FJKM FARAVOHITRA : Fotoam-pivavahana lehibe ho an’i Fianankaviana Ravalomanana

IMG_8770

IMG_8770Notanterahina tetsy amin’ny Fjkm Tranovato Faravohitra io takariva io ny fanompoam-pivavahana ho fitrotroana am-bavaka ny fianakaviana Ravalomanana . Tonga nanatrika izany teny an-toerana Ramatoa Ravalomanana Lalao, ny Ankolafy Ravalomanana nahitana ny filohan’ny Ct Rakotoarivelo Mamy, filoha lefitry ny Cst Razafimanantsoa Hanitra, ny ministry ny varotra Ramalason Olga, ny minitry ny fiompiana Ihanta Randriamandranto, ny Cst Manandafy Rakotonirina, ny Cst Naike Eliane ary ireo ct sy cst sasantsasany. Hita teny an-toerana ihany koa ny solontenan’ny HMF, ny solontenan’ny Ankolafy Zafy. Ny soratra masina novakiana nandritra izany dia nalaina tao amin’ny bokin’ny Daniela 12 : 1-3, Marka : 9: 30-33, Hebreo : 5: 7-10. Ny mpitandrina  dia nampahery an’i Dada any Afrika Atsimo amin’izao fotoan-tsarotra mahazo ny fianankaviana. Mivavaka ho an-dRamatoa Lalao Ravalomanana hitombo hatrany ny finoana hananany sy hivavaka ho an’i Bebe Razay « Andriamanitra hoy izy hanome fanasitranana  azy », natolotra am-bavaka ihany koa ireo  izay akaiky ny fon’izy mivady. Ny bokin’i Daniela 12 : 1-3  moa no nakana ny toriteny izay milaza hoe toy ny famirampiratry ny lanitra , hanana fahazavana tsy voatohitra izy. Izao tontolo izao dia tafiditra ao anaty haizina. Mahery ny mpanompon’Andriamanitra hoy ny mpitandrina miantso ny fianakaviana Ravalomanana.Efa nametraka hatrany ny fiainany teo am-pelantanan’Andriamanitra ny filoha Ravalomanana Marc mivady.  Marihina fa atao isaky ny Alarobia ity fanompoam-pivavahana fitrotroana am-bavaka ny fianakavian’i Dada ity.

67 pensées sur “FJKM FARAVOHITRA : Fotoam-pivavahana lehibe ho an’i Fianankaviana Ravalomanana”

  1. Hafa ihany ny Neninay oah!!!!!mankasitraka neny a!!!
    Ny zanakareo koa dia tsy sasatr a ny mitondra anareo am-bavaka ry Neny Malala.
    Hafa ihany ny olon’Andriamanitra fa misoratra eny @ tarehiny ilay fahasambarana na dia eo aza ny
    antsojay isankarazany hiainandry zareo, homba anareo mandrakariva Andriamanitra , izy koa tsy manary
    ny olony , Mahereza ry neny Malala!!!ianao koa ry Dada izay irery any.
    TSY MAINTSY HO TAFITA NY TOLONA!!!!TSY MAINTSY MANDRESY NY TSARA SY NY MARINA!!!!

  2. Azafady ry Bavy Ranavalona a!
    Dia mba ahoana ary ny eritreritrao mikasika ity FIFANKAHAZOAN’i NENY sy Maitre Hanitra ity ?
    Dia ho avelan’i Dada hanakaiky an’i Maitre RAZAFIMANATSOA toy izao VE I nENY? RAHA TOA KA TSY ATOKISANA izy ? Ary tsy izy ihany fa Atoa Mamy RAKOTOARIVELO iNDRINDRA INDRINDRA ?
    MBA VALIO RE E ! 😉
    Ary inona moa no manakana an’i KM sy izay misalasala (Lazalazao ohatra-Michel -Ratsimilaho), ny hamaly io fanontaniana kely dia kely io ?

  3. Mahereza foana ao am Jesosy Tompo madama a!izay mamerina ny maro ho am fahamarinana tokoa hamirapiratra tahaka ny kintana,ho hitam poko hitam pirenena!Ary ny vavaky ny marina mahery indrindra,aza adino ny manao fiderana fa velona sy mahery ny Andriamanitra hivavahantsika,sady efa naharesy ny fahavalo!!!

  4. Mahafinaritra ê ! Mahatsiaro an’i Tompkolahy Andriamanantena, izay pasitera tamin’izany andro raha mahita an’ireto trano !
    Tao ny akama ranavalona, no natao an’izany batisa izany â !! Mampatsiahy ny fahazazàna sy fahatanoràna ireto sary !! Mahatsiaro ireo mpihira tao amin’ny Amboarampeo, sy ry Olivier sy ny rehetra !!
    Kilasy ê !!

    Tena tsy maintsy atao mitovitovy ny akanjo an !

    http://www.mydago.com/wp-content/uploads/2013/04/Fitrotroana-am-bavaka-6.jpg

  5. Amiko, ny ao an-dohan’ny vahoaka r’Ingahy ao an-dohany â ! Lehilahy sy vehivavy lehibe izy mivady, mahafantatra an’izay zavatra misy rehetra ! Ny zanany fotsiny aza dia efa afaka manao rapaoro !
    Amin’ny fomba ahoana no hilazàna eto, an’izay ao an-tsain’izy mivady ??
    Tsy dia azoko loatra ilay fanontaniana !!!

  6. MBA MISY FIANGAVIANA re io MyDago raha mba azo atao e!
    Misaotra mankatelina dieny mialoha !!!

    Sao mandady tonga hatrany ny Trambo. Fa raha misy sary hafahttp://i73.servimg.com/u/f73/18/08/29/57/iza_it10.jpg dia ho fantatra fa mihetsiketsika ny AV7 tsy mataho-tody !

    Fotoana vitsy fotsiny, dia holazainay ao @ lafy8 hoe IZA NO candidat atolotr’i Domelina @ Fifidianana 😉 .

    http://i73.servimg.com/u/f73/18/08/29/57/iza_it10.jpg

  7. Resaka fond sy forme io r’Ingahy â ! Izany ve dia tsy azonareo ???

    Etienne, ilay ao amin’ny AV7 koa ve dia tsy fantatrareo ê ? Mpiasa tao amin’ny Mairie io tondroinareo io !!

    Ary toa ilay Première dame indray ity no toa lasa deziema ao amin’ilay sary ?? Amin’ny fandraisan-tanana io an !! Sao dia izay no tsy dia tianareo

    Ramatoa hanitra Razafimanantsoa kosa aloha dia tena naka rôle tsara ê !! Mba tao ihany r’Ingahy isany Rakotoarivelo, Manandafy sy manoela, fa toa tsy hita tabilao amin’ny sary ??

  8. Vao saika hisaotra an’i Maitre Hanitra mihinsy aho izay eo anilan’i Neny
    foana ary tsy misaraka aminy, aza matahotra fa Bavy mahita tsara!
    latsa-dranomaso aho nijery an’i Neny dia hadinoko ny nisaotra an’i Maitre e!! azafady .
    Dia aza mandrangitra ahy @’ilay Raikalahy (Mdr) fa tsy mety.

  9. aZa manapa-tsinay moa ry zareo a!! sary efa mahafinaritra mahafa-po io
    dia mbola ahitana kiana ihany, tena faly aho ny mahita an’i Neny TOMADY
    miran-tava ary mbola vonona ny hiatrika na dia MAFY NOHO NY MAFY AZA NY NAHAZO AZY.
    Na dia mijery ireo toerana KILA sy May ary Potipotika sns dia jereo fa mbola mitraka izy ( misento kely)
    Mahereza ry Neny Malala !!!Andriamanitra tsy andrin’ny sasany annnn…………..Tany masina io Neny a!!

    Aza mandrangitra ahy Njara fa Zaza hendry aho androany ,tsy hitanao???

  10. Hay ve Ry Kintana???za vao tany @ Hopitaly dia efa natao Batemy
    fa asa koa izay nahamay an’i Bôfinay t@’izany???tsy mba niditra ampiangonana akory.
    5 j tonga tety an-tany aho dia natao batemy, gaga daholo izay mahita ny acte de batemiko.Aiza aho no tsy ho MASINA???

  11. Hono aoh Njara , izaho indray no manontany, ary maninona i Maitre Hanitra
    no mena maso be sy bongobongo Tato ho ato e????
    Dia aza manap-tsinay fa tsy musy lehilahy tokony hanantona azy io mihinsy izany??ianao koa ity dia tena
    lalina koh!!!!Teo i Guy Rivo( ilay nipetraka teo akaikiny teo @ Magro) dia io indray ilay manao palitao grie
    mandray ny tanany hihihiiii vazivazy an! sao indray aviavy eo ity izy!!!

  12. ho an’i Njara ,
    Misaotra anao mametraka ny fanontaniana marina..amin’ireo ratsy ataon’ireo mpitondra ao amin’ny Ankolafy RAVALOMANANA MARC !

  13. Misy foana ny miseho mahay nefa tsy mahazo ny seho sy tranga-javatra..Tsy dia olana izany fa ireto izy mitompo-teny  » tsy fantatra  » nomanodikdina ny marina..Fa inona hono anton’izany ?

  14.  » Lettre adressée

    –pour action

    -à l’UNION AFRICAINE ET LE CPS

    à la SADC : TROIKA

    –pour information

    -à Monsieur le Président de la République de Madagascar RAVALOMANANA MARC – Prétoria

    -à la Mouvance RAVALOMANANA MARC – Bel Air

    Messieurs les Présidents ,

    mesdames e Messieurs,

    Avec le respect que je Vous dois , je me suis permis de V adresser cette lettre qui ne fait que Vous rappeler notre attente du dénouement de cette crise qui Nous (Malgaches ) mine pschiquement et physiquement..

    Nous attendons vivement de Vous une décision ultime pour mettre fin à cette situation !

    CELA VA DEJA PLUS DE QUATRE ANS QUE NOUS ATTENDONS LA FIN DE CETTE CRISE ARTIFICIELLE !!

    rajoelina et son association des mafaiteurs croient-ils que Nous ne sommes que figurants dans le champ politique et que n’avons rien à dire contre la construction de leiur château de sable ,contre l’ amoncellement de projets saugrenus , contre la prplifération d’idées creuses , qui ne concernent en rien la mise en oeuvre et la mise en appliation de la nouvelle traditon.
    La mise en oeuvre de la feuille de route intégrale-qui n’est pas achevée et l’application de la radition consensuelle et inclusive constituent les deux conditions incontournables de l’organisation des élections…L’entourage de rajoelina ,dont l’ensemble des membres du cenit fait le forcing méditiquement en faisant croire les problèmes techniques concernant les élections seront résolus et l’enregistrement des candidatures pour les présidentielles doit être effectué avant le 8 avril…

    La confection du million pssé des cartes d’identité rencontre un grave problème financier..lil appartient à l’état de payer cette confection..Le bulletin unique n’est résolu..
    Tous ces problèmes attendent la mise en place de la transition consensuelle et inclusive et la feuille de route intégrale achevée fera fonction de constitution..

    Il ne faut pas élucider les problèmes politiques qui sont l’objet des articles 16 17,16 ,18 et 20 de la feuille de route…

    Les putschistes sont-ils convaincus qu’ils disposent de l’état de droit comment ils l’entendent…

    Ils n’ont ni prérogative ni prééminence..Ils sont toujours dans l’ordre extra-constitutionnel..

    Après quatre ans d’illégalité ,même cautionnée par la France ,ils doivent obligatoirement se soumettre au traité de GABORONE que rajoelina a signé le 17 novembre 2011 et à la volonté des 20 millions de Malgaches..!

    Nous attendons que l’UNION AFRICAINE ET LE CONSEIL DE PAIX ET JUSTICE SOUTIENNENT LA SADC ET LA TROIKA DANS LA FERMETE ET LA VIGUEUR DE SA DECISION ULTIME !..

    NOUS AVONS TROP ESPERE DURANT CES QUATRE ANNEES , NOUS EN AVONS ASSEZ DE TOUJOURS ATTENDRE.ET DE NE RIEN VOIR VENIR! DE POSITIVEMENT SATISFAISANT !

    NOUS AVONS BEAUCOUP ESPERE ENCORE QUELQUE CHOSE DE SERIEUX POUR LE 1ER AVRIL 2013..APRES L’INTRANSIGEANCE DE L’UA LRS DESON DERNIER SOMMET.! DEVONS-NOUS ATTENDRE ENCORE DEUX ,TROIS JOURS POUR ENFIN ASSOUVIR NOTRE SOIF DE SORTIR DE CE PROBLEME POLITIQUE ARTIFICIEL CAR AYANT ETE GENERE PAR UN COUP D’ETAT ET CE SONT LES AUTEURS CE COUP D’ETAT QU’IL FAUT ENTRAVER MAIS NE PAS FAIRE SUPPORTER AUX MALGACHES LES CONSEQUENCES DESASTREUSES DES CAPRICES DE CES AUTEURS DE CE COUP D’ETAT !

    Veuillez , Messieurs les Présidents , Mesdames et Messieurs ,agréer mes vifs remerients pour ce que Vous décidez de faire et mes salutations respectueuses  »

    Docteur CELESTIN Robin
    Paris

  15. Misaotra fa manomboka mitsiry ny fananatenanay eto antananam-poza,misaotra an’ilay Tompo mahery izay nankahery hatrany,misaitra ny fahasahian’ny fianakaviana Ravalomanana,misaotra ireo namany izay maneo tsy fahakiviana mihitsy ary misaotra antsika ato amin’ity blogg ity izay tena manana hevitra mahitsy sy vaovao lalandava ho entina manatsara sy manatanjaka ny fomba fisainana .
    Mivavaka ho an’ny filoha Ravalomanana mba ho tantanan’Andriamanitra hatrany ny diany ary Izy Tompo irery ihany no hahalala izay mahatsara azy.

  16. Bezôôôôr daholo !
    Misaotra izay namaly aloha e !
    Ilay olona manao complet gris iny mantsy atahorana mihitsy , FA MISY NY ANTONY MAHATONGA AHY MITSIKERA AN’IO AZAFADY !!!

    BETSAKA ireo maty VOAPOIZINA, ka leom-boananana omaly aho e !
    Raha misy fahavoazan’i Neny, tsy fantatra izay hiafaran’i DADA !
    Mitandreama ianareo Neny sy ireo MPITARI-TOLONA REHETRA amin’ny FAMPIASAN’NY FOZA ITY POIZINA ITY!

    Izany no nahafaty an’i Tlahy RAJAONARIVONY sy ny sia mantsy : VOAPOIZINA !

    Misaotra mampita Solo RAZAFY o !

  17. ItPKLAHY RAJAONARIVONY dia ilay Ambasadaoro tao Paris t@ andron’i Ravalomanana(ho an’ny tsy mahafantatra io ). Vao nadray fitondràna HAT ilay Domelina dia nasiany nody rangahy io, ary fotoana vitsy taorian’ny nahatongavany teto Mkara, dia ….VOAPOIZINA.

    Toy izany koa ilay Directeur Jeneraly ny Finances : vao tonga avy nanatrika ny mariazin’ny zanany avy any Frantsa, dia tonga herinandro handray ny asany dia…..VOAPOIZINA
    Sy ny sisa sy ny sisa ……..

    KOA : MITANDREMA ihany re raha azo atao e ! Tsy kely làlana ireo MPANAPOIZINA, ary ilay Etienne Randriamahefarisoa dia tanana an-kavanan’i Dolin Rasolosoa t@ireny tifitra teny Ambohitsorohitra ireny (iaraha-mahalala)

    Raha hitan’i KM moa fa tsy izy io, dia NY MITANDRINA MAFY no TANDREMANA re Tompoko o !

    ZANAHARY (fa tsy Andriamanitra akory) anie hitahy ny Fianakaviana Ravalomanana sy ireo Mpitari-tolona mahery fo ….REHETRA 😉
    Tohizana ny FIFANAJANA ETO ! sa ahoana ry Bavy ? fa indro kely e :

    Raha ny sary sy izay tantaran’ny olona mipetraka any Dilam-bato (NA IZA IO NA IZA ), indrindra koa ny gazety sy ny tranonkala TIM ) no hanakinanao ny analyse-nao, dia aza mitompo teny fatratra tokoa e .
    Velomy ny fandinihanao sy ny antson’ny marina, dia ianao sy eritreritrao velomina, FA AZA MIHAINO IZAY LAZAIN’NY SASANY (na iza na iza io ) 😉

    HENDRE TSARA ary AZA MANAO be loha REHEFA TSAPANAO FA TSY METY .
    mba hafatra HO AN4NY REHETRA IZANY? KOA ATSIPY NY TADY E !
    Sanatria tsy miseho MPAMPIANATRA fa Fitiavana ny……….HIRAY HINA ! 😉

    Mety ve izany teny izany ry Selesy ???! 🙂 🙂 🙂

  18. Adino indray re e !

    Indrisy ranabavy fa tsy mba mandray na iraimbilanja avy @ Ankolafy aho raha manohana an’ireo Mpitarika RAZAFIMANANTSOA sy RAKOTOARIVELO. aRY NA HANOME AZA IZY IREO, mbola hieritreritra KELY AHO VAO HANDRAY NA TSIA 😉 MdRRR

    Malaka isika hifidy izay olona ho tohanana na iza na iza, eny fa na hanohana foza aza !!!
    Ampy ny androany fa dia bônina zorine daholo !!!!

  19. Zavatra tahak’itony no tadiavinay, rehefa misy tsy mety ê ! Mba hainoy ny feo sy hetahetam-bahoaka, efa ANY IHANY IANAREO !!
    Dia mba anontanio kely ny mahazo an’Ingahy Manoela fa dia tsy rariny loatra, ny mahazo azy !

  20. Oadray ! Mena maso IZY fa reraka mamaky taratasy mikasika ny tolona sy programa tsy maintsy arahiny. Sady reraka mihitsy amin’ny Fitiava-Tanidrazana manao Fitetezam-paritany koa e ! IZY ALOHA DIA MNDRIKA E !

    KM Tsy « NAKA » ny role tena tsara izy, FA « NOMENA » ny role tena tsara sy antonona azy e !
    Izay any amin’ny 2eme classe 😉 any aloha dia any, ka ato ahoana ary !

    Efa mihezaka tsara kosa i Guy Rivo ka ! Efa mamelona tsiky manome FANANTENANA.Misaotra azy ! Lasa be resaka aho fa hitako HENDRY BE ny Baviko ! 😉

  21. Oadray ! Mena maso IZY fa reraka mamaky taratasy mikasika ny tolona sy programa tsy maintsy arahiny. Sady reraka mihitsy amin’ny Fitiava-Tanidrazana manao Fitetezam-paritany koa e ! IZY ALOHA DIA MNDRIKA E !

    KM Tsy « NAKA » ny role tena tsara izy, FA « NOMENA » ny role tena tsara sy antonona azy e !
    Izay any amin’ny 2eme classe 😉 any aloha dia any, ka ato ahoana ary !

    Efa mihezaka tsara kosa i Guy Rivo ka ! Efa mamelona tsiky manome FANANTENANA.Misaotra azy ! Lasa be resaka aho fa hitako HENDRY BE ny Baviko ! 😉
    Mampamangy an’i Ho Aiza !

  22. Tafiditra ao anatin’ilay FDR ve ny tahak’izao ???

    Transition « consensuelle » manarapenitra ? Mba nisy fanakianana an’izao ve, natao ho ren-tany sy ren-danitra, ary indrindra ho hitan-dry zareo ao amin’ny SADC, UA&CPS, UE,…, avy amin’ny « tsy mankasitraka » ?

    http://www.tim-madagascar.org/media/document/Ihorombe.pdf

    Tsy maintsy ny mahatsiaro tena indray izany, no voatery hanao azy !!!

  23. Hehy, mba hanalàn’azy vao maraina !!! Avis de concours !!!
    Samia mamorona « légendes », mba apetrak’i Njara amin’ity sary ity ê ! Azon-tsika hitokisan’izy raha resaka sary izany !!
    Miala tsiny fa averiko apetraka eto ilay rohy mba tsy hanahirana ny mpamaky.

    http://www.mydago.com/wp-content/uploads/2013/04/Fitrotroana-am-bavaka-6.jpg

    Soson-kevitra roa avy aty amiko raha mahita ilay ratsan-tanana :
    1) Izaho sy izy ihany no tokony mba ataonao gros plan an !!!!!
    2) Voalohany, izaho irery no niasa mafy ; ary « faharoa », efa mba miezaka ihany aho manao akanjo tsara toy ny anao ê !!! Noho izany rehetra izany, mba mety mahazo toerana, ohatra hoe PM ve zà ??

    Ireo no mba tiako, na dia nisy nanome hevitra hafa koa aza ; tsy dia mety satria misy resaka poleta !! MDR !!!!!!!!!!!

    Aza misy tezitra ianareo fa somonga ny ahy !!!

  24. Tena mahafinaritra ê!
    Tsy toa ireo rehetra artifisialy ao anaty HATay & TayGaigyVongany

    Marina fa mahery tokoa raha ny Chorale ao @ io fiangonana io!

    Raha tohizako, nisy fotoana aho nanatrika fanompoam-pivavahana izao notarihin’i pastera Richard Andriamanjato TAO…

  25. Zà rangah tena nalahelo mitsiny tsy nahalala ny fisian’io fotoana io a! nefa moa tena faly ny tenako fa tanteraka soa aman-tsara io fotoana io, zahay mianakavy d mitondra am-bavaka foana an’i DADA sy MAMA ary ny fianakaviany e! Andriamanitry ny fiadanana homba antsika rehetra e! Fiadan’i Jesosy hoaminao sy ny fianakavianao, mampahery anao zahay fa eo an-damosinao lalan-dava, na ino-kidona na inona fampitahorana, aza matahotra ary ny fampianarana azonay d tsotra ihany hoe: « Aza matahotra Minoa fotsiny ihany. »

  26. Hay ve tonga ato ianao ê ?
    Mampatsiahy ny fahiny ireo sary ê ! Andron’i Pasitera Gaston Andriamanantena ( rain’i Rado) ilay nanao batisa ny akama, ary izay nodimbiasan’i Razafintrimo !
    Toa azoko an-tsaina ny ao an-dohan’Ingahy Ravalomanana mahita an’ireo sary ireo !
    Manome hery !!!!

    Raha tany ambany ny RAD, dia teo anoloan’io varavarankely misy écriteau io, ny toeran’ny akama fony zatovo ! Mahita tsara an’ireo ery ampita !! MDR !!

    http://www.mydago.com/wp-content/uploads/2013/04/Fitrotroana-am-bavaka-39.jpg

  27. Bix8,
    Mbola hisy ny manaraka ê ! Olona vitsy aza no nahafantatra, dia jereo ireto olona !

  28. Mba hafahafa koa ity somonganao r’ingahy ! marina an !
    Inona moa no tokony hatezitra amin’izany e ? Regla di ze ihany io ! Mdrrrr

    Minoa ahy ianao rangahy ity fa tsy misy hilàny izany toerana PM izany mihitsy na ny 1 aza a ! Ampy azy ny hezaka fampodiana an’i Dadany ! 😉

    Aoka re e ! Ny @ amin’ny sary aloha dia misaotra nanome voninahitra, fa ny amin’ny resaka fandinihina ara-politika no hezahina mba ho tsara e ! 😉
    Coucou HoAiza !!! 😉

  29. Tsy efa hoe « concours de somonga » ve ê ???? Aza dia raisina 1er degré daholo ity izy ê !

    Eo aza misy milaza fa hoe : Tsy izaho velively izany fa izy !!! MDR !!!

    Sérieux amin’izay !
    Dia mba ahoana ny fahitan-drangahy an’ireto FFKM manoman-javatra amin’ny 18 aprily ireto indray ??? Misy mantsy tonga dia faly, kanefa hita dia hita fa fihetsika entina hanemorana ny fiverenan’ny Filoha indray io ; hihemotra indray ny fanampahan-kevitry ny SADC sy ny CPS, dia mandeha ny fotoana !

    Asa raha mba fantatry ny rehetra hoe, iza no tena ao ambadik’io ???

  30. Coucou dahol

    raha ny oe pm sns: maninona raha atolotra eto izay postulants, « we the people » fidèle à Mydago.com, let us vote – démocratie tsy misy ohatran’izany!

    profil betsaka anie no misongadina eto ê: efa miditra ny faha-dimy taona isika izao…

    I Me Hanitra dia hitako oe gasigasy mora atonina raha te-hiresaka na anontany zavatra
    fa io moa samy manana ny hanitra ho azy, sns

    Raha tadidin’i km: tany @ Topmada nisy nanolotra lisitra membra ao @ governemanta arakaraky ny fahitany ireo forumistes tao

  31. Izay ela nietezana hono lava volo, kanefa na izany aza, izaho efa zokinjokiny ihany ; noho izany tsy ho avelan’ny dokotera !!
    Tsy i DCR akory !!

  32. oe gbd (aiz’izy iny zay?): minisitry ny « agriculture » sa aménagement du territoire moa hihihi

    Izany eo daholo, fa miaiky aho mahita ny vadin’ny filoha Lalao Ravalo – lasa mitombo tarehy amiko noho ilay air positif misoritra eny @ tarehiny!

  33. Tsy azon’ingahy anie ilay hevitr’i Tahiry e ! Miforitra ny 4e sy 5e doigt, fa milaza IZY hoe : « EFA MAHAZATRA MIHITSY IO RY nENY A  » toy ny manondro izy izany. Hitanao ireny olona mampitandrina ireny hoe « Tandremo fa…. » ireny ?

    Tena mahazo 1er kosa i Tahiry raha izaho e MdRRRRR

    Izaho aloha dia izany no fandraisako ny lazain’i Tahiry e ! 🙂 🙂 🙂

    Tsy mba afaka mijery ny TNN aho fa voasakan’ny Anti-virus : nahazo filazana avy@ Anti virus aho mantsy fa TNN hono no nahatonga ny Site « MAMAFISOA » ho voa mafy .
    Sady toa tsy mandeha ilay rohy ???

    Tsy mety vita ny asako fa avelako aloha ianareo ka !!!@ manaraka indray !

  34. Mitombo tarehy koa rehefa Tiana ê ! Anontanio anie i Njara ê !
    I GBD indray mbola variana mihinana rigôlety sy biskoi BN ! Nanadalo tany akaikin-dry zareo aho tamin’ny vakansy ! Izy moa tsy hita intsony !

  35. « La beauté est subjective »

    A-t-on connaissance de son ramose?
    en tout cas il(s) sont tous les deux SI COOL

  36. Ary marina tokoa ve ry reto fa manana vadikely roa i dada, ary efa niterahany roa avy hono! Efa mandeha be manko ny resaka hoe hanambara ampahibemaso izany hono ilay vadikely iray, satria toa tapaka ny fanampiana ireo zanany kely! Mba lalina ity mahazo antsika zanak’i dada ry retony a!

  37. aleo izy hivovo eo e,ho avy ‘lay andro iray nivavahana hatrizay,aiza daholo ny namana ry denise no dia sahy mandeha irery aty an-tany efitra aty a,atsoy daholo ny akama fa tsy mifadanja ny hery e!!!aiza ry AV7 aiza daholo ny foza,atsoy ramaroson alain,atsoy daholo ny besandrinareo mpangalatra ny entan’olona eny analakely eny izay miara-miasa @ kaominina …mivoha daholo,ampy handihizanareo zahay

  38. Njara,
    Ny zava-dehibe aloha dia efa nametraka fanotaniana ianao, ary toy izany hatrany no tokony hanohizana azy fa ny sakasaka ny raviny ahitana ny fotony.
    Voalaohany, dia resaka politika izy ity, ary olona ao anaty ankolafy ireo mifandrafy. ka tsy misy izany « fanafiana  » mivantana izany.
    Manarak’izany, dia tsy milaza zavatra betsaka izany hoe olona mifanaiky mipetraka izany, mba jereo ireo sary marobe eny @ aino aman-jery fa misy olona 3 na 4 avy ao @ ankolafy Ra8 hita @ sary miaraka @ mpanogam-pnajkana foana… tsy izany aza ve no milaza misimisy kokoa toy izao ireo « mpamingana » ao anaty ankolafy iray ?
    Fahatelo, milaza ny maitre Hanitra ianao, tsy mitovy @ fanakianana an’i Mamy Rakotoarivelo ny azy fa ireo no lazaiko anao
    1) Maitra hanitra no tena manilika ao @ ankolafy ao, tsy ho tanisaiko eto intsony ireo voahilika
    2) T@ taona lasa dia niantso an’i me Hanotra ny Jeneraly Raoelina tany am-ponja, fa hoe misy zavatra tiany ho lazaina aminy. Tsy mba namaly akory na kely aza i Mer Hanitra ary tsy mba nanotany akory hoe inona ilay zavatra,
    3) Jereo ny Jeneraly Raeolina sy ireo gadra politika, nefa toa manaiky an’i Rajoelina ireo mpitarika
    4) Ny filoha Ravalomanana dia mazava tsara ny voalzany t@ ilay antso nataony t@ Sabotsy teo sy t@ ilay izy nilaza hoe  » ampiharo ny tondrozotra » talohan’ilay antso farany. Saika mikasika ny mpitarika no tena voalaza t@ izany
    5) Izaho koa dia afakamilaza aminao fa ao @ mpitarika dia misy mitantaraka vilana any @ filoha ary koa manakana ny fifandraisan’ireo Zanak’i Dada mivantana @ filoha

    Farany dia, tsy misy tsy tokony hiarahan’ny Me Hanitra @ Mme Ravalomanana, mety hampiova ny fihetsina aza izany, ary mety koa ho fanadiovany ny sariny. Fa ny miehadinona kosa dia ny hoe ny tena zanak’i Dada rehefa tena manohana ny filoha tokoa ianao dia mahay mifanaraka foana. Aza hadino anefa fa misy foana ireo mpanararaotra ho hitantsika ny tohin’ny tantara fa mbola samy ho eto daholo. ny fahitako azy dia misy ireo mpitarika niova hatr@ izay nahatongavan’ny Mme Ravalomanana izany…

    Azafady ry Bavy Ranavalona a!
    Dia mba ahoana ary ny eritreritrao mikasika ity FIFANKAHAZOAN’i NENY sy Maitre Hanitra ity ?
    Dia ho avelan’i Dada hanakaiky an’i Maitre RAZAFIMANATSOA toy izao VE I nENY? RAHA TOA KA TSY ATOKISANA izy ? Ary tsy izy ihany fa Atoa Mamy RAKOTOARIVELO iNDRINDRA INDRINDRA ?
    MBA VALIO RE E ! 😉
    Ary inona moa no manakana an’i KM sy izay misalasala (Lazalazao ohatra-Michel -Ratsimilaho), ny hamaly io fanontaniana kely dia kely io ?

  39. Fanamarihina: ilay ampahana lahatsoratra farany dia ireo voalazan’i Njara ka no valiako fa tsy ny dia penina-ko akory.

  40. Misaotra anao Lazalazao ary mankasitraka, izaho koa MAHITA TSARA
    ilay fiovan ary efa TSY TAKONA HAFENINA INTSONY , misaotra koa @
    fanazavana fa zavatra ilaina mihintsy mba tsy andeha an-jambany foana. Io no lazaiko hoe:
    vao Neny no tonga dia efa MIVOAKA ny NAFENINA REHETRA????mbola aiza re izany e???
    Amiko efa nisy tetika RATSY tao koa TAPAKA TAMPOKA fa HAY DADA NAHAY NIJERY tsara,
    ary tsara dia tsara ny nahatongavan’i Neny aloha ahita tsara ny ZAVAMISY sy ny TENA SAKANA.

    Beloha
    Ramaroson anie hono ka …….toa hoe……..HAMADIKA PALITAO e?????efa te hiala Foza hono izy?
    efa nilaza hono izy tao @ Ankolafy tao hoe:  » andao hatambatra ny hery » tsy hainao??Tsy mifanome
    tsiny e! tanalahy ny FO, dia efa jilaka ery ary teo @ Magro teo nilaza fa hoe:  » Aza gaga ianareo raha…sns »

  41. Misy hiran’i Njakatiana izay, manao hoe : Aza dia omena tsiny ! Mbola mamy loatra ilay nofy, dia misy ireo mihinia tsy te-hifoha ê ! Revy baona !

    Hevitra paolitika hono no notohanan’ilay Hajo nandritr’izay efa-taona izay, fa tsy olona akory, izany hoe « tsy i domelina » !
    Rehefa tsy lany 1er tour izy, dia hanohana an’iza ?? Lasa lamaody ho an-dramalagasy ity miova hevitra sy namana isaky ny iray minitra ity !
    Tsy misy fitsonjovana ny hoavin’ny firenena na iray aza, fa araky ny voalazan’ny rehetra dia fitadian-tseza no mahamaika, sy hitondra any amin’ny afo be indray andro any !
    Averina foana : Mpamosavy mandeha alina aza hoy ny ntaolo, misy mahita foana !

    Izany eo ihany ry zareo, fa io fifidianana io aloha, dia tsy hisy angamba !

    Ô r’Ingahy Solo Razafy ô, mba ataovy aza fady izay tsy hitondran’ny rivotra an’io post-ko io ê ! Nisy iray napetrako omaly, raha namaly an’ilay foza denizy ny tenako, toa tsy hitako intsony ??

    Leo ny maka sary an’izay soratako aho, satria mba alaiko sary mantsy ny ahy, mba ho hitan’ny taranako indray andro any ! Tiako mba ho hitany izany hoe, dadabe, olona tia tanindrazana tena mba nitolona izany !
    Mba tsy ho menatra ry zareo ; tsy toa ireto taranam-poza !

  42. Anjaran’ny tsirairay no mitsars

    info orange.mg

    12h00 – TGV : Le congrès national du TGV qui se tient depuis ce matin à Andranomena, voit la participation des dignitaires du parti, ainsi que quelques membres des autres mouvances dont Mamy Rakotoarivelo, et surtout, environ 1500 fidèles

  43. Asa indray izay excuses ho aroso amin’ny vahoaka ??? Ny PRM indray ve no lazaina fa naniraka ???
    Frantsa : Na miaraka aza ny Socialiste sy ny PRG na MRC, ny congrès izay ataon’ilay voalohany tsy atrehan’ny sasany mihintsy ! Tsy ny socialiste no hanotrona ny congrès-n’ny UMP na Front national !!
    Amerika : Tsy misy hidiran’ny Démocrates mihintsy izay congrès-n’ny Républicains !!

    Izao tarehan-javatra izao dia tsy azo ekena ! Hinihiana atao ve mba hisarahana aingana, satria sasa-miandry ireo mpamadika hafa ????
    Dia tsy azoko mihintsy ity indray mitoraka ity !!! Ny fandehanana teny Iavoloha tamin’ny voalohan’ny taona ireny mbola azo leferina, fa izao dia tsy hay intsony ny hilazan’azy !!!
    Miandry izay fanazavàna indray izany !

    Efa naroso foana itony resaka itony, dia izao no vokany !

    « Samuel Rakotoarivony, président de la Cour Electorale Spéciale a précisé que seule la Constitution de la IVe République doit servir de référence pour l’organisation des élections. La Communauté internationale ne doit pas outrepasser cette constitution si elle se soucie de la souveraineté malgache, selon toujours le président de la CES ».
    Tananews

    Iza aminareo no afaka mba manome fanazavàna momba an’io ê ? Tsy azoko mihintsy io resaka IVe République io, satria tara na vendrana loatra angamba !
    Manetri-tena aho rahatoa ka izaho no tsy nahazo sy naharaka ny fandehany !

    Ny zavatra fantatro fotsiny dia izao :
    Eo ny aloha ny fisian’ny Accord de Cotonou, sy ny fiatraikany.
    Mbola hiaran’ny sazy ny malagasy amin’izao fotoana ; dikan’izany dia mbola tsy misy governemanta nankatoavin’ny CI tamin’ny andro nanaovana an’iny referendum 2010 iny, na atramin’izao aza. Koa Repoblika faha-efatra inona ity resahana lava ity ?

    Atao indray koa izay tsy haneken’ny CI izay valim-pifidiana hivoaka eo, dia hitarazoka ny krizy, dia hitohy ny fandraisam-bola rehetra,…, fa ny vahoaka manze-la-merda lava izao ??

    http://www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,778488

  44. HAnkona mihintsy aho @ ilay vao2 -nao ry Kintana!!!

    Mijanona eto @ Mydago ry Elas dia izao ny zavamisy a!!

    Tsy maintsy atao daholo koa izay fandranintana fa efa ho maina ny ravina nihinanana e!!
    efa mandrovi-tsihy fa tsy nahomby ny TETI-DRATSY REHETRA, mandamina foana isika
    mbola azy aloha ny laka.
    Tsy maintsy mba miezaka koa izy man-demy dia ampiseho daholo ny hagegena rehetra mba
    hilazana fa manjaka izy e!!tsy dia mitondra soa ho azy ireo koa ny fisian-javatra tato ho ato,
    isika kosa anefa mahatoky ilay olona iray izay hitolomantsika ho an’ny tanindrazantsika eto.

  45. elas,

    1)Mahafinaritra ny mahitanareo ! Mpiangona sa mpisera ?
    2)Ahoana no hatao raha mba te ho namanareo ? Mifandraika amin’ny io fanontaniana ambony io !

    Aiza ho aiza ilay fanontanianao ?

    Amiko aloha, raha mbola mihevitra ny ato amin’ny MyDago, fa tena tolona iarahana atao mba hiverenan’izany hoe Firenena mandroso (tsy mpangataka intsony), tan-dalàna ary indrindra hitondra fahasambarana ho an’ny taranaka sy fara aman-dimby ny ato, dia mbola ato isika.
    Ho diso hevitra ny tompony sy ny mpanentana raha toa ka mihevitra ny atao hoe « ponctuel » izy ity ! Fitiavan-tanindrazana sy finiavana hiaro ny zo-n’ny malagasy no nandraisana anjara hatr’izay ! Tsy dia hiditra lalina, fa ho azon-dry zareo angamba ny zavatra tiako ho lazaina !

    Araky ny valin-teny nataoko tamin’i Alidera A.R., mbola hisy fihaonana indray andro any !

  46. Za koa manantena an’izany fihaonana izany indray andro any.
    Ho tanteraka tokoa anie izany!!!indrindra te ahita ity Kintana basy vava ity ( vazivazy an)
    sao aho mahazo eto,za zao vao FALIFALY BE NAHENO VAO2 fa hay tena noraisin’ny olona TSARA I NENY,
    mahatsiaro sambatra be izany aho, MBOLA MANKASITRAKA an’i Soapeta nampita ilay vao2 tsara. Faly aho eee

  47. F’efa impiry moa aho no manahy oe: mba manao ahoana ary izany ngahy Alidera A. R. izany.

    « Matahotse raho hihaona amine Alidera A. R.
    ndreko efa lasa souple ihan leiry! »

    De-mi-Vazivazy,

    Etsy andaniny: « ny soa fianatse ro mahavokatse »

    ==> Aoka re tsy hipoitra eo @ samy mpitolona mpitaky ny ara-dalàna pro-ra8, fa indrindra eo aminareo monina any ivelany ireo, ny zavatra tsikaritra vao nahita masoandro teto amin’ny nosy ny COUP d’ETAT: VAKY nohon’ny intérêts manokana ny ekipa GTT – pouff de rire GasyTiaTanindrazana tao France….

    Moa ny corruption – dada8 aza nosedraina, aretina sur plateau bleu-blanc-rouge fanalotra MORAMORA nisoaka eny foana

  48. i leiry sao de Pastera Eglise Reformée anie ê!

    dia lasa ny eritreritro hoe: veloma laïcité de l’état raha vao miara-manarina ny firenena i Al & Km

    mba marina moa!!!

    ___

    Tena LOL be koa ilay resaka « Congrès du MDM de Pierrot RAJAONARIVELO »

    Daniel Ramaromisa zany efa Déchet humain
    Lanto Rakotomavo: TayGeigyVongany entin-driaka. Lohandohan’ny nitarika ny TAiN-drORA t@ 2009 – masiso
    Ry Yves-Aimé: be tora-po, hany ka mora voa

  49. Tsy azoko ilay hoe « veloma laïcité » ! Noho ny antony inona ? Tsy ny contraire aza ve ?
    Tsara ny mivavaka sy matahotra an’Andriamanitra, fa raha izao no anontanianao, ary efa voalazako teto foana izany, dia aoka hoy aho tsy ny Fuivavahana no entina atao fitaovana hitolomana !
    Efa-taona nivavaka fa tsy norarahin’ny rehetra ! Asa izay hevitr’Ilay ao Ambony ao ???

    Alidera A.R. karazan’olona toa « sérieux » be, fa tsy pasitera izany kosa ê ! Tsy mi-déconne koa !! MDR !!!

  50. faly aho ary tena faly nahita an’ny Ramatoa Lalao Ravalomanana fa tena hita olona feno fanantenana tsy hita sorotra eny amin’ny tavany akory ny hakiviana izany no tokony alaintsika tahaka , isika tsy mahay afa-tsy ny mifanakivy , ilaina ny mitsikera , fa tsikera mahatsara zavatra fa ny antsika dia miady ho lohany daholo no betsaka tsy mahagaga raha mahazo vahana ny ratsy satria ny mpiaramitolona tsy mifampatoky ka tsy handresy mihitsy isika raha toa izany e! ny ahiahy tsy hivanana hoy ny ntaolo , miteny ho azy izany , rehefa mifampy ahiahy eo dia tsy hiavana mihitsy isika izany e! ka akory atao raha ohatran’izao isika e! tsy tafa satria tsy misy hevitra tapaka fa tsikera no betsaka ny ilaina dia izao isika mifanohana na hevitra , na hery ary aza adino fa ny lohany tsy maintsy misy fa tsy isika rehetra ho lohany daholo, fa misy ny mihira , ny manao tsianjery , ary misy ny mpitehaka , izay tsy lohany mba mpitehaka , ary aza adino fa ny mpitehaka no tena mampandroso ny tolona satria manome hery ny lohany, ka aza kivy e! aleo hifanohana hatrany

  51. Malahelo kosa aho milaza aminao ry Vonifanja fa
    sady tsy hihira no tsy hanao tsianjery koa iza no ho TEHAFANA EO??
    raha vao ilay lohany no matsato dia efa hainao tsara ny tohiny , izy ity tsy azo terena hoe: satria ireo
    no lohany eo dia avela hanao izay daninny kibony , mampalahelo anie fa efa tsy MISY HENATRA NA
    TAHOTRA INTSONY na mba fahatahorana an’Andriamanitra aza SANATRIA fa dia faly miara-miosina
    @ maloto ireo LOHANDOHAn’NY MPITARIKA e!ny TENA LOHANY MIHINTSY AZA e!!ny vahoaka mba
    sasa miandry hoe : AIZA IZAY MBA VOKATRA???TSY MISY FA VAO MAIKA LOZA NO TONGA ARY
    dia tsy menatra ny mamahan-dalitra lava am-bava tsy mila ( bla!bla!!) fa ny SONIA HATAO IHANY !tsy
    efa ampy ve izay sonia vita TSY NAHITAM-BOKATRA IZAY e????????matoa ny olona miteny , mitovy
    fijery eto dia ao ny antony fa aza dia faly manara-drenirano fa sao ho any @ tsy izy no HIAFARANA.
    TSY VAO IZAO ANIE NO NISY ITY RESAKA FAMADIANA ity fa ny ahy fotsiny hoe: MIALÁ REHEFA TSY
    METY AMINAREO ILAY TOERANA fa aza manao fitaovana an’i dada fa TSA METY ! MANDEHANA
    ANY @ FOZA REHEFA ANY NO MAFANA SY BE VOLA FA AVELAO NY TOERANA HO AN’iZAY TENA
    TIA An’i DADA KA TIA FAHAFAHANA! SY TIA TANINDRAZANA! MISY MARO AO @’ IO ANKOLAFY IO
    IHANY FA TSY MANDEHA ALAVITRA,ALEO MBA NY VEHIVAVY INDRAY FA NY LAHILAHY TSSSSSSS

  52. Hihiii latsaka koa aho t@’ilay tsikera hoe:  » toa ny fianakavian’i M Hanitra no
    ho betsaka @’ilay Fikambanana vao2  » Zanak’i dada » vao noforoniny, tonga dia
    any @ Ilay akamany eto ny saiko , hiditra ao koa izany ranamana hihihi!!!
    Efa mazava anie izany fa matoa izy MAMORONA ANTOKO dia HILATSAKA e!!! MAZAVA be!!!
    Aaalefa !!!!
    Kintana ! andao koa mba hamorona lesy dia MILATSAKA ialah a!! tohanana mafy!!!(vazivazy an!)
    Mbola ambanin’ialaha daholo ireo @ lafiny rehetra sady indrindra raha fitiavan-tanindrazana izany
    mbola hilaozanao lavitra be, ahona ???raikitra a???

  53. Matoa miady hevitra sy miresaka dia satria tsy te hanandratsy fa tsy tonga dia kilasiana ho foza daholo izay miresaka, raha fitiavantanindrazana indray , samy mahalala ny am-po tsy milaoka ka izay no tsy hifanilikiliana fa lasa mampalahelo ny Filoha Ravalomanana raha ianao natao hanohina indray no vato misakana satria ireo olona lohan’ny rehetra ireo dia tsy misy nisoratena na iray aza fa izy tenany no nanolotra ireo ka izay no mahatonga ahy miteny, fa tsy hoe izay rehetra tsy mitovy fijery aminao dia foza izany na tsy lasa io, rehefa mba mpitehaka aloha ny anjaranao sy anjarako dia ataoko ampifaliana satria izay no anjara asa omen’ny dada ahy, izay ange ilay teny efa nolazain’ny Filoha Ravalomanana fony izy nitondra e ! hoy izy hoe : raha ny mampandroso an’i Madagasikara hoy izy dia vitako tsara , fa raha ny manova toe-tsaina no tsy efako , ka hatramin’izao mbola tsy miova isika ary tsy mety miova.

  54. CLAP ! CLAP ! CLAP ! Vonifanja !

    !
    Tsy misy foza tonga intsony eto fa ireo ny solotenany manao izay tratrany. 🙂

  55. Aza avadika ny resaka ry ngama rehefa mipoitra tsikelikely ny zavatra efa nampitandremana anareo hatry ny ela â !

    Mba malahelo ny Filoha Ravalomanana ve ireo be marenina ireo ?

    Misy mitady hanao angaredona ny Filoha aza any ho any. Noho izany, dia miangavy an’ireo mpitarika ao anatin’ny mouvements légalistes rehetra, izay rehetra afaka ho any atsimotsimo any, hiaro ny Filoha ary hanome « teny frantsay » an’ireto tsy misy eritreritra ireto ; satria izay angamba no tiany, rehefa tsy azon-dry zareo izany hoe « omena teny gasy » izany !

    Ho an’ireto ambony ireto, mba anontanio hoe iza ilay sahy nanao vali-boraingina tamin’ny zanakin’ilay Jeneraly légaliste, tsy nisy fanazavàna fa tonga dia sahy niteny hoe : « Mitadiava ianareo olon-kafa any hiaro ny rainareo, fa tsy afaka hanao an’izany aho » !!!

    Mbola santionany kely fotsiny izany !

    Avec une petite ou grosse « tétête », les légalistes ne sont pas preneurs dès qu’il s’agit de chat ou chatte de foza !! Cela sent trop la marée, la culotte non lavée depuis des lustres !!! Pas du tout notre genre !!!

    Hiverenako kely ilay teny farany !
    « Raha ny mampandroso an’i Madagasikara hoy izy dia vitako tsara, fa raha manova toe-tsaina no tsy efako » !
    Raha dinihina ny zavatra VOASORATRAO, dia tsy tokony hitondra ny firenena intsony izany ny Filoha, satria ny FOZA TSY HIOVA VELIVELY, noho izany dia tsy ilaina ny fiverenany na eo amin’ny fitondràna na any an-tanindrazany !

    Izaho koa aloha tsy hiova, fa dia hiaro ny fahamarinana, ary ny rariny sy ny hitsiny atramin’ny farany ê !
    KintanaMananDrambo, dit Kaka Meridika par les foza !!

  56. Hitondra soa anie ny Kaonkilavy any Atsimo.
    Hikapa hahita ny tononiny, ary handidy ho sendra ny tena hena matsiro.
    Matoky ny Iraka lasa any, fa ireo no efa tsapa sy hita ho akaiky indrindra an’i Dada.

    Mitehaka mafy mihitsy mahita ny heri-po sy fikirizana entin’ireto iraka ireto, satria matoky ny Malagasy nihoby sy nanotrona azy tamin’ny Fitsidiham-paritany nataony.
    Ny fahadisoana sy miala amin’ny Olombelona, fa na misy hadisoana aza, efa fantatra fa, ny Hahasoa ny Ho avin’ny Firenena no kendrenanreo.

    Ny sisa dia ankinina amin’ny ZANAHARY.
    MAHALEOVA – MAHALASANA – Tompokolahy sy Tompokovavy isany !
    Homba anreo anie ZANAHARY

  57. « Ny fahadisoana TSY MIALA @ olombelona » no tena izy………
    ————————————————————————————–
    Andininy iray ao @ ZABAHARY O TAHIO NY TANINDRAZANAY ity


    Zanahary ô ! Tahio ny Tanindrazanay
    Handroso lanlandava,
    Handry fahizay.

    ENGA ANIE HANJAKA AO
    NY SAINA MAHAY MIRAY
    DIA HO TANY SAMBATRA ILAY MADAGASIKARANAY.

  58. Ny mampalahelo eto indraindray dia efa hita izao fa MAIMBO TOMPOKO!!!!!
    dia mbola hoe: MAIMBO ANGAHA?????raha misy tombotsoanareo manokana any
    ambdika any dia TATAZO fa kitapo latsaka( sanatria ) fa MBA VONJEO RE NY TANINDRAZANA FA POTIKA a!!!!
    Aza mamahan-dalitra lava eto fa efa ampy izao FAHAVOAZANA IZAO TOMPOKO ISANY ô!!!raha misy fitiavanareo
    ilay olona dia efa hitanareo ny TSIKERA MOMBA AZY eto dia HILAZAO IZY hoe :MISY INONA??FA MANINONA???
    izany no fomba azo hitondrana ity tolona RAHA TENA OLONA MANANA FAHADIOVAM-PO SY VONONA NY HIADY HO
    @’ILAY FAHAFAHANA, tsy hisy ho afa-maina eto anie e!!samy ho tsarain’ny tantara daholo.
    VOA MAFY MADAGASIKARA KA MILA VONJY FA TSY OLONA HANAMPY TROTRAKA NO HILAINA TOMPOKO ô!!!
    NY TOMBONY HANDRASAKO NY@’IZANY DIA NY FAHAFAHANA HO AN’i TANINDRAZAKO.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *