TICKET MmE LALAO RAVALOMANANA 28 FEV 2013

TICKET MME LALAO RAVALOMANANA 28FEV2013 (1)

Voaporofo fa fitondrana mataho-behivavy ny FAT.Norarana tsy hiditra eto Madagasikara indray Rtoa Lalao Ravalomanana raha nikasa hitsidika ny reniny tamin’ity androany ity.Inty asehonay aminao ity ny momba izany :

TICKET MME LALAO RAVALOMANANA 28FEV2013 (1)

2 pensées sur “TICKET MmE LALAO RAVALOMANANA 28 FEV 2013”

  1. Izany no aina koa tė HANGALATRA SY HANDROBA eo daholo
    ry ilay TSIVALAHARA ISANY a!!!fandresena ho antsika izany fa
    tsy dia hatao mampalahelo dia mba hietsika izay tsy hietsika e!! ANGAMBA!!!!
    Mahereza daholo fa ny manetsy be mbola ho avy.
    FA VAO2 ve izany e???.ianareo ve tsy efa hilazana fa SARIN-DIKY NO MITENY fa tsy
    TENIn-DEHILAHY e?????MAHONENA!!!!ATAOVY FOANA ITY KISONIA HANITSAHANY
    aANTSIKA @ tendakelintsika eeeeeeeeeeLOZANAO IZAY NANENDRY IO FAKOn’OLONA io
    ho eo @’io toerany io HANJAKAZAKANA @ TSY RARINY TOY IZAO.

  2. Aiza ny olona ety? Aiza ny mpitarika ety? Ao Ambohitsirohitra miaraka miletra ny volabahoaka. Anisan’ny kely fotsiny izao, efa be ny ratsy vita ary mbola ho be ny hataon’ireo mpiara mitsikombakomba.
    Zafilahy é, mangidy é, oadray lehiroa a.
    Ny ataon’ny mpitarika Ravalomanana no loha laharana mi-bloque ny situation. Tsy misy anarana azo esorina fa lasitra 1 ireo. Maty aho volabean’ny vahoaka izay mitsiparaparaka amin’ny tany sisa.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *