Filoha RAVALOMANANA : « Matoky ny zanako, ny vadiko ary ianareo aho »

1111111111Niditra mivantana tetsy amin’ny kianjan’ny finoana Magro Behoririka io takariva io ny filoha Ravalomanana Marc. Efa nampanantena izy fa ny vahoaka mpitolona no hahafantatra voalohany ny vaovao tany an-toerana . Nambaran’ny tamin’izany fa tonga taty ny delegasiona avy any Madagasikara ka fanontaniana telo no napetraka tamin’ny hoe ahoana ny fahitany vahoaka any ny fifidianana ary tsara isika raha mandray anjara amin’io. Nanao tatitra tamin’zany I Mamy Rakotoarivelo sy Botozoaza Pierrot hoy izy. Ny faharoa dia ahoana ny kandida atolontsika avy any. Nilaza izy ireo hoy ny filoha fa efa nanatona an’I Neny izahay. Dia nahita izahay prezidà fa efa vonona izy . Manaiky izahay fa izy tena manana ny maha izy, noho izany dia izahay Ankolafy dia manolotra azy. Niresaka tamin’ny telefonina tamin’ny madama alohan’ny niaingana izy ireo hoy ny filoha Ravalomananana Marc . Nilaza i madama hoe : “rehefa mahasoa ny firenena dia vonona aho”. Rehefa niresaka tamin’ny besinimaro izy ireo dia nanaiky.Teo aho no niteny hoy izy hoe raha madama no atolotrareo, dia tsy iza fa ny vadiko. Ianareo mihitsy no nanolotra azy ka amin’izay fotoana izay aho sady tsy ho any raha tsy vita ny fifidianana. Mba tsy ho resaka fianakaviana hoy izy dia aleo hitan’ny vahoaka eo fa tian’ny olona izy amin’ny fifidianana madio sy mangaraharaha. Matoky ny zanako, ny vadiko , ianareo aho fa tsy hamadika ahy. Tsy fidiny ho ahy hoy ny filoha ny hijanona aty ary tsy sitrapoko. Aty an-tanin’olona aho ary fantatrareo tsara fa tsy afa manoatra. Tsy misy atokisako afa tsy ianareo zanako. Matoky ny zanako sy ny vadiko fa izy no hampody ahy. Nisy nihevitra ireo delegasiona taty fa efa izy ireo mihitsy no ho lany amin’izay ho kandidà eo. Matokia an’i Dada ianareo fa izay mahasoa ny vahoaka no ataoko. Dada tsy maintsy mody hoy izy namarana ny teniny.

51 réflexions sur « Filoha RAVALOMANANA : « Matoky ny zanako, ny vadiko ary ianareo aho » »

  1. Hay izany ireo no nanolotra an’i Neny??? eto indrindra isika ry Dada……
    Tadiinao tsara angamba ilay hoe: » mety amintsika io FR io fa mody Dada » hoy Kotovelo.
    Tandremo ary ry dada fa sao fandrika io eeeeee
    Ny tsy hodianao no tanjona eto fa raha tena hiady ireo ka tena olona tsara ho anao dia TSY MISY AFA TSY NY
    FODIANAO ALOHA NO HIMATESANY.
    MINO KOA VE DADA FA HO AVELAN’IREO HO LANY EO I NENY HODIANAO e???????????KELY NY FINOAKO!!
    FITADIAVANA LALANA IO DADA HIJANONANAO LAVALAVA KOKOA HATRANY HANONDRANANA koa mba jereo
    ihany ilay vahoaka MIADY MAFY MIANDRANDRA anao dada.MBA MIANGAVY raha azo hatao dada a!
    FANDREBIREBENA IO !!!MARINA e!!!aleo ihany miady ny fahatongavanao fa aza mety hivarotana saka be loha intsony
    fa ampy izay dada a!!MANAHY MAFY AHO!!!!

  2. Ny tena mampanahy ahy eto dia hatao daholo izay fomba sy tetika
    MANARA-PENITRA TSY HODIAN’I DADA sy hampitarazoka lava be
    hatrany, hanararaotana ao @ tanana ao.
    Efa mazava be fa i dada no tena tsy zakan’ireo koa izay indrindra no tokony HIADIANA MAFY ary
    fantany koa fa dada ihany no tsy azony hotsonina.

  3. Izay lazainao ry Dada dia mahasoa anay zanakao! Tsy misy Ray aman-dReny tsy tia ny zanany izany eh! Mahasoa sy mahatsara anay matoa ataonao. Matoky tanteraka anao izahay ary i Neny rahateo koa anie solon’i Dada ihany eh! Faizintsika ny mpanjanaka ry Dada sy Neny ah! Ho esorintsika hatramin’ny fakany ireo dia ho tany sambatra i Madagasikara.

  4. @ fomba ahoana ohatra raha mbola izao no zavamisy????
    TSY AZOKO??????TANDREMO FA FANDRIKA BE IO DADA a!!!
    « izay hatao dia mety daholo rehefa izay no TSY HODIANAO » efa vava navoakan’i chatay koa io.
    fa ny hoe  » ho lany i neny hodianao ???? » mahakely finoana ahy satria fantatra tsara ny toe-
    draharaha fa tsy musy mandeha @’izay laoniny , mbola fanjakan’olon-tokana ary fantatra tsara
    hoe IZA NO MANDIDY @’IZAO.Dinio lalina ihany dada fa mijaly ny vahoaka a!

  5. Andraso kely aloha ry zareo: sao dia mba fitsapana an’i neny koa io
    hoe: inona marina no antony nahatongavany ao Dago???tena Bebe Razay tokoa ve???
    satria raha ny fahafantarako ilay raharaha eto dia ry zareo no nampidi-kizo an’i Neny eto an??
    dia mety ho hanaovana toetra tsy zaka @’izay ry zareo satria efa nanamafy ny sasany fa  » tsy
    msy resaka politika no antony nahatongavany « ?????????
    anjaranareo no mandinika fa amiko MISY RAHA AO eeeeeeeeee

  6. Betsaka loatra ny zavatra tsy mbola mazava, kanefa ny fotoana mandroso ihany ! Aza dia omena tsiny ranavalona ê ! Azoko tsara ny tiany ho lazaina rehetra ! Izaho koa mba lasa eritreritra ; raha izao no mitohy dia asa fotsiny !
    Vonona ny hamadika bainga ve, ireo efa ao anaty rafitra ?

  7. http://www.tananews.com/wp-content/uploads/2013/04/ravalomanana-250×140.jpg

    Tsy woe sanatria tsy fitiavako any i RAVALOMANANA fa raha amiko manokana dia misy zavatra afaafa mihitsy ity fiovan-javatra ity.Raha maharaka vaovao isika hatraminizay dia niteny ny masoivoho ny mena sofina, asa izay raha firy andro lasana, fa niteny ity farany ity manao woe tsy tsara mihitsy i RAVALOMANANA mody an-tanindrazana raha tsy vita tanteraka ny FIFIDIANANA.Midika vé izany fa nisy PRESSION tany ambadika tany.Raha izao ny fandehany dia toa haotrany resy tsy miady i RAVALOAMANANA, satria toa ekeny daholo izay zavatra tenenina azy, mitovy amin izao zavatra miseho izao.Manarakizany, fa angaha i RAMATOA LALAO RAVALOMANANA dia afaka milatsaka indray, nefa teo aloha nisy lalàna milaza woe: TSY MAINTSY EFA NIPETRAKA ENIM-BOLANA taty an-tanindrazana vao afaka milatsaka, zao indray toa afaka milatsaka indray, misy zavatra tena atahorako eo sanatriaviny izany, sao dia sady tsy any ny atsy na ny eroa.Efa elaela ihany mantsy izaho no tsy nanoratra teto, fa hono woa efa OFISIALY vé izao filatsahany i LALAO izao ary efa novàna vé ilay LALANA, sa kosa tonga dia afaka milatsaka fotsiny izao, raha tena marina sy raikitra mantsy izao dia na i RAVALOMANANA na i RAJOELINA dia tsy misy mitany ny teny izay nomeny, ny any RAVALOMANANA moa dia ny woe TSY MAINTSY MODY AN-TANINDRAZANA IZY, ny any RAJOELINA indray ny woe tsy afaka milatsaka ny OLONA tsy nipetraka enimbolana teto an-tanindrazana.Koa raha ohatrizany ihany maninona moa raha hasiana REFERUNDUM? ny VAHOAKA aminizay NO hasaina mifidy woe:ALEO MIHITSY I RAVALOMANANA SY RAJOELINA no hasaina mifampitana dia hita eo mihitsy izay tiany ny olona, satria raha amiko izao dia tsy zavatra MATOTRA mihitsy, fa azo OVANA REHEFA AZO OVANA.Tokony ho mailo ihany isika mliaraka aminy RAVALOMANANA fa ry zareo FAT ireo ange tena tsy atokisana intsony aminy zavatra teneniny sy ny zavatra ataony é.MBOLA HITOHY

  8. Mitovy hevitra aminao Rasamy.
    Eto ilay fandrika ,
    1-TERENA I DADA HANAIKY HANDRAY ANJARA @’ILAY FIFIDIANANA .
    2- REBIREBENA @ NENY tsy hiasa loha @ FODIANY fa hoe: efa eo i Neny hisolo ahy ».
    3- andrasana efa atomotra @’izay avy eo hoe:  » tsy ampy ny fe-petra hirotsahan’i Neny dia
    iny @’izay Ny SASANY FA MIPELIPELI-DRAMBO. ATAO ATEMAKA BE sns ohatra ilay FR .
    TOKONY HITANA NY TENY HATRA@ FARANY ISIKA FA IZAO NO FANARARAOTAN’i foza
    dia ho tanteraka ilay tenin’i Simao hoe:  » tsy mitana ny teniny i dada fa miova2 hevitra foana »
    Dada a!MINOA IANAO FA FANDRIKA IO !!!
    Aza hadinonao ary tsara be fa efa fantatrao fa misy mpitarika tsy azo antoka ao ary MISOLELAKA
    MAFY @ FOZA izay mivoy io TETIKA RATSY IO.
    TSY MANDRAY ANJARA ISIKA RAHA TSY MODY IANAO DIA IZAY!!!AVELAO SAMY HIFAMOLAKA
    ETO e!!!TSY MISY TOMBONTSOA HO ANTSIKA MIHINTSY ETO RAHA TSY MODY IANAO KA IZAY
    ANIE NO EZAHAn’IREO MAFY DIA MAFY IO e!!!MBA MIANGAVY dada a!

  9. Misy dikany anie ny sasany matoa nivorivory niaraka t@ TGV tany e!!
    dia io voiziny io ilay resaka, ny ahy dia resaka hafa mihintsy no andrasako
    fa tsy resa-poza sy ny mpisolelaka rehetra ity.
    Fa maninona no tsy mba RESAKA FAMPODIANA AN’i DADA NO NIFANOTOFANA NANAOVANA BE MIDINA
    TANY ALOHA?? efa samy handany vola ihany???tsy izany ve no zavatra handrasana efa ho 5 taona izao fa avadika
    zavatra hafa indray ilay resaka, hampandriana adrisa @ milay FODIAN’i DADA??????TSY METY eeeeeeee LEO!LEO!!!
    na mba resaka fampiharana ilay FR e???io mantsy izao no « mode « @’ izao sa efa NIFIRANA TANTERAKA a??????
    Tiako be koa ilay fitenin’i dada hoe: » mahatoky anareo aho » na dia fantany aza fa efa ao JODASY,MAHONENA!!!!tena manongo
    tena aho raha izaho no eo @’toeran’izay MAHAVANONA IZANY, fa saingy efa JAMBA e!!jamban’i » V.V » sa tena havendranana?

  10. Tsy ho avelan’ny Filohan’ny FirenenaRAVALOMANANA MARC hiady sy hitolona irery i NENY na eo amin’ny fitantanana ny Ankolafy RAVALOMANANA MARC na eo amin’ny fanomanana ny fifidianana.
    Ary Isika koa tsy hisalasala hanampy azy !!

  11. Fifanarahana inona Rasamy?? dia ho sanatria ve???sao dia mba …..?????
    Mila fanazavana izany ????
    sao dia mba voizina ilay tetika manara-penitra dia ny olona ao @’ankolafy ireo ihany no hatao fitaovana
    hanatanterahana izany??ny ahy aloha dia tena tsy mazava amiko mihintsy ny nanekena ireny fangalana
    an’i Neny t@ fiaramanidina manokana ireny e???nefa dia iny indray Sarah Ravalomanana nandeha Avion
    tsara tsy nisy olana,ohatry ny hoe: halentika mafy anaty FANDRIKA I dada sa JONOANA MORAMORA ??
    aleo hatory sao mipasaka eto ny loha fa be loatra izy izany androany.
    Izao fotsiny ny ahy e!! tany masina io ka tsy hisy izay ho takona tsy ho hita ao.
    Dia ity fihaonana MITOKANA???TSY AZOKO??NY VOKATRA ANEFA TSY NISY???ASA ALOHA e!!!

  12. @ fomba ahoana ??dada aza tsy eo???
    Efa voalaza koa fa Bebe Razay no halehany any ????
    tsy manana alalana ny @’izany izy fa amiko fanerena an’i Dada hanaiky HANDROTSAKA OLONA
    FOTSINY IO MBA HANKATOA An’ILAY FIFIDIANANA NEFA EFA HITA FA MARO NY LESOKA
    TSY TOKONY MBOLA HANAOVANA IO FIFIDIANANA IO????LEMENA TSIKELIKELY DADA MBA
    AHATONGAVANA @’ILAY TANJONA MIARAKA @ ‘ FOZA.

    MODY DADA VAO MANONDRO OLONA HILATSAKA FA RAHA TSY IZAY DIA MISY TSY MAZAVA AO!

  13. Voalohany indrindra dia manotrona sy manohana tanteraka ny baikon’i Dada izahay, ary hanao izay hamapalany an’i Neny. Fitia mifamaly ny antsika, ny filoha nanao soa hoan’ny firenena ary ny Zanak’i dada kosa izay marobe manerana ny nosy ary koa mbola hampianan’ireo mpanohana an-dRavalo na dia tsy zanak’i Dada aza.
    Ny tokony hatrehina izao dia nty hoe ahoana no atao raha mandà ny filatsahany ny FAT izay fantatra fa tsy mankasitra velively. Ny tombana rehetra mantsy izao manome an’i neny ho tafita dieny @ dingana voalohany.

    Aoka aloha hitodika @ io filatsahan’i neny io isika rehetra ary hanohana araka izay azo atao..
    Ny eto @ serasera ohatra dia ireo zanakam-pielezan’i Dada sy ny tranokalan’i MYDAGO dia tena tokony hiray hina sy hanotrona arka izay azo atao. Tanjona tokana no jerena dia izay handresena. mila milatsaka aloha i i Neny, ary mitolona @ filatsahany isika.
    Manohana an’i Dada hatr@ farany.

  14. Sarotra ny politika fa araky ny voalazako omaly dia izay angamba no lalana aleha raha vao mitady hanao fifidianana eo ny mpanongam-panjakana – Tsy maintsy maharitra isika satria indray andro monja ny an’Andriamanitra ka dia tokony hivavaka mafy isika – Aza manahy fa momba antsika izy.

  15. Qui et depuis quand a empêché Dame Lalao de remettre ses pieds dans son pays?

    Si la décision est définitive,
    nous au pays sommes là pour la propagande: et j’ajoute TOUTES LES FEMMES QUE JE CONNAIS dans mon milieu social SONT PRO-DADA8

    jamais dans l’histoire de Mada pas autant de femmes INVOLVED in politics

    POUR L’AVENIR DE NOS ENFANTS nous sommes prêtes …

  16. Tena mazava amiko tsara ny fandehan-javatra ry Dada! « Atody tsy miady amam-bato » hoy aho ry Dada!Izy manana ny miaramilan’ny mpanjanaka, manana ny fitaovana mahery vaika izay tsy resintsika.
    Isika anefa manana ny fahefana tsy hanampy azy ara-bola!
    Amin’ny farany, tsy ho zakan’ny vahoaka intsony ny fangirifiriana dia hipoaka ny hatezerany, dia izay no vita ny aminyyyyyyyyyyyyyyyy!
    Tena fetsy ny Dadanay ary tsy misy mahasolo azy na oviava , na oviana.

  17. Eny eeeeeee ho hita eo ny tohiny!
    Ny fanekena io dia fanekena ny Frantsay izay matahotra mafy an’i Dada .
    Ny fanekena an’io koa dia midika fa resy tsy miady.
    Mihevitra ve ianareo fa handany mora2 an’i Neny mba hamela malaka ny fodian’i dada izay biby FATAHORANA
    FADIRANOVANA HO AZY IREO iny ny foza sy ny forongony e?????kely ny finoako!!!mbola fitadiavana hirika
    hijanonan’i dada lava2 kokoa hatrany io fa AZA MANANTENA .
    Efa maro izay FITAKA SY LAINGA hita teto izay fa tsy io mihintsy no tokony ho vahaolana amiko adala2 ity aloha e!!
    Aza hadino koa fa Bebe Razay no NANGALANA azy tany Atsimo fa tsy hilatsaka an!!io aloha dia efa azon’i foza hanenjeana
    azy, i Mamy R mihintsy aza no nanamafy izany an!

  18. MANDADY @ FRATSAY DAHOLO IZANY SATRIA EFA NILAZA IREO FA
     » …..DAHOLO AFA TSY DADA  » LAVIKO HATR@ FARANY IO !!!SANATRIA!!!
    an’i Gasy Dago fa tsy an’ Frantsay, TSIA! TSIA! TSIA!!!!!ahoana no hanaiky lembenana toy izao????
    TSY METY e!!!
    VONJEO NY TANINAY ANDRIAMANITRA Ô! AMPODIO NY DADANAY. Amen

  19. Lafrantsa aza efa tsy mahavelona ny olony intsony koa inona no homeny antsika Malagasy sy hamatsiany vola ny mpanongana eo ?
    Resy ireo amin’ny farany eh! Manàna finoana!

  20. Ny harentsika ihany anie no HAMOTEHANY ANTSIK e!!!
    Izay tsy fananany izay mihinsy no hanakanany mafy an’i Dada mba handrobany .
    TSY LASA e!!!TENA MARINA e!!!MISY ANTONA LEHIBE MATOA IZY MANAKANA an’i dada tsy HODY
    fa aza mody idiana TSY HERITRERETINA RY ZAREO a!!!ZAVA-DEHIBE IO AMINY ka raha manaiky io
    tetika io isika dia zay vao tena ho VERY , TSY SAFIDINTSIKA IO FA AN’i FRANTSAY.
    Mbola tohizako ihany fa RAHA MAHAZO MODY INDRAY KOSA I DADA DIA ZAVATRA HAFA INDRAY IZAY!
    MODY FA TSY MILATSAKA an!!dia izay solony eo tsy olana aloha na « TOJO NA NENY » fa tsy ireto mpisolelaka.
    MODY DADA NO FANAFODINY ALOHA RAHA TENA TE HANDRESY ISIKA, rehefa tsy izay dia jereo fa samy ho
    ela velona eto ahita ny tohiny .

  21. Bizò kely sa bizò be ranavalona no tianao ?

    Le Sage : Quand la France a quelque chose en tête, elle ne l’a pas ailleurs ! Fandresen-dahatra amin’ny fomba mazava sy milamina, ary hitan’izao tontolo izao, no tokony atao amin’ny frantsay !
    Ny olana : Misy firy ny malagasy vonona hanao an’izany ??

  22. Atramin’izay aho dia nilaza foana : Ny tsy famerenana ny Filoha Ravalomanana mody an-tanindrazana sy milatsaka ho fidiana, dia FANDRESENA GOAVANA HO AN’NY FOZA !

    Fandresen’ny foza eo ihany fa : POTIKA MANDRAKIZAY NY FIAINAN’NY VAHOAKA MALAGASY, SY NY FIARA-MONINA, SOATOAVINA, SNS…….

    Fiatsarambelatsia MANARAPENITRA io resaka réconciliation nationale io. Histoire de se donner une bonne conscience, devant l’atrocité des actes commis !
    L’hôpital qui se fout de la charité !!

  23. Mahazo bizo koa angah za be menomenona ity ve??
    repotra Bavy lesy!!msaotra @ fanampiana fa tsy mety oah!!

    Io dia tetika raisina fotsiny , io izany no fivoriana natrehan’i Mamy Rakotovelo tany @ TGV tany handetika
    lalindalina kokoa hatrany .

    Aza miditra @’io Dada fa aleo miady hatr@ farany fa tsy antsiak io fa an’i Frantsay.

  24. http://www.tananews.com/2013/04/lalao-ravalomanana-decryptage-dune-candidature-surprise/
    Lalao Ravalomanana : décryptage d’une candidature surprise
    16/04/2013

    La candidature de Lalao Ravalomanana, conjointe de l’ancien Président Marc Ravalomanana, constitue indéniablement la surprise de la semaine et alimente toutes les conversations de la capitale.

    Si du côté de la HAT c’est silence radio pour le moment, des bruits officieux de couloir commencent à nous parvenir. Pour ne citer que l’un des concourants à cette présidentielle, le PDS Edgard Razafindravahy, qui a priori ne voit aucun inconvénient à cette candidature et qui aurait déclaré, lors d’une réunion officieuse avec son staff : « Je n’ai pas peur d’elle ». Le contraire aurait d’ailleurs été quelque peu embarrassant.

    Mais pour en revenir à la candidature de Lalao Ravalomanana, une question revient souvent : « Pourquoi elle » ? Quelles sont les raisons qui ont motivé ce choix ?

    L’une des premières raisons et que Lalao Ravalomanana peut-être considérée comme une candidate « fédératrice » au sein de la mouvance Ravalomanana. Qui dit fédératrice dit également rassembleuse car ne l’oublions pas, les risques d’implosion de la mouvance étaient loin d’être négligeables, avec toutes ces ambitions qui commençaient à pointer ici et là.

    Un peu à l’instar de ce qui s’est passé, ou qui est en train de se passer au niveau de la mouvance Andry Rajoelina, où la liste des candidats s’allonge tous les jours et les prétendants se multiplient comme des petits pains.

    Une candidature de Mamy Rakotoarivelo ou de Pierrot Botozaza aurait très certainement augmenté ces risques d’implosion. En cas de désignation de l’un ou de l’autre, la tentation de faire cavalier seul voire de faire le forcing aurait été très grande, avec tous les risques que cela comportait.

    Lalao Ravalomanana c’est donc la candidature d’union. Cette candidature, nous l’avons vu, aura très certainement permis d’éviter la division autour de l’ancien chef d’Etat, Marc Ravalomanana.

    Dernière raison, et non des moindres, avancée par la mouvance Ravalomanana : la femme malgache joue un rôle important dans la société malgache, surtout dans la résolution des conflits. Le pays est arrivé à un stade, grave, où il devient impératif de mettre un terme à cette crise et pourquoi pas, de prévenir les crises futures.

    Lalao Ravalomanana sera-t-elle à la hauteur de cette mission difficile ? Saura-t-elle déjà traverser toutes les embûches et peaux de bananes qui ne manqueront pas d’être jetés tout le long de son parcours ?

    Il reste encore un trimestre pour répondre à cette question, avec déjà comme première étape la validation de sa candidature à cette présidentielle de juillet 2013.

  25. Ny tokony ataontsika izao dia ny manao izay hampandresy an’I Lalao Ravalomanana , satria i Ravalomanana dia tsy ho tafody ary tsy avelan’ny FAT sy ny Frantsay mody eo mihitsy ka io indray izany izao no tetika hitan’I Ravalomanana fa hafahiny mody dia ny manao izay ahalany an’i Lalao , mora ampitenenana io fa tena sarotra ho tanterahana satria na ny FAT na ny Frantsay dia samy efa mahatakatra fa io indray no fomba iray tadiavin-dRavalomanana hodiana ka noho izany dia mila antsika rehetra ny fandaniana an’i Lalao io raha tiana ho tonga i Ravalo dia atao izay ahalany an’i Lalao , izay ihany.
    Izaho manokana aloha dia tena malahelo ary tena malahelo an’I Ravalomanana satria efa hitako efa mitady ho kivy izy , tsapa izany amin’ilay kabary , mafy anie izany an-tanin’olona izany e ! ny tena tsy nandeha amin’ny sitra-po fa sesi-tany, mafy izany , mivavaka ho anao mandrakariva no ataoko Andriamatoa Filoha satria matoa ianao no tonga amin’ny izao toerana izao dia noho ny fitiavanao an’i Madagasikara sy ny malagasy, tianap ho afaka ary tena afaka ny malagasy sainga indrisy fa mahery ny fialonana sy ny fitiavantena ary ny voninahitra izay mbola mitoetra amin’ireo malagasy rajakombazaha ka dia rendrika indray i Madagasikara.Ho an’ireo izay misalasala dia diniho tsara aloha fa aza tonga dia tezitra na manome tsiny , fa jereo fa efa-taona izay no nitolomana fa tsy Tafody foana Ravalo, tsy izy no tsy te-hody a , fa ny olona naka an-keriny ny fitondra no tsy mampody, ka ianao misaina ve dia hanaiky ianao hamerina ilay rafinao hody ? nefa ilay rafinao tena mamim-bahoaka tsy manongana tena ve ny FAT raha manao izany ? noho izany dia nofy ny antsika ny antsoantso mody i Dada fa io mila ady mafy io e ! izay ihany.

  26. Tsy moramora anie izy ity iray olona ô! Efa niezaka mafy anie i Dada eh! Ny fiainantsika Malagasy koa anie tsy maintsy jereny eh! Tonga ny fotoana izao tsy iadiana hevitra be loatra intsony, fa firaisankina izao no tena ilaina. Koa noho izany aoka ho tohanantsika amin’izay i Neny. Izy koa anie tsy olon-kafa fa i Dada ihany eh! Fahendrena izay amiko.

  27. – I Neny efa Dada ihany. Tsy efa nilaza moa ve ilay gazety iray izay tamin’ny nahatongavan’i Ramatoa Ravalomanana, fa efa mandroso ny fanatanterahana ny FDR ?
    – Hisy gadra iray na roa, ho avoaka na dia tsy olon-kafa « tsy tokony » avoaka aza !
    – Avela hisokatra ny MBS, fa atao izay tsy hampandeha azy tsara mandritry ny fifidianana ( Hisy antony teknika )!

    Dia vita kabary, ary tapina ny daomy ! Tanteraka soa aman-tsara ny FDR izay nolazaina fa tsy arahan’ny sasany ! Mahay daholo !

    Hangarahara ny fifidianana, ary dia ho 1er tour marina dia vita !!

  28. Momban’ny gadra, misy fanitsiana aza fady : « na tsy ireo olona tokony hivoaka » no saika soratako !

  29. Tsy mora ny mahazo An’ Familles Ravalomanana.mankahery tompoko Tsy ho foana akory ny fikelezanareo aina Aza matahotra fa izao tontolo izao mety mandao faizaho kosa hoy Jehova tsy mety mandao

  30. Arrêtez de blablater ..
    Nous devrons regarder la réalité en face: la Première Dames RAVALOMANA LALAO ,EPOUSE DU PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE RAVALOMANANA MARC A ETE DESIGNEE CANDIDATE DE LA MOUVANCE RAVALOMANANA MARC AUX PROCHAINES ELECTIONS PRESDENTIELLES .

    « LE PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE RAVALOMANANA MARC ET LA PREMIRE DAME RAVALOMANANA LALAO’SON EPOUSE N’EN FONT QU’UN DEVANT DIEU ET LES HOMMES ES..!
    La sagesse qui a présidé à la désignation de la Première Dame pour la candidature unique au nom de la Mouvance RAVALOMANANA MARC..
    Nous vons été mis au courant de la non participation du Président de la République à sa réélection aux présidentielles afin qu’il se conforme à la demande de la SADC / la TROIKA qui préjuge que cette abstention permettrait aux élections de se dérouler dans l’apaisement et dans le maintien de l’ordre public..
    Prétendre que la candidature du Président RAVALOMANANA MARc représente un facteur potentiel de désordre dans le Pays constitue une grave faute de prédiction ,qui insulte les libertés et la démocratie et empêche le droit du Peuple à s’exprimer..
    Rien dans le pssé et les actions politiques et économiques et sociales du Président de la République RAVALOMANANA MARC ne le prédispose pas à avoir ou à commetre des actes anti-démocraiques lors des élections.
    La désignation de la Première Dame à la candidature pae le Président constitue un acte politique important , vital pour la mouvance RAVALOMANANA MARC ,unique mais pas noueau dans l’Histoire du Pays et très difficile pour les Malgaches d’écarter le Président RAVALOMANANA MARC de cette compétion présidentielle même s’ils onté prevenus par la résolution de la SADC..
    Le Président RAVALOMANANA MARC et la Première Dame,comme mari et femme , comme militants politiques , comme co-entrepreneurs , se connaissent gien( littéralement , il est impossible de glisser un brin de cheveu entre les deux )Ils ont confiance forte l’un envers l’autre..!
    L’unicité exemplaire du couple et la communaté de leur foi en DIEU , leur application dans le travail et dans la réalisation de leurs projets le long de leur vie active représentent pour les Malgaches des assurances dans leur réussite.
    Faisons entièrement et sincèrement confiance au couple présidentiel comme hier , aujoud’hui et demain..
    Continuons à croire à leur aptitude entreprenariale , à leur sagacité , à leur politique pragmatique , à leur capacité de discernement pour ce qui est meileur ,intéressant , utile ,profitable , valorisant pour les Malgaches..
    La Première Dame connaît les tenants et les aboutissanrs de la Politique Générale que le couple présidentiel a appliquée pour le développement du Pays et pour l’amélioration du bien être physique et mentale des Malgaches ,qui n’ont pas cessé de les soutenir ,surtout lors des épreuves dures pour Nous Tous pendant ces quatre dernières années..
    Alors continuons à les soutenir , à !es aider de toutes nos forces , de toute notre savoir , de notre savoir -faire et savoir dire aux uns et autres autres leur dévouement ,leur probité et leur affection Pour le Pays et leuramour pour leurs concitoyennes et leurs concitoyens.
    Notre obligation indénianle est d’élire etde faire élire la Première Dame lors des élections présidentielles..pour notre bonheur commun !
    Voilà la vraie solution sortie de crise du Pays avec le retour sans obstacle
    du Président de la République RAVALOMANANA MARC au Pays
    LONGUE VIE AU COUPLE RAVALOMANANA MARC ET LALAO !
    QUE DIEU LES PROTEGE ET LES GUIDE DANS CETE MISSION POUR DIRIGER LE PAYS DANS LE FIARAHA-MONNA APAISE ET HARMONIEUX DANS LE DEVELOPPEMENT POUR LE PAYS ET DANS LA REUSSITE POUR TOUS ! »

  31. Efa nanandrana ny lalana maro i Dada, ny,fianakaviambe iraisam-pirenena ohatry. Ny amerikanina tsy te hoditra ary ny SADC potserin’ny frantsay. Dia mihena be ny mety amère an’ny SADC azy eto. Izao dia miankina amintsika i Dada. Mba ahafahana miverina. Tsy diso kajy mihitsy izany fa tena matsilo. Raha tsy nanondro an’i Lalao,izy dia niparitaka ny ankolafy Ravalomanana fa i Mamy Rakotoarivelo sy i Pierrot Botozaza efa nitsolatsolana. Nefa Samy tsy ankatoavin’ny,zanak’i Dada daholo,ireo. Koa aoka isika hihezaka handany an’i Lalao Ravalomanana .

  32. Isika rehetra no tompon’andraikitra am ny ho avintsika,tokony hiaro ny safidintsika ohatran’ireny tam 2001 ireny satria ny foza hanao ny fangalarana rehetra tsy hahalany an’i madama;mila miaro ny ho avin’ny taranaka isika,ka alao hery fa efa nahazo candidat ny mpitady ny ara dalana izao,

  33. Vakio ny voasoratro androany tamin’ny 14h52mn !
    Dia ireto hono izany no navoaka androany !
    Rakotonandrasana Zafy Jean-François GPHC
    Rakotonandrasana Noël Gl
    RAMANANDRAIBE Noël GPCE

    Ny antony ? Asa na satria mitovy anarana, na koa mitovy « prénom » ?

    Tsy azo adino koa ireto !

    http://www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,779076

    Ho tanteraka hoy aho ny tondrozotra, aza manahy intsony ianareo ! Izay very fanànana dia very fanànana, ary izay maty dia maty ! Izay adino na tsy hitan’ny olona, moa dia adino any ! Izay niangaran’ny Fitsaràna dia mba voa any aloha, fa amin’ny manaraka miady mafimafy kokoa (ataovy bebe kokoa ny vola omena, na volamena) !
    Aza misy mimenomenona intsony ! Maty naona ny vahoaka, ary ireo izay tokony hanampy tsy mbola voky (izy ireo koa tsy hijaly amin’izay sakafo intsony ) ! Avelao any amin’izay ny kajikajy pôlitika sy ny fitadiavana ny ara-dalàna !

    Prions comme nous savons si bien le faire, et oeuvrons tous ensemble pour l’intérêt supérieur de la Ration ! Oublions ces quatre années de misère ! Tant qu’il y a de la vie, il y a de l’espoir !! Demain sera un autre jour de….!

  34. VITAO NY ANAREO DIA MAZOTOA DAHOLO MIOSI-POTAKA MIARAKA @ FOZA e!!!
    @ FOMBA AHOANA TOMPOKO ISANY NO AHAFAHANA HIADY @’izao toe-draharaha izao e???
    rehefa tsy eo dada dia MAMOIZA VOA-TAY fa ny voangory efa lasan’ny matanjaka.
    TETIKA FRANTSAY IO ARY IZAY FOMBA REHETRA TSY AHAFAHAN’i DADA MODY DIA METY DAHOLO
    AMINY DIA IO REBIREBEBY KELY IO DAHOLO DIA ROBOKA DAHOLO NEFA EFA HITA FA TAOLANA!!!
    FITAOVANA AHAZAHOANA NY FOn’IZAO TONTOLO IZAO IO HOE: » EFA TANTERAKA NY TONDROZOTRA??
    MAHONENA !!!AVELAO AHO HIALA FA HO HITA EO E!!! HIFANKAHITA !!!SAMIA HO ELA VELONA!!!!!!
    VITAO DIA PETAPETAO ATAOVY PETATOKO FA MANJA eeeeeeeeeeeavelao ny alika mpitaty taolana rehetra
    HIDINGIN-DRAMBO DAHOLO!!!!AVELAKO NAREO FA AMPY AHY IZAY!!!
    MANDADIZA DAHOLO HILELAKA NY FRANTSAY FA MATSIRO eeeeeeeeeee LAVIKO HATR@ FARANY IO!!!!
    VELOMA IANAREO!!!MIAIKY AHY ZAY!!!!VITA NY TANTARA!!!!RESY TSY MIADY!!!!

  35. « TETIKA FRANTSAY IO ARY IZAY FOMBA REHETRA TSY AHAFAHAN’i DADA MODY DIA METY DAHOLO »
    Hoy i Dada hoe mahatoky ny zanak’i, sy ny vadiko ary ianareo aho hampody ahy.
    Raha lany eo ve i Lalao Ravalomanana dia tsy ho tafaverina i Dada ? Ny hetsika izao no tokony atao. hatra ireo GTTany Frantsa dia tokony hanao hetsika lehibe mba hanoherena sy hampanajana ny Any ivelany ny zavatra-misy éto.
    Tsy resy tsy MIADY vélively isika fa izao aza vao tena manomboka ny ady. Ary tsy minanona isika raha tsy mandresy. Premier tour dia vita io raha tena miray hianja isika.

  36. FANITSIANA:

    « TETIKA FRANTSAY IO ARY IZAY FOMBA REHETRA TSY AHAFAHAN’i DADA MODY DIA METY DAHOLO »
    Hoy i Dada hoe mahatoky ny zanako sy ny vadiko ary ianareo aho hampody ahy.
    Raha lany eo ve i Lalao Ravalomanana dia tsy ho tafaverina i Dada ? Ny hetsika izao no tokony atao. Ohatra ireo GTT any Frantsa dia tokony hanao hetsika lehibe mba fanoherana sy hampahalalana ny Any ivelany ny zavatra-misy éto.
    Tsy resy tsy miady vélively isika, fa izao aza vao tena manomboka ny ady. Ary tsy mijanona isika raha tsy mandresy. Premier tour dia vita io raha tena miray hina isika.

  37. Io ary ka dia jereo tsara hoe inona no tokony hatao.

    http://www.tananews.com/2013/04/retour-de-marc-ravalomanana-au-pays-un-nouveau-debat-houleux-sur-la-scene-politique/

    Marc Ravalomanana tergiverse

    Alors que les entités politiques, institutionnelles et partisanes sont persuadées que Marc Ravalomanana a accepté de ne pas revenir au pays avant les élections, Mamy Rakotoarivelo a déclaré à son arrivée à Ivato que l’exilé d’Afrique du Sud n’a pas encore pris sa décision. Une déclaration qui risque d’être mal accueillie par les acteurs politiques et les parties prenantes à la Feuille de route.

    Les derniers membres de la délégation de la mouvance Ravalomanana ont débarqué à Ivato hier. A cette occasion, Mamy Rakotoarivelo a souligné que malgré la désignation de son épouse comme dauphine à la Présidentielle, Marc Ravalomanana ne restera pas nécessairement en Afrique du Sud jusqu’à la tenue des élections. « Il n’a pas encore décidé s’il rentrera avant ou après les élections », a mentionné Mamy Rakotoarivelo. Cette déclaration surprendra plus d’un, alors que tous les politiciens et observateurs malgaches étaient convaincus du contraire.

    Le Magro Behoririka était grandement affecté par l’annonce du non-retour de Marc Ravalomanana. Une faction partisane s’est même opposée à la candidature de Lalao Ravalomanana à la présidentielle. L’annonce a été accueillie par des huées et des sifflements sur la place fétiche des Zanak’i Dada. Ceux qui ne jurent que par le retour de Marc Ravalomanana persistent et signent sur le boycott des consultations populaires si l’ancien Chef d’État n’est pas de retour au pays.

    De leur côté, les parties prenantes à la Feuille de route et le Comité de suivi et de contrôle ont décidé en l’absence de la mouvance Ravalomanana de confirmer que Marc Ravalomanana ne devra rentrer au pays qu’après les élections. Le CSC se satisfait d’avoir résolu le problème sur l’application des articles 20 et 45 du document de sortie de crise. « Malheureusement, les représentants de la mouvance Ravalomanana ne sont pas au pays et n’ont pas pu assister à cette réunion. Cependant nous avons discuté de ces articles et pris acte de la décision personnelle de Marc Ravalomanana de ne revenir au pays qu’après les élections ».

    L’accalmie sur la scène politique malgache aura été de courte durée. Les échos du pavé jeté par Mamy Rakotoarivelo dans la marre ne devraient pas tarder à se faire entendre, surtout des mauvaises langues.

  38. Post « fanairana » an’izay mbola matory io ambony ranavalona, fa fafao ny ranomaso ary misotrò rano mangatsiaka kely iray vera, dia miverena â !

    Iza intsony sisa ny HIARO NY TENA ARA-DALÀNA raha mijanona ary tsy misy mpitolona intsony ?

    Izao aloha : Raha sanatria tangena no nararaka tao anatin’ilay vera dia tsy hisotro izahay ; fa raha zava-pisotro mety aminay dia vonona izahay hifandom-bera sy hitolona.

    Ary satria :
    – EFA MALALAKA NY FANEOAN-KEVITRA ANY AN-TOERANA (Mino aho)
    – EFA MIPETRAKA IHANY NY FITONIANA (Manantena aho)
    – NY TENA KAONGRESIN’NY TIM MIARAKA AMIN’NY VAHOAKA MPIKAMBANA MBOLA « TSY NATAO » (ahitsio raha diso)
    – MILA FANAZAVÀNA AMIN’NY REHETRA ILAY RESAKA TONDROZOTRA

    Noho izany rehetra izany, dia mangataka an’ireo mpitarika haka ny Antsonjobe, hanaovana fivoriana, miaraka amin’ny MPANOHANA NY TIM.

    Tsofy rano Andriamatoa Filoha izay hevitra izay mba ho tanteraka, satria NY KÔNGRESY NASIÔNALY MBOLA TSY NATAO !!!

    Tsy tokony ao amin’ny Magro, na ao amin’ny « Fanantenana », na « espasy kely » etsy na eroa no toerana anaovana an’io kôngresy io, fa mila toerana mba malalaka sy milamina !

    Mbola kôngresy no atao fa tsy praopagandy !

  39. Il faut écouter la base, LORS DU CONGRÈS NATIONAL ! Elle a SÛREMENT son petit mot à dire !!!

    LAZALAZAO !
    Mba vakio kely anie ny andininy faha 5 ao amin’ilay fanambaràna ê ! Ilay zavatra mbola hianteherana amin’ny SADC !

    Fa izaho manokana aloha, dia hitako hoe somary « maladroit » ny fomba nandroatana an’ilay 1 sy 2 amin’ny teny frantsay ê !

  40. Satria tsy mbola nisy nanohy ireo voalazako eo ambony ireo, dia tohizako satria misy fifandraisana amin’izay voasoratra ao anatin’ny gazety Midi-n’i mamy Rakotoarivelo !

    Voalaza ao, fa mbola olana amin’izao fotoana ity raharaha-n’ny TIM ity !

    Fa ny antoko pôlitika angaha silipo sa lobaka, no lasa hoe fanan’olon-tokana ?
    Hevitra mety ny fananganana an’izany hoe « plate-forme politique », izay i Ramatoa Ravalomanana no atao kandidà ho atolotra.
    Na dia izany aza, dia ilaina ny fanaovana kôngresy hoy aho, raha ny antoko TIM no resahana, satria mila manavao ny rafitra ry zareo ao anatiny !
    izany dia amin’ny alalan’ny kôngresy ihany no azon-dry zareo hanaovana an’izany !
    Mila misolo ny biraon-dry zareo, ary mila mandray anjara amin’izany ny mambra rehetra rahatoa ka tena miaro an’izany demôkrasia izany io antoko io !

    Tsy silipon-dRaharinaivo io antoko io. Noho izany ataovy mazava ny lalao sy izay fomba rehetra entina hanohanana an-dRamatoa Lalao !

  41. « Le Sage dit :
    Ny mpanaramaso ny fifidianana iraisam-pirenena rahateo vonona, koa inona indray ny olana eo? »

    fangalaram-bato manaram-penitra eo ambany LOGISTICS DE GESTION DES ELECTIONS gratuitement offerts par Firantay en FrançAfrique!!!
    ______

    Hatreto tafita foana ny zavatra lazainy ampahibemaso,
    je crains fort qu’elle aille jusqu’au bout

    en matière de gestion informatisée, robotics, … je ne suis point novice

  42. Mba vakio kely ny zavatra nosoratako tato ê (8h52 ; 9h02 ; 12h39) ! Mamaky ato ry vendrana dia manao izay rehetra azony atao, mba haminganana an’i Ramatoa Ravalomanana !

    Fils info Vendredi 19 avril 2013 9h00 :
    Quelques jours après l’annonce de la candidature de Madame Lalao Ravalomanana, le ministère de l’Intérieur réagit EN ATTRIBUANT À RAHARINAIVO ANDRIANATOANDRO LA PROPRIETE DU PARTI TIAKO I MADAGASCAR !

    Ny iray nahavita nibaiko hoe : « Tokony mba misaotra an-dRajoelina ianao » !
    Izao indray ity, misy mitady hoe : « Raha hilatsaka amin’ny anaran’ny TIM ianao dia tsy maintsy mandady aty amiko ! Ary ny anaran’ny antoko TIM dia ampiasaiko ho ahy sy izay hiarak’amiko amin’ny fifidianana rehetra » !

    Manontany ianao ry Alidera hoe inona no tena tiana (tokony) atao ?

    Raha mety ho vitanareo any, dia ny mitondra vahoaka any amin’i Ravakitampona, milaza aminy fa, tsy mbola nisy parti politique lasa « propriété privée » izany !

  43. Ajanony hoy aho ity hoe: « Arrêtez de blablater, fa tsy fanajana olona loatra amiko!
    Chacun a droit de dire ce qu’il pense de la vie politique malgache. La démocratie, c’est d’exposer ses idées et aussi d’écouter les autres avec respect.

  44. Avelao any izy ê ! Tsy fantany loatra izany demôkrasia izany ! Tao amin’ny TIM ireny, ary tsy atao mahagaga raha lasa toa izao ilay antoko !
    Miala tsiny aminareo avy ao amin’ny TIM
    Izao ilay antoko,dia nataon’ny sasany toy ny silipony hoy aho ! Azy manokana hono, koa izay mila, dia tsy maintsy manaiky hanao an’ilay izy, na dia tsy nisasa nandritry ny efa-taona aza !
    Bonjour la crasse !! Bonjour les odeurs !!

  45. Izay sisa mba azony hamikirana koa atoa ahoana e!
    Sao dia misy doma hanaraka ny hagegeny kosa eo koh???
    Ary mbola mihevitra ny mbola ao anatin’ilay sambo angah ity Vakitampona ka mbola
    MIDĖAKA be ery izato izy???hay anazy indray hono ny TIM ???efa tena miakapokapoka
    Raharinaivo izany a!!!MAHONENA!!ilay volo aza tsy tsara hogo be toy ilay izy tery @ pilipitra
    intsony sady efa mihafotsy, tsy nahatakatra « Gel »intsony angah????

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *