Mbola ho avy ny maraina ry Malagasy a !

Maraina vaovao
Maraina vaovao
Maraina vaovao

Tsy ho lava resaka aho, fa ity no hira atolotro anao mpamaky amin’izao andro izao. I’ll not talk for a long time. I just dedicate this video to you.

7 pensées sur “Mbola ho avy ny maraina ry Malagasy a !”

  1. efa tonga izy io fa antsika no mihetsika fa tsy miandry ireto
    Mpitarika vilam-bava ireto.
    Ilay FILOHAN’NY MPITARIKA VILAm-BAVA MANTSY e! ity ilay MANGIDY ITY TSY AZO HATOKISANA.

  2. Ao aiza ry sė???
    Tonga dia toray voatabia!
    Koa inona no andrasana hono ??izaho izao efa nanantena fa efa HIMPOKA
    olona eny efa hatry ny omaly.
    Mba hitondray ROSE mena iray neny avy amiko ry sė raha sendra mankeny sė.
    Dia misaotra dia ny mialaoha.Dia bisous be @ Neny any.

  3. MAIZNA FN IO , DADA TS HO FILOHA EO TSOUN ,AZA MANANTENA POKATY EO , EFA TEO TS NAHAY KU

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *