RAKOTOARIVELO MAMY : TSY HITERAKA KORONTANA NY FODIAN-DRAMATOA LALAO RAVALOMANANA

IMG_6845

IMG_6845Mbola miteraka resabe eto amintsika ny mahakasika ny fodian-dRamatoa Ravalomanana Lalao taorian’ireny fanakanana nataon’ny Dg-n’ny ACM ireny. Niezaka izahay hoy ny filohan’ny Ct Rakotoarivelo Mamy androany nandritra ny lanonana fifampiarabana tratry ny taona teo amin’ny Tanora Tiko I Madagasikara Antananarivo Renivohitra tetsy amin’ny Hotely fanatenana Ampandrana, ny tsy hanaparitaka ny vaovao. Nefa moa hoy izy fantatsika ny zavanitranga tamin’ny herinandro iny fa ny Dg-n’ny ACM izay nahazo baiko avy amin’ny ministry ny fitaterana ary nahazo baiko avy amin’Andriamatoa Praiministra ihany dia tsy nanatanteraka izany zavatra izany. Amin’izao fotoana izao hoy Mamy dia misy ministra tsy mandray baiko avy amin’ny Praiministra. Nasehonay Ankolafy Ravalomanana hoy izy tamin’ny filankevitry ny governemanta omaly izany tarehinjavatra izany hoe mety ve Andriamatoa Pariministra raha olona ambanin’ny ministra avy amin’ny governemanta no tsy mandray baiko avy aminao Praiministra. Ny fanapahankevitra noraisina hoy Mamy dia hodinihana manokana rahampitso miaraka amin’ny Omc, ACM, ny Ankolafy Ravalomanana ny fandaminana ny fiverenan-dRamatoa Lalao Ravalomanana eto an-tanindrazana. Mino izahay hoy izy fa samy handray ny andraikiny daholo ireo olona voakasika amin’izany. Izahay dia milaza hoy Mamy fa tsy hiteraka korontana na sanatria sahotaka izany fa ezahina mba ho « discrét » araka ny taratasy nataon’ny Praiministra hoe matoky ny fahendren’ny Ankolafy Ravalomanana mba tsy hiteraka korontana. Manome toky ny Praiministra izahay hoy izy fa tsy hisyizany fanakorontanana izany fa raha sanatria kamisy dia tsy avy aminay fa mety misy mpanakorontana. Noho izany dia manainga ny mpitondra handray ny andraikiny.
Momba ny fifidianana dia nambarany fa efa misy hetsika fitetezam-paritra hikarakarana ny fifidianana izay atao amin’ny 24 jolay izao. Niezaka izahay hoy izy manao fanentanana any amin’ny faritra manerana ny Nosy, ka any Mahajanga no hanombohana izany amin’ny Sabotsy 09 martsa izao, avy eo any Fiaranantsoa, ary Ambatondrazaka. Natao izany hoy Mamy mba hametrahana ny rafitra rehetra izay tokony hampetraka. Na dia hatramin’izao aza hoy izy dia mazava ny tenin’ny filoha Ravalomanana Marc fa tsy misy fanolorana olona atolotry ny Ankolafy Ravalomanana raha tsy tonga i Dada. Noho izany dia miandry azy isika. Mikasika ny FFM dia nilaza ny filohan’ny Ct Mamy Rakotoarivelo fa ny Ankolafy Ravalomanana dia tsy afa po amin’ny fanendrena ireo mpikambana ao anatin’ny FFM satria heverinay hoy izy fa tsy misy olona izay tsy tokony hanana toerana ao anatin’io FFM, fa izay ,no nifaneken’ny mpikarakara rehetra dia arahina amin’izay nifanarahana izy. Tsy tena mbola resy lahatra izahay hoy izy hoe ireto FFM ireto ve tena hamaha ny olana sy tena hampihavana marina. Ny fanatenanay hoy izy dia hadiso izany fiheveranay izany izy ireo rehefa tena mandeha ny asany.
Momba ny any Atsimo dia nitondra ny fiaraha miory amin’ireo traboina any Atsimo ny tenany amin’ny anaran’ny Ankolafy Ravalomanana.

12 pensées sur “RAKOTOARIVELO MAMY : TSY HITERAKA KORONTANA NY FODIAN-DRAMATOA LALAO RAVALOMANANA”

  1. « Isika mandefitra foana e!! » na dia efa hitsahina an-tendakely aza.
    Aleo ho safosafoina @’izay ilay zavatra dia mitohy hatrany ny FAMORETANA REHETRA.
    Aroso ny fifidianana????efa eo angah dada??efa mivoaka ny Gadra sy ny haino aman-jery sns..??????
    terena haroso dia terena i dada hanondro azy avy eo hilatsaka sa …..?????EFA AIZA NY FAMPIHARANA
    NY FR kosa angamba mbola MAIKA LAVITRA NOHO NY FIFIDIANANA AN???sa M. RAKOTOARIVALO
    hono Filoha dia domelina PM manery azy azy avy ato ambany????avelao aho mba hilaza ny MARINA fa
    aza musy tezitra fa ny tanntara oah no aoka hitsara aloha izay vao TEZITRA AMIKO raha milaza ny marina aho.

  2. Dia haona koa ilay fodian´i dada milaoha ny volna aprily sa efa hadino sahady ??????.
    tsy izay ve no voalazný SADC ??????:

    Ilay SADC koa toa manao vavan´i andry rajoelina, hafa ny lazaina anieo tsy tanterahana d1a mody hadino eny ihany, Isika mlagasy izany toa efa zatra ampiesonina foana !!!!
    dia izay izany ilay valala be manadry , mbola tsy nifoha.

    Rehefa tsy azo atao resaka politika aza ny fodianí Neny ,dia andao hiresaka ny fodian´i DADA. Oviana marina ????, moa ve efa mandeha ny fanereny ny fikarakarana ny fodiany alohan´ny volana Aprily ???????

    tsy i Neny anei ny olana, fa i DADA ,iny no ilaina aloha mody an-tanindrazana araka ny voalazan´ny Art 20 FDR.
    mbola i neny no ho avy efa mikorotana ambony ambany na ny Foza na ry JOB na ny tafika, na ny mpomba ny ara-dalana koa, be ny resabe.

    Ka raha i DADA izany dia ho lazaina fa hitondra korontana, sao aza fanomanana izany resaka izany no mody ilana vanona ity fahatongavaní neny ity.

    TONGAVA SOA I NENY ALOHA ! FA IZAHY MANGETAHETA TE AHITA AN´I DADA, SY NY IVOAHAN`NY GADRA POLITIKA; SY NY HISOKAFAN´NY HAINO AMAM-JERY MIKATONA.

    fampiharana ny FDR antsakany sy andavany.

  3. Pour l’honneur,

    POUR la liberté d’expression,

    Pour le retoue de la respectabilité de nation,

    Pour la patrie

    Pour LA Justice ,

    pour le respect des valeurs ancestrales ,

    Pour le respect des valeurs universelles .

    Pour l’indépendance ,

    A BAS RAJOELINA – AMBANY RAJOELINA – A BAS RAJOELINA -RAJOELINA AMBANY.

  4. Mba mahaiza mametraka ny zav-drehetra eo amin’Andriamanitra re rey olona fa aza dia mifanome tsiny lava izao a !

    Rehefa be vava anie ianao, tsy misy fitahiana ho azo mihitsy é !
    Maninona re isika no tsy maintsy mifamely é !

  5. Des sources au courant du dossier affirment l’existence d’une lettre de la Présidence de la Troïka sur les conditions du retour de l’ex-Première dame.
    Rebondissement dans l’« affaire Lalao Ravaloma­nana ». La Troïka, organe de coopération de la Communauté de développement d’Afrique australe (SADC), aurait, en substance, repris les propositions émises par Andry Rajoelina, président de la Transition, pour le retour de l’épouse de l’ancien Chef
    de l’État.
    « Le président tanzanien, Jakaya Kikwete, assurant la Présidence de la Troïka, avait écrit une lettre à l’ancien Prési­dent, Marc Ravalomanana. Il explique le choix pour la préservation de la sécurité de l’épouse de ce dernier et celle du processus de sortie de crise encore fragile », a laissé filtré une source au courant du dossier, hier.
    La même source évoque la « reprise des conditions proposées » par Andry Rajoelina sur ce retour. Il s’agit, entre autres, d’un déplacement par avion privé fourni par l’État, de l’octroi d’une voiture pour le déplacement de Lalao Ravalomanana ainsi que des gardes du corps.
    Le président tanzanien aurait inclus un avis favorable pour la présence de la belle-fille de Marc Ravalo­manana dans le voyage. Il en est de même de la reprise de la condition contre tout acte politique et toute déclaration politique. L’épouse de l’ex-Président pourra faire une déclaration sur les droits de l’Homme mais par le biais d’un communiqué.
    Négociations
    La lettre du président de la Troïka, en cas de confirmation, renvoie la balle dans le camp de Marc Ravalo­manana. Toujours selon la source indiquée, les autorités concernées « attendent la réponse de l’ancien Président ».
    Dans une certaine mesure, la démarche confirme la déclaration d’Andry Rajoelina, en marge de sa visite à Toliara, dimanche et lundi. Le président de la Transition avait évoqué la « nécessité de négociations » autour du retour de Lalao Ravalomanana pour être au chevet de sa mère malade, et d’un « engagement » sur un éventuel accord.
    Le camp de Marc Ravalo­manana affirme « ne pas connaître » une telle initiative. « Nous ne sommes pas au courant d’une telle lettre », a indiqué Mamy Rakotoarivelo, président du Congrès et chef de délégation de la mouvance. « Maintenant, nous attendons la réunion de l’Organe mixte de conception (OMC) et de l’Aviation civile de Mada­gascar (ACM) avec le Premier ministre, Omer Beriziky », a-t-il poursuivi.
    En milieu de la journée, le président de la Chambre basse avait été plutôt ferme dans sa déclaration. « Les propositions du président de la Transition avaient été rejetées par la SADC. Elle avait accepté le retour de Lalao Ravalomanana à bord d’un avion commercial et non à bord d’un jet privé », avait-il indiqué, en marge de la présentation de vœux des Jeunes Tim, à Ampandrana. Il n’est pas exclu que la situation évolue en début de soirée.
    Le chef du gouvernement avait écrit une note aux autorités, conformément à l’accord de principe émis par Andry Rajoelina. La mouvance Ravalomanana s’est, pourtant, insurgée contre une mesure prise par les autorités, conduisant à l’interdiction pour l’épouse de l’ancien Président d’embarquer
    pour le vol à destination d’Anta­nanarivo, vendredi. La réunion organisée entre l’OMC et l’ACM, ce jour, devrait examiner le dossier. La lettre de Jakaya Kikwete pourrait changer la donne, à moins que le camp Ravalo­manana accepte les modalités évoquées par le président tanzanien.
    Iloniaina Alain
    Jeudi 07 mars 2013 (L’Express de Madagasacar)

  6. Ny filazana ny MARINA aza hafangaro @ FAMELEZANA, fa ny MARINA
    MARINA IHANY, izao sarotsaromana lava izao no efa MAHAVOA lava toy izao,
    Manjary lasa FANARARAOTANA ilay FANDEFERANA anie @ farany e!!efa tsy RARINY ksa angamba?
    tsy hitanareo ve fa efa tena MANGIRIFIRY ny VAHOAKA???POTIKA NY TANINDRAZANA ??ny ho avi’
    ny TARANAKA sns efa tsy tenenina intsony dia mbola mahasahy MIHAINOHAINO IHANY???ataoko kosa
    fa tsy rariny ity FANAMBOARAMBOARANA RESAKA LAVA ITY FA TOKONY MBA HAKA FANAPAHAN-
    KEVITRA HENTITRA na lalana hafa fa tsy FALY MIOSO-POTAKA MIARAKA @ FOZA ao fotsiny.

  7. Misajaona
    Zara aza misy io resaka Neny io indray handrebirebena hanarotsaromana ny
    FAHATONGAVAn’i dada, dia mangatsiatsiaka kely indray aloha, tsy hainao???
    Ny fifidianana no MAIKA lavitra noho ny fanatanterahana ny FR satria EFA VITA NY NILANA ILAY FR.
    dia misy hilana io FIFIDIANANA maika io indray DIA NY MBOLA TSY EO I DADA DIA DODOSANA FA
    DADA AVELA HO ANY .

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *