les GTT à la Bastille

IMG_6633

IMG_6649 IMG_6645 IMG_6644 IMG_6637 IMG_6636 IMG_6633 IMG_6628Fidèles au rendez-vous, les GTT sont venus à La Bastille (Paris) ce samedi 16 mars après-midi. Nous apprenons en même temps que cela ne s’arrêtera pas à cette manifestation sur cette place réputée de Paris. En effet, un autre rendez-vous a été fixé en soirée en région Parisienne ainsi qu’un réunion culturelle Dimanche 17 mars.

Le froid a aussi été au rendez-vous. Il faisait aux alentours de 3° Celsius ce samedi là. Mais cela n’a aucunement empêché les nationalistes Malgaches d’arriver. La force de leurs convictions les ont sûrement réchauffés. Pleins d’entrain et de dynamisme, ils ont manifesté leurs revendications. Je suis sûr qu’aucun d’entre eux n’était conscient des attaques du froid piquant et glacial.

Bien entendu, les drapeaux Malgaches ont été de la partie. Nous avons aussi constaté qu’une grande partie des manifestants portaient aussi un foulard couleurs Blanc, Rouge et Vert. Ce même foulard a été arboré par chacun des GTT lors de la manifestation du mois de mai 2009 (Cliquer sur ce lien pour voir une vidéo). Il y a sûrement de la fidélité dans l’air.

Le déroulement de cette manifestation a des ressemblances avec Le Magro, avec en particulier quelques communications téléphoniques avec des interlocuteurs bien choisis. Malheureusement, malgré les efforts louables des techniciens, j’ai trouvé que le téléphone passait mal bizarrement juste à ce moment là à la Bastille. Impossible de prouver qu’il a pu y avoir brouillage. Mais au moins le son était faible.

 

55 pensées sur “les GTT à la Bastille”

  1. Efforts louables. Je soutiens à 200% ce mouvement. Rappelons-nous qu’ils sont en dehors de Madagascar. Outre le climat,ils n’ont pas tous, forcement les mêmes disponibilités. Et ceux qui habitent loin de Paris ne peuvent s’y rendre.
    Cependant, des villes comme Montpellier, Toulouse ou Marseille, les Zanak’i Dada sont nombreux. La réunion d »aujourd’hui, est aussi une très bonne chose. C’est un jour de lamatation, car le 17 mars 2009, Madagascar est tombé dans les ténèbres avec la complicités de l’éveques catholique Odon Marie Razanakolona, à l’episcopat à Antanimena.
    Que le monde entier sache, depuis ce jour, Madagascar est dans la crise, de plus en plus pronde et Andry Rajoelina, commandité par la France est l’homme le plus riche et le plus hai de Madagascar. Sa spécialité c’est l’emprisonnement des opposants, le mensonges, la fermeture des media anti-putschiste, la non appliaction des accords signés.
    Il est temps que la France arrête la fracafrique à Madagascar. Pour l’instant ce n’est pas le cas. Il est, donc, légitme de détruire tous les intérêts français bâtis sur le sang et la misère de l’Afrique, et en paerticulier, de Madagascar

  2. Fa inona ary no tadiavinao ry peuples sataniques – miala tsiny amin’ilay anarana fa mahafinaritra ny mahita azy ireo na dia roa aza efa « PLURIEL » sa ahoana ? mbola aiza ary no hahazo anareo tompoko ô!

  3. pas de doute: com brouillée!

    Ampahafirin’ny invasion ataon’ny Firantay eto aminay zany ry malGACHES an!!

  4. dé inn no dikany? nisy niahino???? ha!ha!ha! lany andro amin’ity hatsiaka fotsiny! tsy nisy mpiraharaha akory!!!!

  5. aza mamaly fa zanak’i dj io, mbola tsy vory saina dia irahin ‘ny ray amandreniny mandoto tanàna eto. taloha nisy maramila voakarama fa zao efa lany ny vola dia ny ankizy no asaina mitsidika peuples malagasy; mampalahelo e !

  6. avereno kely indray mandeha rehefa mafana iny ny andro ka tsy vakansy ka voalaza mialoha be ka afahana mizara saram-piarakodia.

  7. AMBANY RAJOELINA ,

    LE mot d’ordre pour tous les légalmistes, le mot de raliement de tous les patriotes épris de developpement .

    ALORS A BAS RAJOELINA ,

  8. A BAS RAJOELINA ,

    Un jour doit etre determiné pour la prochiane manifestation , QUI SERA RUDE ,EFFICACE ,
    pour la remobilisation les malagasy épuisé,exsangue ,appauvri et paralysé par RAJOELINA, GOLDBLATTE ET SES lacryùogénes .

    A BAS LES POVCO, A BAS RAJOELINA ,HATSONGOLOHY I RAJOELINA.

  9. peuples malgaches,
    Dia hita mivandravandra be fa kely,sauna ianao. Any an-tanin’olona anie no atao,ilay fihesiketsehana e. Dia tena tsy mba manana saina mandinika mihitsy ve intsony karazana gasy intsony fa Vendrana lava ? Ny mahagaga ahy dia afaka ny mampijaly ny gasy no mahafaly anao. Sao dia tokony ho tsaboina kosa ny aretin-tsaina ?

  10. peuples malgaches,
    Dia hita mivandravandra be fa kely saina ianao. Any an-tanin’olona anie no atao,ilay fihesiketsehana e. Dia tena tsy mba manana saina mandinika mihitsy ve itony karazana gasy itony sa efa Vendrana lava ? Ny mahagaga ahy dia ny fijalian’ ny gasy no mahafaly anao. Sao dia tokony ho tsaboina kosa ny aretin-tsaina ?

  11. Ry peuples malagasy sy Rajoelina andry nirina dia manao fisainana mitraingotra mitovy aminy ganagana masiaka izay mitraingotra izay tsy tokony traingohana.Ireo olona ireo na sans pâpiers na tsy sans papiers dia mbola any hatraminizao, ary izaho dia misaotra betsaka any ry zareo, tohizo foana fa manja, betsaka ireo sasany no miteny woe ny GTT be vava fotsiny nefa porofo hitany ny maso izao ny zavatra ataony.Tohizo foana é, tohizo foana é.

    http://www.dailymotion.com/video/xwkv5e_bingo-players-feat-far-east-movement-get-up-rattle-official-video_music&start=17

  12. Manao ahoana daholo!
    Nahafinaritra tokoa iny fiarahana iny ary be ireo mpandalo vazaha nijanona nijery indrindra fa rehefa nandihy Rossy, Thiera Bruno,Njakatiana etc…isika.Ilay tanindrazanay malala no tena tsara koa.
    Maromaroa ny tahaka ireny.
    Miala tsiny raha tsy tany Fresnes izahay fa sady lavitra no tsy dia salama ny ankizy.Mba miandry ny tatitra ny fivoriana tany.

    Ratsimilaho

  13. Mamerina ny fisaorana an’ireo rehetra izay tonga nanohana ny hetsika !
    Nahita tsara ny mpandalo, na fotsy hoditra frantsay na tsia ; nahita ihany koa ireo afrikana sy arabo, ary nankahery ireo mpitolona « tena mpitolona » ry zareo !

    Mba jereo kely ity video navoakan’i Tananews ity, ary tsy mahagaga rahatoa ka lasa any anaty lavaka hoy aho ny Firenena !
    Marina fa mety nanao asa soa ilay masera vazaha novonoin-dry zalahy, fa raha atramin-dry pedro no andriandrianina, dia ho potika ny firenena !
    Ho an’izay mahafantatra an’ilay dokotera mitaky fanamboaran-dalana, mba lazao azy kely aza fady fa misy milaza fa tsy azo hoanina hono ny lalana hoe !
    Ny fanondranana harena antsokosoko any ivelany, ny toerana filalaovana ringiby, ny kôlizeoma manarapenitra ihany hono hoe, no mahavoky sy mahasalama ny vahoaka !

    http://www.tananews.com/2013/03/courrier-deu-lecteur-sur-le-drame-a-mandritsara/

  14. citation :
    ► Andriandahifotsy dit :

    ….rehefa nandihy Rossy,

    18 mars 2013 à 11 h 48 min ◄

    tao ve i Rossy ? mba confirmer_ho hoe io azafady

  15. Andriandahifotsy se fout de la gueule de peuples malgaches, des foza et des malgaches en général ; ces malgaches qui ne se déplacent que pour des futilités !!
    Les vrais mpitolona ont fait l’effort de venir de loin, voire de très loin !

  16. Tetika handripahana ny Gasy daholo ireny niseho
    tany Mandritsara ireny .MISY ZAVATRA AMBADIKA indray io e!!
    Tsy maintsy hivoaka eo ihany ny marina fa maharetà daholo, ohatra ilay any Atsimo.
    Firi2 ny olona maty sy vonoina tsy amin’antony ???mba misy na mba fanontaniana ve???
    ISA-TSEGONDRA NO FATY MISY AO DAGO AO NANOMBOKA T@ FITONDRAM-POZA,
    fa rehefa TE HO VONOINA DAHOLO INDRAY NY OLONA AO MANDRITSARA DIA ARIPAO
    FA ANAREO NY FANJAKANA RY FOZA a!!MILA SORONA INDRAY FA TONGA IHANY NENY
    FA MBOLA MISY ILAY MAHERY ANY DIA DADA??????

  17. Ny tena marina dia Gtt efa tsy misy contact @ Ravalo intsony izy ireo ka manao be zesta etsy sy eroa mba akana « 19 » any @ filoha
    Jereo fa tsy nahazo mivantana an’i RAVALO satria ry zareo ireo no mitady hi commande an’i RAVALO

  18. Miainga any indray ny foza be fialonana rehetra !!

    Tsory ny marina ry Tsy GTT â ! Tsy dia resaka contact no tianao ho resahin’eto, fa ny hoe : Nahoana no mahatoky be an’ny Tena GTT ny Filoha Ravalomanana ?
    Marihiko tsara ny hoe tena GTT, satria mantsy ny TIM efa misy fôsika koa ! Tsy menatra akory ny sasany mamadika ny Prezidà, kanefa ny anarany no mbola atao fitaovana, entina handemen-tsaina vahoaka !

  19. Sambo efa ho rendrika nenareo dia mbola mifikitra ao ihany. Hazakazaka ambany fandina io ka samy manao izay ho afany e! Aza mifanome tsiny, olona efa tsy ho antenaina ve no mbola andrasana???

  20. KintanaMananDrambo, ny olona mpanafoza olona no tena manana toe-tsaina foza. Tsy mba menatra akory fa aseo vahoaka aty ny toetra mirefarefa @ tany. Ianareo pro-Ravalomanana ireo mihitsy tsy mba mahay manaja olona fa ratsy taizan’ny dadanareo

  21. Ny ahy izay olona rehetra tsy miaro ny tanindrazana, tsy mitolona na tsy sahy mitolona ho an’ny hoavin’ny taranaka sy fara aman-dimby, na koa izay rehetra miaro an’ireo mpanongana ireo, DIA FOZA DAHOLO !!

  22. KintanaMananDrambo >>> Tsia efa tsy mahatoky an’ireo GTT roa ireo ny filoha RAVALO satria vao voalohany dia nanenjika mafy ny Ankolafy
    Faharoa dia hoe contre NON candidature an’i RAVALO
    Izany hoe zareo (Gtt ireo) ndray no hitady HI COMMANDE an’i RAVALO
    Jereo fa tsy nahazo « Communication » direct tamin’i RAVALO ntsony.

    Ary i NAIKA dia efa tena nifamaly be tamin’iny HELIAN iny
    i Patricia koa dia efa hialan’i NAIKA koa

    Efa fantatra ny fomban’ireo e

  23. Fanitsiana kely

    Tsy hoe Rossy tao na Thiera Bruno na Njakatiana fa ny hirany no nandihizana tao.
    Araky ny tenin’ny KM dia nierika daholo ny mpandalo.
    Je me fous de la gueule des foza et non des mpitolona.Je voulais aller à Fresnes mais mon épouse est souffrante.

  24. KintanamananDrambo, tsy ny fanaovana commantaire betsaka eto mitsy no atao hoe mitolona e. Ndana mba manao hetsika aza hijerevana azy fa tsy ato no be tatasika nefa tsisy zavatra apôka akory, fa vava fotsiny! Aseoy izany mba fitiavanao ny tanindrazanao fa aza atao resaka fotsiny e. Zay daoly no mahavoa anareo, kabary no atao betsaka fa tsitako akory ze vokany.

  25. Ireo mpikabary ao @ Magro ireo ngamba manao recherche isan’andro mitsy hoe inona indray no lazaina androany, satria efa tsy maita ho lazaina intsony fa bla bla bla fotsiny. Faly ery vao mba mahita zavatra mklôsy kely anaovana kabary lava reny.

  26. Noheveriko fa olona mba misy ati-doha kely, mba afaka misaina ihany ilay yNAina fa toa foza koa, fa dia tena mirefarefa amin’ny tany ity fisainana !
    Voalohany indrindra, tsy fantatrao izay ataoko sy efa nataoko !
    Faharoa, io hetsika nataon’ny GTT io inona aminao ? Nanao zazakely teo Bastille ireo mpitolona ireo, sa nivarotra inona toy ny fanaonareo ?

    Ary ataovy ao anatin’ity lohakely, fa raha tsy nisy ny GTT efa lasa teritoara na departemanta frantsay angamba i Madagasikara, satria tsy misy intsony ny kôlônia ! Ny hetsika nataon’ny GTT atramin’izay no tsy nahafahin’ireo mpivarotra tanindrazana rehetra, hanao izay tiany ho atao !

  27. Hahahaha, tsy mihomehy loza aho fa ianareo no mampihomehy. Izao ve no atao ho hetsika???? Inona izao no mba vokatr’io hatramin’izao? Dia hoe mba miaro an’i Madagasikara, pffffffffffffffffff…. resaka ka atao fa tsy hitako akory izay hafitsoka fa manevateva sy manopa olona fotsiny!!! Raha tena endry ianareo, dia taomy daoly izay zanak’i dada mgrevy eny rehetra eny, fa tsy ao @ Magro no mitokony, tsy anino tsy aninona

  28. Fa dia naoana no hira an’i Rossy no nentina anohanana an’i RAVALO ?
    i Rossy dia olona tsy manaja an’i RAVALO mintsy , manao an’i RAVALO

    Fa naninona raha mba hiran’i Jerry MARCOS ? izay mpanoana an’i RAVALO

    Efa tena tsy misaina ireo GTT tao Bastille ireo ! ROSSY ndray hono

    kintanaMananDrambo > marina ny voalazanao fa dia ao koa ny GTT hafa hetsika: GTT Amerika avaratra:GTT Philippines,GTT La Reunion mba aza adino ireo

  29. no teny ataon’i ROSSY amin’i RAVALO ; dia ny hiran’i ROSSY ndray no entina hanajana an’i RAVALO ?
    i ROSSY dia mpanoana an’i TGV Rajoelina
    Na i Ravalo aza ve tsy efa maheno an’izany

  30. >tutoiement< no teny fitenenan'i ROSSY @ RAVALO
    dia ny hiran'i ROSSY ndray no entina manotrona an'i RAVALO ?????

  31. ENDRASO EO DADA NAREO , EFA LANY DATY ,RA MASAHA WA D EO @ 13MAI MGREVY RY KAMBOTY FANATISMAAAA ,

  32. Anti-foza, tsy azonao sakanana tsy hanoratra eto aho fa mandreraka be ilay fanakianana sy fanafozafozana olona ato dia tsy maintsy valiana. Rehefa tsy matanty ianao, dia aza mamaky ny commentaire_ko fotsiny e.

  33. Ny tena marina :

    iny Helian iny no efa nahazo paquet tany @ RAVALO satria nanendrikendrika an’i NAIKA sy i HANITRA ka dia ny hira n’i Rossy no nentiny hamaliana azy
    i Patricia koa dia efa tsy manana ntsony contact amin’i RAVALO.Ny any Mscar dia mahafantatra tsara an’izany
    Olona manao zesta etsy sy eroa sisa izy roa ‘Helian sy Patricia) mba hoe tsy ampafantarina ny vahoaka ny tena marina
    Sady efa mpanenjika ny Ankolafy Ravalo ireo olona roa ireo(Helian sy Patricia)

    Dia i Rossy ndray izao no nanaovana clin d’Oeil

  34. Na dia hihezaka hanaratsy mafy dia mafy aza ianao ry  » tsy gtt  » dia ho reraka eo ary ho diso fanantenana fa ny Filoha Ravalomanana anie ka niantso an-téléphone iny hariva iny ihany è !

    Ary ianao ve mba nantsoiny è ?

  35. Izaho, dia manamarina ny voalazan’i rado io. Niantso ny mpitolona ny Filoha ny harivan’io andro io !

    Ilay resaka dia lasa au niveau des caniveaux !

    Nisy hiran’i Rossy hoy ianao ? Tsy voatery hahafantatra an’izay hiran’i Rossy daholo ny malagasy, ary izaho anisany !

    Nisy resaka an’izany marina teny Bastille ; fa tsy hanome tsiny an’izay olona nifantina na nandefa ilay hira ny tenako rahatoa ka tsy fantany hoe hiran’i Rossy ilay hira !

    Tsy resaka hira no hanavotra, na handetika ny Fitrenena izay efa tena any amin’ny haizim-pito !
    Izao fomba fisainana entinao eto izao no manimba ny Firenena ! Olona be fialonana sy tia fosafosa ! Tsy i Ramatoa Naika mihintsy no hihiditra amin’ny lalana tianao andehanany !

  36. Ataovy hitany Vahoaka fa aza afenina ny marina.Ary mahay diplomatie i RAVALO fa tsy ianareo akory no hi commande azy
    Ary marina ve io paquet azony i Helian io ? satria nanenjika any i NAIKA sy i Hanitra ?
    Fantatro akaiky ny fizorany fa aza ny vahoaka no fitahina

  37. Ataontsika hoe : Tsy hafantatra fa hiran’i Rossy no nalefan-dr’izalahy tao ary e!
    Fa ireto mba misy zavatra roa tiako resahina :
    1 ) Misy marina mihitsy ireo voalazn’i « TS GTT  » ireo aloha e !
    2) Raha tsy mahafantatra ny hiran-dRossy, sy ny tanataran’i Rossy kosa amiko, mbola Mpitolona mandeha an-jambany ka tsy mahalala ny asian’ny tongony !
    3)
    Rehefa mamaky ilay FIANTSOANA NY MALAGASY HIETSIKA TENY @ La Bastille, dia
    MAZAVA TENA MAZAVA, fa ny Malagasy sy izay MANAM-PITIAVANA AN’I MKARA no NATSOINA.
    Ny NAHAGA ahy dia mamaky ny Titre teto amin’ny Tranonkala aho dia hoe :

    « Les Gtt à LA BASTILLE » : Ny Gtt ihany izany no nanao hetsika teny ??? sao mba tany kosa ary i « Tsy GTT ». Raha io Titre io dia izay Gtt ihany no teny mantsy.

    Izao familiana ny hevi-bahoaka izao no mahatonga ny maro tsy hiseho intsony amin’ireny hetsika ireny, raha ny hevitro.
    Ny Malagasy Tia Tanaindrazana rehetra no tonga teny, fa tsy ny Gtt ihany :AOKA HAZAVA NY MARINA.

  38. Njara > teny Bastille Aho fa dia konjo-konjo no azoko teny ! Izaho akory tsy hiditra any @ Bureau an’ny GTT fa zara tsy nahazo raoka alika AHO

  39. Tsy maintsy mahafantatra ny hiran’i Rossy rehetra ve vao azo lazaina hoe mpitolona ?

    Iny indray no tsy hitako hoy ilay olona iray izay !

    Ny malagasy rehetra tia an’io Firenena sy tanindrazana io no nantsoina, fa tsy ireo mpikambana ao anatin’ny GTT irery ihany !

    Raha tsy ny fahatongavan’ny olona no hampilamina ny Firenena, dia hitehaka mafy izahay indray andro any, rehefa tonga ny Fahafahana ! Atramin’izao aloha dia mbola fahoriana no mianjady amin’ny vahoaka malagasy, noho izany avelao anao an’izay fantany fa mety sy ny adidiny ny olona, indrindra fa ireo madio saina !!!

  40. > @ Tsy GTT
    Tsy dia gaga loatra aho ry « Tsy Gtt » a !
    ANGAMBA izay miantso Dada ! Dada ! ihany no tena Tia Tanindrazana sy madio saina 🙂

    Ny ahy aloha dia izao e : Izay te-hanaratsy sy hisehoseho dia azy ny azy fa tonga @ tenin’i Rama hoe : » Samy manao izay mahafalifaly ny fony ». Rehefa tsy foza- Manohana ny Ara-Dalana sy TSY manohana an’i Domelina aho dia faly.
    NY SISA indray, mba mihezaka mamaky ny tenin’ny sasany eto e ! Tsy afaka mitoka-monina.
    Misy mantsy dia mahasorena mihitsy fa taraina no betsaka.
    Angamba REHEFA HO TONGA I Ra8, dia ho voahilika mihitsy isika tsy mba niditra GTT mivantana.

  41. nande tany izahay tamin’io hetsika fa ny fahitanay an’i marc izay mpanantena kosa no nahatonga anay ts nanantonana sy nody aloha ary tsy nande tany amin’ilay takariva.

    efa samy mahalala ny nataony teto sy tany antoerana. ka raha otraren no mbola mpanentana ho an’ny fampodiana an i Dada dia ts hisy fanantenana intsony ity tolona ity.

    ny mahagaga dia nahoana ireo gtt no otrany manaiky tanteraka ny fisiany ary tena nasehon lery izy no deba ao.

    misy fahamarinany ny tsikera sasany etsy ambony fa ny tena olana dia ny fisian’ny olona toa an i marc eo anivon gtt sy ireo mitovyaminy eo anivon ankolafy ravalo

  42. Njara : > Ireo Gtt ireo ndringra no ho vohilika voalohany satria nanenjika mafy ny ankolafy fa tsy niaro ny herin’i Dada
    Sady efa nanao déclaration ireo GTT ireo hoe  » Contre la Non candidature an’i RAVALO
    Izany hoe zareo GTT no hitady hi-commende an’i Ra8, ka izany no tsy nazahoany an’i RA8 mivantana teny @ BASTILLE
    Fantatro tsara ny fandehan’ny tantara fa manafona zavatra tena marina ireo

  43. Ny fantatro aloha dia nihaona marina T@ i Dada r’izalahy e !
    Misy ny sary tamin’izany aty amiko. Ilay « Paquet » dia tsy aiko loatra fa ny mandainga sarotra.
    – Fa ny fantatro aloha dia ny iray tsy nihaona t@ i Dada no nitady hibaiko an’i Dada : IO INDRAY DIA FANTATRO TSARA :).
    Ireo nanenjika an’i Me Hanitra aloha dia efa fantatra, fa ny iray indray TOA HOE ni-imposer be an’i Naika t@ i Dada no tsaroako tsara !
    Izaho indray ry TsyGTT, tsy hanilika an’iza na iza, fa « ilay manakorontana ny Firaisan-kina kosa, sy mitarika ny lohan’ny hafa hikorontana, dia tsy laitrako.
    Rehefa manaiky an’Atoa Mamy Rakotoarivelo sy Me Hanitra ho filohan’ny Ankolafy Ra8, dia efa izy amiko, fa tsy afeniko ! sa…??? Asa indray ny hevitrao @ iny !!!

  44. Nn tena olana dia ts ireo mpitraika akory fa ny vahoaka malagasy milaza fa tsy mahazaka intsony ny zava-misy.

    mila fahasahiana ny fanehoana ny hetahetam-bahoaka ary tsy ilaina mpitarika izany. ny vahoaka raha mahatsapa marina fa any aminzareo ny fanala hidy dia mivaha ny olanaary handresy ny tolona.

    tsy ny mpitarika ankolafy na tim na gtt no tena olana fa ny teo-tsaina malagasy zatra mamatam-bonona fa tsy mba misasatra. ka matoa ny malagasy mbola miharitra mbola zakany izany ny zavatra hiainany ka aza mandany andro mifanome tsiny fa MANAOVA IZAY SAHY fa hanaraka ny vahoaka.

  45. Njara > nihaona ? i Dada dia any SUD AF …zareo eny @ Bastille ,dia possible nihaona ve izany ?
    -Ary i Dada dia mbola manana affaires (à gerer) eo ampelantanandreo ka voatery manao ny minimum i DADA fa tsy du coup miala
    -Ny paquet dia nisy mintsy ka izany nihatahan’i NAIKA amin’ireo ( tsy manao rancunes fa rassemblement ny blem fa ho hiarantsika mahita <somary Top Secret io)
    -Ny hitady hibaiko an'i DADA : Moa ve tsy ireo GTT ireo no efa nanome baiko koa i DADA raha tsy mankasitraka ny SONIA ny FDR (mbola horesaintsika io)
    Izaho koa dia tsy GTT fa mafana fo : Betsaka izahay tany @ RADIO FRANCE ny 14 Fev 2009 tao PARIS ,ary tsy iza irery no nihataka amin’ireo GTT ireo fa tsy te ho any @ Institut Pasteur Aho fa fantatro ny toetran’ireo
    Misy GTT efa tsy misy contact intsony @ RAVALO : Marina ny voatenintsika

  46. izay ilay ts mampandeha ny tolona miady ho eo akaiky kokoa an i dada sy ny oe hatokisany d izay sisa no ady hevitra eto ka aiza moa no tsy ho tavela any ilveany any i dada.

    ra nahay ireo milaza akaikiny sy hatokisany amin fitiavan vahoaka azy hita tamin’ireny izy saika hody ireny efa ela izy no tokony tafody. aiza izy anefa izao ary aiza ho aiza ilay tolona.

    ra mbola izao no ataon i dada mikasika ireo miseho mahazaka olona olona sy tompon i dada ireo dia mbola tamana any ivelany izy zan ka mbola haharitra ny fijanonany any!

  47. citation :
    ► zanak i dada dit :

    21 mars 2013 à 20 h 48 min

    izay ilay ts mampandeha ny tolona miady ho eo akaiky kokoa an i dada sy ny oe hatokisany d izay sisa no ady hevitra eto ka aiza moa no tsy ho tavela any ilveany any i dada.

    ra nahay ireo milaza akaikiny sy hatokisany amin fitiavan vahoaka azy hita tamin’ireny izy saika hody ireny efa ela izy no tokony tafody. aiza izy anefa izao ary aiza ho aiza ilay tolona.

    ra mbola izao no ataon i dada mikasika ireo miseho mahazaka olona olona sy tompon i dada ireo dia mbola tamana any ivelany izy zan ka mbola haharitra ny fijanonany any!

    Vao mba niteny AHO, ampanajana ny ezaka tian’i DADA atao dia : « Atambaro ny hery_ntsika  »
    … dia ity vava azoko ! modérateur io olona io ary dia  » bloqué » Aho avy eo

    Envoyé par: Paris..,se déchaîne (Adresse IP journalisée)

    Date: dim. 17 mars 2013 22:08:37

    « Izay ADALA no toa an_drainy » hoy ny teny fananarana malagasy ary teny nentina ampanajana teny @ fampianarana ambaratonga ambony Malagasy.
    Tsy misy ‘Ray » adala akory eo fa enga anie ho raisina fananarana ny antony nahalavo ny Tolona izay efa natombokin’ireo ray_amandreny tamin’ny 1947.
    Mahereza ,mahalasana ary mba samy ho avita be ho an’ny Tanindrazana daholo Tompoko

    Envoyé par: odoye (Adresse IP journalisée)

    Date: dim. 17 mars 2013 22:38:36

    adaboy any ny comments ry psd fa makaleo be, aza afangaro ny resaka ary alefaso any @ izay tsy manao inona ny resaka

    mba jereo eto :
    http://www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,776974,page=1

  48. Tena mankasitraka ny fampisehoana ireo sary ireo aho, ary isaorana manokana ianao ry PSD ! Mba nandefa fiangaviana aho teo momba ilay sarin’olona nodorana velona .
    Asa raha mba mety manana izay sary izay ianao.
    MIsaotra mialoha
    Tahiry

  49. Njara > tena tsy ananako ilay sary …maninona raha manontany ao @ Facebook ? MBA HO BE KOKOA NY Chance !

  50. How do you make cider?I recently aquried a cider press and would now like to give it a bash! Are there any websites giving info and is it possible to give a unique flavour. Roughly how many apples equal quantity of cider. All info gratefully recieved!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *