1 pensée sur “Sary Magro Milay 09 Martsa 2013”

  1. Izay lasa avelao handeha fa tsy olana e!
    tsy mifanome tsiny .Tombon-dalana ny an-DRaguy Maxime
    fa mbola ho avy ny manaraka avy aty afara eeeeeeeee…..
    Maharetà ry mpihazakazaka , isika tsy naman’izay mihemotra eeeeeee
    Avelao A-tra hanao ny asany, mbola misy tsiparifary ao matoa isika mbola tsy tafavoaka.
    Dia aza miantehitra an’izay Ankolafy fa ny tsirairay no tokony mandray sy mandinika akaiky
    ary maka ny anajra tandrify azy avy, toy zao hetsika hataonareo izao RY VAHOAKA HENDRY
    MAHATĖ HIDERA, MANKASITRAKA NY VAHOAKAN’i MAGRO.HOMBA ANTSIKA LALAN-DAVA
    ANDRIAMANITRA !!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *