Lalao RAVALOMANANA : tonga tamin’ny ranomasom-pifaliana !

DSCN0841


DSCN0846
Tonga tamin’ny 05 ora sy folo minitra teo Ramatoa Lalao Ravalomanana,  Jet privé manokann’ny kaompania GS  Aviation no nitondra azy niaraka tamin’ny vinantolahiny Thierry Radavidra, ny filoha lefitry ny CST Me Hanitra Razafimanantsoa, ny ministra Olga Ramalason.Ranomasom-pifaliana no nihaonan’ny fianakaviana teny Ivato.

Tonga tamin’ny 05 ora sy folo minitra maraina teo Ramatoa Lalao Ravalomanana,  Jet privé manokann’ny kaompania GS  Aviation no nitondra azy niaraka tamin’ny vinantolahiny Thierry Radavidra, Me Hanitra Razafimanantsoa, ny ministra Olga Ramalason.Ranomasom-pifaliana no nihaonan’ny fianakaviana teny Ivato.

Tsy naharitra ela fa tonga dia nihazo ny Hopitaly Klinika Ankadifotsy ny delegasioana  hijery ny reniny izay marary mafy.

 » Tsy mahafantatra ahy akory i Neny « hoy ny vadin’ny filoha Ravalomanana raha tafaresaka taminay. »Tena nalahelo mafy aho fa tsy nampoiziko ho toy izao ny toe-pahasalamany ».Tsy nohadinoin’i Mme Lalao Ravalomanana ny nisaotra an’Andriamanitra tamin’ny nahatongavany soa aman-tsara teto an-tanindrazana, nisaotra ny vahoaka malagasy ihany koa izy tamin’ny fitrotroana am-bavaka sy ny fanampian’ny rehetra tamin’izao nahafahany nijery ny reniny izao.

Nilamina tsara ny sidina nandehanany, araka ny nambarany ihany.

21 pensées sur “Lalao RAVALOMANANA : tonga tamin’ny ranomasom-pifaliana !”

  1. tonga soa Neny mitomany toy anao koa aho no mijery anao satria faly andriamanitra anie no homba anao sy ny fianakavianao ho ela velona ny presindent Ravalomanana sy ny vahoakamalagasy faly toy anao ny vahoaka Manakara

  2. En L’Honneur du retour dans son Pays bien aimé de Madame Lalao Ravalomanana , Premiere Dame de Madagascar

  3. Tonga soa tompoko: efa hitanan Driamanitra nyranomasonao;Aza matahotra Izy no hiaro anao sy ny ankohonanao Ttsy havelanan DRiamanitra hangasihasy ny olony

  4. Tonga soa Ramatoa vadin’ny Filoha , arabaina ianao ary mirary anao hatanjaka sy hanana hery rehetra hitsambo ny reninao, eny tsy maintsy mitomany satria ela izay tsy nihaonana izay sady faly tonga soa eto antanindrazana, fa hoe aho e ! etsy fafao ny ranomaso izany havako izany fa mbola lavitra ny dia ho diavintsika miaraka ka aza kivy fa andao ombim-bavaka fa isika miaraka no fandresena tena lafatra.Omba Antsika Andriamanitra

  5. DADA SISA!Misaotra AZY lehibe isika fa AO IZY ilay MAHERY!!
    Izahay zanakao koa dia faly sy latsa-dranomaso miaraka minao ry Neny malala.
    Mahereza fa homba anao sy ny fianakavianao manontolo Andriamanitra.
    Aza miala ao intsony neny a! i dada manaraka ho azy.
    FALY AHO!!!FALY!!!miverenà daholo ry akama izay nisintaka a!!IO NENY e!!TONGA IZY!!!
    TSY NOFY INTSONY!!!MITOHY NY TOLONA!!!wooeeeeeeeeeeee

  6. Merci SAPA !
    Bizarre comme je me sens si concerné par l’honneur que tu lui voues ! Ou plutot que nous lui vouons !


    Tonga soa ianao ry Neny ! Mirary soa ho an’i Bebe Razay aloha, ary mirary indrindra soa sy fanambinana ho anao – ny vady aman-janakao sy ny Fianakavianao rehetra.

    Izay mahasoa ataon’Atra, fa izy no mahalala izay tokony ho ataony !

    NEFA NA IZANY AZA RY MALAGASY HAVANA REHETRA :
    Ho fiatombohan’ny lanonana mikasika ny 16 MARS anie izao, ka hitondra fahafahana amin’ireto Jiolahim-boto manjakazaka noho ny Frantsay ireto !
    Raha tsy eo mantsy ny frantsay, efa nasitrikin’ny olona tany ambanin’ny tany ireo .

  7. On est bien d’accord SAPA : C’est bien la PREMIERE DAME DE MADAGASCAR : Madame LalAo RAVALOMANANA.
    Même pas une reception d’honneur ! Il faut dire que nous sommes gouvernés par des voyous et des esclaves putchiste de la France.
    J’avais cru qu’il n’y a plus d’ANDEVO et d’ANDRIANA, mais les vrais esclaves sont là : dans la HAT : marqués au fer : fair-play , dirigés par le « DE GAULLE MALGACHE  » hi hi hi !

  8. Merci Sapa,elle le vaut pleinement!!!mila jerena am zay ny tohin’ny tolona eeeeee!tsy azo atao anga ny mitondra saina kely na saina lehibe e, ho antsika rehetra izay ho avy eny am lalan’i Madama?Dia mahereza indrindra Madama o!mifikira ihany am Atra!dia mitovy am nolazaiko farany tam nareo mivady ihany no angatahinay aminao tompoko:mangataha fahazavan tsaina am Atra hahitanao fa misy tsy azo hatokisana mintsy ireo olona manakaiky anao ireo,nefa milaza fa mouvance Ravalomanana,mahereza indrindra am fikarakarana an’i bebe Razay,izahay hivavaka ho anareo mianakavy!

  9. aza hitako hono, ka tsy vetivety foana dia avrin’ireto FAT ireto any South-africa indray i Neny. Mila mailo isika mianakavy fa tsy vanonana ange ireo mpanongana ireo e! Aza matahotra ianao Rtoa Lalao, fa ao aoriananao foana izahay. Ka raha misy famerenana anao tsy an-kiera dia ho avy izahay @ny angady sy ny harona. Mihevitra mantsy ry zalahy mpanongana ireo fa haharitra mandrakizay eo an: Mihevitra koa angamba izy fa tsy hitsaotra mihintsy ny mlgsy! Na hoela na ho haingana tsy maintsy misy izany. Ary tsy ny taranaky R8 no hamaly faty anareo fa ny mlgsy noana sy azony tsindry hazo lena.

  10. Ny fahatongavany no zava-dehibe!! Isaorana Jehovah fa Izy irery ihany no anton’izao rehetra izao … na nanamafy fo sy nanamafy loha aza ny FAT dia mazava fa an’i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy, Izy no mandidy sy manapaka ny zavatra rehetra eto an-tany! Miarahaba ny renin’ny Malagasy, Neny … Ramatoa Lalao RAVALOMANANA, tonga soa an-tanindrazana indray ary mirary fahasalamana feno ho an’i Bebe Razay!! Momba antsika hatrany Andriamanitra, samia mahery!

  11. Dr CELESTIN Robin dit :

    12/03/2013 à 18:51
    TANANEWS

    Cette venue de la Première Dame au Pays pour voir Mamabe RAZAY est un des signes de l’Amour de Dieu pour les Malgaches en général et pour Mamabe RAZAY et sa fille ainée particulièrement qui se retrouvent avec bonheur dans cette ambiance de difficultés et de malheurs dans toutes les familles Malgaches ..
    Remercions le bon Dieu qui Nous protège chaque jour et qui se préoccupe de nos problèmes , de tous nos problèmes…

    J’ai eu l’occasion à plusieurs occasions de disserter sur l’indivisibilité de l’article 20 comme de tous les autres articles de la feuille de route intégrale.Je soutiens qu’il n’est possible en l’état juridique actuel de cet article 20 de pouvoir l’utiliser pour le retour de la Première Dame au Pays , et ne me dites pas surtout qu’il y a eu circonstances particuulières atténuantes pour venue de la Première Dame.., et qu ‘il sera impossible de l’appliquer au retour non négociable du Président RAVALOMANANA MARC au Pays..!
    Tout ce tintamarre inutile ,monté en épinble par rajoelina qui a instrumentalisé cette arrivée de la Premère Dame pour politiser et médiatiser une situation pour laquelle la politique surtout politicienne a dû se taire..!
    Non car le vaniteux rajoelina ne sait ce que sont la décence et la trêve devant les malheurs des gens du Sud en général et la peine douloureuse que vit Madame RAVALOMANANA LALAO au chevet de sa mère souffrante..
    Cet article 20 ne souffre d’aucune clause d’inapplicabilité car il doit être exécuté sans aucune condition…
    Alors rajoelina doit laver à grande eau de logique et de contrition son esprit torturé et tordu à cause de tous ses agissements malsains et dévastateurs du Pays et ayant appauvri des hommes et des femmes ,lui qui milite pour une réconciliation bidon qu’il vient de doteravec son bon vouloir d’une commission bancale , assymétrique, caractéristique de son unilatéralisme ,composée d’hommes à lui redevables , non crédibles car ils trainent des casseroles de mauvaises actions délictieuses , qui ont mangé et qui mangent toujours dans les mains sales.de rajoelina.

    Oui l’arrivée de la Première Dame Malgache constitue les prémices (santatra) qui préfigurent la grande récolte du produit de la lutte des Malgaches qui réclament sans se lasser : le retour au Pays de Monsieur le Président de la République !
    La contradiction et et l’incohérence de rajoelina se trouveront dans l ‘application ,possible de l’article 20 pour la venue de la Première Dame et et qui osera-t-l prétendre être impossible ,pour lui rajoelina seul , pour le retour – non négociable –
    de Monsieur le Président de la République RAVALOMANANA MARC..!

    [

  12. ben oui
    « Nous sommes gouvernés par des voyous et des esclaves putchiste de la France ».

    n’a de cesse la pourriture de POLITIQUES
    des JIOLAHIMBOTO-dirigeants au pouvoir actuel

  13. faly be aho tonga i Neny mirotsaka ny ranomasoko ranomasokafaliana ny hany tsaroako banga tato amiko dia ny tsy nahafahako nanao ny formalite aux frontieres teny ivato fony tonga izy . izaho mantsy no nandray voalohany ani Tojo sy Guy Rivo teny ivato raha tonga izy sy nanao ny formalite mbola izaho koa no nandray sy nanao ny formalite raha tonga i Neny izy mianaka n teny ivato indray tolakandro iny fa noroahinny DST izy tonga izy izao tsy teny aho de nahatsiaro ho banga noheveriko fa natokana andriamaitra ho ahy ny fanaovana iny asa kely iny ilay manao ny formalite aux frontieres ho avy i dada mino aho fa omena Andriamanitra ahy sy avelany aho hanao izay asa kely izay ho fanomezako voninahitra an adriamanitra sy ny ray aman-drenitsika Filoha Marc Ravalomanana Homba anao sy ny ankohonanao mandrakariva anie andriamanitra Neny Lalao RAvalomananana
    Gona Moramanga

  14. Miarahaba anao Ramatoa Filoha tonga soa eto an-tanindrazana. Mirary soa anao indrindra ary tsarovy fa izay maharitra hatramin’ny farany no mahazo ny satroboninahitra… Mbola mafy noho izao no nanjo ny Tompo nefa mahazo mahatoky isika fa Izy efa nitondra ny ny alahelontsika any amin’ny Ray.
    Samia maharitra sy manantena fa tsy ho ela intsony. Tsy efa fambara ny farany ve izao hitantsika izao e!

  15. TSIS SATROMBONINAHITRA TSOUN EO ,EFA TEO FA TS NAHAY NKOLOKOLO , TS SITRAPON ANDRIAMANITRA IO MPIVAVAKA NVADIKA HO MPANOMPO SAMPY D AVY EO NDRA Y MODY MVAVAKA IO

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *