo, dinette kivarivary tokatrano dada sy neny!

    «Je n’ai rien à cacher, nous étions enfants, c’était si pur»

    (qui se prétenderait sainte-ni-touche ou angel latsaka an-tany ou …. PIFFFF)

  25. HoAiza,

    Tsy hitako loatra ny hidirako ny amin’ilay guillemets-nao aaa!

    Fa hoy aho hoe tsy fiafenana ny hoe tsy misy ny anjely latsaka an-tany!!!

    Ny resaka kivodivody madinidiniky ny tsirairay tsy idirako loatra.

    Ny ahy ny tiako lazaina dia ny hoe tsy tsara ny manao mpitari-bato vilam-bava. Tsy afaka miteny ianao hoe manompo an’Andriamanitra ary mino nefa fehezin’ny maçon ny fiainanao. Excommunié Luther satria sahy namaly ny tsy nety nataon’ny eglizy katolika. fa tsy excommuniés kosa ireo izay mpikambana maçonnique… Ao raha?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *