NAIKA ELIANE : TSY NANGATAKA AMINISTIA AHO

IMG_6713

IMG_6713Nisy ny vaovao navoakan’ny fitsarana hoy ny Cst Naika Eliane Rosa androany teny amin’ny Magro Behoririka androany momba ny aministia. Olona 16 no nahazo izany. Efa nanao fanambarana tamin’ny gazety sy internet ny tenako hoy izy. Izaho Naika Eliane dia tsy nangataka sy mila aministia. Izaho hoy izy mpikambana feno ao amin’ny Ankolafy Ravalomanana. Raha misy zavatra hangatahiko dia ny Ankolafy Ravalomanana no mangataka ho ahy fa tsy izaho no hitonatonana any. Tsy nanao ratsy ho an’ny fireneko sy ho an’ny mpiray tanindrazana aho hoy Naika Eliana. Namoronana antontaratasy, nogadraina tamin’izaho sesitany tsy teto fa tany am-pita. Aleoko hoy izy mitsangana  eo amin’ny fitsarana manazava toy izay hanaiky iny aministia iny. Samy efa nanaiky iny tondrozotra iny hoy izy. Ao amin’ny andininy faha 16 sy 30 dia mamafa ny zavatra nataon’ireo rehetra, tsy misy dikany, tsy mitombina. Tsy nangataka aministia ny tenako hoy Naika.

3 pensées sur “NAIKA ELIANE : TSY NANGATAKA AMINISTIA AHO”

  1. Zà mbo gaga oe « inona no nanamelohana anao, Lady… »

    Those people in power, truly, are UNDER DRUG!!

  2. Mme Madame Ravalomanana est empêchée par Rajoelina de revenir au pays ,

    Vous croyez que RAJOELINA sous le soutien de Goldblatt laiseriez Mr Ravalomanana revenir avant les elections .?

    les questions sont adressées à Mamy, Ihanta, Hanitra,Manandafy, Imanoela,Constant,Zafilahy.

  3. Miala tsiny aloha Michel fa tsy ireo olona voalazanao rehetra ireo
    no nanao ilay KISONIA fa Mamy Rakotoarivelo izay tsy vitan’izay fa
    mbola natao DRIDRANGILO fa izy no ho filoha ( mbola tsy vita akory ilay sonia an) dia avy eo??.
    NOTERENA FOTSINY DADA HANAIKY fa  » mety aminsika io »sy ny VAHOAKA MOA dia tsy ferana.
    Aoka hazava tsara ilay resaka fa izay no zavanisy, TOMPON’ANDRAIKITRA TSARA @’IZAO FAHAVOAZANA
    izao i MAMY RAKOTOARIVELO fa tsy musy hidiran’iza mihintsy ny FAMETRAHANA an’i domelina ho filohan’ny
    tetezamita izay havadiny tsara fa IZY NO MANDIDY.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *