ME RAZAFIMANANTSOA HANITRINIAINA : TSY MANAIKY NY FEPETRA AMIN’NY FODIAN-DRAMATOA LALAO RAVALOMANANA NY FIANAKAVIANY

IMG_6688

IMG_6688Nitondra nyfanazavana tamin’ny vahoaka teny amin’ny Magro Behoririka androany momba ny fisakanana an-dRamatoa Lalao Ravalomanana ny filoha lefitry ny Cst Razafimanatsoa Hanitriniaina Lobo androany. Marary antsika tato ato hoy izy ny fandrenesana fa marary Bebe Razay. Efa « etat critique » izy hoy Me Hanitra amin’izao fotoana izao. Ho an’ny olona tsy manana fo fa fo vato no tsy mahalala izany fa raha ohatra ka mbola olona manana fo mitepo dia maharary izany. Nampatsiahiviny tamin’ny vahoaka ireo taratasy nisy rehetra teo amin’ireo tomponandraikitra. Ny zavamisy hoy izy dia fihatsarambelantsihy no misy eto. Manao mpitari-bato vilam-bava, miseho ho manana fo nefa ny ao anaty fo vato. Isika hoy Me Hanitra dia nanankina tamin’ny Sadc ny fampodiana ny sesi-tanypolitika any ivelany.  Ny an-dRamatoa Ravalomanana Lalao dia fodiany tsy misy fepetra, fa misy olona mitady hametraka fepetra.  Fa maninona moa Neny Lalao hoy izy no atao an’izany. Izy dia ohatra ny reny rehetra, maharary azy ny reniny. Mitady azy isan’andro ny reniny. Misy dikany lehibe hoy Me Hanitra izany amintsika Malagasy.Ny aina tsy mifametra. Nikarakara taratasy hodiany izy tamin’ny Alarobia. Tsy misy olana hoy ny Air Link izany ary novidiany ny billet. Tonga izy hoy Me Hanitra ny maraina teny amin’ny Aéoroport, nanatitra azy ny ministry ny raharahambahiny Afrikana Tatsimo. Rehefa tonga tao izy di anisy filazana fa tsy mahazo miditra ao natay fiaramanidina indray. Omaly maraina hoy izy dia nifandray tsy tapaka tamin’ny ministry ny fitaterana par interim izahay fa ny ministra tsy eto an-toerana satria milaza izy rehetra fa tsy misy sakana. Nilaza anefa hoy izy ireo fa raha misy mampiahiahy anareo dia antsony ny SG. Mbola niteny ireo hoe tsy misy olana. Tokony tamin’ny 10 hiainga ny avion hoy Me Hanitra dia mbola nifandresy mahatra tamin’ireo izahay hoe misy taratasy avy amin’ny direktera ACM nilaza fa tsy mahazo miondrana ao anaty fiaramanidina. Nantsoiny hoy izy io tomponandraikitra io dia nilaza fa izaho tsy nanome baiko n’iza n’iza. Ny niafarany hoy Me Hanitra dia mbola nisy mail telo indray milaza fa tsy mahazo mandeha io fiaramanidina io raha misy an-dRamatoa Lalao Ravalomanana. Raha vao nahare io izahy hoy izy dia lasa nankany amin’ny ministra nampiseho ny porofo rehetra. Gaga izy hoy Me Hanitra ary nilaza fa izaho koa izany dia handaingana. Nampiantsoina ilay Dg ary nilaza fa mandainga ny AIr Link fa tsy nanao an’io ny tenako. Noho efa henjana ny raharaha hoy Me Hanitra dia nanaiky izy fa niala tao amin’ny ACM io baiko io. Rehefa izay ny zavanitranga hoy ny fanazavana dia niteny ny Ankolafy Ravalomanana hoe ianao izany no sakana amin’ny fahatongavan’ny Ramatoa Lalao Ravalomanana.  Raha mbola izaho hoy ilay Dg no eto dia tsy hitaingina io avion commercile io Ramatoa Lalao Ravalomanana. Mbola nisy niteny ihany omaly hoy Me Hanitra hoe izaho koa nanana anabavy nahazo ohatra io. Izay foana izany hoy izy no ataontsika eto, mifaninana amin’ny ratsy . Ny fanakanana an-dRamatoa Lalao Ravalomanana hoy izy dia tsy hitondra filaminana. Misy olona te hanao fifidianana eto fa tsy maninona fa tanteraho ary ho tonga main’ny teniny hoe hikorontana ny fifidiananna. Tsy azontsika ekena ny ohatra izao. Tsy mbola fantantsika hoy Me Hanitra ny hahatongavany. Teto isika tsy nisy antso hoe hitsena azy. Efa niteny izahay hoy izy hoe daty sy ora no andrasanay. Tsy maintsy ampahafantarina antsika izany fa  tsy fantatra na rahampitso na afak’ampitso no tonga izy. Tsy manaiky ny fiaramanidina manokana ny fianakaviany hoy Me Hanitra satria sady lafo be izany fa raha manana izany ve tsy aleo hitsaboana nyreniny. Isika tsy mahatoky ny fiaramanidina omena izany. Ny antony hanomezana izany dia hoy izy dia entina havezivezy atsy sy aroa. Tsy manaiky fepetra n’inon’inona ny fianakavian-dRamatoa Lalao Ravalomanana. Raha mbola misy ohatra io dia tomponandraikitra ny DG ny ACM.

3 pensées sur “ME RAZAFIMANANTSOA HANITRINIAINA : TSY MANAIKY NY FEPETRA AMIN’NY FODIAN-DRAMATOA LALAO RAVALOMANANA NY FIANAKAVIANY”

  1. HEveriny fa hitondra vola be hiditra eo angaha neny ka MISY HO ROBAINA INDRAY e!!!
    Fa ny fianakaviany ve izany no tokony handray ilay fepetra fa « tsy tokony handeha @
    fiaramanidina foza i NENY e?????atao ihany ny tsy hiteny tompoko ô!!avy dia lazao raha misy tsikombakomba
    ao fa tsy mety e!!!TSY RARINY e!!raha tsy ireo fianakaviana izany dia NAVELANAREO NANDEHA TANY NENY na
    dia efa tsy takona hafenina intsony aza ny HABIBIANA sy ny toetra ratsy kotrehin’ireto foza?na ny sakafo sy rano fisotro
    anatin’izany Avion izany aza ve dia hoa azo antoka e!!!!
    Raha azon’ny foza hatao na izay mihintsy aza dia alainy Neny dia tantanany hijery ny reniny dia ateriny hiverina fa MAFY
    MAFY BE ILAY TAHOTRA FA MANAO RATSY, » aleo hono enjehan’ny omby masiaka toy zay enjehan’ny heritreritra ».
    MAHONENA!!!!

  2. Mme Lalao Ravalomanana est une citoyenne ,elle a tout son droit pour vivre et se déplacer dans tout le territoire Malagasy .Même la justice Razanmahakisoa ne l a pas encor condamnée .

    ACTUELLEMENT C EST LA DICTATURE DE RAJOELINA QUI L INTERDIT DE VIVRE DANS SON PAYS ,pour la seule raison que tout le monde sait ,qu elle rsique de TROUBLER l’esprit de Rajoelina et de GOLDBLATT .

    ALORS TOUS ENSEMBLE = A BAS RAJOELINA – OU AMBANY RAJOELINA.

  3. Dr CELESTIN Robin dit :

    03/03/2013 à 03:31

    Ce samedi 02 mars ,lors de son intervention téléphonique au Magro behoririka , Madame RAVALOMANANA LALAO a confirmé le refus d’embarquement à lui notifié par la compagnie Airlink ,qui a reçu de l’acm l’ordre de ne pas embarquer Madame RAVALOMANANA LALAO dans l’avion en partance..
    Ce samedi 02 mars , Maître HANITRA a informé l’assistance de Magro behoririka le contenu de la rencontre qu’elle a eue avec le dg acm razaka machin
    Ce dernier après avoir répondu ne pas être l’auteur du notam contre Madame RAVALOMANANA LALAO a finit par avouer qu’il en a été l’auteur et il terminé son laius par jurer que tant qu’il sera dg acm Madame RAVALOMANANA LALAO ne montera dans un avion commercial…
    Cette rigidité non justifiée et ce refus de ne pas obtempérer aux instructions du premier ministre ,qui a donné ses directives pour la facilitation du retour au Pays de Madame RAVALOMANANA LALAO constitue une transgression
    frontale de l’autorité du premier ministre..
    Lu dans la age « accueil » du site officiel RAVALOMANANA MARC ce samedi 02 mars :

    « jean Robert Razafy, Directeur Général de l’ACM, a déclaré que tant qu’il est à la tête de l’ACM, Lalao Ravalomanana ne pourra pas rentrer par un vol commercial mais en avion privé à ses propres frais. ».
    Deux possibilités :
    -soit ce dg acm qui a pété lers plomb rattrape sa bévue en en déclarant lque le notam qu’il a délivré contre Madama RAVALOMANANA LALAO est nul et non avenu
    -soit le premier Ministre Beriziky le révoque pour faute grave (refus d’obéir aux instructions du Premier Ministre ).

    c’est l’occasion donnée au Premier Ministre de montrer publiquement son autorité et un test providentiel pour examiner comment rajoelina va réagir !
    Autrement dit : Nous allons assister à un bras de fier ,qui , quoiqu’il en soit , ouvre un autre climat politique dans le Pays !

    [Répondre]

    Répondre

    Laisser un commentaire

    Nom

    Adresse de contact

    Site web

    Commentaire

    Votre commentaire n’apparait pas ? Lisez ceci

    Les petites phrases du jour

    « Lalao Ravalomanana peut rentrer à Madagascar rendre visite à sa mère, sous condition »
    26/02/2013 95

    « RN5 Foulpointe : les travaux avancent à raison de 300 mètres par mois »
    25/02/2013 31

    Tous les articles »

    Sondage

    Aurons nous des élections en 2013 ?

    Oui
    Non

    Résultats

    Archives

    Insécurité et faits divers

    09:49

    A chaque fin de mois, l’ambiance s’alourdit à Madagascar 26/02/2013 10

    09:41

    Ambohimangakely : ils braquent le trésorier de l’église 26/02/2013 3

    08:46

    Ambatondrazaka : il viole sa fille de 14 ans 26/02/2013 5

    08:44

    La Cour d’assises du Val-de-Marne condamne MamodTaky a 28 ans de taule 26/02/2013 1

    08:42

    Dernière tendance à la mode : braquer les petites épiceries 26/02/2013 3

    Tous les articles »

    Le fil info tananews GMT + 3

    15:13

    Invasion acridienne : les essaims de criquets commencent à atteindre le Nord01/03/2013 5

    15:04

    Autorités aéroportuaires et aériennes : des ordres d’Omer Beriziky sur le cas de Lalao Ravalomanana01/03/2013 38

    14:41

    Sinistrés de Haruna : la CENI-T apporte son soutien01/03/2013 1

    14:24

    Match Fair play de Scoop Digital : un aperçu de l’équipe politique01/03/2013 6

    12:12

    Les premières personnalités amnistiées01/03/2013 12

    11:34

    SAMIFIN : sur une piste d’un financement d’actes de terrorisme, de piraterie et de trafic d’armes01/03/2013 11

    11:14

    Andry Rajoelina : un retour dans le Sud planifié ?01/03/2013 13

    11:07

    Johannesburg : Lalao Ravalomanana refoulée par la compagnie Airlink01/03/2013 78

    10:42

    Naika Éliane : « Précision sur mon amnistie »01/03/2013 13

    09:31

    Jean de Dieu Maharante : la Communauté internationale ne doit pas se mêler de l’amnistie01/03/2013 7

    Tout le fil de l’info »

    Vos réactions

    Dr CELESTIN Robin dans Autorités aéroportuaires et aériennes : des ordres d’Omer Beriziky sur le cas de Lalao Ravalomanana Ce samedi 02 mars ,lors de son intervention téléphonique au Magro behoririka , Madame RAVALOMANANA LALAO a confirmé le refus… 03:31

    elas dans Ordres au sujet de Lalao Ravalomanana : les autorités ont lu de travers @Fara, la folie humaine, je crois qu’il n’y a pas plus dangereux que des personnes incultes qui s’accaparent… 01:45

    Sapa dans Ordres au sujet de Lalao Ravalomanana : les autorités ont lu de travers @Fara, ILs détruisent La Terre IL ne restera plus un seul Arbre Plus une seule Fleur Plus de Poissons dans… 00:53

    Sapa dans Autorités aéroportuaires et aériennes : des ordres d’Omer Beriziky sur le cas de Lalao Ravalomanana @Verohanitra, oui mais ce n’est pas le Monde qui va aller voter … Si Rajoelina croit qu’il va toujours s’en sortir… 00:35

    Lemaizina dans Autorités aéroportuaires et aériennes : des ordres d’Omer Beriziky sur le cas de Lalao Ravalomanana @rirama, ajoutez le Prof Tsiavaliky Célestin de l’université de fianar :mrgreen: dont une missive d’intention circule déjà! 00:06

    rirama dans Autorités aéroportuaires et aériennes : des ordres d’Omer Beriziky sur le cas de Lalao Ravalomanana @rirama, Bon! je vais dormir tranquillement en attente du modérateur après 24h ? pour un forum intitulé : TNN actualité 24/24h… 00:00

    Tous les commentaires »

    Les cours de change
    EUR
    2885.35 […]

    USD
    2209.17 […]

    Ils font le buzz

    Albert Zafy Andry Rajoelina Fetison RAKOTO ANDRIANIRINA Zafy Albert Ambroise Ravonison Marc Ravalomanana Leonardo Simao Richard Ravalomanana Monja Roindefo Mamy Rakotoarivelo Didier Ratsiraka Omer Beriziky

    Inscription Lettre de Tana
    Recevez gratuitement la lettre de Tana chaque lundi

    E-mail:

    Inscription
    Desinscription

    Rechercher sur TNN

    Méta
    Inscription
    Connexion
    Flux RSS des articles
    RSS des commentaires
    Site de WordPress-FR

    Archives
    Choisir un mois mars 2013 février 2013 janvier 2013 décembre 2012 novembre 2012 octobre 2012 septembre 2012 août 2012 juillet 2012 juin 2012 mai 2012 avril 2012 mars 2012 février 2012 janvier 2012 décembre 2011 novembre 2011 octobre 2011 septembre 2011 août 2011 juillet 2011 juin 2011 mai 2011 avril 2011 mars 2011 février 2011 janvier 2011 décembre 2010 novembre 2010 octobre 2010 septembre 2010 août 2010 juillet 2010 juin 2010 mai 2010 avril 2010 mars 2010 février 2010 janvier 2010 décembre 2009 novembre 2009 octobre 2009 septembre 2009 août 2009 juillet 2009
    TANANEWS Powered by WordPress and theme by gazpo.com.

    Dr CELESTIN Robin dit :

    03/03/2013 à 03:31
    TANANEWS
    Ce samedi 02 mars ,lors de son intervention téléphonique au Magro behoririka , Madame RAVALOMANANA LALAO a confirmé le refus d’embarquement à lui notifié par la compagnie Airlink ,qui a reçu de l’acm l’ordre de ne pas embarquer Madame RAVALOMANANA LALAO dans l’avion en partance..
    Ce samedi 02 mars , Maître HANITRA a informé l’assistance de Magro behoririka le contenu de la rencontre qu’elle a eue avec le dg acm razaka machin
    Ce dernier après avoir répondu ne pas être l’auteur du notam contre Madame RAVALOMANANA LALAO a finit par avouer qu’il en a été l’auteur et il terminé son laius par jurer que tant qu’il sera dg acm Madame RAVALOMANANA LALAO ne montera dans un avion commercial…
    Cette rigidité non justifiée et ce refus de ne pas obtempérer aux instructions du premier ministre ,qui a donné ses directives pour la facilitation du retour au Pays de Madame RAVALOMANANA LALAO constitue une transgression
    frontale de l’autorité du premier ministre..
    Lu dans la age « accueil » du site officiel RAVALOMANANA MARC ce samedi 02 mars :

    « jean Robert Razafy, Directeur Général de l’ACM, a déclaré que tant qu’il est à la tête de l’ACM, Lalao Ravalomanana ne pourra pas rentrer par un vol commercial mais en avion privé à ses propres frais. ».
    Deux possibilités :
    -soit ce dg acm qui a pété lers plomb rattrape sa bévue en en déclarant lque le notam qu’il a délivré contre Madama RAVALOMANANA LALAO est nul et non avenu
    -soit le premier Ministre Beriziky le révoque pour faute grave (refus d’obéir aux instructions du Premier Ministre ).

    c’est l’occasion donnée au Premier Ministre de montrer publiquement son autorité et un test providentiel pour examiner comment rajoelina va réagir !
    Autrement dit : Nous allons assister à un bras de fier ,qui , quoiqu’il en soit , ouvre un autre climat politique dans le Pays !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *