24 pensées sur “JEAN ROBERT RAZAFY : l’homme de l’ insubordination”

  1. Io ianao io Jean Robert an!!natavitavy izany fahitana anao izany .
    Ny anao bizina fa tsy mifanome tsiny e!!METY FA TOHIZO dia manarà koa ny hafa,
    avelao ny tanindrazana ho rendrika eo eeeeeeeee samy mihinana daholo koa ianao rery ve no
    hiahaka ???KITAPO LATSAKA IO!!!sa ahoana jean robert???MAHONENA ilay toe-tsaina fa efa
    ao izy!!DIA NATAVY TAMPOKA TEO IZANY RANGAHY???MISIMISIA ny ohatra zao an!!!
    POV CON ianao Robert a!!ho tsarain’ny tantara koa ianao sy ny taranakao mifandimby tsarovanay
    ny anaranao sady tsy sarotra tsahivina JEAN ROBERT Razafy.

  2. Efa mba fotsy hatr@ volom-bava re tompoko fa mba mahaiza mionona
    fa tsy hitondra RAVINY IRAY @’ireo vola NORAOFINAO TAMPOKA TEO
    anie ianao e! alahelom-bahoaka vidin-dràn’i Malagasy mitovy aminao anie ireny vola ireny e!!

  3. Arahaba e! tsy manadino akory fa niova fonenana no simba ny solosaina.Mitolona foana.Ravalomanana ihany no ady eo.

  4. Io zan lé Robert Razafy,éf mikopak élatra mintsy iz zan ko sady borbonezy bé ko!
    Mampalahelo lé toe tsain é,nef mb éf hotran RAD ihany iz zan ko!
    As disque firy tour io zao no hain ny DJ no nilalao azy.
    Mampmé sad mahatsiravona ny mijery azy é!
    Ho tadidina ny zava-bitanareo é!Mbola hoavy f aza matahor é!
    Loza ref disque 45 tour ny sasany ry JEAN ROBERT Razafy.

  5. Oadray rey olona é, tena arakaratarehy voajavatra ity an. Mahatateza daholo ry foza fa izahay tsy maintsy mamaly faty ary tsy ho ela intsony izany

  6. issu du message de fri mada dans moov

    A BAS RAJOELINA salut malgache jusquà nouvel ordre AMBANY RAJOELINA.

    pour l’honneur,

    POUR la liberté d’expression,

    Pour le retoue de la respectabilité de nation,

    Pour la patrie

    Pour LA Justice ,

    pour le respect des valeurs ancestrales ,

    Pour le respect des valeurs universelles .

    Pour l’indépendance ,

    A BAS RAJOELINA – AMBANY RAJOELINA – A BAS RAJOELINA -RAJOELINA AMBANY.

  7. Jean robert marina a!

    ohatra ny olona tsy harary izy ity nefa raha mijery azy tena efa tranon-toaka sy tranon´aretina.

    ianao io mihitsy no hisolo an´I Bebe razay harary mafy noho izy , Enga anie ho salama haingana i bebe Razaya, mba hahamenatra aníreto mpamosavy atoandro ireto.

    I bebe Razay ho ela Velona fa ianao manao tsinotsinona Ray aman*dreny io, ianareo sy rajoelina mihitsy no ho faty aloha.

    Mahereza bebe Razay dia mbola ho lava andro iainanana anie ianao ,ka mbola ihaona amin´ny zanaka aman-jafinay izay any lavitra .

    Ary ny tody tsy misy fa ny atao no miverina aminíreto tsy valahara tahaka an´i razafy jean robert sy andry Nirina rajoelina.

  8. Izao lehilahy izao no mendrika aminílay hoe. Kapakapao fa ratsy fanahy. na hoe, kapao kapao kapao fa manimba ny tany izy sy rajoelina andry tsy nirina.

    Mbola hirehitra amin´ireo misho mankahala ny Filoha ravalomanana sy ny fianakaviany ary ny vahoaka liam-pahafahana ny hatezeran´Andriamanitra.

    Andriamanitra tsy Andrinareo mpanongam-panjakna, ratsy fanahy ireo , andrin´ny vahoaka Malagasy 20 tapitrisa e!

  9. Aza afangaro!!rangahy tsy mpanongana fa Mpitaty ran-kena,
    Kitapo latsaka kosa io fa ‘nareo dia tena mba masiaka ratsy @ JR daholo.
    Tsy fidiny ho azy fa mba nitongilana tany aminy ilay vitan-dratsy ray olona moa a!!avelao aloha izy mba
    haka ny anjarany SAO MATIANTOKA KOSA e!!MAHONENA eeeeeeee

  10. Ranavalona !
    rehefa miaraka amin´ny vandana dia vandana , rehefa miaraka amin´ny kary dia kary.miaraka amin´ny Foza dia fozatay …..

    Ilay fomba famaliny mihitsy no mahalitika e! Hita fa ratsy fanahy, !

    Ny maka ny anjarany izany tsy fanao daholo e!, Tsy volan´adala ny volam-bahoaka koa samy hanararaotra . Fahavalom-bahoaka ny tahaka ry Razafy jean robert aminay.

  11. Raha mahatsikaritra hianareo dia jerevo fa efa mipitika mihitsy ny bokotra akanjony fa mahavesatra loatra ilay kibon’alatra, kibo-toaka ary indrindra fa ilay kibon’alahelo.Ary jerevo kely ange ato ato fa hisidisidina haotrany io ataony io ,io rangahy io ato ato dia rehefa avy eo hisidina any Tsiafahy aminy farany; ny fourre-tout atsy efa tsy lazaina intsony ny ao anatiny.Ny teniko anao Razafy robert dia tsotra ihany, efa hitsonoka daholo ireny ato ato ka ho lasa RANO.Ary aza taitra koa hianao io koa ry Rajoelina andry nirina dia tsy ho ela intsony dia ho lasa SIRA.

  12. Ekena e!!mbola mibitabitaka aloha fa mbola voky tsara JR.

    Mba vazivazy re Misajaona a!ianao koa ity toa lalina koh!milamina fotsiny isika fa tsy maintsy
    ho avy ilay andro e!! »minoa fotsiny ihany » hoy dada izay, izaho aloh dia tsy manary toky izany mihintsy,
    mino sy manantena ihany, Andriamanitra tsy manary ny olony izany.

  13. VOATERY IZY RE REY OLONA A – HO AIZA RAHA ESORINA AMIN’NY TOERANY EO ? TSY HITA MIHITSY ITY FITIAVANA VOLA SY SEZA ITY – IZAY ANGAMBA HOY AHO NO ANTONY!

  14. Azo hamarinina ve ry Razafy Solo,
    fa ilay asehon’ny sary ery ambony io ihany
    no tompon’ny email Jean Robert eto ananon’eto?

    Ra-christ bogor dahol …

  15. Na dia tsy sitrapo aza dia tsy maintsy ho hisy ihany ny valifaty eto @ ty firenena ity raha izao zava-misy izao ny jerena

  16. Toa niala ho azy teo ary ilay Mail-jean robert koh?
    fa nankaiza???i mamy rakotoarivelo sa domelina no nanala azy teo??
    ny anaran’izy 2 ireo mantsy no voatonontonona teo.Mba misy olona dia marefo koa eto an!
    dia ampiova inona anefa iny soratra kely iny no dia hatahorana mafy???sa mahana ???
    TSY MAZAVA???????

  17. Asa raha mba manadalo ato ilay vendrana resahinareo io, fa raha tena milay izy, dia tokony ataony haingana ny fanaovan-tsonia miaraka amin’ilay orinasa atao hoe CSPI !!
    Amiko aloha, dia tsy ny fandefasana lezionera miofana mandritry ny telo andro any Tolozy na hahafahan’io orinasa io hilaza, fa manana traikefa amin’izany atao hoe « Sécurité aéroportuaire » izany, ry zareo ao amin’izany toerana atao hoe Ivry/Seine izany !
    Ho an’izay tsy nahatadidy na tsy mahafantatra, dia ankaotry ny tsy fahaizan’ilay Tsyazo feherana sy ireo akamany izay mpikambana ao anatin’ny CA, dia ry zareo avy ao amin’io ACM io no tena anisan’ny nahapotika ny Air Mad !
    Dia mbola tohizana ihany ny tsy fieritreretana ! Maty eritreritra angamba, satria ananan’ny sasany trosa be tamin’ny fikarakaràna fanonganam-panjakàna !

  18. KA ianao ihany no mamaly azy , voalazanao hoy : Jesoa.
    Ny mpiasa madinika anie no mijaly fa tsy ry zareo vaventy e!
    ny azy efa feno ny kitapo, kitapo latsaka io oah! efa lazaina foana anie e!!
    izay maty any maty fa ny hena hohanina, ampahafirin’izay maty moa izany??
    efa maty heritreritra e!!MAHONENA!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *