4 pensées sur “Sary Magro 11 Mars 13”

  1. Io Raguy io koa lazainareo fa lasa Niosi-potaka zalah???
    ahoana hoy izy @’ilay sary ry Solo Razafy???toa tsy misy fanazavana
    sa mbola ho avy???sa efa izay izany!!!sao dia mba dizina lery t@’ilay sary kosa e hihiiii??

  2. Guy Maxime an! io izy io dia ahona no nahatonga ilay sary
    miaraka @’ foza ireny ???mba nisy fanazavana ve ???azafady ???

  3. Est-ce que a présence de zafy àce match de foot_fairplay vous surprend ?
    Quand on pense aux rencontres fréquentes des deux hommes en 2009 et 2010 ,rien n’est du domaine de l’impossible surtout si vous vous souvenez de l’opposition acharnée qu’a témoignée zafy de 2002 jusqu’au coup d’état..!
    Et après la signature des accords de MAPUTO ,lors de la réunion des chefs des quatre chefs mouvances , zafy a proposé que la présidece de la transition soit confiée à rajoelina ,le Président RAVALOMZNANA MARC ne participe pas à aucune institution de a transition ,ratsiraka aussi n’en a pas voulu et zafy s’est attribué la reconciliaton..
    Suivons cette redistribution des cartes chez ceux qui s’opposent au Président RAVALOMANANA MARc..OUvrez ler yeuw ,écoutez et fermez la bouche…
    A une prochaine fois !

  4. Aza anontaniana! Asa… fanin’ilay siotsioka teny an-kianja avy nampifalifalin’ny foza angamba dia tsy maintsy manadio tena eny @ finoana… Sady tonga koa i Neny sao dia misy mitorotoroka eo. Ny fitondra-tenanareo ao ihany no mahatonga ny filoha Ravalomanana hilaza hoe  » aza mitati-bolana fa miraisa-hina tsara ». Ary mbola tompon’andraikitra 50% @ tsy fahafahan’i Fl. Ravalomanana mody an-tanindrazana izao ataonareo tsy hay hoe ahoana na ahoana izao.
    Miarahaba anao Rtoa Ravalomanana Lalao na dia izany aza ary mirary fahasalamana ho an-dRtoa reninao. Ny Filoha Ravalomanana no tena andrandraiko ary ampitao any aminy fa mbola miorina aminy tanteraka ny finoako azy @ maha Filoham-pirenena azy.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *