Hoy ny Filoha : « Tsy handray anjara amin’ny fifidianana na filoham-pirenena na solombavambahoaka isika raha tsy tonga any Madagasikara aho »

20 mars 2013

Niditra mivantana tamin’ny fivorian’ny mpitarika ny Ankolafy Ravalomanana tetsy Bel’air, nahitana ny Filohan’ny Kongresy Mamy Rakotoarivelo, Filoha Lefitry ny CST Razafimanantsoa Hanitra, ny ministry ny Varotra Olga Ramalason, ny …

20 mars 2013

Niditra mivantana tamin’ny fivorian’ny mpitarika ny Ankolafy Ravalomanana tetsy Bel’air, nahitana ny Filohan’ny Kongresy Mamy Rakotoarivelo, Filoha Lefitry ny CST Razafimanantsoa Hanitra, ny ministry ny Varotra Olga Ramalason, ny minisitry ny Fambolena Ihanta Randriamandranto, ny mpitondra teny Randrianarisoa Guy Rivo ary Manandafy Rakotonirina sy ireo CST sy CT, ny filoha

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *